ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 139




                                               

Matatià

I Matatià na Matatiasy na Matatiasa dia mpisorona, isanireo atao hoe Kohena, tao Modina ao avaratra andrefani Jerosalema, izay tsy nanaiky ny fampidirana ny kolontsaina grika hifangaro aminny kolontsaina jiosy, na dia nisy aza ny Jiosy sasany nan ...

                                               

Joany Hirkano I

I Joany Hirkano I dia zanaka lahini Simona Makabeo sady mpandimby azy, izay nanapaka teo anelanelanny taona 134 sy 104 tal. J.K. Izy no faralahini Simona izy nandimby azy taminny andraikiny talohanny nitakianireo mpanohitra azy anizany andraikitr ...

                                               

Fitokavana

Ny fitokavana dia ny fiantsoana fanahy toy ny andriamanitra, ny fanahin ny maty, ny angatra, ny demony na devoly, sns, ao anatin ny vavaka mba hanatrehany na hahatongavany na hihainoany, amin ny fangatahan-javatra, izay matetika anononana ny anar ...

                                               

Nabônida

I Nabônida dia mpanjakan ny Empira babilôniana vaovao tamin ny taona 556 hatramin ny 539 tal. J.K. Antsoina hoe Nabonaida koa izy. Governoran i Nebokadnetsara II i Nabônida ka nandimby azy tamin ny seza fiandrianana tao Babilônia tamin ny fahafat ...

                                               

144 000 (isa)

Ny isa 144 000 dia isa manana ny lajany manokana eo aminny fivavahana maro. Ho anny Kristiana dia manana lanja ara-panoharana io isa io. Hita ao aminny Apokalipsini Joany io isa io izay manondro ny isanny olom-boafidy.

                                               

Ebiônita

Ny Ebiônita dia ireo Kristiana Jiosy taminireo taonjato voalohandohany nisianny kristianisma. Aminizy ireo dia i Jesoa no Mesia nefa lavinizy ireo ny maha Andriamanitra azy sy ny fiteraham-birijiny azy sady manamafy izy ireo fa tokony hotandreman ...

                                               

Ifrity

Ny ifrity, efrity na afrity, araka ny finoan ny Miozolmana, dia karazam-panahin-demony. Tsy misy ny filazalazana momba ny toetrany ao amin ireo lahatsoratra kanônikan ny fivavahana silamo dia hita ao amin ny finoam-bahoaka ny filazana azy ho mana ...

                                               

Josia (mpanjakani Jodà)

I Josia na Josiasa dia mpajaka faha-16 tao aminny Fanjakani Jodà nandimby ani Amona. Nanjaka taminny taona 639 hatraminny 609 tal. J.K. nahafaty azy atao Megido taminny ady nifanaovany taminny farao Neko II. Izy no rainny mpajakani Jodà telolahy ...

                                               

Deisma

Ny deisma dia finoana na fampianarana izay miaro ny fanambarana ara-tsaina manohana ny fisian Andriamanitra, manolotra endri-pivavahana mifanaraka amin ny lalànan ny saina; tsy miankina amin ny fivavahana voambara. Ny deisma dia manolotra fomba h ...

                                               

Mônarkianisma

Ny mônarkianisma na mônarsianisma dia vondrom-pampianaram-pinoana kristiana niseho tamin ny taonjato faha-2 sy faha-3 izay mifanohitra amin ny fampianarana ny amin ny Trinite. Ireo fampianarana ireo dia manantitra ny maha tokana an Andriamanitra ...

                                               

Boky fahefatry ny Makabeo

Ny Boky fahefatry ny Makabeo dia boky ao amin’ny Baiboly ortodoksa anny fiangonana any Jeorjia nefa tsy hita ao amin’ny Baiboly hebreo na ny Baiboly katolika sy protestanta izay manasokajy azy ho apokrifa na pseodepigrafa. Mamelabelatra ny lohahe ...

                                               

Bokinny Deoteronomia

Ny Bokinny Deoteronomia, Bokinny Deteronomy na Bokinny Deoterônômy, na Bokinny Dinampihavanana izay hafohezina aminny hoe Deoteronomia na Deteronomy na Deoterônômy na Dinampihavanana, dia boky fahadimy ao aminny Baiboly, ao aminny Testamenta Talo ...

                                               

Ekleziôlôjia

Ny ekleziôlôjia na eklesiôlôjia dia sampanny teôlôjia kristiana izay andalinana ny anjara asanny Fiangonana aminny maha vahoakanAndriamanitra azy eo aminny tantaranny famonjena ny olombelona. Ny ekleziolojia dia fandalinana ny fiandohanny kristia ...

                                               

Finoana

Ny finoana dia fanekena ho marina tsy mila fanamarinana, faharesen-dahatra tsy misy fototra manaraka ny lalànan ny saina, izay ampiharina amin ny zavatra lazan ny olona na vondron olona iray, tsy miankina amin ny zava-misy tsapan ny fitaovam-pand ...

                                               

Fiteny hebreonny Andro Antenantenany

Ny fiteny hebreonny Andro Antenantnany dia endriky ny fiteny hebreo teo anelanelanny taonjato faha-10 hatraminny taonjato faha-20. Nanomboka taminny taonjato faha-10 dia tany ivelani Palestina any am-pielezana no nitohizanny fampiasana ny fiteny ...

                                               

Fikomiana lehibe nataonny Jiosy

Ny Fikomiana lehibe nataonny Jiosy na Fikomiana voalohany nataonny Jiosy dia fikomiana niseho teo anelanelanny taona 66 taor. J.K. sy ny taona 73 taor. J.K. Iray aminireo fikomiana telo nataonny Jiosy tao aminny faritanini Jodea hanoherana ny Emp ...

                                               

Hasideana

Ny Hasidima na Hasideana na Asideana dia ireo Jiosy izay niavaka taminny Jiosy hafa noho ny asa fiantrana nataony sy ny fifikirany mafy taminny jodaisma, nandritra ny vanimpotoananny Tempoly Faharoa, araka ny hita ao aminny Bokinny Makabeo sy ny ...

                                               

Bokini Hagay

Ny Bokin’i Hagay na Bokin’i Akjea dia bokim-paminaniana ao amin’ny Tanakh sy ao amin’ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly kristiana. Isan’reo atao hoe" mpaminany madinika” i Hagay na Akjea. Ny boky dia fitambarana faminaniana efatra izay ampit ...

                                               

Eva

I Eva, araka ny Baiboly, dia ilay vehivavy voalohany noforonin Andriamanitra teto ambonin ny tany. Ny vadiny dia i Adama, ilay lehilahy noforonin Andriamanitra voalohany indrindra. Izy mivady no nitaranaka ny olombelona rehetra. Noforonina tamin ...

                                               

Christopher Carlisle

I Christopher Carlile dia mpitondra fivavahana anglikana. Teraka tamin ny taona 1530 izy, nianatra tao amin ny Clare College University tany Cambridge. Maty tamin ny 2 Aogositra 1588 izy. Nianatra teo ambany fitarihan i Immanuel Tremellius sady v ...

                                               

Fahasoavana (kristianisma)

Ny fahasoavana ao aminny fivavahana kristiana dia ny fanampiana na tombotsoa manokana omen Andriamanitra maimaimpoana ny olombelona mba hamonjena sy hanamasinana azy ka izany dia ny fahafahana amin ny fanamelohana mandrakizay. Ilazana ny famelan- ...

                                               

Laodike IV

I Laodike IV dia andriambavy tao finakavia-mpanjaka nanapaka ani Siria sy ny empira seleokida. Zanaki Antiokosy III Lehibe tamini Laodike III izy. I Kleopatra I, i Ardisy, i Antiokisy III, i Seleokosy IV, i Antiokosy IV no i Antiokosy Zandriny no ...

                                               

Konsily faharoa tao Nikea

Ny Konsily faharoa tao Nikea na Konsily faharoa tao Nisea dia konsily ekiomenika fahafito teo aminny tantaranny Fiangonana kristiana izay natao tao Nikea taminny taona 787. Izany konsily izany dia natao mba hanamelohana ny fanimbana sary masina i ...

                                               

Baiboly samaritana

Ny Baiboly samaritana na Torah samaritana na Pentateoka samaritana dia ny soratra masin ny fivavahana samaritana izay tsy ahitana boky hafa ao amin’ny Baiboly jiosy afa-tsy ny Lalàna na ny Pentateoka. Voasoratra amin ny fiteny hebreo samaritana s ...

                                               

Karl Barth

I Karl Barth dia teolojiana protestanta mizaka ny zom-pireneni Soisa teraka ny 10 Mey 1886 ary maty ny 10 Desambra 1968. Isanireo teolojiana fanta-daza izy, ary heverina fa isanireo mpandinika fanta-daza taminny taonjato faha-20. Ny teolojiany, i ...

                                               

Jan Hus

I Jan Hus dia mpanoratra teraka ny 1 Janoary 1369 ary maty ny 15 Jolay 1415. Mpitoriteny hatramin ny taona 1402 tao amin ny sapelin i Bethléem ao Praga i Jan Hus sady nitoriteny niaraka tamin ny olona hafa koa momba ny fiverenana amin ny Fiangona ...

                                               

Raby

Ny raby dia mpiandraikitra ny fanompoam-pivavahana sady filoha ara-panahy no mpitarika ara-pivavahana ao aminny vondronolona jiosy iray. Taminny voalohany dia anaram-boninahitra nomena ireo mpampianatra ny Lalàna ny teny hoe raby. Isanny notondro ...

                                               

Vavaka dimy fanao isan’ andro (silamo)

Ny vavaka dimy fanao isan’ andro na Salat no andry faharoa ao amin’ ny finoana silamo. Isan’ andro dia tokony manatanteraka ireo vavaka dimy tsy maintsy atao ny mpino. Tsy atao anefa izy ireo raha tsy efa vita ny fombafomba fidiovana. Tsy maintsy ...

                                               

Sofisma (silamo)

Ny sofisma dia fitambaran ireo finoana sy fanao ary fomba fijery mistika sy ezôterika ao amin ny tontolon ny fivavahana silamo nanomboka tamin ny tonjato faha-11. Na dia Sonita ny ankamaroan ny Sofy voalohany dia tsy sampana manokan ny finoana si ...

                                               

Isidoro avy any Sevila

I Isidoro avy any Sevila, na Isidoro fotsiny, dia arseveka tao Sevila any Espaina teo anelanelanny taona 601 sy 636. Teraka tao Kartagena taminny taona 560 izy ary maty tao Sevila taminny 04 Avrily 636. Atao hoe Isidorus Hispalensis izy aminny te ...

                                               

Jesoa araka ny silamo

I Jesoa dia heverin ny fivavahana silamo ho mpaminany sahala amin ny mpaminany Mohamady. ʿĪsā ibn Maryam no anarana iantsoan ny Miozolmana an i Jesoa amin ny teny arabo. Mitantara ny Korany ao amin ny andalana maro ny amin ny fiteraham-birijiny a ...

                                               

Salamo faha-152 hatraminny faha-155

Ny Salamo faha-152 hatraminny 155 dia salamo lazaina fa nosoratan i Davida izay tsy hita ao amin ny Bokin ny Salamo araka ny kanônan ny jodaisma. Hita ao amin ny Baiboly amin ny teny siriaka atao hoe Peshitta ireo salamo ireo, miaraka amin ny sal ...

                                               

Stefana

I Stefana na Md Etiena dia mpitory teny jiosy taminny taonjato voalohany izay heverina taty aoriana fa diakôna na diakra voalohany sady martiry kristiana voalohany. I Stefana dia resahina ao aminny Asanny Apôstôly izay asa soratri Lioka izay boky ...

                                               

Kristianisma nikeana

Ny kristianisma nikeana na kristianisma niseana dia ny firehanny fivavahana kristiana taloha nipoitra avy taminny konsily voalohany tao Nikea na Nisea. Ny kristianisma nikeana dia trinitariana ka mamaritra ny fampianarany aminny fampifanoherana i ...

                                               

Fiekem-pinoana silamo

Ny fiekem-pinoana silamo izay atao hoe Shahâda dia isan ireo andry dimin ny fivavahana silamo. Io no andry voalohany. Ny andry efatra manaraka dia ireo vavaka dimy fanao isan’ andro izay ialohavan’ ny fidiovana manaraka fombafomba, ny fifadiana h ...

                                               

Môrdekay

I Môrdekay na Mârdôkea dia olona resahina ao aminny Bokini Estera, rahalahin-draini Estera na zanaky ny mpirahalahy amin-drainy, zanaki Jairo avy aminny fokoni Benjamina. Atao hoe מָרְדְּכַי / Mordĕkay izy aminny teny hebreo fa Μαρδοχαῖος / Mardo ...

                                               

Fiangonana Protestanta Vaovao eto Madagasikara

Ny Fiangonana Protestanta Vaovao eto Madagasikara izay hafohezina aminny hoe FPVM dia fiangonana protestanta niforona teto Madagasikara vokatry ny tsy fifanarahan-kevitra nisy teo anivonny Fiangonani Jesoa Kristy eto Madagsikara. Taminny taona 20 ...

                                               

Seitana

Ny seitana na saitana, araka ny finoan ny Miozolmana, dia karazana demony. Atao amin ny teny arabo hoe شيطان‎ / shayṭān raha milaza tokana, fa شياطين / shayāṭīn kosa raha milaza maro. Mifandray amin ny teny hoe satana ao amin ny fivavahana kristi ...

                                               

Ôrdônansy (Olomasinny andro farany)

Ao amin ireo fikambanana na fihetsiketsehana nipoitra avy amin ny môrmônisma, ny teny hoe ôrdônansy dia ampiasaina hanondroana ny fanao sy fombafomba masina izay manana heviny ara-panahy sy ara-tandindona/ara-panoharana sady miasa toy ny fitaovan ...

                                               

Testamentani Abrahama

Ny Testamentani Abrahama dia soratra apokrifa na pseodepigrafikanny Testamenta Taloha, izay mety voasoratra taminny taonjato voalohany na faha-2 taoriani J.K. Jiosy no nanoratra azy sady heverina ho isanireo soratra apokaliptika. Na ny fivavahana ...

                                               

Fampiakarana ani Maria

Ny Fampiakarana ani Maria any an-danitra, dia finoana ortodoksa sy katolika izay milaza fa i Maria renini Jesoa dia tsy maty sahala aminny be sy ny maro fa niditra avy hatrany any aminny voninahitr Andriamanitra, ka lazaina koa ho "fiakarana any ...

                                               

Hositisma

Ny hositisma dia fihetsiketsehana ara-piarahamonina sy ara-pivavahana vokatry ny fampianaran i Jan Hus. Io fihetsiketsehana io dia nanohy ny akony teo amin ny fihetsiketsehana ara-pivavahana maro amin izao fotoana izao, dia ny Fiangonana môravian ...

                                               

Sola gratia

Ny andian-teny latina hoe Sola gratia, izay midika hoe "aminny alalanny fahasoavana irery", dia enti-manondro ny ainga fototra kristiana izay milaza fa ny famonjena ny fanahinny olombelona dia aminny alalanny fahasoavana irery ihany, izany hoe am ...

                                               

Sederanny Paska

Ny Sederanny Paska na Sedera dia fombafomba ao aminny fivavahana jiosy mifamatotra aminny hevitra ara-tandindona miaraka aminny fetinny Paska jiosy, izay mikendry ny fampiainana ny mpandray anjara, indrindra ny zaza, ny fahazoana tampoka ny fahaf ...

                                               

Fifohazam-panahy

Ny fifohazam-panahy na fifohazana kristiana na revivalisma dia fihetsiketsehana mahakasika olona maro izay mikendry ny fihavaozana ara-panahy sy ny hamohazana ny finoana matory tsy mitombo ary mandeha am-pahazarana. Ireo fihetsiketsehana ireo dia ...

                                               

Nikea

I Nikea na Nisea dia tanàna niorina taminny taona 300 tal. J.K. any ho tany avaratra andrafani Anatolia na Azia Minora, Torkia ankehitriny. Ny fitondrana helenistika sy bizantina ary otomàna no nifandimby nanjaka tao aminio tanàna io. Ankehitriny ...

                                               

Saraha

I Saraha dia vadini Abrahama izay reny niteraka aminny fomba mahagaga ani Isaka na dia antitra sy momba aza. Saray no anarany talohanny niovany ho Saraha. Anabavy iray ray fa samy hafa reny amini Abrahama izy.

                                               

Tetiandro babiloniana

Ny tetiandro babiloniana na tetiandro mesopotamiana dia tetiandro nampiasaina tao Mesopotamia taminny Andro Taloha izay manara-bolana sy masoandro, sady ahitana volana miisa 12 mitovy faharetana aminny tsingerim-pihodinanny Volana izay manomboka ...

                                               

Apokalipsini Adama

Ny Apokalipsini Adama dia asa soratra apokaliptika isanireo boky hita tao amin ny tahirim-bokini Nag Hammadi ka heverin ny mpikaroka fa nosoratana taminny tamin ny taonjato voalohany na faha-2 taor. J.K. Manaraka ny firehana gnostika setiana io b ...

                                               

Fiekem-pinoani Efezy

Ny Fiekem-pinoani Efezy na Fanekem-pinoani Efesosy, izay atao hoe Fiekem-pinoanny firaisana, dia fanambaràna kristolojika nosoniavini Kiriliosy, patriarkani Akeksandria, sy i Joany, patriarkani Antiokia, taminny taona 433 mba hanambaràny ny fifan ...