ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 23




                                               

Toliara Sands

Toliara Sands dia orinasam-pitrandrahana harena an-kibonny tany, dia ny fasi-mainty na ilmenita, ao aminny Faritra Antsimo-Andrefana. Orianasa aostraliana ny Toliara Sands izay nanorina ny foibeny any aminny 50 km avaratry ny tananani Toliara ary ...

                                               

Dekàna

Ny dekàna, aminny fanandroana manaraka zodiaka dia fizarànny evanny zodiaka mifandray amin-joro folo degre ao aminny faribolanny ekliptika, izany hoe iray ampahatelonny eva, satria ny eva tsirairay dia misy 30° ary ny faribolana manontolo, izay a ...

                                               

Uncyclopedia

Uncyclopedia, mitonon-tena ho "raki-pahalalanny fampahalalana diso", dia miavaka aminny raki-pahalalana fahita, satria izy dia ahitana fampahalalana iniana atao ho tsy marina na mivilana sy mahatsikaiky. Hala-tahaka ani Wikipedia izy, nefa tsy am ...

                                               

Menaka

Ny menaka dia teny ampiasaina rehefa manono ny zava-matavy ranoka rehefa avela aminny hafanana manodidina ary tsy mifangaro aminny rano, fa maivamaivana kokoa nohonny rano. Ny menaka dia ranoka, matavy, maisatra, avoakanny biby, ny voninkazo, ny ...

                                               

Epistily voalohany ho anny Korintiana

Ny Epistily voalohany ho anny Korintiana na Taratasy voalohani Masindahy Paoly ho anny Kôrintianina dia boky ao aminny Baiboly ao aminny Testamenta Vaovao izay isanireo atao hoe epistily. Taratasy voalohany nalefanny Apostoly Paoly ho anny fiango ...

                                               

Apôstôly roa ambinny folo

Apôstôly no ilazana ireo mpianatra roa ambinny folo nosafidini Jesoa manokana hamita iraka, dia i Petera, i Andrea, i Jakoba zanaki Zebedeo, i Joany, i Filipo, i Bartolomeo, i Tomasy, i Matio, i Jakoba zanaki Alfeo, i Joda, i Simona Zelota ary i ...

                                               

Vary

Ny vary no foto-tsakafon ny Malagasy sy mponina hafa maro eto ambonin ny tany, indrindra eto Afrika sy ao Azia. Zava-maniry ambolena ny vary, na eny an-tanimbary mando mandavan-taona, na volena maina an-tanety. Ny vary no céréale mitana ny lahara ...

                                               

Fiendrika

Ny fiendrika na fitodika dia toetra ara-pitsipiteny ananan ny teny amin ny sokajin-teny sasany, indrindra ny matoanteny, izay hita taratra amin ny fiovan endrik ilay teny sy ny heviny ka mampitodika io teny io amin ny lazaina. Ny fiendrika na fit ...

                                               

Farao

Ny farao na faraona dia ny mpanjakani Egipta taminny Andro Taloha. Ao aminny Baiboly dia lasa anaran-tsamirerinny mpanjakani Egipta ny teny hoe Farao na Faraona. 345 ny isanny farao fantatra anarana izay nifandimby nanjaka nandritra ny taonarivo ...

                                               

Fivavahan-drazana afrikana

Ny fivavahan-drazana afrikana dia fivavahana maro aty Afrika sy any amin ny tany hafa izay nolovan ny Afrikana monina aty atsimon i Sahara tamin ireo razany tany aloha, fa tsy nampidirina avy any ivelany toy ny fivavahana kristiana sy ny fivavaha ...

                                               

Sôlômôna

I Sôlômôna na Salômôna dia mpanjaka fahatelo tao Israely nandimby ani Davida teo anelanelanny taona 970 sy 931 tal. J.K. Ny Baiboly no ahitana ny ankabeazanny tantarani Sôlômôna, izay voalaza fa mpanjaka hendry, araka ny Boky voalohanny Mpanjaka. ...

                                               

Finoana silamo

Ny Finoana silamo dia finoana abrahamika mifototra amin ny finoana an Andriamanitra tokana farany izay tokana ary amin ny Korany izay heverin ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin Andriamanitra ara-bakiteny natao sora-tononina. Ny Korany ...

                                               

Valanaretinny coronavirus eto Madagasikara

Tamin ny 20 Marsa 2020 vao fantatra amin ny fomba ôfisialy ny fisian ny valanaretin ny coronavirus eto Madagasikara, araka ny fanambaràna nataon ny filoham-pirenena malagasy Andry Rajoelina. Tsiahivina fa tamin ny faramparan ny taona 2019 tany Si ...

                                               

Rainilaiarivony

Rainilaiarivony dia praiminisitra malagasy teraka taminny 1828 tao Antananarivo ary maty taminny taona 1896 tany Alzeria. Izy io no nandimby ny rahalahiny Rainivoninahitriniony izay praiminisitra talohany nandritry ny telo ambinny folo taona. Ami ...

                                               

Mikaela (arikanjely)

I Mikaela na Misely dia isan’ireo anjely lehibe na arikanjely, toa ani Gabriela sy i Rafaela, izay resahina ao amin’ny fivavahana jiosy sy kristiana ary silamo.

                                               

Metafizika

Ny metafizika dia sampan ny taranja filozofia mandalina izay ivelan ny zavaboary sy ny zava-misy mety ho tsapan ny fitaovam-pandrenesana, ka mikatsaka ny fototra iorenan ny fisainana sy ny fahalalana. Andinihana ny olombelona sy ny fanahy ny meta ...

                                               

Safidy malalaka

Ny safidy malalaka na sitrapo malalaka dia fahafahanny sainny olombelona hanao asa na tsy hanao nefa tsy terenny anton-javatra ivelany, toy ny zavatra tsy maintsy manery na ny fifaritanny zavatra hiseho mialoha. Ny hoe safidy malalaka dia midika ...

                                               

Teôlôjia

Ny teôlôjia dia taranja na vondron-taranja atao hianarana sy hahalalana ny amin Andramanitra, na ny amin ny hoe "andriamanitra", amin ny alalan ny fandraisan anjaran ny fisainan olombelona ho enti-manazava sy handaminana bebe kokoa izay zavatra f ...

                                               

Demiorga

Ny demiorga dia andriamanitra mpamorona izay tompon andraikitra tamin ny famoronana izao tontolo azo tsapain-tanana izao, ao amin ny fedrà maro momba ny fiforonanizao tontolo izao.

                                               

Fihoa-draha

Ny fihoa - draha dia toetra anananny zavatra anankiray izay mihoatra ny tokony hotakatry ny fahatsapana sy ny sainny olombelona. Atao hoe "mihoa-draha" ny zavatra manana izany toetra izany. Mampiasa ny teny hoe fihoa-draha na mihoa-draha ny filoz ...

                                               

Haifisaina sy hetsi-po

Aminny lafiny etimôlôjikafototeny, ny toe-tsaina dia ny fandinihana ny fanahy na psike frantsay psyché avy aminny fiteny grika psukhê. Aminny dikany aminny teny grika taloha, io fandinihana io dia miankina aminny asa psikôfiziôlojika, araka ny fi ...

                                               

Mpandrindra milina

Ny mpandrindra milina azo afohezina ho SE na OS na koa rafitra fikirakirana dia karazana rindrankajy iray mandrindra ny solosaina ary ahafahanny rindrankajy madinika handeha. Izy io dia karazana tetezana ahafahanny rindrankajy mampiasa ny fitaova ...

                                               

Arch Linux

Ny Andohalambo Linux dia mahaleotena ny fizarana Linux ho anny processors i686 sy x86-64, izay ahitana indrindra ny rindrambaiko maimaim-poana, dia mamporisika ny fandraisana anjara ao aminny fiarahamonina, ary dia natao indrindra mba efa be mpam ...

                                               

Robert C. Michelson

Avy 1971 ny 1973 Michelson fikarohana dia mpahay siansa, injeniera miasa aminny rafitra Radar aminny US Naval Research Laboratory ao Washington D.C. nandritra ny 30 taona manaraka isan-karazany sy ny fitantanana ny fahaiza-manaonareo injeniera ao ...

                                               

Lisp

Lisp dia hoe fianakaviana iray ny fandaharana ny teny computer aminny lehibe ny tantara sy ny toetra syntaxe feno ny fiteny. Tany am-boalohany naorina taminny 1958, sy ny faharoa taona ny avo lenta ny fandaharana ny teny, tatỳ aoriana, afa-tsy av ...

                                               

Torah

Ny Torah, izay midika hoe "lalàna", dia fitambaran’ireo boky dimy voalohany ao amin’ny Baiboly aminny teny hebreo. Izy no fizaràna voalohany ao aminny Tanakh, eo alohanny Neviim sy ny Ketuvim. Atao hoe "Boky dimini Mosesy izy ireo. Ao aminny Baib ...

                                               

Málaga

Málaga dia tanàna any atsimon Espaina, eo aminny aorontsiraky ny Mediteranea. Araka ny fampahalalànanny fanisana taminny 2009, ny isam-ponina any dia misy 1 593 068 ; 568 305 aminireo no mipetraka ao ambonivohitra. Ity no renivohitry ny faritani ...

                                               

Alatsinainy

Ny Alatsinainy dia andro voalohany aminny herinandro na andro faharoa raha manomboka aminny andro Alahady ny fanisana ny andro. Ho anny Malagasy mandala ny nentin-drazana dia andro fahadimy izy raha manomboka aminny Alakamisy ny herinandro. Ny te ...

                                               

Isaka avy any Antiokia

I Isàka avy any Antiokia na Isàka Lehibe dia Kristiana lazaina fa nanoratra toriteny maro miendrika tononkalo sy hira fiderana vitsivitsy amin ny teny siriaka tamin ny ampahany farany amin ny Andro Taloha, ka lahatsoratra miisa 191 izany araka ny ...

                                               

Fiteny berbera

Ny fiteny berbera dia sampanny fianakaviam-piteny hamito-semitika izay teneninny olona monina aminny velaran-tany midadasika, dia i Afrika Avaratra hatrany Marôka ka hatrany Ejipta, mamakivaky ani Aljeria sy ny Tonizia ary i Libia, ary i Sahara s ...

                                               

Abidy grika

Ny abidy grika dia abidy manavaka ny renisoratra sy ny zanatsoratra sady ahitana litera efatra amby roapolo, izay natao hanoratana ny fiteny grika nanomboka tamin ny taonjato faha-9 tal. J.K. hatramin izao fotoana izao. Io ihany koa no heverina f ...

                                               

Finoana silamo ao Indônezia

Ny finoana silamo ao Indônezia dia iray aminireo fivavahana enina tsy maintsy isafidianny olom-pirenena indôneziana mba hosoratany ao aminny karapanondrony, ka ny dimy sisa dia ny bodisma, ny katôlisisma, ny kônfosianisma, ny hindoisma ary ny prô ...

                                               

Petra-kevitra ara-tahirin-kevitra

Ny petra - kevitra ara - tahirin - kevitra dia petra-kevitra izay milaza fa ny boky dimy voalohany ao amin ny Testamenta Taloha izay mamorona ny atao hoe Pentateoka na Tôrah dia avy amin ny loharano efatra samihafa, dia ny tahirin-kevitra iahvist ...

                                               

Fivoahanny Zanaki Israely avy any Egipta

Ny Fivoahan ny Zanak i Israely avy any Egipta dia fitantarana ao amin ny Baiboly izay milaza ny fahafahana azon ny Hebreo teo ambany fitarihan i Mosesy sy Aarôna, avy amin ny fanadevozan ny Egiptiana azy ireo nandritra ny taonjato maro, ka nahazo ...

                                               

Fanabeazana aizana

Ny fanabeazana aizana dia teny amaritana ireo fomba rehetra anoherana ny fitoe-jaza vokatry ny firaisana ara-nofo. Araka ny Fikambanana iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana, izy io dia ny "fampiasana ny fitaovana amam-pomba manan-tanjona ny ...

                                               

17 Jolay

1897: Max Knoll - mpahay fizika, injeniera, mpamorona 1894: Georges Lemaitre - mpanao matematika, mpahaikintana 1918: Ángel Zubieta - mpilalao baolina kitra 1698: Pierre Louis Moreau de Maupertuis - mpahaikintana, filôzôfy, mpanao matematika, mpa ...

                                               

11 Febroary

1800: William Henry Fox Talbot - mpaka sary, mpanao politika, mpamorona, mpahay siansa, mpanao matematika 1610: Salomon Idler - injeniera 1814: François Coignet - injeniera sivily, injeniera 1756: Nathanael Ernst Dauter - mpahaisiansan-javaboahar ...

                                               

29 Febroary

1892: Gaetano Castelfranchi - mpahay fizika, injeniera 1880: Louis Rustin - mpamorona 1984: Anna Paulson - mpilalao baolina kitra 1836: Brian McConnell - injeniera sivily 1952: Roger Gustafsson - mpilalao baolina kitra 1824: Onofrio Abbate - Doko ...

                                               

4 Oktobra

1768: Francisco José de Caldas - injeniera, Mpanao gazety, mpahaikintana Giovanni Agusta - injeniera 1878: Eugène Lefebvre - injeniera 1879 Emilio Guarini 1839: Augustin Normand - injeniera 1855: Jonas Wenström - injeniera 1869: Ivan Rerberg - in ...

                                               

5 Janoary

1876 1837: Cornelis Johannes van Doorn - injeniera 1871: Émile Jouguet - mpanao matematika, injeniera 1592: Shah Jahan - 1838: Camille Jordan - mpanao matematika, injeniera Konrad Adenauer 1813: Adrien de Lavalette - Mpanao gazety, mpiantoka, mpa ...

                                               

2 Jolay

James Edward Jack Patterson - injeniera sivily, injeniera, mpanao politika 1848: Carl H. Ziese - injeniera 1884 1877: Hermann Hesse - mpanoratra tantara lava, Poeta, mpanoratra, filôzôfy 1881: Albert Fonó - injeniera 1489: Thomas Cranmer - 1862: ...

                                               

18 Oktobra

1836: Benjamin Constant - mpanao politika, injeniera, mpanao matematika 1818: Friedrich Eduard Hoffmann - mpamorona 1847: Alexander Lodygin - injeniera 1912: Philibert Tsiranana - mpanao politika 1903: Willy Müller - mpamorona 1924: Armando Crisp ...

                                               

23 Martsa

James Alexander Young 1849: Luigi Paolucci - mpahay siansa, mpahaisiansan-javaboahary 1752: Friedrich Wilhelm von Reden - injeniera, mpanao politika 1842: Clemens Herschel - injeniera 1875 Max Abraham - mpahay fizika, mpanao matematika 1870: Raou ...

                                               

14 Janoary

1887: A.E. Henning - injeniera sivily 1925 1909: Joseph Losey - talen-koronantsary, mpanoratra senariô 1902: James Bullough Lansing - injeniera 1839: Anton Eilers - injeniera 1905: Takeo Fukuda - mpanao politika 1862: Rosalía Abreu - mpahaisiansa ...

                                               

26 Desambra

Vincenzo Muricchio - mpamorona 1841: Richard Henry Brunton - injeniera sivily, injeniera 1861 1801: Charles Combes - injeniera -501: Parménide - filôzôfy, mpanoratra 1742: Ignaz von Born - injeniera Emil Wiechert 1791: Charles Babbage - mpanao ma ...

                                               

6 Janoary

1919: Georges Nomarski - mpahay fizika, injeniera 1807: Joseph Petzval - mpahay fizika, mpanao matematika, injeniera 1871: Eugen Burg - mpilalao, talen-koronantsary, mpilalao aminny horonantsary 1412: Jeanne dArc - 1883: Kahlil Gibran - Poeta, fi ...

                                               

14 Jolay

1910: William Hanna - mpamoaka horonantsary, talen-koronantsary, Mpanentana, mpanoratra, mpanoratra senariô 1819: Benjamin Blyth - injeniera sivily, injeniera 1873: Félix Leprince-Ringuet - injeniera 1906: Alexander Kennedy Miller - injeniera 160 ...

                                               

Talohanny tantara

Ny talohanny tantara, fantatra ihany koa aminny tantaram-piainana talohanny literatiora, dia ny vanim-potoananny tantaranny olombelona teo anelanelanny fampiasana ny fitaovana vato voalohany nataoni olona c. 3.3 tapitrisa taona lasa izay ary ny f ...

                                               

Fampihorohoroana

Ny fampihorohoroana dia ny fampiasana ny tahotra sy ny herisetra ao mba hampitahorana fiaraha-monina na fitondram-panjakana. Maro isan-karazany ny fikambanana ara-politika na ara-tsosialy mety mampiasa ny fampihorohoroana mba hanatrarana ny tanjo ...

                                               

Fampisotroana tangena

Fomba fitsarana teo aminny Ntaolo ny fampisotroana tangena, saingy efa tsy atao kosa aminny tontolo ankehitriny. Ny tangena dia zava-maniry faranizay mangidy, ary mety hahafaty mihitsy aza ny fisotroana azy. Rehefa misy olona ahiahiana ho meloka ...