ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 20




                                               

Ombiasa

Ny ombiasa na ombiasy na mpimasy dia olona misahana ny fitsaboana sy ny fiarovana aminny fanahy ratsy na ny ody ratsy eo aminny fiarahamonina malagasy mandala ny finoan-drazana malagasy. Maro ny zavatra sahaninny ombiasa, ka ao ny fitsaboana ny a ...

                                               

Teratanini Amerika

Ny teratanin i Amerika dia olona nipetraka teo amerika teo aloha ny eoropeanina. Amin ny fiteny anglisy, Native Americans ny anarana omena azy matetika. Araka any fomba vaovao fahatongavan ny teratan i Amerika tany Amerika, avy any Eorazia ny ter ...

                                               

Kapitalisma

Ny kapitalisma dia rafitra ara-toekarena izay ahitana zavatra anananny olona maro, na olona tokanna, fa tsy anny governemanta na ny fiaraha-monina. Ny olona dia tsy maintsy mangataka na manao asa omen-karama mba hahafahany mividy zavatra izay ila ...

                                               

Ezra

I Ezra na Esdrasa dia olona resahina ao amin’ny Tanakh sy ny Baiboly kristiana, indrindra ao amin’ny Bokini Ezra sy ny Bokini Nehemia, sy boky hafa koa. Jiosy babo tany Babilona izay niverina an-taniny tao Jerosalema tokony ho taminny taona 428 t ...

                                               

FANJAKAN’ I MADAGASIKARA

FANJAKAN’ I MADAGASIKARA: Araka ny Teny Fikasan’Andriamanitra dia miditra amin’ ny dingana manaraka indray ny tantaram-pirenena. Tokony ho tapitra aminizay ny rafitra repoblikana teto Madagasikara. Mila mivadika ny pejy. Mila miova ny tantara. Ha ...

                                               

Pigmea

Ny Pigmea dia vahoaka ahitana foko maro samihafa ao amin’ny alam-pehiben-tany ao Afrika. Ny teny hoe pigmea dia fanagasiana ny teny grika hoe pugmaîos, izay midka hoe "mirefy iray hakiho". Ny salan-kalavan’ny lehilahy pigmea tokoa dia 1.52 m.

                                               

IR

R. I. Baboon, olonny tantara foronina ao aminny sariitatra andian aho Weasel Aneritreritra zava-Misy, ny FOTAKA fiaraha-monina an-tserasera gazety Tafiditra resort, ny fialàna bàla ho casino ao Singapore

                                               

Ekiomenisma

Ny ekiomenisma dia fihetsiketsehana iraisam-pinoana izay miezaka ny hampandroso ny asa iraisana eo amin ny firehana maro ao amin ny kristianisma, na dia misy aza ny fahasamihafan ny foto-pampianaran izy ireo, ka ny tanjona dia ny "firaisana hita ...

                                               

Molekiola

Ny môlekiola dia vondrona tsy miandany aminny herinaratra misy atôma roa na maromaro tazominny fatorana simika. Ny môlekiola dia miavaka aminny iôna aminny tsy fahampianny famahanana herinaratra. Aminny fizika kuantum, simia biôlôjika ary biôsimi ...

                                               

Prôtôna

Ny prôtôna dia sombiny subatomika, marika t na p +, miaraka aminny fiampangana herinaratra miabo + 1e fihenam-bidy fototra ary masaka kely noho ny neotrôna. Ny prôtôna sy ny neotrôna dia samy manana ny masom-batonizy ireo miaraka aminny "atônika ...

                                               

Fivavahana any Azia Atsinanana

Ny fivavahana any Azia Atsinanana izay atao hoe fivavahana taôika koa, dia sady fivavahana no filôzôfia, izay ahitana ny taôisma sy ny kônfosianisma ary ireo fivavaham-bahoaka maro isan-karazany.

                                               

Fivavahana tsy misy andriamanitra

Ny fivavahana tsy misy andriamanitra na f ivavahana tsy mino andriamanitr a dia ireo fombafomba na finoana na fitsipika na tenimpinoana anny olona na vondronolona iray tsy misy ifandraisany amin Andriamanitra na aminny andriamanitra na iza na iza ...

                                               

Persôna (teôlôjia)

Ny hoe persôna na Olona dia teny ampiasaina ao amin ny teôlôjia sy ny filôzôfia, hilazana fa Andriamanitra, araka ny finoan ny mônôteista sy ny teista azy, dia tsy hery fotsiny ihany fa fanahy manan-tsitrapo koa. Avy aminny teny latina hoe person ...

                                               

Isaac Newton

I Isaac Newton, teraka taminny 4 Janoary 1643 ary maty taminny 20 Martsa 1727, dia olona mpanao matematika, mpanao fizika, mpanao filôzôfia, mpanao alsimia ary mpanao hainkintana anglisy. Fantatra aminny teôria momba ny gravitation universelle.

                                               

Bodisma

Ny bodisma dia fivavahana sady filôzôfia izay nipoitra avy tao India tamin ny taonjato faha-5 tal. J.K. noho ny fifohazana ara-panahin i Sidarta Gaotama sy ny fielezan ny fampianarany. Izany fivavahana sady filôzôfia izany dia mampianatra ny olon ...

                                               

Andriamanitra (ankapobeny)

Ny andriamanitra dia zavatra inoana na heverina fa mihoatra ny fisiana sy ny herinny natiora ka atao hoe masina sady matetika anehoanny olombelona fanajana sy fatahorana manokana sady anaovany fanompoana ara-pivavahana. Arakaraka ny finoana sy ny ...

                                               

Azia Atsinanana

I Azia Atsinanana dia faritra atsinanana ao aminny kôntinentani Azia. Ireto avy ireo firenena hita ao Azia Atsinanana: Sina, Kôrea Avaratra, Kôrea Atsimo, Japàna ary i Taioàna. Manampy azy ireo i Môngôlia sy i Vietnamy sy i Singaporo, ny faritra ...

                                               

Antrôpôzôfia

Ny antrôpôzofia dia firehana ezôterika noforoninilay ôkoltista aotrisiana atao hoe Rudolf Steiner taminny fiandohanny taonjato faha-20. Izany firehana izany dia mifamatotra aminny teôzôfiani Helena Blavatsky sy aminireo firehanny rôzikrosianisma ...

                                               

Fiteny kôreanina

Ny fiteny kôreanina dia fiteny tenenina any Kôrea ary eny amin ny faritra moron-tsisintanin ny Repoblika Entim-bahoakan i Sina ary amin ny fikambanana kôreanina any ivelan-tanindrazany. Io teny io no teny ofisialin i Kôrea Avaratra sy Kôrea Atsim ...

                                               

Fivavahana darmika

Ny fianakaviam-pivavahana darmika, izay atao hoe fivavahana indiana koa, dia ahitana ireo fivavahana teraka tao amin ny zana-kôntinenta indiana, dia ny hindoisma, ny bodisma, ny jainisma ary ny sikisma mbamin ireo firehana ara-pivavahana nipoitra ...

                                               

Tetiandro tibetàna

Ny tetiandro tibetàna dia tetiandro manara-bolana sy masoandro izay ampiasaina amin ny raharaham-panjakana ao Tibeta hatramin ny taona 1027 nefa efa nisy talohan izay. Manomboka amin ny andro ahatsinanan ny volana manaraka ny fidiran ny masoandro ...

                                               

Andriamanitra (tokana)

Andriamanitra, araka ny finoana ao aminireo fivavahana mônôteista, dia ilay fisiana ambony indrindra, tokana, mpamorona ny zavatra rehetra ary loharanonny zavatra misy rehetra. Tonga lafatra izy, tsy manam-petra, tsy miova, mandrakizay, tsara ind ...

                                               

27 Mey

1876: William Stanier - injeniera 1891 1794: Cornelius Vanderbilt - mpiantoka 1846: Jules Goüin - injeniera Ernst Matray - mpilalao, talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary 1774: Francis Beaufort - mpahay fizika, mpahay sian ...

                                               

5 Jolay

1753: Jonathan Hornblower - injeniera 1853: Cecil Rhodes - mpiantoka, mpanao politika 1893: Giuseppe Caselli - 1810: P. T. Barnum - mpanao politika, mpanoratra ny tantaranny fiainany 1895: Rinaldo Varalda - mpilalao baolina kitra 1894: Pierre De ...

                                               

27 Martsa

1844: Elijah McCoy - injeniera 1884: Camillo Puglisi Allegra - injeniera 1899: Gloria Swanson - mpilalao, mpamoaka horonantsary, mpanoratra ny tantaranny fiainany, mpilalao aminny fahitalavitra 1843: George Frederick Leycester Marshall - mpahaisi ...

                                               

8 Martsa

1856: Maurice Koechlin - injeniera sivily, injeniera 1878 1855: Wilhelm Schaper - mpahay fizika, mpanao matematika, mpahaisiansan-javaboahary Yuzuru Hiraga - injeniera 1834: Auguste de Méritens - injeniera 1822: Ignacy Łukasiewicz - mpahay siansa ...

                                               

19 Jona

1874: Peder Oluf Pedersen - mpahay fizika, injeniera 1910: Paul J. Flory - injeniera, mpahay fizika, mpahay siansa, mpanoratra ny tantaranny fiainany 1903: Lou Gehrig - mpilalao baseball Atsushi Yamatoya 1566: James VI and I - Poeta, mpanoratra 1 ...

                                               

28 Janoary

Georges Painvin 1859: Vincenzo Rosati - injeniera 1853: José Martí - Poeta, mpanoratra, miaramila, mpanao politika, mpanoratra fanoharana, mpilalao 1857: Williams Seward Burroughs I - mpamorona 1771: Bienheureux Lecesne - injeniera 1804: Joseph A ...

                                               

25 Desambra

1805: Alexander McKenzie Ross - injeniera 1845: Charles Batchelor - mpamorona 1792: Antonio Adamini - injeniera 1876 1763: Claude Chappe - mpamorona 1851: Herman Frasch - injeniera, mpamorona Natale Prampolini - injeniera 1810: Francis de Laporte ...

                                               

Tanini Israely

Ny Tanini Israely dia faritra ara-jeografia mahafaoka ny Fanjakani Israely sy ny Fanjakani Jodà, izay tany nipoiranny vahoaka jiosy. Atao hoe ארץ ישראל / Eretz Israel izy aminny teny hebreo. Ao aminny Baiboly ny "Tanini Israely" dia: teny ara-piv ...

                                               

Eorôpa Atsimo

I Eorôpa Atsimo dia faritra ara-jeôgrafia na ara-jeôpôlitika izay mahafaoka ny ampahany atsimo amini Eorôpa. Isanizany ireo firenena sy fanjakana hita ao aminny saikanosy mediteraneana telo. Ny famaritana ani Eorôpa Atsimo dia miovaova, arakaraka ...

                                               

Fehibe

Aminny jeografia, ny fehibe na fehiben-tany dia fehintany iray, 10 002 km miala aminny tendrontany avaratra na atsimo. Ny fehibe dia marika manasaraka ny ila-bolantany avaratra sy ny ila-bolantany atsimo. Ny laharam-pehintanny fehibe dia zero. Iz ...

                                               

Tendrombohitra Oraly

I Oraly na Tendrombohitra Oraly dia tandavan-tendrombohitra ao Rosia izay manana halava 2 000 km any ho any, avy any aminny Ranomasini Kara ao avaratra hatrany aminny zavamaniry zenini Kazakstàna ao atsimo. I Oraly no heverina fa mamaritra ny sis ...

                                               

Anatôlia

I Anatôlia na Azia Minora na Asia Minora dia faritra tao Azia izay mifanandrify amin ny ampahany lehibe amin i Torkia ankehitriny. Saikanosin ny faritra Atsinanana Akaiky izy ka hodidinin ny Ranomasina Mediteranea ao atsimo sy ny Ranomasina Maint ...

                                               

Kaokazy

I Kaokazy na Kaokazia na Kavkazy na Kavkazia dia faritr i Eorazia be tendrombohitra izay mitandavana eo amin ny 1 200 km, avy any amin ny andilan-dranomasin i Kertch ka hatrany amin ny saikanosin i Apcheron. Amin ny teny rosiana dia atao hoe Кавк ...

                                               

Halakà

Ny Halakà, ao aminny jodaisma, dia fehezan-dalàna nentim-paharazana miorina aminny fivoasana nataonny raby izay mameno ny lalàna ao aminny Torah ao aminny Baiboly hebreo. Taminny voalohany dia nampitainny raby am-bava ireo lalàna fanampiny ireo n ...

                                               

Patagonia

I Patagonia dia faritra ara-jeografia ao aminny telozoro aminny faritra atsimoni Amerika Atsimo izay zarainny firenena roa dia i Silia ao andrefana sy i Arjentina ao atsinanana. Mahafaoka ny tapany atsimoni Silia sy ny tapany atsimoni Arjentina i ...

                                               

Tany efitri Sinay

Ny tany efitri Sinay, na tany efitri Sinaia, izay matetika antsoina hoe Sinay na Sinaia fotsiny, dia saikanosy egiptiana manana velarana 60 000 km2, izay miendrika telolafy ary hita eo anelanelanny Ranomasina Mediteranea sy ny Ranomasina Mena. Ao ...

                                               

Tsy fisian-diso ao aminny Baiboly

Aminny teolojianny kristianisma sy ny jodaisma, ny tsy fisian-diso ao aminny Baiboly na tsy fahadisoanny Baiboly dia midika fa tsy ahitana fahadisoana na dia iray akory ny Baiboly taminny nanoratana azy voalohany, na aminny finoana sy ny fiainann ...

                                               

Mandiraja

Mandiraja dia distrikanny distrikanni Java any Indonezia, 300 km miala ny Jakarta manana faritra 52.61 km Ary mponina 63.679 ny mponina ao Mandiraja.

                                               

Los Angeles

34°N 118°W  / 34; -118 I Los Angeles dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 90001–90068, 90070–90084, 90086–90089, 90091, 90093–90097, 90099, 90101–90103, 90174, 90185, 90189, 90291-90293, 91040–91043, 9 ...

                                               

20 Oktobra

1480: Vannoccio Biringuccio - injeniera, mpanoratra 1560: Jacobus Arminius - 1632: Christopher Wren - mpahaikintana, mpanao matematika, mpahay fizika 1819 Bāb 1817: Albert Deganne - injeniera, mpanao politika 1810: Alfred W. Craven - injeniera si ...

                                               

25 Aprily

Giovanni Antonio Campostrini - injeniera, mpanao politika 1841: Antonio Fais - mpanao matematika, injeniera 1849: Felix Klein - mpanao matematika 1763: Jacques-Marie Le Père - injeniera sivily, injeniera 1825: Clarkson Nott Potter - mpanao politi ...

                                               

Matoan-kevitra

Ny matoan-kevitra na matoankevitra dia fehezankevitra tsy noporofoim-pahamarinana nefa ampiasaina hanorenana ny fanjohian-kevitra na ny rijan-kevitra matematika.

                                               

Julien Razafimanazato

Julien Razafimanazato dia olo-manga Malagasy teraka taminny 7 Jolay 1968 tao Mandritsara. Izy no minisitra fanabeazam-pirenena taminny fitondrana tetezamita Andry Rajoelina taminny taona 2009 hatraminny 2011. Manana asa hafa koa izy, mpampianatra ...

                                               

12 Martsa

1838: William Henry Perkin - mpamorona 1841: Franz Benque - mpaka sary 1821: John Joseph Caldwell Abbott - mpanao politika 1824: Gustav Kirchhoff - mpahay fizika, injeniera, mpanao matematika 1863 1801: Auguste Perdonnet - injeniera Vladimir Vern ...

                                               

4 Febroary

1739: John Robison - mpanao matematika, mpahay fizika, mpamorona 1790: John Bachman - mpahaisiansan-javaboahary 1833 François Ernest Mallard 1773: François Joseph Didier Liédot - injeniera Ludwig Heinrich Holländer - mpitsabo nify 1878: Ernest Me ...

                                               

20 Febroary

1858: Alexander Ferdinand Koenig - mpahaisiansan-javaboahary 1890: Georg Thomas - Harry R. Sokal 1889: Laureano Gómez - Mpanao gazety, injeniera sivily, injeniera 1844: Ludwig Boltzmann - mpahay fizika, mpanao matematika, filôzôfy 1815: Louis Le ...

                                               

26 Aprily

1821: Giuseppe Marzolo - mpamorona Colville Wemyss - injeniera 1861: Jeme Tien Yow - injeniera Alberto Gianni 1877: Alliott Verdon-Roe - injeniera, mpiantoka 1798: Eugène Delacroix - 1886: Auguste Ansermet - injeniera 1856: Eberhard von Oertzen - ...

                                               

18 Mey

1914 1850: Oliver Heaviside - mpanao matematika, mpahay fizika, injeniera 1896: Hans Fischerkoesen - talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary 1911: Charles Gorrie Wynne - injeniera 1868: Nicholas II ani Rosia - mpanao politika 1824: Wilhelm Hofm ...