ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 132




                                               

Charles Taze Russell

I Charles Taze Russell dia pastora amerikana nandray ampahany taminny fampianarani William Miller. Teraka taminny taona 1852 sy maty taminny taona 1916 i Charles Taze Rusell.

                                               

Karemy

Ny Karemy dia fotoana anaovana fifadian-kanina sy fieken-keloka izay tandremanny Kristiana ka maharitra efapolo andro ho fiomanana aminny Paka. Taminny taonjato faha-4 no nanombohanny Kristiana nanao fifadian-kanina aminny Karemy ka 40 andro no f ...

                                               

Prôtevanjelini Jakoba

Ny Prôtevanjelini Jakoba, izay atao hoe koa Fahaterahani Maria, Fanambarani Jakoba na Evanjelini Jakoba dia soratra apokrifa pseodepigrafika karazanny atao hoe "evanjelinny fahazazana" izay voasoratra teo an-tenantenanny taonjato faha-2 taor. J.K.

                                               

Mpiandry tsara

Ny hoe Mpiandry tsara dia voambolana iantsoan i Jesoa ny tenany. Iray amin ireo teny fito nataon i Jesoa ahitana ny hoe Izaho no izay tsy hita afa-tsy ao amin ny Evanjelin i Joany sady miresaka am-panoharana ny endrika iray ananan ny asa fanatant ...

                                               

Dispensasionalisma

Ny dispensasionalisma na dia foto-pampianarana kristiana evanjelika miorina amin ny fanakarana ny hevitry ny Tantara araka ny Baiboly ka andinihana ny fomba ampiasan Andriamanitra amim-pahefana ny fanjakàny eto amin izao tontolo izao mba hanatrar ...

                                               

Tahirin-kevitra iahvista

Ny tahirin - kevitra iahvista na loharano iahvista, izay hafohezina amin ny litera J, dia iray amin ireo lahatsoratra efatra vinavinaim-pisiana niforonan ny boky dimy voalohany ao amin ny Baiboly, araka ny hevitry ny mpikaroka momba ny Baiboly ta ...

                                               

Bokinny Makabeo

Ny Bokinny Makabeo dia boky maro mikasika ny zava-niseho teo aminny fivavahana jiosy niharanny fanenjehana taminny vanimpotoanny Tempoly Faharoa taminny andronireo mpanjaka seleokida, indrindra i Antiokosy Epifanesy. Ireto avy izy ireo: Boky faha ...

                                               

Bokinny Fitomaniana

Ny Bokin’ny Fitomaniana dia boky hita ao amin’ny Tanakh sy ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly kristiana. Tonon-kiram-pisaonana lava narafitra amin’ny fomba kanto no ao anatiny, izay mamisavisa ny fahoriana lehibe vokatry ny fahirano, ny fand ...

                                               

International Standard Name Identifier

Mandroso eo ambaninireo famantaranny ny Fikambanana Iraisam-pirenena ho anny Penitra toy ny Volavolan-Fenitra Iraisam-pirenena 27729. Ny fitsipika manan-kery nivoaka taminny 15 Martsa 2012. Ny ISO komity teknika 46, da 9 dia tomponandraikitra ami ...

                                               

Domitiano

Domitiano dia mizaka ny zom-pireneni Italia teraka ny 24 Oktobra 51 tao Roma ary maty ny 18 Septambra 96 tao Roma. Eperorani Roma izy. Araka ny lovantsofina dia nanenika mafy ny Kristiana izy. Atao hoe Titus Flavius Caesar Domitianus Augustus izy ...

                                               

Tenim-pinoana

Ny tenim - pinoana na teny finoana na dôgma dia petra-kevitra tsy azo iverenana hamboarina indray momba ny foto-pampianaram-pinoana izay ambara fa fahamarinana tsy azo ovana momba ny finoana. Ao aminny fivavahana kristiana, ny tenim-pinoana dia m ...

                                               

Jodasy

Ny anarana hoe Jodasy dia anarana be mpitondra. Ao amin ny Baiboly sy ao amin ny lovantsofina kristiana dia maro ny olona mitondra io anarana io. Joda Tadeo na Jodasy Tadeo Jodasy Makabeo Jodasy Iskariota Joda Zelota na Jodasy Zelota izay atao ho ...

                                               

Lioka

I Lioka dia ilay olona ataonny lovantsofina kristiana fa nanoratra ny Evanjely mitondra ny anarany. Mpitsabo no asany. Izy koa no heverina ho nanoratra ny Asanny Apostoly sady namana akaikini Paoly Apostoly. Tsy isanireo Apostoly roa ambinny folo ...

                                               

Joela

I Joela na Joely na Jôely dia iray mpaminani Israely izay resahina ao aminny Baiboly. Nonina tao aminny fokoni Joda izy ka mety ho isanio foko io. Jiosy velona taorianny Fahababoana tany Babilona izy ka mety isanireo mpisorona jiosy sady tao amin ...

                                               

Samoela

I Samoela dia sady mpaminany no mpitsara. Izy no farany aminireo mpitsara tao Israely nandimby ani Ely. Ny lovantsofina dia milaza fa izy no nanoratra ny Boky voalohany sy faharoani Samoela niaraka amini Gada sy i Natana. Niala aminny maha mpitsa ...

                                               

Fokoni Isakara

Ny fokoni Isakara dia iray aminireo foko roa ambinny foloni Israely. Araka ny lovantsofina jiosy dia mpandalina ny fivavahana sady nahomby taminny fampianarana ny finoana ny fokoni Isakara. Nifameno ny fokoni Isakara sy ny ani Zebolona satria ny ...

                                               

Josoa

I Josoa na Josoe na Jôsoe dia ilay lehilahy nanampy an i Mosesy tamin ny fitarihana ny Zanak i Israely avy any Ejipta hankany amin ny tany Kanaana sady lasa mpitarika an io vahoaka io taorian ny nahafatesan i Mosesy. Izy no ataon ny lovantsofina ...

                                               

Masorah

Ny masorah na masora dia ny lovantsofina hebreo momba ny endrika sy ny fanononana marina ny lahatsoratry ny Baiboly hebreo sy ireo fanamarihana maro samy hafa antsisi-takila samihafa. Izany asa izany dia niandraiketanireo manampahaizana jiosy ata ...

                                               

Kabala

Ny kabala dia firehana mistika sy filozofika jiosy izay aminny ankapobeny tsy natao ho anny be sy ny maro fa miafina. Ny teny hoe kabala dia midika hoe "lovantsofina", izay manondro ny mistisisma jiosy aminny endriny rehetra, ka ny teozofia miafi ...

                                               

Zakaria (raini Joany)

I Zakaria dia mpisorona raini Joany Batista sady vadini Elizabeta, araka ny lovatsofina kristiana, mitovy aminizany koa ny lovantsofinny fivavahana mandeana sy silamo. Ahitana firesahana ny amini Zakaria ny ao aminny Evanjelini Lioka sy ao aminny ...

                                               

Nahoma

I Nahoma dia mpaminany voalaza ao aminny Baiboly. Tanàna atao hoe Alkosy no fonenany nefa tsy tena fantatra mazava ny misy azy io fa mety ho tany avaratri Galilea. Taloha kelin’ny nandravana an’i Ninive no niasani Nahoma aminny maha mpaminany azy ...

                                               

Elisa

I Elisa na Elisea dia mpaminany resahina ao aminny Testamenta Taloha, indrindra ao aminny Boky faharoanny Mpanjaka. Avy aminny teny hebreo hoe אלישע / Elisha izay azo adika hoe "Nanampy Andriamanitra" ny anarany. Taminny fotoana nampisy korontana ...

                                               

Gada (mpaminany)

I Gada dia mpaminanini Israely resahina ao aminny Baiboly. Sahala amini Natàna dia mpaminany nanolo-tsaina ani Davida i Gada, sady lazainny lovantsofina jiosy fa nanandray anjara niaraka amini Samoela taminny fanoratana ireo Bokini Samoela.

                                               

Evanjely armeniananny Fahazazana

Ny Evanjely armeniananny Fahazazana dia evanjely apokrifa voasoratra taty aoriana lavitra, izay voasoratra tsy talohan ny taonjato faha-6, izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahazazan i Jesoa. Ahitana lovantsofina itambarany amin ny Protevanjel ...

                                               

Daniela

I Daniela na Daniely dia olona resahina ao aminny Baiboly izay isanireo mpaminany israelita malaza eo aminny fivavahana jiosy sy kristiana. Iray aminireo zatovolahy hebreo efatra avy ao amin’ny Fanjakan’i Joda ka lasa babo tany Babilonia tamin’ny ...

                                               

Diogo Cão

I Diogo Cão na Diego Cam dia mpitety tany pôrtogey izay nandeha indroa nanaraka ny morontsiraka atlantikan i Afrika tamin ny taonjato faha-15. Teraka tamin ny taona 1450 izy ary maty tamin ny taona 1486. Araka ny lovantsofina dia teraka tao Vila ...

                                               

Obadia

I Obadia na Abdiasa dia mpaminanini Israely voaresaka ao aminny Baiboly. Niaro ny ainireo mpaminany hafa miisa 100 izay nenjehinny mpanjakavavy Jezebela izy ary naminany ny handravana ani Edoma. Taminny andron-dry Jeremia angamba no fotoana nahav ...

                                               

Timôte

I Timôte na Timoty dia mpianatr i Paoly avy any Tarsisy sy mpanaraka azy mandeha. Araka ny lovantsofina dia notendren i Paoly ho evekan i Efeso izy. Teraka tao Listra ao akaikin i Kônia ao Torkia tao amin ny faritr i Likaônia i Timôte. Grika ray ...

                                               

Zakaria mpaminany

I Zakaria dia mpaminany fahiraika ambinny folo aminireo mpaminany madinika 12 ao aminny Baiboly. Atao hoe זְכַרְיָה / Zekharyah izy aminny teny hebreo izay midika hoe "Nahatsiaro i Iah". Ny fanamboarana ny Tempoly faharoa no tena nanahirana an’i ...

                                               

Joany Antidahy

I Joany Antidahy na Jaona Loholona na Jaona Presbitera dia lehilahy resahini Papiasy sy i Eosebiosy avy any Kaisaria izay nanangana ny fiangonani Efeso. I Eosebiosy, izay nanaraka ny voalazanny lovantsofina tranainy, dia manavaka olona roa samy a ...

                                               

Filemona avy any Kolosia

I Filemona dia lehilahy mpanankarena tao Kolosia, mpikambana tao aminny fiangonana tao an-toerana naorini Paoly, resahina ao aminny Epistily ho ani Filemona nosoratani Paoly ho azy indrindra raha tao am-pigadrana tany Roma i Paoly. Niangavy ani F ...

                                               

Iblisy

I Iblisy dia ny Devoly ao amin ny fivavahana silamo. Atao hoe إبليس / Iblis izy amin ny teny arabo. Ao amin ny famoronana an i Adama sy ny nampiankohofan Andriamanitra azy eo anatrehan i Adama no iresahana azy misimisy kokoa. Nanda tsy hiankohoka ...

                                               

Antikristy

Ny Antikristy dia zavatra na olona resahina ao amin ny eskatôlôjia kristiana sy silamo, nefa tsy mitovy ny fiheveran ireo fivavahana roa ireo izany. Ao amin ireo Epistilin i Joany sy ao amin ny Epistily faharoa ho an ny Tesalôniana no iresahana i ...

                                               

Mpaminany

Ny mpaminany dia olona manana fahafahana hamantatra ny zava-kitranga aminny hoavy aminny alalanny tsindrimandry ka manambara izany mialoha aminny alalanny teniny mivantana na ny soratra ataony. Ao aminny Baiboly dia tsy ny fahalalana ny hoavy fot ...

                                               

Makabeo

Ny Makabeo dia fianakaviana jiosy nitolona ho anny tanindrazany sady nanana ny maha izy azy taminny taonjato faha-2 sy voalohany tal. J.K. na ara-politika na ara-pivavahana. Atao hoe מכבים / Makabim na מקבים / Makavim izany aminny teny hebreo. Fa ...

                                               

Bokinny Mpanjaka

Ny Bokinny Mpanjaka dia boky ao aminny Tanakh izay isan’ireo bokinny mpaminany mitantara ny fanjakan’i Solomona sy ny nanorenany ny Tempoly voalohany, ny fivakisanny firenena ho fanjakana roa. Asehony tsirairay ny nitondran’ireo mpanjakan’i Isira ...

                                               

Ondry nania ka hita indray

Ny fanoharana ny amin ny Ondry nania ka hita indray" na Ondry very na fanoharana ny amin ny Mpiandry tsara na Mpiandry tsara dia fanoharana tareterinny lovantsofina kristiana ao amin ny Testamenta Vaovao fa nataon i Jesoa. Ao aminny Evanjelin i M ...

                                               

Konsily fahefatra tao Konstantinopoly

Ny Konsily fahefatra tao Konstantinopoly na Konsily fahefatra tao Konstantinopla dia konsily ekiomenika fahavalo teo aminny tantaranny Fiangonana kristiana. Io no konsily nampisaraka ny Fiangonani Roma sy ny Fiangonani Konstantinopoly. Io no kons ...

                                               

Epistily ho anny Hebreo

Ny Epistily ho anny Hebreo na Epistola ho anny Hebrio na Taratasy ho anny Hebrio dia boky hita ao aminny Baiboly, ao aminny Testamenta Vaovao izay isanny atao hoe epistily. Taratasy nalefa ho anny Jiosy kristiana izy io.

                                               

Bokini Ezekiela

Ny Bokin’i Ezekiela dia boky ao amin’ny Tanakh sy ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly kristiana. Milaza fitsarana sy fandrahonana ny Israelita ny faminaniana raha mbola tsy rava ny Fanjakan’i Joda, fa faminaniana ny fanamelohana ireo firenena ...

                                               

Mpaminanini Israely

Ny mpaminanin i Israely dia olona manana fahafahana hamantatra ny zava-kitranga amin ny hoavy amin ny alalan ny tsindrimandry avy amin Andriamanitra, ka manambara izany mialoha amin ny alalan ny teniny mivantana na ny soratra ataony sady mitenena ...

                                               

Bokini Samoela

Ny Bokin’i Samoela dia boky ao amin’ny Baiboly hebreo izay nosarahana roa ao amin’ny Baiboly kristiana ka nahazoana ny Boky voalohany sy ny Boky faharoan’i Samoela. Mitantara ny fanombohan’ny fitondrà-mpanjaka voalohany tao amin’ny Israelita tany ...

                                               

Ora (tanana taminny Andro Taloha)

I Ora, izay atao ankehitriny hoe Tell al-Muqayar, dia iray aminireo tanàna lehibe tranainy tany Mesopotamia taminny Andro Taloha, izay ao Iràka ankehitriny. Tamoronny iray aminny sampanny ony Eofrata no niorenany taminizany fotoana izany sady aka ...

                                               

Sasàna

I Sasàna no mpanorina ny fianakavia-mpanjaka sasanida taminny faramparanny taonjato faha-3n araka ny tantara mifangaro fedrà persana. Tsy mazava ny rohim-pihavananireo Sasanida voalohany ka sarotra ny manatsoaka hevitra raikitra. Araka ny lovants ...

                                               

Neviim

Ny Neviim na Nebiim dia ilazàna ireo boky izay mamorona ny fizaràna faharoa ao amin’ny Baiboly hebreo manomboka eo amin’ny Bokin’i Josoa ka miafara amin’ny Bokin’i Malakia. Ny fizaràna atao hoe Torah no eo alohany fa ny fizaràna atao hoe Ketuvim ...

                                               

Bokini Baroka

Ny Bokini Baroka dia boky ao aminny Testamenta Talohanny Baiboly katolika sy ny Baiboly ortodoksa. Misy faminaniana navoaka tao Babilona ny ao aminio boky io izay ahitana fahaiza-mandaha-teny. Ahitana fandinihana ny aminny teolojia sy ny tantaran ...

                                               

Fokoni Robena

I Robena na Reobena hebreo: ראובן / Reʾuben na Reʾuven dia zanaki Jakoba voalohany tamini Lea araka ny tantara ao aminny Bokinny Genesisy. I Robena ilay niangavy ireo rahalahiny mba tsy hamono ani Josefa. Na dia lahimatoa aza i Robena dia tsy izy ...

                                               

Baroka

I Baroka na Baroka zanaki Neria dia Israelita tao aminny fokoni Joda, mpianatra sy mpanoratra sady namana mpanaraka ani Jeremia. Nipoitra tamina fianakaviana malaza izy. Izy no ataonny lovantsofina ho nanoratra ny Bokini Baroka. Ny anarany aminny ...

                                               

Safodrano

Ny Safodrano dia loza nitranga, araka ny fedra sy angano, nahasafotry ny rano ny Tany manontolo ka nahafaty saika ny zava-mananaina rehetra. Tantaraina anaty bokim-pivavahana sy tahirim-pedranny firenena maro eto an-tany izany. Aminny ankapobeny ...

                                               

Tahirin-kevitra elôhista

Ny tahirin - kevitra elôhista na loharano elôhista, izay hafohezina amin ny litera E, dia iray amin ireo lahatsoratra efatra vinavinaim-pisiana niforonan ny boky dimy voalohany ao amin ny Baiboly, araka ny hevitry ny mpikaroka momba ny Baiboly ta ...