ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 136




                                               

Andro farany

Ny Andro farany na ny Faranandro dia ny fahataperanizao tontolo izao na ny olombelona eto aminizao tontolo izao. Ny Andro farany dia tsy afa-misaraka aminny fiheverana ny tontolo vaovao izay inoana efa vonona hisolo ny tontolo taloha. Ampahany ir ...

                                               

Manāt

I Manāt dia iray aminireo andriamanibavy telo zanaky ny andriamanitra Hubal nivavahan ny Arabo tao Maka. Ireo andriamanibavy roa sisa dia i Al-‘Uzzá sy i Al-Lāt. I Manāt no andriamanitry ny vintana, izay nanana sarivongana tao akaikini al-Mushall ...

                                               

Jostinosy Martiry

I Jostinosy Martiry na Jostinosy Martira na Jostinosy avy any Napolisy dia mpanoratra mpiaro ny fivavahana kristiana sady filozofa teraka taminny taonjato faha-2 sy maty martira taminny taona 165 tao Roma. Maro ny boky nosoratany taminny teny gri ...

                                               

Sikisma

Ny sikisma dia fivavahana amin Andriamanitra tokana naorin ny Goró Nanak tao amin ny tapany avaratr i India tamin ny taonjato faha-15. Mônôteista ny fivavahana sika. Mino Andriamanitra tokana Faratampony ny mpino ao aminy, ka izany Andriamanitra ...

                                               

Andriamanitra Ray

Andriamanitra Ray no iantsoana anAndriamanitra ao aminny fivavahana maro, indrindra ao aminny fivavahana kristiana. Ao aminny jodaisma dia nampianatra ny toetri Iahveh aminny maha Ray azy noho izy namorona izao rehetra izao, noho ny fitaizana nom ...

                                               

Vavaka

Ny vavaka dia sady fifandraisan ny olona amin Andriamanitra sy ny teny tononina enti-manatanteraka izany. Ny vavaka dia mety hataonolon-tokana na mety iarahanolona maro manatanteraka, mety ny fombam-pivavahana no mandidy izany na mety ho tonga ho ...

                                               

Al-‘Uzzá

I Al-‘Uzzá dia iray aminireo andriamanibavy telo zanaky ny andriamanitra Hubal nivavahan ny Arabo tao Maka. Midika hoe "ny mahery indrindra" na "ny hery" izany anarana izany. Ireo andriamanibavy roa sisa dia i Al-Lāt sy i Manāt. I Al-‘Uzzá dia an ...

                                               

Tontolonny fanahy

Ny tontolonny fanahy dia tontolo onenanny fanahy. Miovaova ny fiheverana ny tontolonny fanahy sy ny zavatra tondroinny teny hoe tontolonny fanahy, arakaraka ny kolontsaina sy ny fivavahana. Ao, ohatra: ny Goinea, aminny fivavahana vôdo; ny Daosôs ...

                                               

Fibebahana

Amin ny fiteny ao amin ny Testamenta Vaovao, ny teny grika, dia ny teny hoe metanoia, izay midika fiovan ny fisainana anaty sy ny fihetsika ety ivelany, no nadika hoe fibebahana. Ao amin ny Testamenta Vaovao dia antsoin i Joany mpanao batisa ny o ...

                                               

Atôna

I Atôna dia andriamanitri Egipta taminny Andro Taloha. Fantatra indrindra aminny maha andriamanitra tsy naharitra azy ao aminny angom-pedrà egiptiana izy nandritra ny fanapahani Amenôtepa IV izay niova anarana hoe Akenatôna. Ny fiandohany dia tra ...

                                               

Teofania

Ny teofania dia fisehoanny andriamanitra na fisehoanAndriamanitra izay matetika isehoanny fanambaràna ny hafatry ny andriamanitra na ny hafatrAndriamanitra aminny olombelona na fampitandremana. Ny teny hoe teofania dia avy aminny teny grika hoe θ ...

                                               

Fiaviana fanindroany

Ny Fiaviana fanindroany na Fiaviana faharoa na Advento faharoa na Parosia dia finoana kristiana sy silamo momba ny fiverenani Jesosy Kristy aminny hoavy na efa taminny lasa taorianny niakarany any an-danitra 2000 taona lasa eo ho eo izay. Izany f ...

                                               

Famonjena

Ny famonjena dia ny fiarovana na fanafahana na fanavotana ny fanahin ny olombelona amin ny fahotana sy amin ny vokatr izany mba hahafahany ho velona mandrakizay fa tsy hovoaheloka mandrakizay. Ny famonjena dia heverina fa vokatry ny fahasoavan An ...

                                               

Allah

Allah no anaran ny Andriamanitra tokana ao amin ny finoana silamo. Amin ny Silamo dia i Allah no mpahary izao rehetra izao, ka maro ny teny amaritan ny boky Korany ny toetrany, toy ny hoe "mahery", "mahay", "be indra fo", sns. Anarana miisa 99 no ...

                                               

Mpampiana-dalàna

Ny mpampiana-dalàna na mpanoradalana dia vondronolonkendry niasa nandritra ny vanimpotoanny Tempoly Faharoa. Ny vanimpotoana niasany dia mety nandritra ny anny Fivoriam-be izay niantomboka taminny androni Ezra na Esdrasa, izay sady lohanny mpanor ...

                                               

Antiokosy IV Epifanesy

I Antiokosy IV Epifanesy dia mpanjaka seleokidani Siria taminny taona 175 tal. J.K. hatraminny taona 163 tal. J.K. Teraka taminny taona 215 tal. J.K. izy ary maty taminny taona 163 tal. J.K. I Antiokosy III Megasy no rainy. I Laodike IV anabaviny ...

                                               

Tsy feteza-maty

Ny t sy feteza-maty na tsy fahafatesana dia ny fahavelomana tsy manam-petran ny fanahinolombelona aorian ny fahafatesan ny vatany. Izany dia endriky ny fiainana izay tsy azon ny fahafatesana, atao hoe fiainana aorianny fahafatesana ara-batana na ...

                                               

Sabata

Ny Sabata dia ilay andro fitsaharana na fialan-tsasatra isan-kerinandro ao aminny fivavahana izay mandray ny Testamenta Taloha na ny Torah, izany fotoana izany dia manomboka aminny Zoma hariva hatraminny Asabotsy hariva. Avy aminny teny hebreo ho ...

                                               

Fanomboana ani Jesoa

Ny fanomboana ani Jesoa taminny hazo fijaliana, araka ny Testamenta Vaovao ao aminny Baiboly kristiana, dia endriky ny fanamelohana ani Jesoa izay nofantsihina mihantona aminny hazo fijaliana, vokatry ny fitsarana nataoni Pontio Pilato azy noho n ...

                                               

Teôkrasia

Ny teôkrasia dia fitondram-panjakana mahazo fahefana avy amin ny andriamanitra na amin Andriamanitra. Amin izany dia Andriamanitra tenany na ilay/ireo andriamanitra, na ny fahatongavany ho nofo, na ny solontenany, na ny mpitondra fivavahana no to ...

                                               

Mpisorona jiosy

Ny mpisorona dia mpitondra fivavahana ao aminny fivavahanny Israelita fahiny sy ny Jiosy izay natokana hanatanteraka ny fanompoana ao aminny Tempoly ka olona nofidina avy aminny fokoni Levy taranaki Aarona izy ireo raha hatao mpisoronabe fa avy a ...

                                               

Karijisma

Ny karijisma dia sampanny finoana silamo teraka taminny fanelanelanana natao tamini Ali sy i Muawiya raha avy niady tao Siffin izy ireo taminny taona 657. Izy no sampana fahatelonny fivavahana silamo, manampy ny sonisma sy ny shiisma. Atao hoe Ka ...

                                               

Monolatria

Ny monolatria na monolatrisma dia endriky ny politeisma izay tsy anompoana afa-tsy andriamanitra iray aminireo maro sady manilika ny andriamanitra maro hafa. Avy aminny teny grika hoe μόνος / monos sy λατρεία / latreia io teny io. Tsy mitovy amin ...

                                               

Mazandarany (vahoaka)

Ny Mazandarany na Mazendarany izay atao hoe Tabary na Mazany koa, dia vahoaka iraniana monina ao amin ny faritr i Kaspiana any Iràna. Atao hoe مازرونیون / Mazanderani na طبریون / Mazanderani na تپورون‎ / Tabari izy ireo amin ny fiteny mazandarany ...

                                               

Hesvana (volana hebreo)

Ny Hesvana na Kesvana na Marhesvana na Markesvana dia volana fahavalo ao aminny tetiandro litorjika hebreo fa volana faharoa kosa ivelanny fivavahana. Aminny teny hebreo dia atao hoe מַרְחֶשְׁוָן / Marheshwān na חֶשְׁוָן / Heshwān io volana io. I ...

                                               

Yom Kippur

Ny Yom Kippur dia andro anaovana fifadian-kanina sy vavaka be ao aminny fivavahana jiosy izay tanterahina aminny 10nny volana Tishri.

                                               

Sôteriôlôjia

Ny sôteriôlôjia dia sampanny teôlôjia izay andalinana ny aminny famonjena. Ny soteriolojia dia teolojianny famonjena. Tsy ny Kristianisma ihany no azo anaovana soteriolojia fa ireo fivavahana hafa koa izay ahitana ny firesahana ny aminny famonjen ...

                                               

Teolojia liberaly

Ny kristianisma liberaly, izay antsoina koa hoe teolojia liberaly dia firehana ara-pivavahana kristiana izay maneho fiheverana avy aminny Baiboly sy ivelanny Baiboly, nanomboka nisy taminny taonjato faha-18. Vokatry ny fiheverana ara-pilozofia sy ...

                                               

Mônôtelisma

Ny mônôtelisma na mônôteletisma dia firehana tao aminny fivavahana kristiana tany aloha izay nampianatra fa tokana ihany ny sitraponi Jesosy Kristy, dia ny sitraponAndriamanitra izany, na dia manana natiora roa izy, dia ny natioranolombelona sy n ...

                                               

Adama (Baiboly)

I Adama, araka ny Baiboly, dia ilay olona voalohany noforonin Andriamanitra teto ambonin ny tany. Izy sy ny vadiny atao hoe Eva no nitaranaka ny olombelona rehetra. Noforonina tamin ny alalan ny fotaka i Adama fa i Eva kosa tamin ny taolan-teheza ...

                                               

Jeho

I Jeho dia mpanjakani Israely, zanaki Josafata sy zafikelini Nimsy. Taminny taona 841 hatraminny 814 tal. J.K. no nanjakany ka 28 taona ny faharetanizany. Araka ny Baiboly dia mpitari-tafiky ny mpanjaka Jorama i Jeho. Taminny faharesena tao aminn ...

                                               

Hômeisma

Ny hômeisma dia firehanny fivavahana kristiana taloha izay nampianatra fa mifanahataha-pomba aminny Ray ny Zanaka nefa tsy milaza mazava ny lafiny ifanahafanizy ireo. Nivoatra nanomboka taminny taonjato faha-4 nandritra ny fotoana nisehoanny aria ...

                                               

Anômeisma

Ny anômeisma dia firehanny fivavahana kristiana taloha izay niseho taminny taonjato faha-4 ka ny tena nanohana azy dia i Aetio avy any Antiokia sy i Eonomio. manakaiky ny arianisma ny anômeisma fa lalim-paka kokoa ny arianisma; ny anômeisma kosa ...

                                               

Kristianina

Ny Kristiana na Kristianina dia olona manaraka ny fampianarana sy ny fomba araka ny voalazanny Baiboly indrindra fa ireo Filazantsara na Evanjely, izay milazalaza momba ny fiainanani Jesoa Kristy sy ny fanarahana azy. Ho anny Fiangonana kristiana ...

                                               

Bokini Zefania

Ny Bokini Zefania na Bokini Sôfônia dia boky ao amin’ny Tanakh sy ao amin’ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly kristiana. Io boky io dia mirakitra ny faminanian’i Zefania na Sôfônia. Nieritreritra ny vahoakan’i Joda fa amin’ny andro ho avy dia ...

                                               

Ahaba

I Ahaba na Akaba dia mpanjakani Israely taminny taona 874 hatraminny 853 tal. J.K. Tsy tahaka ireo mpanjakani Israely sy ny mpanjakani Jodà maro izy ao aminn Baiboly fa nanokanany ampahany lehibe, angamba noho ny tsy fifanarahany taminny mpaminan ...

                                               

Faminaniana

Ny faminaniana dia teny na soratra vokatry ny fanilovana azonny olona iray aminny alalanny fanambaràna avy aminAndriamanitra. Ny faminaniana dia mety momba ny lasa na ny ankehitriny na ny hoavy. Raha maminany ny mpaminany dia miteny na manoratra ...

                                               

Salamo faha-151

Ny Salamo faha - 151 dia salamo tsy hita ao Bokinny Salamo araka ny ahafantarana azy ao aminny Baiboly hebreo sy ny Baibolinny ankamaroanny fivavahana kristiana izay ataonny mpanoratra azy ho sora-tanani Davida tenany. Tsy mitondra laharana izy t ...

                                               

Konsily fahatelo tao Konstantinopoly

Ny Konsily fahatelo tao Konstantinopoly na Konsily fahatelo tao Konstantinopla dia konsily ekiomenika fahenina teo aminny tantaranny Fivavahana kristiana, izay natao taminny taona 680 sy 681. Nambara taminio konsily io fa manana sitrapo roa i Kri ...

                                               

Sabeisma

Ny sabeisma dia fivavahana jodeo-kristiana izay tsy dia fantatra loatra raha tsy aminny fomba tsy mivantana taminny alalananny Korany izay miantso ny mpanaraka azy hoe الصابئة‎ / al-Ṣābiʼah "Sabeana". Voatonona intelo ao aminny Korany miaraka ami ...

                                               

Fampijalian-tena

Ny fampijalian-tena dia fanao aminny famolahan-tena hentitra ara-pivavahana izay ampijaliana ny tena, ka ara-batana izany matetika nefa misy koa ny ara-tsaina, mba handrosoana aminny sehatra ara-panahy. Ny hoe fampijalian-tena ara-batana dia fite ...

                                               

Melito avy any Sardisy

I Melito avy any Sardisy dia mpanoratra sy mpiaro ny finoana kristiana taminny antsasany faharoanny taonjato faha-2. Isanny olo-malaza taminny fandaharan-teny iarovana ny finoana kristiana tao ao aminny fiangonana tao Sardisy tany Lidia any Azia ...

                                               

Boky fahateloni Henoka

Ny Boky fahateloni Henoka dia soratra apokaliptikanny jodaisma tranainy. Resahina indrindra ao ny anjely Metatrona, mpanomponny Seza fiandriananAndriamanitra sady mitoetra eo akaikinAndriamanitra. Tsy isanny kanona ny Boky fahateloni Henoka na ho ...

                                               

Jesoa araka ny bahaisma

I Jesoa, araka ny bahaisma, dia fisehoan Andriamanitra. Ny hoe "fisehoan Andriamanitra" dia fiheverana bahay momba ireo mpaminany, izay mpanelanelana eo amin Andriamanitra sy ny olombelona, izay manompo amin ny fampitana hafatra sy ahafaha-mitara ...

                                               

Aleksandro Janeo

I Aleksandro Janeo na Aleksandro Jonatàna dia rahalahini Aristobolo I, mpanjaka taminny taona 103 tal. J.K. ka hatraminny taona 76 tal. J.K. Tonga mpanjaka sy mpisoronabe izy taminny nanambadiany ny vady navelani Aristobola I rahalahiny, dia i Sa ...

                                               

Asabotsy Masina

Ny Asabotsy Masina ao aminny fivavahana kristiana dia andro Asabotsy ao aminny Herinandro Masina, izany hoe ny andro iray alohanny Alahadinny Paska. Tafiditra ao aminny Telo andronny Paska izy. Aminny teny latina dia atao hoe Sabbatum Sanctum ny ...

                                               

Tetiandro iraniana

Ny tetiandro iraniana dia ireo tetiandro nampiasaina nandritra ny taonarivo roa ao Iràna, izay fantatra koa aminny hoe Persia. Atao hoe گاه‌شماری ایرانی‎ / Gāh-Shomāri-ye Irāni) ireo tetiandro ireo aminny teny parsàna. Ny tetiandro iraniana no te ...

                                               

Boky aminny anarani Baroka

Ny Boky aminny anarani Baroka dia bokim-pivavahana mifandray aminny fivavahana kristiana sy jiosy. Misy efatra izy ireo, dia ny Boky fahefatri Baroka. ny Boky fahateloni Baroka ary ny Bokini Baroka izay atao hoe koa Boky voalohani Baroka, ny Boky ...

                                               

Sabakisma

Ny sabakisma dia ny finoana sy ny fanao ara-pivavahan ny Sabaky ao amin ny tany iadiana ao avaratr i Iràka. Ny ankamaroan ny Sabaky dia mihevitra ny tenany ho Miozolmana siita, nefa ny sasany mihevi-tena no Sonita. Na dia izany aza dia tsy sahala ...

                                               

Batisanny mino

Ny batisanny mino dia fanao kristiana iainan ny mpino ny fanavaozam-panahy izay anapahany hevitra mba hatao batisa anatsobohana ny vatana anaty rano aorian ny fanambaràny ny finoany, aorian ny fahateraham-baovao. Isan ireo zavatra amantarana indr ...