ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 229




                                               

Chlothar I

I Clovis I no rainy. Ny vadiny dia Guntheuc, Radegund, Ingund, Aregund, Waldrada, Chunsène. Ny zanany dia Charibert I, Guntram, Sigebert I, Chlothsind, Chilperic I, Chram.

                                               

Fosa

Ny fosa dia biby mihinana nofom-biby, mitovitovy aminny alika raha ny habeny, ary aminny saka raha ny endriny. Ny "fosa" dia anisany biby mahery saina be

                                               

Vasty

I Vasty dia vehivany resahina ao aminny Bokini Estera, ao aminny Baiboly, izay vadinny mpanjaka persiana Ahasoerosy, aloahanny hanoloanny mpanjaka azy amini Estera, noho izy tsy nanaiky haseho eo anatrehanny mpiara-misakafo taminny mpanjaka nandr ...

                                               

John

I Henry II of England no rainy. Ny vadiny dia Isabel, Countess of Gloucester, Isabella of Angoulême. Ny zanany dia Henry III of England, Richard, 1st Earl of Cornwall, Joan of England, Queen of Scotland, Isabella of England, Eleanor of Leicester, ...

                                               

Bopomofo

Abidy ara-peo natao mba handray an-tsoratra ny fiteny sinoa ny Bopomofo. Zhuyin Fuhao koa ny anarany afa. Hoanny mpianatra mianatra mamaky teny sinoa io abidy io. Mampiasa litera 37 sy feo tons efatra ary afaka mandray an-tsoratra ny feo sons reh ...

                                               

Mpilalao gitara

Ny mpilalao gitara na mpitendry gitara dia olona manao mozika ka mandray anjara manokana aminny fitendrena gitara. Ny gitara dia zavamaneno ampiasaina aminny karaza-mozika toy ny mozikanny vanimpotoanny Fifohazan-tsaina, ny mozika barôka, ny mozi ...

                                               

69

Othon empereur romain Lucius Vitellius le jeune Tigellin Titus Flavius Sabinus Cornelius Lacon Galba Titus Vinius Vitellius Mithridate II du Bosphore Fabius Valens

                                               

Maso

Ny maso dia taova ny rafitra hita maso. Manome fahitana ireo biby, fahaizana mandray sy mizara antsipirihany an-tsary, ary koa fampandehanana sary mihetsika maromaro izay tsy miankina aminny fahitana.

                                               

Andrianambonimena

Andrianambonimena no iray amin ireo mpanjaka efatra miaraka nizarana an Imerina rehefa maty Andriamasinavalona, ka ny faritra noifeheziny dia i Alasora. Talohan ny nahafatesan Andriamasinavalona dia efa nisahana an i Alasora Andrianambonimena. Za ...

                                               

Lalàna fitoni Noa

Ny lalàna fitoni Noa na lalàna fitoni Noe dia lalàna fito mifono didy ara-pitondrantena na ara-môraly izay natolotr Andriamanitra ani Noa na Noe mba ho fanekem-pihavanana mandrakizay eo amin Andriamanitra sy ny olombelona. Atao hoe שבע מצוות בני ...

                                               

Antoko politika

Ny antoko politika dia vondronolona voalamina mpifidy izany matetika dia mampandroso ireo kandidà ho amin’ny seza ao amin’ny biraom-panjakana. Ao aminny demokrasia, ny mpitarika dia tsy maintsy "mikendry seza" aminny fifidianana. Ao aminny didy j ...

                                               

Aristobolo I

I Aristobolo I dia zanaka lahini Joany Hirkano I tao aminny fianakaviana mpanjaka mpisorona hasmoneana, izay nanankinan-drainy ny fahirano natao ani Samaria ka nandreseny ani Antiokosy VIII Griposy, zanaki Demetriosy II Nikatora. I Aristobolo I n ...

                                               

Eonoka

Ny eonoka na ionoka dia lehilahy novosirina. Aminny ankapobeny ny famosirana dia voafetra aminny fanesorana ny vihy aminny taovam-pananahanny lehilahy, nefa mety mihatra aminny filahana ihany koa izany indraindray. Ny teny hoe eonoka dia avy amin ...

                                               

Sergueï Choïgou

I Kuzhuget Shoygu no rainy. Ny vadiny dia Irina Shoygu. Ny zanany dia Yuliya Shoygu, Kseniya Shoygu. Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Larisa Flamenbaum.

                                               

Isaka

Ny teny hoe Isaka dia mety manondro: ani Isaka na Isaaka zanaki Abrahama, resahina ao aminny Baiboly, na anIsaka, kaominina ao aminny distrikanAmbohimahasoa, na i Isaka avy any Ninive, izay Rainny Fiangonana, na i Isaka avy any Antiokia na Antiok ...

                                               

Tsara

Ny Tsara dia fitambaran ny faniriana fototra mahasoa ananan ny olombelona, izay mety momba ny ara-batana izany na momba ny ara-panahy. Ny Tsara, amin ny heviny ara-pivavahana, dia mifanohitra amin ny Ratsy. Amin ny ankamaroan ny teôlôjia dia Andr ...

                                               

Mari-piatoana

Ny mari-piatoana dia maritsoratra ankoatra ny litera sy ny marika, ampiasaina rehefa manoratra. Tsy vakiana toy ny teny tsotra ny mari-piatoana rehetra mamaky teny, fa manova kosa ny firindranny feo ary mahasolo teny na andian-teny indraindray. M ...

                                               

Avelo

Ny avelo, araka ny finoan-drazana malagasy, dia karazana fanahy ambanimbany tsy dia maharitra ela Ioatra aorian ny fahafatesana, izay azo heverina ho fototry ny hery mahavelona fotsiny ny olombelona na ny biby.

                                               

Current events

Nifampiresaka taminny namana iray aho afakomaly, ka hitako hoe azo Hatao tsara ny miara-miasa Hanatanteraka ity teti-kasa ity. Maro tokoa ny tranon-kala malagasy miezaka hampahafantatra ny Malagasy,ary samy manao izay vitany, ka inoako fa afaka h ...

                                               

Roimena

Ny roimena dia anarana ilazana ny karazana mimôza mena vony sy mahitsy taho, ka isan izany indrindra ny Acacia sakalava sy ny Acacia pervillei. Ny Accacia sakalava dia atao hoe roipitaka koa.

                                               

Ankolafy

Ny Ankolafy dia Fitongilanana amina hevitra izato na izaroa. Hevitra na olona na finoana na. Ny akondro rehefa maro faniry dia voatery tsy maintsy mizara fitongilanana fa tsy afa-miara-mijoro mahitsy intsony.

                                               

Salamo faha-15

Ny Salamo faha-15 na Salamo 15 dia salamo ao aminny Bokinny Salamo ao aminny Baiboly. Tafiditra ao aminny fizaràna atao hoe "boky voalohany" ity salamo ity.

                                               

Voanjo

Ny voanjo dia voam-boaloboka nambolena indrindra ho anny voany azo hanina. Izy io dia lehibe maniry any aminny tropika sy ny subtropika, izay manan-danja aminny mpamokatra varotra kely na lehibe.

                                               

Hao

Ny hao dia bibikely tsy manana elatra izay kantsentsitra mitoetra aminny faritra maniry volo aminny olombelona sy ny biby hafa maro koa, ka raha manaikirea izy dia miteraka hidihidy aminy biby kaikeriny. Misy karazany roa ny hao mitsentsitra ny o ...

                                               

Roipitaka

Ny roipitaka dia hazo madinika misy tsilo sy mena vony, izay atao amin ny anarana ara-tsiansa hoe Acacia sakalava. Misy ny miantso azy hoe roimena, nefa ity anarana ity dia iantsoan ny Malagasy koa ny Acacia pervillei.

                                               

Elkasaita

Ny Elkasaita na Elkesaita na Helkasaita na Elkesaiana dia ireo tao aminny fikambanana ara-pivavahana jodeo-kristiana batista sinkretika manam-pirehana gnostika izay sady isanny jodaisma aminny ankapobeny aminny lafiny sasany, no isanny jodaisma n ...

                                               

Joseph Smith

I Joseph Smith Jr. dia olona namorona ny fiangonana môrmona. Olona fantatra izy aminny fiainana ara-pivavàna sy ara-politika ny Etazonia taminny taona 1830 - 1840. Taminny 1830, namoaka ny Bokini Môrmôna i Joseph Smith, miteny izy fa hoe dikan-te ...

                                               

Nikoda

Ny nikoda dia teboka tokana na maromaro miampy tsipika kely mandry apetraka eo ambany na eo ambonny renisoratra hebreo tiana hasiana zanapeo. Tsy manana zana-tsoratra ny abidy hebreo. Taty aoriana, mba hahamora ny famakian-teny dia namorona ny ni ...

                                               

Sampan-teny

Ny sampan-teny dia teny vokatry ny fitambaranny fototeny sy tsirinteny sady azo rasaina ho fototeny miampy tsirinteny na zavatra hafa.

                                               

Fototeny

Ny fototeny dia hasin-teny fototra tsy isanireo atao hoe tsirinteny ka azo amoronana sampanteny aminny alalanny fanampiana tsirinteny na aminny alalanny fomba hafa. Misy ny fototeny azo ampiasaina avy hatrany ao anaty fehezanteny na dia tsy miara ...

                                               

Fitodika mpanao

Ny fitodika mpanao ao aminny fitsipiteny sy haiteny malagasy araka anjara asa dia ny fitodiky ny fehezanteny mivany telo fara-fahakeliny ka misy tovona mi-, man-, maha -, sns ny matoanteny, ary mitana anjara asa mpanao ny lazaina.

                                               

Fitodika atao

Ny fitodika ata ao amlinny fitsipiteny sy haiteny malagasy araka anjara asa dia ny fitodiky ny fehezanteny ahitana vaniny roa fara-fahakeliny ka ny matoanteny dia misy tovona a- ary ny lazaina dia mitana anjara asa atao.

                                               

Hasin-teny

Ny hasin-teny dia ny singa farany kely indrindra ao aminny teny iray izay misy heviny nefa tsy azo zaraina ho singa kely indrindra mbola hisy hevitra. Ny hasin-teny iray dia mety ho fototeny na kianteny na tsirinteny. Ny hasin-teny iray dia mety ...

                                               

Mari-pana

Ny mari-pana dia toetra ara-batana ao amin ny zavatra izay maneho hafanana sy hatsiaka. Izy io dia ny fisehoan ny angovon-kafanana, misy amin ny zavatra rehetra, izay loharanon ny fisian ny hafanana, fikorianan ny angovo, rehefa mifandray amina v ...

                                               

Hominide

Ny hominide dia izay biby mandeha aminny tongotra roa rehetra. Ny tena mampiavaka azy dia ny tsy ananany rambo eo aminny vatany. Ny fikarohana farany mombanny fisokajiana dia asehonny sary ka ny olombelona dia ao anatinny sokajy aminny ankavia in ...

                                               

Liona

Ny liona dia karazana ao aminny fianakaviana Felidae ary mpikambana ao aminny biby. Mahafantatra indrindra ny hozatry ny hozatry ny fony sy ny fony lalina, fohy, boribory, lohany boribory, sofina boribory ary tadivavarana volo eo aminny faranny r ...

                                               

Rafitra presbiteriana sinôdaly

Ny rafitra presbiteriana sinôdaly dia rafi-pitantanam-piangonana izay tsy hita afa-tsy ao aminny fiangonana protestanta, indrindra ao aminireo fiangonana nohavaozina. Ahitana dingana roa ao aminizany rafitra izany, dia ny dingana ao aminny fiango ...

                                               

Sorona masina

Ny sorona masina na lamesa dia fotoam-pivavahana kristiana izay anatanterahanny pretra ny fankalazana ny soronny eokaristia izay famerenana indray ny sorom-panavotana nataoni Jesoa Kristy. Io no vovonana fara tamponny litorjia kristiana, indrindr ...

                                               

Hazomanga

Ny hazomanga dia tsato-kazo roa na telo mifanakaiky, atsatoka aminny toerana iray, izay atao hanatanterahana fianianana na sorona na fitsofan-drano. Ny mpitan-kazomanga no miandraikitra ny fikarakarana ny zavatra atao eo aminny hazomanga. Famanta ...

                                               

Simhat Torah

Ny Simhat Torah dia fety jiosy ankalazana ny Torah ka itondrana am-pilaharana ny horonam-boky mirakitra azy. Tanterahina aminny 22 sy 23 Tishri izany fety izany.

                                               

Rijan-kevitra

Ny rijan-kevitra na rijankevitra dia vondrom-panazavana na vondron-kevitra mirindra momba ny lohahevitra mazava iray, izay mety hahitana lalàna sy petra-kevitra, notsoahana avy aminny fandinihana ny angon-java-mitranga, avy aminny fanandramana na ...

                                               

Nazôreana

Ny Nazôreana na Nazareana dia vondrona ara-pivavanana jodeô-kristiana tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an i Jesoa ho Mesia nefa manaja ny lalàm-pivavahan ny Jiosy. Tsy mino ny m ...

                                               

Nazareana (anarana)

Maro ny vondronolona antsoina aminny anarana hoe Nazareana na Nazoreana na Nazarena. Mety manondro ny mpanaraka ny mandeisma izay sekta gnostika nanandratra ani Joany Batista nefa nanambany ani Jesosy izay heveriny ho mpaminany sandoka koa ny hoe ...

                                               

Maria Magdalena

I Maria Magdalena na Maria Madelena na Maria avy any Magdala dia vehivavy resahina ao aminny Testamenta Vaovao izay nafahani Jesosy taminny fangejanny demony sady isanny nisehoany taorianny nitsanganany taminny maty sady nampandre koa ny mpianatr ...

                                               

Philippe Mélanchthon

Philippe Mélanchthon dia mpanao asa soratra ary teôlôjiana alemàna, teraka ny 16 Febroary 1497 ary maty ny 19 Aprily 1560. Manana ny mari-pahaizan ny dôktera an-teôlôjia izy sady nampianatra tamin ny oniversite, mpianatr i Martin Lotera, sady fan ...

                                               

Zezoita

Ny Zezoita na Fikambanan i Jesoa dia fikambanan-drelijiozy katôlika izay natsangan i Md Ignace de Loyola niaraka tamin i Md François Xavier ary i Md Pierre Favre, tamin ny taona 1534 ary nankatoavin ny papa Paoly III tamin ny taona 1540, tsy ahit ...

                                               

Mishnah

Ny Mishnah na Mishna na Misnà dia ny fanangonan-dalàna am-bava jiosy voalohany sady literatiora rabinika voalohany. Taminny taonjato faha-3 taor. J.K no nanaovani Juda Hanassi ny fanangonana, izay voasoratra taminny teny hebreo, afa-tsy andininy ...

                                               

Sora-madinika

Ny sora-madinika na soramadinika dia endriky ny litera mateti-piasa indrindra ao aminny fanoratana ka aminny ankapobeny soratana aminny endrika madinika kokoa. Ny mifanohitra aminy dia ny sora-baventy izay endrika tsy maintsy anoratana ny litera ...

                                               

Tendro kambana

Ny tendro kambana ‹ ◌̈ › dia mari-tsoratra ao aminny abidy latina sy ny abidy grika sy ny abidy sirilika ary ny maro hafa koa, izay miendrika teboka milahatra marindrano izay apetraka eo amboninny litera tiana hasiana azy. Ohatra: ä, e, ö, ü, ÿ

                                               

Tendro miraika havia

Ny tendro miraika havia ‹ ◌̀ › dia mari-tsoratra ao aminny abidy latina sy ny abidy grika sy ny abidy sirilika ary ny maro hafa koa, izay miendrika tsipika kely soratana avy ambany mianambony sady misompirana miankavia ary apetraka eo amboninny l ...