ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 151




                                               

Michael Crichton

Michael Crichton dia mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary, talen-koronantsary, mpanao asa soratra, mpanoratra tantara lava, mpanoratra mizaka ny zom-pireneni Etazonia teraka ny 23 Oktobra 1942 tao Chicago ary maty ny 4 Novambra 2008 tao Los ...

                                               

Douglas Adams

Douglas Adams dia mpanoratra senariô, mpanoratra tantara lava mizaka ny zom-pireneni Fanjakana Mitambatra teraka ny 11 Martsa 1952 ary maty ny 11 Mey 2001 tao Santa Barbara, Kalifornia

                                               

Peter Ustinov

Peter Ustinov dia mpilalao aminny horonantsary, mpilalao, mpanao asa soratra, talen-koronantsary, mpanoratra, mpanoratra senariô, mpanoratra tantara tsangana mizaka ny zom-pireneni Fanjakana Mitambatra teraka ny 16 Aprily 1921 ary maty ny 28 Mart ...

                                               

Flavio Josefa

I Flavio Josefa dia mpahay tantara jiosy teraka taminny taona 32 taor. J.K. tao Jerosalema sy maty tao Roma taminny taona 100 taor. J.K. Tonga tao Roma izy ka niaro ny Jiosy nataoni Feliksa sesitany tao taminny taona 66. Niverina tany Jodea izy k ...

                                               

Ahazia (mpanjakani Jodà)

I Ahazia na Okoziasa dia iray aminireo mpanjakani Jodà, zanaki Jorama sy i Atalia, araka ny Baiboly. Nanjaka nandritra ny iray taona izy taminny taonjato faha-9 tal. J.K. Ny Baiboly dia milaza zay ho mpanjaka tsy tia vavaka. Tsy afangaro amini Ah ...

                                               

Kapadokia

I Kapadokia na Kapadosa dia faritra ara-tantara tao Torkia izay hita tao aminny faritra afovoani Anatolia. Taminny taona 1985 ny UNESCO dia nanoratra azy ho isanieo toerana arovana sy vakoka ho anny olombelona. Atao hoe Καππαδοκία / Kappadokia iz ...

                                               

Boky

Ny boky dia zavatra azo tsapain-tanana mitahiry ny fampahalalana aminny alalanny pejy taratasy voaprinty nakambana ary nasiana fonony henjana. Ao aminny pejim-boky dia mety ahitana sarisary. Mety firaketana fampahalalana mikasika ny zavatra tokan ...

                                               

Tahirin-kevitra deoterônômista

Ny tahirin - kevitra deoterônômista na loharano deoterônômista, izay hafohezina amin ny litera D, dia mahafaoka ny Bokin ny Deoterônômia manontolo izay niavian ny anarany. Hita ao amin ny Bokin i Josoa sy ny Bokin ny Mpitsara anefa ny fomba fanor ...

                                               

Tiberiada

I Tiberiada na Tiberiasy dia tanàna renivohitri Galilea, ao aminny tapany avaratri Israely. Aminny teny hebreo izy dia atao hoe טבריה / Tverya, aminny teny grika dia atao hoe Τιβεριάς / Tiberias, aminny teny latina dia atao hoe Tiberias, ary amin ...

                                               

Manase

Aminny fiteny hebreo dia soratana hoe מְנַשֶּׁה‬ / Menasheh, aminny fiteny grika dia Μανασσῆς / Manassês na Manassís ary aminny fiteny latin dia Manasses.

                                               

Tilikamboni Babela

Ny Tilikambon i Babela na Tilikambo tao Babela, araka ny Baiboly, dia tilikambo avo dia avo nataon ny olombelona mba hanakarana ny lanitra. Ny fanamboarana an io tilikambo io dia tsy nahafaly an Andriamanitra ka nahatonga azy nanamaro ny fitenin ...

                                               

Antipapa

Ny antipapa dia olona nisahana ny andraikitry ny papa sady nitondra ny anaram-boninahitra heo "papa" nefa ny nahatongavany teo aminio toerana io dia tsy heverinny Fiangonana katôlika ho ara-dalàna. Indraindray dia sarotra ny manavaka ny antipapa ...

                                               

Metôdisma

Ny metôdisma dia firehana prôtestanta, vokatry ny fivakisana avy amin ny Fiangonana anglikana, izay ivondronan ny Fiangonana isan-karazany, nefa samy nahazo fampianarana avy amin ny toritenin i John Wesley tamin ny taonjato faha-18. Amin izao fot ...

                                               

Abia (mpitsara)

I Abia dia zanaka lahy faharoan i Samoela mpaminany araka ny Boky voalohani Samoela sy ny Boky voalohanny Tantara ao aminny Baiboly. Notendren-drainy ho mpitsara tao Berseba izy mirahalahy. Nahatonga ny vahoaka hitaky fametrahana mpanjaka anefa n ...

                                               

Boky Ezra-Nehemia

Ny Boky Ezra-Nehemia dia boky tokana tany aloha izay nanambatra ny Bokini Ezra sy ny Bokini Nehemia. Izany boky izany dia mirakitra ny tantaran’i Israely hatramin’ny andron’i Adama. Tsy nanasaraka ny boky roa ny dikan-teny grikan’ny Baiboly hebre ...

                                               

Estera (ao aminny Baiboly)

I Estera, araka ny Bokini Estera ao aminny Baiboly, dia vehivavy Jiosy izay lasa vadinny mpanjakani Persia, atao hoe Ahasoerosy, sady nanavotra ny Jiosy izay saika ringana araka ny fikasan-dratsini Hamana piraiministra. Niseho tao Persia, ao Sosa ...

                                               

Tantarani Sozana

Ny Tantaran i Sozana na I Sozana sy ireo lahiantitra dia tantaran ny zazavavy atao hoe Sozana, izay narahin ny lahiantitra roa maso tamin izy nandro, sy nasain izy ireo handry amin izy ireo nefa nandà izany, ka nampangain izy roalahy ho mpijangaj ...

                                               

Boaza

I Boaza diai lehilahy resahina ao aminny Baiboly, ao aminny Bokini Rota sy ny Boky voalohanny Tantara, izay zanaki Salmona. Araka ny Evanjelini Matio dia i Rahaba no reniny. Mpanan-karena nanan-tany be tao Betlehema i Boaza zanaki Salmona sy Raha ...

                                               

Ptolemaiosy VIII

I Ptolemaiosy VIII na Ptolemaiosy VIII Evergetesy II Trifona na Ptolemaiosy Fiskona dia mpanjakani Egipta tao aminny dinastia lagida. Niara-nanjaka tamini Ptolemaiosy VI Filometora izy teo anelanelanny taona 170 sy 163 tal. J.K., avy eo lasa mpan ...

                                               

Sôgdianosy

I Sôgdianosy dia mpanjakani Persia akemenida nandritra ny enim-bolana sy sasany na fito volana taminny taona 424 tal. J.K. Atao hoe Sogdyậna izy aminny teny persiana. Zanaki Artakserksesy I sy i Alogina na Alogona, izay tsy vadinny mpanjaka, izy. ...

                                               

Fokoni Manase

Ny fokoni Manase dia vakiny iray aminny fokoni Josefa ka ny faharoa dia ny fokoni Efraima. Isanny fokoni Israely izy. Matetika ao aminny Baiboly dia isaina ho foko iray manokana ny fokoni Manase ka asolo ny ani Josefa. Toy izany koa ny fokoni Efr ...

                                               

Kôngregasiônalisma

Ny kôngregasiônalisma dia rafi-pitantanam-piangonana izay manome fahefana ny mpikambana rehetra ao amin ny fiangonana isan-toerana, izany hoe ny Kristiana rehetra. Izany fomba fitantanana izany dia aorin ny mpankasitraka azy amin izay voalaza ao ...

                                               

Maria (renini Jesoa)

I Maria dia vehivavy avy any Jodea izay voalazanny Baiboly sy boky apokrifa maro hafa koa ary ny Korany fa niteraka ani Jesoa avy any Nazareta. Ny Fiangonana katolika sy ny Fiangonana ortodoksa dia manome toerana lehibe ani Maria izay antsoiny ho ...

                                               

Ptolemaiosy VII

I Ptolemaiosy VII na Ptolemaiosy VII Eopatora na Ptolemaiosy VII Neosy Filopatora dia faraonani Egipta avy aminny fianakaviana lagida, izay nanjaka taminny volana Jolay 145 tal. J.K. hatraminny taona 144 tal. J.K. Taminny faha-13 taonany dia nifa ...

                                               

Fihetsiketsehanny Fanamasinana

Ny Fihetsiketsehanny Fanamasinana na Fikambananny Fanamasinana dia firehanny kristianisma evanjelika avy aminny protestantisma metodista. Miavaka io fihetsiketsehana io noho ny fanomezany lanja ny foto-papianarana ny aminny "fgahatongalafatra kri ...

                                               

Natàna (mpaminany)

I Natàna dia iray aminireo mpaminany tao aminny lapani Davida. Nanakiana ani Davida izy taminny nakani Davida vady ani Batseba vadinilay miaramilany hitita na heteana), dia i Oria, sy ny nanaovany izay hahafaty anity tompom-bady ity. Niteraka kor ...

                                               

Sambofiarani Noa

Ny sambofiarani Noa na sambofiarani Noe, araka ny Baiboly, dia sambo nampanamboarinAndriamanitra ani Noa mba hamonjena ny fianakaviany sy biby mpivady avy aminny karazan-java-mananaina rehetra eto an-tany mba tsy ho ripaky ny safodrano izay naner ...

                                               

I Bela sy ilay Dragona

I Bela sy ilay Dragona na i Bela sy ilay Bibilava dia tantara ao amin ny Bokin i Daniely ao amin ny Baiboly katolika sy ao amin ny Baiboly ortodoksa, izay tsy hita ao amin ny Baiboly hebreo sy ny Baiboly protestanta. Boky iray mahaleo tena, fa ts ...

                                               

Sanedrina

Ny Sinedriona na Sanedrina dia ny antenimiera mpanao lalàna sy fitsarana tampony teo amini Jiosy izay nivory ao Jerosalema nandritra ny fanjanahan-tany romana sady nanam-pahefana taminny Jiosy tdao Palestina sy tany am-pielezana. Voalaza ao aminn ...

                                               

Batisan-jaza

Ny batisan-jaza na batemin-jaza dia fampianarana kristiana izay ilazana fa tsy maintsy atao batisa na batemy ny zaza, eny fa na dia ny zaza vao teraka aza. Mifanohitra amin ny batisanny mino izay mampianatra ny batisa ho tsy tokony hatao afa-tsy ...

                                               

Ketora

I Ketora dia vadini Abrahama taorianny nahafatesani Saraha. Nananani Abrahama zanaka enina izy, dia i Zimrana, i Ioksana, i Medana, i Isbaka, ary i Soa. Ireo zanany ireo dia nalefani Abrahama honina any atsinanana hanalavitra ani Isaka. Miovaova ...

                                               

Fokoni Asera

I Asera hebreo: אָשֵׁר / ʾAsher dia zanaka fahavaloni Jakoba. I Zilpa no anaran-dreniny izay mpanompovavini Lea vadini Jakoba. Ireto ny zanaka lahiny: Imna, Isva, Isvy ary Beria. I Sera no zanany vavy Genesisy 46.17.

                                               

Ahia

I Ahia na Ahia avy any Silo dia mpaminany resahina ao aminny Baiboly ao aminny Boky voalohanny Mpanjaka. I Ahia dia isanny fokoni Levy avy any aminny tanàna atao hoe Silo. Taminny andronny mpanjaka Solomona izy no niasa ka taminizany izy dia namp ...

                                               

Artakserksesy II

I Artakserksesy II dia mpajaka persiana tao aminny fianakavia-mpajaka akemenida, izay najaka taminny taona 404 hatraminny taona 358 tal. J.K. Teraka taminny taona 436 tal. J.K. ary maty taminny taona 359 tal. J.K. izy. Izy no nanjaka maharitra in ...

                                               

Parosia

Avy aminny teny grika hoe παρουσία / parousía izay midika hoe "fanatrehana" na "fiaviana" na "famangiana" ny teny nogasina hoe parosia. Nanaporofo i Adolf Deissmann fa tamin ny taonjato faha-3 tal. J.K. no nisehoan izany teny izany mba hilazana n ...

                                               

Jese (raini Davida)

I Jese dia lehilahy voalaza ao aminny Baiboly fa rainny mpajaka Davida. Atao hoe יִשַׁי / Ishai ny anarany aminny teny hebreo. I Jese dia zanaka lahini Obeda zanaki Boaza sy i Rota vehivavy moabita. Ao Betlehema no fonenany izay niompiany ondry m ...

                                               

Artakserksesy

Artakerksesy dia anarana nampitondraina ireo mpajaka lehibe persiana tao aminny fianakavia-mpajaka akemenida. Atao hoe Ἀρταξέρξης, / Artaksérksês io anarana io aminny teny grika, izay avy aminny anarana aminny teny persana tranainy hoe Artaxšacā. ...

                                               

Amaleka

I Amaleka dia lehilahy iray voalazanny Baiboly fa zanaki Elifaza sy zafikelini Esao, araka ny hita ao aminanny Bokinny Tantara. Lohanny fokom-pirenenana edomita atao hoe Amalekita izy. Aminny teny hebreo dia atao hoe עֲמָלֵק / Amalek izy. I Timna ...

                                               

Kristôlôjia

Ny kristôlôjia dia taranja ao aminny teôlôjia dôgmatika kristiana izay mianatra sy mandinika ny aminny persona sy ny fampianarana ary ny asani Jesosy aminny maha Kristy azy, indrindra ny aminny natiorani Jesosy sy ny fifandraisany aminAndriamanit ...

                                               

Ludlul bēl Nēmeqi

Ny Ludlul bel Nemeqi dia asa soratra isanny literatioram-pahendrena tany Atsinanana Akaiky, tany Mesopotamia aminny teny akadiana, izay mirakitra ny fitarainny olona iray avy aminny fianakavianolona babiloniana, izay very sitraka teo anatrehanny ...

                                               

Hirani Debora

Ny Hiran i Debora na Antsan i Debora na Tononkiran i Debora dia tonon-kira hita ao amin ny Bokin ny Mpitsara. Hiram-pandresena izy io, izay nohirain i Debora sy i Baraka noho ny nandresen ny fokon i Israely sasany ireo Kanaanita fahavalony.

                                               

Lakroa

Ny lakroà na vokovoko dia marika ara-pivavahana ampiasana betsaka maneran-tany. Manana endrika be dia be izy, fa ny tena mahazatra ny ankamaroan ny olona amin izao fotoana izao dia ilay ampiasain ny fiangonana Kristianina.

                                               

Alika

Ny alika na amboa dia biby mampinono, mihinana hena. Fiompy ka lazaina fa isanny tena namana akaiky ny olombelona. Antsoina ihany koa hoe amboa. Vovò no filaza ny feony.

                                               

Gōjū-Ryū

Ny Gojuryu Okinawaianina dia voaforoni Miyagi Chojun, teraka tnay Higashimachi, Naha taminy 4 aprily 1888 ; nanomboka nampianatra Nahate izy ; faha mbola voabaiko ny maître Kanryo Higaonna ; taminio fitaona io, efa nianatra Kempo tany Fuzhou i Ka ...

                                               

Quand les étoiles rencontrent la mer

Quand les étoiles rencontrent la mer dia horonantsary malagasy notontosaini Raymond Rajaonarivelo nivoaka taminny taona 1996 ary nilalaovani Jean Rabenjamina, Joseph Ranizafilahy, Rondro Rasoanaivo, Aimée Razafindrafarasoa, Louis Vahandanitra, sy ...

                                               

Krzysztof Zanussi

Krzysztof Pius Zanussi dia mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary, talen-koronantsary, mpanoratra mizaka ny zom-pireneni Polonia teraka ny 17 Jiona 1939 tao Varsôvia

                                               

Andrzej Jakimowski

Andrzej Jakimowski dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary mizaka ny zom-pireneni Polonia teraka ny 17 Aogositra 1963 tao Varsôvia

                                               

Leonard Buczkowski

Leonard Buczkowski dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pireneni Polonia teraka ny 5 Aogositra 1900 tao Varsôvia ary maty ny 19 Febroary 1967

                                               

Maria Kwaśniewska

Maria Jadwiga Kwaśniewska-Maleszewska dia mpilalao basikety mizaka ny zom-pireneni Polonia teraka ny 15 Aogositra 1913 ary maty ny 17 Oktobra 2007 tao Varsôvia

                                               

Czesław Zbierański

Czesław Zbierański dia injeniera mizaka ny zom-pireneni Polonia, Etazonia teraka ny 6 Desambra 1885 tao Varsôvia ary maty ny 31 Mey 1982 tao New York