ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 186




                                               

Christina Olofson

Christina Olofson dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary mizaka ny zom-pireneni Soeda teraka ny 13 %s 1948 ary maty ny 13 6 1948

                                               

Ingmar Bergman

Ernst Ingmar Bergman dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpanoratra mizaka ny zom-pireneni Soeda teraka ny 14 Jolay 1918 ary maty ny 30 Jolay 2007 tao Fårö

                                               

Roimemy

Ny roimemy dia karazana hazo mafy, anisan ireo atao amin ny teny malagasy hoe roy. Atao hoe Mimosa latispinosa ny anarany ara-tsiansa, ao amin ny fianakavian-javamaniry Mimosaceae. Izao ny anarana hafa ahafantaran ny Malagasy azy: ahibelona, anak ...

                                               

Ganagana

Ny ganagana dia voron-drano ompiana, fisa-bava sady mitovy endrika aminny hoho mifaingoka ny tendrom-bavany ambony. Ompianny olona mba noho ny henany sy ny atodiny. Mifanakaiky endrika aminny gisa ny ganagana fa ny gisa lava tenda sady lehibe kok ...

                                               

Gisa

Ny gisa dia voron-drano lehibe noho ny ganagana na ny dokotra, izay iray karazana aminy, fisa-bava, manana rantsan-tongotra efatra ka ny telo aloha atambatry ny hoditra mitapelaka ahafahany milomano tsara, fa ny iray afara misaraka aminireo telo ...

                                               

Vorontsiloza

Ny vorontsiloza dia vorona fiompy izay iray karazana aminny akoho sy ny vorombola. Misy ihany anefa ny vorontsiloza dia. Ompianny olona ny vorontsiloza mba ho hanin-kena. Midoroboka sy miedinedina manao faribolana ny vorontsiloza lahy raha siahin ...

                                               

Loteranisma eto Madagasikara

Ny loteranisma eto Madagaskara dia firehan ny protestantisma manaraka ny fampianaran i Martin Lotera eto amin ny Nosy izay miseho amin ny alalan ny fiangonana maromaro, ka ny lehibe indrindra, raha ny isan ny mpino ao aminy no heverina, dia ny Fi ...

                                               

Helisoa Rabezato

Helisoa Rabezato, teraka taminny taona 1966, dia artista malagasy. Ao Antananarivo izy no monina. Ikala, no anarana entiny aminny maha artista azy. "Art plastique" no taranja manavànana azy. Tao anatinny 15 taona dia efa nihoatranny 1000 ny tabil ...

                                               

Fanambaràna mitohy

Ny fanambaràna mitohy dia fanambaràn-tenanAndriamanitra aminny olombelona izay tsy nitsahatra taminny fotoana lasa fa mitohy mandraka ankehitriny. Ao aminny Kristianisma dia hita indrindra izany ao aminny Fiangonani Jesoa Kristy ho anny Olomasinn ...

                                               

UTC+03:30

UTC+03:30 dia ny solonanarana fa ny mameno UTC +03:30. Ao aminny ISO 8601, ny faritra dia voasoratra araka ny 2016-12-31T23:24:22 +03:30+03:30. Izany dia ampiasaina araka ny fitsipika ny fotoana Iran.

                                               

Fiteny persana taloha

Ny fiteny persana taloha dia endrika tranainy indrindran ny fiteny persana. Isan ireo fiteny iraniana izy ka zana-bondron ireo fiteny indô-iraniana sy ny ireo fiteny indô-eorôpeana. Hita ao amin ireo sora-tsokitra tamin ny andron ireo mpanjaka ak ...

                                               

Segondra

Ny segondra, hafohezina sec. na seg. tsindraindray, dia anaran-tsingam-potaona ary izy no ampiasainny SI rehefa mandrefy ny fotoana. Azo refesina izy aminny famataranandro. Misy 60 segondra ny iray minitra ary misy 3600 segondra ny iray ora. Ny s ...

                                               

Isboseta

I Isboseta izay atao hoe Isbaala dia zanaki Saoly nasandratra ho mpanjakani Israely taminny taona 1007 tal. J.K. nandimby an-drainy nefa tsy nanjaka afa-tsy taminny foko 11 izy satria i Davida koa dia nasandratra ho mpanjakanny fokoni Jodà tamini ...

                                               

Boriky

Ny boriky dia biby mitovitovy aminny soavaly izay misy karazany ompiana fa misy karazany dia ao Afrika. Ampiasaina hitondra entana ny boriky fiompy, sahala aminireo biby mitovitovy aminy toy ny ampondra. Hazaina mba hohanina sy hakana hodiny ny b ...

                                               

Joasy (mpanjakani Jodà)

I Joasy na Joasa dia zanaki Ahazia na Okoziasa mpanjakani Jodà sady mpanjakani Jodà koa nandritra ny efapolo taona taminny faramparanny taonjato faha-9 tal J.K. sy taminny fanombohanny taonjato faha-8 tal. J.K. taorianny fiongananny mpanjakavavy ...

                                               

Josefa (zanaki Jakoba)

I Josefa dia olona voatantara ao aminny Baiboly. Zanaki Jakoba sy i Rahely izy. I Benjamina no rahalahy iray reny aminy. Manana rahalahy folo hafa tsy iray reny aminy izy. Namidinireo rahalahiny izay nialona azy izy nefa lasa manampahefana tany E ...

                                               

Benjamina

I Benjamina dia zanaka faha-13 sady faralahini Jakoba. I Rahely no anaran-dreniny. I Josefa irery ihany no rahalahy iray reny aminy. Taminny fotoana nahamosarena ny tany dia tsy nalefan-drainy hiaraka aminireo rahalahiny folo ho any Egipta hitady ...

                                               

Samgara

I Samgara na Samigary dia mpitsara ao nandimby ani Ehoda sady nodimbiasini Debora araka ny Bokinny Mpitsara. שַׁמְגַּר / Shamgar no fiantsoana azy aminny teny hebreo. I Anata no anaran-drainy. Taminny nahafatesani Ehoda dia nanao izay tsy sitrakA ...

                                               

Jiosini Elefantina

Ny Jiosini Elefantina na Jodini Elefantina dia vahoaka jiosy na jody tany Egipta taminny vanimpotoanny Persiana akemenida izay nonina teo aminny nosy Elefantina izay nantsoina hoe Yeb taminizany fotoana izany. Ny nosy Elefantina dia nosini Egipta ...

                                               

Fiteny jodeo-katalàna

Ny fiteny jodeo-katalàna dia fiteny katalàna nifangaro aminny fiteny hebreo nampiasainny Jiosy tao Katalonia sy tao Baleara ary tao Valensia ao Espaina talohanny taonjato faha-16. Efa tsy misy mampiasa intsony io fiteny io aminizao fotoana izao.

                                               

Tetiandro litorjika anglikana

Ny Fiangonan’i Angletera dia mampiasa tetiandro litorjika misy itovizany betsaka amin’ny an’ny Eglizy katôlika rômana. Na dia tsy tena marina aza izany ho an’ny tetiandro hita ao amin’ny Book of Common Prayer sy ny Alternative Service Book, dia m ...

                                               

Megido

I Megido dia tanàna taminny Andro Taloha tao Palestina izay nisy olona taminny faramparanny taonarivo faha-4 tal. J.K. hatraminny taona 350 tal. J.K. any ho any. Niitatra fatratra ilay tanàna noho ny toerana misy azy izay eo aminny lalana mampito ...

                                               

Asorotany (zana-pehintany)

Ny Asorotany na zana-pehintany Asorotany na Trôpika Atsimo na Trôpikanny Asorotany dia iray aminireo faribolana dimy mirazotra manan-danja indrindra eo aminny sarinny bolantany. Ilay faribolana eo aminny 23° 26 12.555" ao aminny ila-bolantany ava ...

                                               

Ehoda

I Ehoda dia mpitsara faharoa tao Israely. Ehud ben Gera ny anarany feno aminny teny hebreo, izay azo gasina aminny hoe Ehoda zanaki Gera. Isanireo atao hoe mpitsara lehibe izy. Izy no nadimby ny mpitsara Otniela sady nodimbasani Samgara. Zanaki G ...

                                               

Efraima (zanaki Josefa)

I Efraima dia zanaka lahini Josefa tamini Asnata, sy zafikelini Jakoba, ary zandrini Manase. Ireto ny zanany lahy: Sotela, Bekera, Tahana, Ezera, Eleada ary Beria. Ny taranaki Efraima no namorona ny iray aminireo fokoni Israely roa ambinny folo, ...

                                               

Fiangonana latina

Ny Fiangonana latina dia ny ampahany manaraka ny fomba tandrefana ao amin ny Fiangonana katôlika ka ny Fiangonana katôlika tatsinanana no ampahany mifameno aminy. Amin ny Fiangonana katôlika rehetra dia izy no lehibe indrindra. Izy koa no lehibe ...

                                               

Filozofia fahefatra (jodaisma)

Ny Filozofia fahefatra na Sekta fahefatra na Fikambanani Jodasy Galileana dia anarana nomeni Flavio Josefa ny fihetsiketsehana na fikambanana noforonini Jodasy Galileana tamin ny andron ny fikomiana nataon ny Jiosy hanoherana ny fanisam-bahoaka n ...

                                               

Filazam-potoana ankehitriny mitohy

Ny f ilazam-potoana ankehitriny mitohy na filazam-potoana ankehitriny mivoatra dia filazam-potoana ao aminny fiteny anglisy izay fikambananny filazam-potoana ankehitriny sy ny fanehoan-javatra mitohy. Aminny teny anglisy dia atao hoe present cont ...

                                               

Hagay

I Hagay na Akjea dia mpaminany resahina ao amin’ny Baiboly izay isan’ireo nanetsiketsika ny fahatongavan-tsain’ny Jiosy taorian’ny Fahababoana mba hanamboatra indray ny Tempoly ao Jerosalema tamin’ny taona 516 tal. J.K. Tsy dia misy zavatra firy ...

                                               

Kambisesy I

I Kambisesy I dia mpanjakani Ansàna, isanireo Akemenida, raini Kirosy II. Teraka taminny taona 600 tal. J.K. izy ary maty taminny taona 559 tal. J.K. Atao hoe Καμβύσης / Kambusês izy aminny teny grika, fa Kabūǰiya kosa aminny teny persiana taloha ...

                                               

Paoly VI (papa)

I Paoly VI dia papa izay nitondra taminny taona 1963 hatraminny 1978. Mizaka ny zom-pireneni Italia teraka ny 26 Septambra 1897 ary maty ny 6 Aogositra 1978. Izy no nitarika ny ankamaroanny fotoana nanaovana ny konsily Vatikana II ka taminny no n ...

                                               

Deotero-Isaia

Ny Deotero-Isaia na Deotero-Izaia dia fizaràna faharoa ao aminny Bokini Isaia izay heverinny mpikaroka fa nosoratana taorianny fotoana niainani Isaia mpaminany, ka mahafaoka ny toko faha-40 hatraminny toko faha-55. Tsy ny mpaminany Isaia izany no ...

                                               

Nupedia

Ny Nupedia dia tetikasan-drakipahalalàna naorini Jimmy Wales taminny 9 Marsa 2000 izay niasani Larry Sanger aminny maha lehibenny fanontana azy, sady nahazo famatsiam-bola taminny orinasa Bomis. Miavaka aminny Wikipedia izy noho izy sarotiny koko ...

                                               

Maksimosy avy any Konstantinopolisy

I Maksimosy avy any Konstantinopolisy, izay fantatra koa aminny anarana hoe Maksimosy Teolojiana na Maksimosy Konfesora, dia monka na moanina sy teolojiana kristiana ary manampahaizana. Taminny voalohany dia mpiasam-panjakana sy mpanampy ny emper ...

                                               

Fokoni Efraima

Ny fokoni Efraima dia vakiny iray ao aminny fokoni Josefa izay isanny foko roa ambinny foloni Israely. Ny vakiny faharoa dia ny fokoni Manase. Araka ny Baiboly, taminny ady nifanaovanny fokon i Efraima taminny sisanny fokoni Israely dia ampy haha ...

                                               

Abjady

Ny abjady na abidin - drenisoratra dia abidy tsy ahitana afa-tsy renisoratra. Tsy misy ny zanatsoratra ka fantarina aneritreritra fotsiny ny zanapeo arakaraka ny fifehezanny mpamaky ny firafitry ny feo ao aminilay fiteny soratina amin’ny alalanio ...

                                               

Filazam-potoana lasa mitohy

Ny filazam-potoana lasa mitohy na filazam-potoana lasa mivoatra dia fikambananny fiazam-potoana lasa sy ny fanehoan-javatra mitohy. Ao aminny fiteny anglisy no ahitana azy. Foroninny matoanteny mpanampy have tanisaina aminny filazam-potoana lasa ...

                                               

Prudence de la Croix

Mompoera Prudence de la Croix tao Rigortia Vizcaya-Espaina no tanàna nahaterahani Mompoera Prudence, taminny 28 aprily 1883 ary io andro nahaterahany io ihany izy dia efa natao Batemy. Ny 9 may 1898 no nanombohany ny nôvisia tao Algorta Vizcaya a ...

                                               

Jean de la Vierge de Castellar

Jean de la Vierge de Castellar dia frera Kristianina, martiry trinitera avy ao Espaina, teraka ny 16 mey 1898 ary maty 24 septambra 1936. I Juan de la Virgen del Castellar no fiantsoana azy aminny teny espaniola.

                                               

Jonah

Rakotoarimalala Jonah Toïzara no tena anarany. Teraka taminny 19 Febroary 1994 tao Nosy-be Hell Ville. 1997 nifindra tany Toliara,nianatra tao aminny Père Baré. Septambra 2001 nifindra tao Morondava ary nianatra tao aminny Lycée Privée Catholique ...

                                               

Kônsily tao Kalkedôna

Ny Konsily tao Kalkedôna na Kônsily tao Kalsedoana dia kônsily ekiomenika fahaefatra teo amin ny tantaran ny Fiangonana kristiana izay natao tao Kalkedôna na Kalsedoana tamin ny taona 430. Tamin ity kônsily ity no nanambaràna ny fananan i Jesoa n ...

                                               

Ho foana ny fahafahanny olona tsirairay

Sambatsa ianao raha afaka misafidy malalaka ny asa tianao atao,ny fivavaha tianao arahina,ny fianarana ho anny zanakao,ny boky tianao vakina,sns.Qaha ny fanjakana kosa no hametra ireo zavatra ireo ho anao, foana ny fahafahanao satria fitondrana t ...

                                               

Joany Hirkano II

I Joany Hirkano II dia mpanjakani Jodea taminny taona 67 tal. J.K. hatraminny taona 63 tal. J.K., zanaka lahini Salome Aleksandra sy Aleksandro Janeo. Taminny taona 76 tal. J.K. i Joany Hirkano II dia notendren-dreniny ho mpisoronabe sy andriani ...

                                               

Fatidra

Ny fatidra na fati-dra dia fifanekena ataonny olona roa tsy misy rohim-pihavanana, nefa te hanova ny fifandraisany maha mpinamana tsotra na maha mifankahalala tsotra azy ho fifandraisana hamafisina aminny alalanny fandatsahana sy fisotroany na fi ...

                                               

Jeff Gordon

Jeffery Michael "Jeff" Gordon dia mpilalao hazakazaka mizaka ny zom-pireneni Etazonia teraka ny Vallejo, Kalifornia, Etazonia, 4 Aogositra 1971. Nalaza izy nandritra ny hazakazaka taminny NASCAR Cup Series taminny 1992 ka hatraminny 2016 taminny ...

                                               

Kasita

Ny Kasita dia vahoaka nonina tao Azia Atsimo Andrefana taminny Andro Taloha. Mety any aminireo tendrombohitri Zagros ny fiaviany. Nanani-bohitra matetika sy naka ny ampahany lehibe any avaratri Babilôna ny Kasita taminny taonjato faha-17 tal. J.K ...

                                               

Trito-Isaia

Ny Trito-Isaia na Trito-Izaia dia fizaràna lehibe fahatelo ao aminny Bokini Isaia, dia ny toko faha-56 hatraminny toko faha-66, izay heverinny mpikaroka fa tsy nosoratanny mpaminany Isaia, sahala aminny ampahan-dahatsoratra atao hoe Deotero-Isaia ...

                                               

Kiaksaresy

I Kiaksaresy dia mpanjaka mediana nanapaka teo anelanelanenny taona 625 sy 585 tal. J.K. I Fraortesy no rainy izay mpanjaka nodimbiasiny ary i Astiagesy zanany no nandimby azy. Nalaminy ny tafika mediana ka nanafika ny Fanjakana asiriana, nanao f ...

                                               

Panina miely

Ny panina miely anatinny tambazotran-tsolosaina na rafitra dia fahasimbanny singa iray mahatonga fahasimbanny singan-drafitra hafa. Izany fahasimbana izany dia mety mitranga anaty rafitra maro toa ny rafitra fitaterana herinaratra, tambazo-tsolos ...

                                               

Kipriano avy any Kartago

I Kipriano avy any Kartago, izay teraka taminny taona 200, dia evekanny Fiangonana tany Afrika, maty martira taminny 14 Septambra 258 taminny fanenjahana Kristiana nataonny emperora Valeriano. Thaschus Cæcilius Cyprianus no anarany aminny teny la ...