ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 184




                                               

IS

Ny fanafohezana teny toetra amam-panahy NO mety manondro: Ao aminny firenena ny Islandy ISO 3166-2 Ao aminny teny Islandey ISO 639-2

                                               

Mpisoronabeni Israely

Ny mpisoronabe dia anaram-boninahitra nentinireo mpisorona tao aminny fivavahaa israeliana fahiny sy ao aminny jodaisma, hatraminny nisandratanny firenena israelita ka hatraminny nadravana ny Tempoly Faharoa tao Jerosalema taminny taona 70 taor. ...

                                               

AL

Ny fanafohezana teny toetra AL dia mety ny manondro: Ny Aluminium Al, ny singa simika. Any Alabama, amerikana-panjakana. Ny.al, top-level domain Albania. Any Albania, balkan firenena.

                                               

Fanavakavahana

Ny fanavakavahana dia rehefa samihafa aminny olona iray ny olona iray hafa. Atao hoe mpanavakavaka ny olona rehefa manavakavaka na manao zavatra ratsy ilay olona noho ny zavatra misy aminilay olona hafa ilay olona iray. Ny Fanambarana iraisam-pir ...

                                               

GR

H fanafohezana teny toetra GR na Gr na gr mety manondro: Ny fanoratana ny rafitra Sinoa dia fiteny romana abidia aminny anaran Gwoyeu Romatzyh. Ao aminny fanjakani Gresy Ao an-tanànani Grisons Γκρισόν, any Soisa. Ny.gr top-level domain firenena f ...

                                               

SMOTIG

Ny SMOTIG na Service de la main doeuvre des travaux publics dintérêt général dia rafitrasa terena nampiharinny governora jeneraly Olivier tao Madagasikara nanomboka taminny taona 1928 hatraminny taona 1945.

                                               

Angovo azo havaozina

Ny Angovo azo havaozina dia loharanonangovo izay fivaozana voajanahary haingana mba ahafahantsika milaza azy ireo ho tsy mety ritra mandritry ny fotoanolombelona. Ny angovo azo havaozina dia tsy toy ny solika satria tsy mamokatra etona maro sy ny ...

                                               

Salamo fahafito

Ny Salamo fahafito na Salamo 7 dia salamo ao aminny Baiboly, ao aminny Bokinny Salamo. Tafiditra ao aminny fizaràna atao hoe "boky voalohany" ity salamo ity.

                                               

Otniela

I Otniela na Hôtniela dia mpitsara israelita. Isanireo atao hoe mpitsara lehibe izy. Otniel Ben Knaz no anarany feno aminny teny hebreo, izay azo gasina hoe Otniela zanaki Kenaza, araka ny Bokinny Mpitsara. Mety hidika hoe "Heriko Andriamanitra" ...

                                               

Jodaisma karaita

Ny jodaisma karaita na karaisma dia firehanny jodaisma miorina aminny Miqra, izany hoe ny Baiboly hebreo sy ny fandavana ny Lalàna am-bava. Mifanohitra aminny jodaisma rabinika izany ny jodaisma karaita. Ny mpikambana ao dia atao hoe Jiosy karait ...

                                               

Hetra

Ny hetra dia vola izay voatery aloanny olona voatery aminny governemanta. Taminny andro fahiny, ny olona avy aminny tanàna na faritra iray dia hanafika ny olona avy aminny fitoerana hafa, ka hahatonga azy ireo ho handoa hetra. Ny hetra dia midika ...

                                               

Salamo fahafolo

Ny Salamo fahafolo na Salamo 10 dia salamo ao aminny Baiboly, ao aminny Bokinny Salamo. Tafiditra ao aminny fizaràna atao hoe "boky voalohany" ity salamo ity.

                                               

Solitany

Ny solitany dia ilo avy any anaty tany: soliky ny tany. Azo arehitra izy ka ampiasaina handrehetana jiro ohatra. Ny solitany no avadika ka hahazoana ny lasantsy mampiodina ny fiarakodia.

                                               

Sokota

Ny Sokota na Fetinny Tebernakely na Fetinny Tranolay dia fety jiosy ahatsiarovana an-kafaliana ny nanampianAndriamanitra ny Zanaki Isiraely taminny nivoahany avy any Egipta, ahatsiarovana ny fivahiniana mandritra ny 40 taona tany an-tany efitra t ...

                                               

Jakoba (patriarka hebreo)

I Jakoba dia lehilahy iray voalaza ao aminny Baiboly fa zanaki Isaka sy rahalahini Esao. Isanireo Patriarka nanao fanekena taminAndriamanitra izy. I Jakoba dia antsoina koa hoe Israely taorianny fitolomany taminny anjelinAndriamanitra ka ireo tar ...

                                               

Melchor du Saint-Esprit

Melchor du Saint-Esprit dia mompera Kristianina, martiry trinitera avy ao Espaina, teraka ny 28 janoary 1899 ary maty 24 septambra 1936. I Melchor del Espíritu Santo no fiantsoana azy aminny teny espaniola.

                                               

Eglizy katôlika rômanina

Ny Eglizy katôlika rômanina na Fiangonana katôlika dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan ilay atao hoe "Fiangonana Lehibe" tany aloha ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teôlôjia, ka ny iray dia ny Fiangonana ôrtôdôksa. Mizara roa ...

                                               

Fokoni Levy

Ny fokoni Levy dia iray aminireo foko roa ambinny foloni Israely. Tsy nahazo anjara tany azy manokana ny fokoni Levy fa niparitaka tamin’ny tanana miisa 48 miaraka amin’ireo foko sisa ao amin’ny Zanak’i Israely.

                                               

Omby

Ny omby dia karazan ny biby mampinono ary biby fiompy izy. Biby lehibe misy tandroka roa ary mety misy trafo iray eo an-tampon-damosiny. Biby manana ny anjara toerany tokoa aminny asa-tany ny omby, ary ankoatra ny henany dia tsy very koa na ny ho ...

                                               

Silasy (Testamenta Vaovao)

I Silasy dia mpikambana tao amin ny fiangonana kristiana voalohany tany Jerosalema, mpikambana tao amin ireo Fitopolo sady mpiara-dia amin i Paoly avy any Tarsisy tamin ireo dia lavitra nataony tany Antiôkia niaraka tamin i Barnabasy sy ny diany ...

                                               

Kaina

I Kaina dia lahimatoanireo olombelona voalohany noforoninAndriamanitra, dia i Adama sy i Eva; mpiasa tany no raharaha nataony. I Abela, izay novonoiny noho ny fialonany, no zandry nanaraka azy. I Kaina, noho izany, no mpamono olona voalohany amin ...

                                               

Seta

I Seta dia olona resahina ao aminny Baiboly izay nateraki Adama sy i Eva, olombelona voalohany noforoninAndriamanitra. Zanaka fahatelo nanaraka ani Kaina sy i Abela izy. Izy no razani Noa izay nitaranaka ny olombelona taorianny safodrano maneran- ...

                                               

Volkano

Ny volkano na volokano na afotroa dia fahavakisan ny sosona ambony amin ny planeta iray, toy ny Tany, izay mamela ny vainga sy ny ranoka mafana, ny lavenona ary ny etona hivoaka avy amin ny toerana misy azy any ambany.

                                               

Elefanta

Ny elefanta dia biby mampinono anny fianakaviana Elephantidae ary ireo biby lehibe indrindra aminny tany. Karazana telo no ekena ankehitriny: ny elefanta afrikanina, ny elefanta afrikanina, ary ny elefanta aziatika.

                                               

Hamoraby

I Hamoraby dia mpanjaka fahenina tao Babilôna, niaina tany amin’ny taonjato faha-18 tal. J.K. izay nanapaka taminny taona 1792 tal. J.K. hatraminny taona 1750 tal. J.K. Teraka taminny taona 1810 izy ary maty taminny taona 1750 tal. J.K. Nandimby ...

                                               

Homo Sapiens

Homo Sapiens dia anarana siantifika ilazana ny karazanolona misy ny olombelona ankehitriny. Tao Afrika no heverinny mpikaroka fa nipoiranny Homo Sapiens, 150 000 hatraminny 300 000 taona tany aloha. Avy ao izy no niely manaran-tany. Ny karandohan ...

                                               

Fokoni Jodà

I Joda hebreo: יְהוּדָה‎ / Yehuda dia zanaka fahefatri Jakoba tamini Lea izy. Izy ilay nandresy lahatra ireo rahalahiny hivarotra ani Josefa taminireo Ismaelita mpividy olona fa tsy hamono azy Gen. 36.26-27; izy no niantoka ny hampodiana ani Benj ...

                                               

Rita Hayworth

Rita Hayworth, teraka ny Endrika:Date de naissance tany Brooklyn, New York, État de New York, Endrika:États-Unis ary maty taminny 1987, dia mpilalao anaty horonantsary.

                                               

Jetro

I Jetro dia lehilahy iray nonina tany aminny taninny Madianita izay nivahiniani Mosesy, raha nandositra avy tany Egipta, sdady lasa rafozany taty aoriana, araka ny Baiboly. Ny Silamo dia manao azy ho mpaminaninny Madianita. Atao hoe יתרו / Yiṯrô, ...

                                               

Jean de Matha

Jean de Matha dia mompera Kristianina, relijiozy trinitera avy ao Frantsa, teraka tany Faucon-de-Barcelonnette ny 23 jona 1154 ary maty 17 desambra 1213.

                                               

Lahatsoratra masôretika

Ny lahatsoratra masôretika na soratra masôretika dia ny lahatsoratry ny Baiboly hebreo nampitainireo Masôrah, vokatry ny asanireo manam-pahaizana jiosy atao hoe Masôreta taminny Andro Taloha sy taminny Andro Antenantenany. Mety tao aminny lahatso ...

                                               

Fokoni Josefa

I Josefa hebreo: יוֹסֵף‬ / Iosef dia zanaki Jakoba sy i Rahely izy. Namidinireo rahalahiny izay nialona azy ho andevo izy nefa lasa manampahefana tany Egipta taty aoriana. Nantsoiny honina any Egipta ireo fianakaviany. Taorianny nahafatesany sy i ...

                                               

Barnabasy

I Barnabasy na Barnabe dia Jiosy na Jody, Levita nonina tany Kipra na Sipra, izay nanana ny anjara toerany lehibe ao amin ny Asan ny Apôstôly, amin ny nitondrany an i Paoly tao amin ireo Apôstôly tao Jerosalema ary taty aoriana nitondrany an i Pa ...

                                               

Randolph Scott

|mpiaraka= |asa=Acteur Producteur |taona niasàna= }} Randolph Scott, teraka ny 23/1/1898}} tany Comté dOrange, États-Unis maty ny 2|3|1987|23/1/1898}}, dia mpilalao anaty horonantsary.

                                               

Rota (Baiboly)

I Rota dia vehivavy resahina ao aminny Baiboly, indrindra ao aminny boky mitondra ny anarany atao hoe Bokini Rota. Vehivavy tsy jiosy aza noho ny fiovam-pinoany ho aminny fivavahananny Jiosy sy ny fanambadiany ny zanakalahini Naomy taminny voaloh ...

                                               

Presbiterianisma

Ny presbiterianisma dia endriky ny prôtestantisma kalvinista izay nivoatra indrindra tao Ekôsy avy eo tao Irlandy Avaratra ary tany Etazonia. Ny fototra ara-teôlôjia dia itoviany amin ny Fiangonana nohavaozina rehetra, nefa nampiasaina manokana n ...

                                               

Skoto

Mpitari-dàlana, mpisafo tany, mpamaky lay. ireo no azo andikana ny teny hoe "Skoto" raha ara-bakiteny. Rehefa miady ny miaramila dia ireo no olona alefa mialoha mba handinika ny toe-java-misy mandrapahatonga any aminny fahavalo. I Baden Powell di ...

                                               

Fokoni Gada

I Gada hebreo: גָּד‬ / Gad dia olona resahina ao aminny Baiboly, zanaka fahafitoni Jakoba sady zanany tamini Zilpa mpanompovavini Lea vadiny izay mbola tsy afa-niteraka. Ireto no zanany lahy: Zifiona, Hagy, Sony, Ezbona, Ery, Arody, aey Arely Gen ...

                                               

Bourvil

|mpiaraka= |asa=Acteur Chanteur Humoriste |taona niasàna= }} Bourvil, teraka ny 27/juillet/1917}} tany Frantsa, Prétot-Vicquemare maty ny 23|septembre|1970|27/juillet/1917}}, dia mpilalao anaty horonantsary.

                                               

Evanjelinny Fahazazana araka ani Tômasy

Ny Evanjelinny Fahazazana araka ani Tômasy dia soratra apôkrifan ireo Kristiana voalohany. Tany amin ny taonjato faha-3 no mety nanombohana nanoratra azy sady nampiasa loharano tranainy indrindra. Hita taratra ao ny hevitra avy amin ny Gnôstika s ...

                                               

Sambondanitra

Ny sambondranitra dia fiaramanidina ahafahana mandeha any aminny habakabaka. Sahala ny fiaramanidina ny sambondanitra aminizy afaka miverina eto an-tany sahala ireo fiaramanidina tsotra.

                                               

Jerôbôama II

I Jerôbôama II dia mpanjakani Israely taminny taona 782 hatraminny 753 tal. J.K. Nandimby an-drainy Jôasy izy ka nanjaka nandritra ny 40 taona tao Israely. Nandimby azy i Zakaria zanany. Na dia nanoro hevitra azy aza ny mpaminany Hôsea sy Amôsa d ...

                                               

Rivotra mitsoka

Ny rivotra mitsoka dia rivotra mivoivoy ao amin ny atmôsfera, eo ambonin ny tany na ny planeta hafa. Amin ny ankapobeny dia ny hafanana tsy mitovy tsinjara eo ambonin ny planeta avy amin ny hafanàn ny masoandro sy ny fihodin ny planeta no mampihe ...

                                               

Malcolm McDowell

{{infobox olona |sary=Malcolm McDowell LF.JPG |anarana=Malcolm McDowell |anarana hafa=Malcolm McDowell |teraka=Endrika:Date de naissance Malcolm McDowell, teraka ny {{date de naissance|13|juin|1943|âge tany Leeds, Angleterre Royaume-Uni, dia mpil ...

                                               

Félix Houphouët-Boigny

I Félix Houphouet-Boigny araka ny biografia ofisialy - maty taminny 7 Desambra 1993) tenenina hoe "le Sage", "Nanan Boigny", "Nanan Houphoet" na "Le Vieux", dia "rainny" fahaleovantenani Côte dIvoire.

                                               

Baala

Baala no anarana iantsoana ireo andriamanitra maro nivavahanny mponina semitika taloha, izay ninoany fa miantoka ny fahavokaranny tany sy ny biby fiompy. Misy koa ny manoratra hoe Bala. Nianatra ny fanompoam-pivavahana amini Baala, mpiantoka ny f ...

                                               

Talmodani Babilona

Ny Talmodani Babilona dia asasoratra misy ny fivoasana ny Soratra Masinny jodaisma izay nangonina taminny taonjato faha-6 tao aminny diaspora jiosy tany Babilonia. Iray aminny Talmoda roa izy ka ny faharoa dia ny Talmodani Jerosalema. Ny famelabe ...

                                               

Kirosy I

I Kirosy I dia mpankani Ansàna tany Persia hatraminny taona 600 tal. J.K. ka hatramlinny 580 tal. J.K., isanny mpanjaka akemenida, taranaki Akemenesy, izay niaina taminny taona 610 hatraminny taona 580 tal. J.K. Aminny fiteny persiana taloha izy ...

                                               

Jebosita

Ny Jebosita na Jeboseana na Jebosiana dia vahoaka voaresaka ao aminny Baiboly. Ao aminny Bokinny Genesisy dia voalaza fa taranaki Kanaana, izay zanaki Noa, izy ireo. Iray aminny foko fito avy aminny tany Kanaana resahina ao aminny Bokinny Deotero ...

                                               

Manuel Medrano

Manuel Alejandro Medrano López, fantatra kokoa aminny anarana hoe Manuel Medrano, dia mpamoron-kira tany Kolombia