ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 164




                                               

Fanampinny Bokini Daniela

Ny fanampinny Bokini Daniela na fanampinny Bokini Daniely dia soratra fanampiny hita ao aminny Bokini Daniely ao aminny Baiboly katolika sy ny Baiboly ortodoksa. Ity tovana ity, izay tsy voasoratra tamin’ny fiteny hebreo na arameana fa tamin’ny f ...

                                               

Roimainty

Ny roimainty dia zavamaniry isan-karazany misy tsilo izay anisan ireo ataon ny Malagasy hoe roy, izay mitsinjara amin ny karazan-javamaniry efatra, dia ny Rubus, ny Toddalia, ny Hibiscus ary ny Dichrostachys. Anisan izany ireo atao amin ny anaran ...

                                               

Paoma

Ny paoma dia voankazo fihinana, be nofony malemy, mamy na somary makirana, sady misy ranony, avy amin ny zavamaniry atao amin ny anarana ara-tsiansa hoe Malus.

                                               

Tongolo

Ny tongolobe, izay antsoina koa hoe ny boafidy bombay na ny tongolo mahazatra, dia legioma izay zavamaniry tena be mpampiasa indrindra aminny fototarazo Allium.

                                               

Taratasy

Ny taratasy dia akora nomena endrika takelaka manify namboarina amin ny tsiraky ny zavamaniry mba hametrahana ny soratra, hampiasaina amin ny fanadiovana sy ny fahadiovana, ny fitantavanana, ny fitahirizana, sns.

                                               

Holatra

Ny holatra dia misy mpikambana ao aminny tarika zavamaniry izay ahitana ny zavamiaina bitika toy ny masirsira sy bobongolo, ary koa ny holatra fanta-daza kokoa.

                                               

Taova

Ny taova dia vondrona sela misy fiasa mitovy aminizany. Ny ainny zavamaniry sy ny ainny biby dia miankina aminny taova maro izay miara-monina aminny rafitry ny taova.

                                               

Voaroimainty

Ny voaroimainty dia zavamaniry misy tsilo isan-karazany fa tsy tokana, samy amin ny karazana Rubus. Ireto ny anarana ara-tsiasan ny zavamaniry antsoin ny Malagasy amin ny anarana hoe voaroimainty io: Rubus apetalus sy Rubus myrianthus ary Rubus p ...

                                               

Roibontsy

Ny roibontsy na rohibontsy na robontsy na roinosy dia hazo mirefy 6 hatramin ny 7 m izay manana sampana sy rantsana misy tsilo. Miendrika bola miloko fotsy ny voniny. Mitovy aminny an ny tsaramaso ny voany. Tsy misy afa-tsy eto Madagasikara ity z ...

                                               

Voaroimbazaha

Ny voaroimbazaha dia zavamaniry isan ireo antsoin ny Malagasy hoe voaroy, izay fihinam-boa, ao amin ny fianakavian-javamaniry Rosaceae. Rubis rosoe folius ny anarany ara-tsiansa. Atao amin ny teny malagasy hoe voaroimena na voarointsaka koa izy.

                                               

Voarointsilo

Ny voarointsilo dia zavamaniry anisan ireo antsoin ny Malagasy hoe voaroy, izay manana anarana ara-tsiansa hoe Rubus pauciflorus na Rubus niveus, ao amin ny fianakavian-javamaniry Rosaceae. Antsoina amin ny teny malagasy hoe roimainty na voaroima ...

                                               

Raozy

Ny raozy dia zavamaniry voninkazo maharitra faharetanny karazana Rosa, ao aminny fianakaviana Rosaceae, na ilay voninkazo entiny. Misy karazany 300 mahery sy mpamboly analiny maro.

                                               

Katsentsitra

Ny katsentsitra na kantsentsitra dia zavamanana aina izay mivelona aminny fihinana ny zavamanana aina hafa izay tsy vonoiny fa iraiketany velany na any anatiny na tsidihiny matetika. Ny kantsetsira dia matetika biby nefa mety ho zavamaniry koa. N ...

                                               

Tokantandroka

Ny tokantandroka dia iray aminireo dimy karazany mbola tsy hita ao aminny fianakaviana Rhinocerotidae, ary koa ny karazan-java-maniry maro be ao aminy. Ny roa aminireo zavamaniry mbola mivelona dia teraka tany Afrika, ary ny telo mankany Azia Atsimo.

                                               

Voromailala

Ny voromailala dia fianakaviana vorona. Io irery no fianakaviana ao aminny filaharana Columbiformes. Vorona mailo izy ireo, ary lava hatoka, ary faktiora fohy manify izay ao aminny karazana sasany dia misy ceres nofo. Ny voa sy ny voankazo ary ny ...

                                               

Rointsokina

Ny rointsokina dia zavamaniry isan ireo antsoin ny Malagasy hoe "roy", izay tsy misy afa-tsy eto Madagasikara. Misy mitovitovy karazana aminy any Azia Atsimo sy ny faritra anelanelan ny zana-pehintany atsy Afrika. Barleria prionitis subsp. madaga ...

                                               

Voaroy

Ny voaroy dia zavamaniry misy tsilo isan-karazany fa tsy tokana, izay samy misy voany kely menamena, ka ny ankamaroany dia ao amin ny karazana Rubus. Ao Ireto avy izy ireo: ny voaroibe, ny voaroihazo na hazondandy, ny voarohitsaka na voaroitanala ...

                                               

Roibe

Ny roibe dia zavamaniry, karazana roy misy voniny mitapelaka miloko mavo, ny tahony dia misy tsilony maromaro maranitra, misy tsiratsiraka ny hodiny, mirefy 1 hatramin ny 2 m ny haavony. Kely izy raha maniry amin ny tany karankaina ka atao hoe ro ...

                                               

Faditra

Ny faditra dia zavatra ratsy ahodinny sasany aminny tena na momba ny tononandro ka tokony ho sakanana na esorina aminny alananny fanalana faditra. Ny karazam-borona na ny ondry mazava loha, na ny singa avy aminny zavamaniry na zavatra hafa dia az ...

                                               

Kere

Ny kere na mosary dia tsy fahampian-tsakafo tafahoatra izay maharitra aminny faritra iray manontolo sady mahazo olona maro dia maro fa tsy olona iray na vitsy monja. Karazanantony roa no mahatonga ny kere. Ny voalohany dia ny loza voa-janahary ma ...

                                               

Evanjelinny Ebiônita

Ny Evanjelinny Ebiônita na Filazantsaranny Ebiônita dia anarana iantsoana ny evanjely jodeô-kristiana nampiasainireo atao hoe Ebiônita. Ankehitriny dia very io boky io ka tsy fantatra ny momba azy raha tsy aminny alalanny tonontsiahy ataonireo Ra ...

                                               

Kininina (zavamaniry)

Ny kininina dia hazo afaka maniry avy any Aostralia, izay ahitana karazany miisa mihoata ny 800 tamin ny taona 2000. Izy no mamorona ny ampahany be amin ny ala any amin ny tapany atsimo-atsinanan i Aostralia. Ny anarana ara-tsiansan ny kininina d ...

                                               

Goavy

Ny goavy dia voankazo avy amin ny zavamaniry mitovy anarana aminy izay velona amin ny faritra manana toetanin-janapehintany, fihinana, boribory na miendrika atody na poara, mirefy 3 hatramin ny 10 sm ny savaivony. Manify sady mora rovitra ny hodi ...

                                               

Antrendry (voany)

Ny antrendry dia voankazo avy amin ny zavamaniry mitovy anarana aminy atao amin ny anarana ara-tsiansa hoe Phœnix dactylifera, izay volena manerana izao tontolo izao any amin’ ireo faritra manana toetany mafana sy maina. Ny fitambaran’ ny voan’ n ...

                                               

Paiso (voany)

Ny paiso dia voankazo fihinana, be nofony, mamy, azo avy amin ny zavamaniry mitovy anarana aminy izay atsoina amin ny anarana ara-tsiansa hoe Prunus persica. Voankazo boribory, nofosana sy mamy ary be ranony ny voam-paiso rehefa masaka. Misy vihy ...

                                               

Doalhija

Ny Doalhija dia volana faharoa ambin ny folo ao amin ny tetiandro miozolmana. Ny fanaovana fivahiniana masina any amin ny tanànan i Maka mandritra ny folo andro voaohany no manamarika io volana io. Iray amin ireo volana masina efatra ny Doalhija, ...

                                               

Saoaly

Ny Saoaly dia volana fahafolo ao amin ny tetiandro miozolmana. Ny fankalazana ny fetin ny fahataperan ny fifadian-kanina na Idy amin ny andro voalohany amin io volana io no manamarika azy. Manarakaraka ny volana Ramadany ny volana Saoaly. Amin ny ...

                                               

Doalkida

Ny Doalkida na Doalkada na Dolkada dia volana fahiraika ambin ny folo ao amin ny tetiandro miozolmana. Iray amin ireo volana masina efatra ny Doalkida, ka ny telo hafa dia ny Moharamo sy ny Rajabo ary ny Doalhija. Amin ny teny arabo dia atao hoe ...

                                               

Moharamo

Ny Moharamo dia volana voalohany ao amin ny tetiandro miozolmana ary isan ny volana manan-danja indrindra izy, indrindra ho an ny Silamo siita. izay ahatsiarovana ny fahafatesana maritiorani Ḥusayn ibn ʿAlī sy ny fianakaviany. Iray amin ireo vola ...

                                               

Safary

Finoana silamo Volana ao aminny tetiandro miozolmana: Moharamo arabo: مُحَرَّم / Muḥarram, Safary صفر / Safar, Rabialaoaly ربيع الأوّل / Rabi al Awal, Rabiatany ربيع الثاني / Rabi ath-Thani, Jomadaalaoaly جُمَادَىٰ الْأَوَّل / Jumada al Awwal, Jo ...

                                               

Rajabo

Ny Rajaba na Rajabo no volana fahafito ao amin ny tetiandro miozolmana. Iray amin ny volana masina ny Rajabo, ka ny telo hafa dia ny Moharamo sy ny Doalkida ary ny Doalhija. Ny anaran io volana io amin ny teny arabo dia رجب / Rajab. Ny faha-27 di ...

                                               

Ramadany

Ny Ramadany dia volana fahasivy ao amin ny tetiandro miozolmana na tetiandro silamo. Io ihany ny anaram-bolana hita ao amin ny boky Korany. Ho an ny mpino silamo dia io no volana tsara indrindra satria io no volana ifadian-kanina sady ahitana ila ...

                                               

Sabàny

Volana ao aminny tetiandro miozolmana: Moharamo arabo: مُحَرَّم / Muḥarram, Safary صفر / Safar, Rabialaoaly ربيع الأوّل / Rabi al Awal, Rabiatany ربيع الثاني / Rabi ath-Thani, Jomadaalaoaly جُمَادَىٰ الْأَوَّل / Jumada al Awwal, Jomadaatania جماد ...

                                               

Telovolana

Ny telovolana dia halavam-potoana maharitra volana telo mifanesy. Misy telovolana efatra ao aminny taona iray. Maro ny asa sahanin ny olona izay mampiasa ny telovolana ho venti-potoana ka miteraka ny fitenenana hoe telovolana voalohany, telovolan ...

                                               

Rabialaoaly

Ny Rabialaoaly dia volana faha-3 ao amin ny tetiandro miozolmana. Amin ny teny arabo dia atao hoe ربيع الأول / Rabīʿ al-ʾawwal, izay midika hoe "voalohany amin ny lohataona" io volana io.

                                               

Enimbolana

Ny tenimbolana dia halavam-potoana maharitra volana enina mifanesy. Misy enimbolana roa ny ao aminny taona iray. Maro ny asa sahanin ny olona izay mampiasa ny enimbolana ho venti-potoana ka miteraka ny fitenenana hoe enimbolana voalohany sy enimb ...

                                               

Jomadaatania

Ny Jomadaatany na Jomadaatania na Jomadaalkira dia volana faha-6 ao amin ny tetiandro miozolmana. Amin ny teny arabo dia atao hoe جمادى الثانية / Jumādā aṯ-ṯānya na جمادى الثاني / Jumādā at-tānī na جمادى الآخر / Jumādā al-āḵhir io volana io.

                                               

Fifadian-kanina amin’ ny volana Ramadany

Ny fifadian-kanina, izay atao amin ny teny arabo hoe صَوم / ṣawm dia andry fahefatra ao amin’ ny finoana silamo. Voasoratra ao amin’ ny Korany izany ao amin’ ny Soràta 2.183 izany. Mandritra ny volana Ramadany no tsy maintsy anaovana izany ka ire ...

                                               

Roavolana

Ny roavolana dia halavam-potoana maharitra volana roa mifanesy. Misy roavolana enina ny ao aminny taona iray. Misy ihany ny zavatra sahanin ny olona mampiasa ny roavolana ho venti-potoana.

                                               

Jomadaalaoaly

Ny Jomadaalaoaly na Jomadaalaola dia volana faha-5 ao amin ny tetiandro miozolmana. Amin ny teny arabo dia atao hoe جمادى الأولى / Jumādā al-ʾūlā na جُمَادَىٰ الْأَوَّل / Jumādā ’l-Awwal izy.

                                               

Tu bi-Shevat

Ny Tu bi-Shevat dia fety jiosy ankalazana ny taom-baovaonny hazo izay tanterahina aminny faha-15nny volana Shevat.

                                               

Rabiatany

Ny Rabiatany dia volana faha-4 ao amin ny tetiandro miozolmana. Atao hoe ربيع الثاني / Rabi`a ath-thani izy amin ny teny arabo. Indraindray koa izy io dia atao hoe ربيع الآخر / Rabi` al-akhir.

                                               

Shemini Atseret

Ny Shemini Atseret dia fety jiosy ankalazana ny fanombohanny fotoana irotsahanny rononorana ao Israely. Ankalazaina aminny 22nny volana Tishri izany fety izany.

                                               

Fivahiniana masina (silamo)

Ny fivahiniana masina, izay atao amin ny teny arabo hoe حَجّ / Hadj dia andry fahadimy ao amin’ ny finoana silamo. Ny Hadj no manan-danja indrindra amin’ ireo fivahiniana masina roa mankany Maka. Ny lehilahy sy ny vehivavy miozolmana salama tsara ...

                                               

Taompolo

Ny taompolo na folo taona dia fe-potoana misy taona miisa folo mifanarakaraka. Ny laharany ao anatinny taonjato iray no atao anaranny taompolo iray.

                                               

Porima

Ny Porima dia fety jiosy avy aminny Baiboly sady naorinireo Raby izay ahatsiarovana ny zava-niseho tantaraina ao aminny Bokini Estera, dia tsy inona fa ny fanafahana mahagaga ny Jiosy taminny fandringanana nokononkononini Hamana ilay Agadita tao ...

                                               

Bardià

I Bardià dia mpanjaka lehibe akemenida tao Persia nandritra ny volana vitsy taminny taona 522 tal. J.K. afa-tsy hoe efa nisy namono talohanizany sy efa nisy ny mpisandoka)naka ny toerany ka nitondra ny empira. Zanaki Kirosy Lehibe izy ary zandry ...

                                               

Ora

Ny ora dia ventim-pandrefesam-potoana lehibebe ihany, izay maharitra 60 minitra na 3600 segondra. Misy 24 ora ny ao anatinny andro iray. Ankehitriny dia aminny misasakalina no misy ny ora 0 na 24 ora, ary aminny mitataovovonana no misy ny aminny ...

                                               

Minitra (fotoana)

Ny minitra dia ventim-pandrefesam-potoana mitovy faharetana aminny 60 segondra na 1/60 ora. Izany hoe ny iray minitra dia misy 60 segondra ary ny iray ora dia misy 60 minitra.

                                               

Vimeo

Vimeo dia tranonkalam-pianakaviambe natokana ho an ny fifampizarana sy fijerena videô namboarin ny mpampiasa ilay tranon-kala, izany tranokala izany dia nanomboka nampiasaaina tamin ny volana Novambra 2004. Vimeo dia zanaky ny vondrona amerikana IAC.