ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 24




                                               

Fiteny ao Amerika Atsimo

Ny fiteny ao Amerika Atsimo dia fiteny maro isan-karazany, ka isan izany ireo fiteny amerindiana ao Amerika Atsimo izay mahatrara 600 isa any ho any, voatsinjara ao amin ny fianakaviam-piteny 118. ahitana fiteny miisa 32, ohatra, ny ao Bôlivia iz ...

                                               

Venezoela

Ny Venezoela, na Repoblika Bolivarianini Venezoela, dia firenena any avaratra ny Amerika Atsimo. es) Tranonkala ofisialinny governemanta Venezoelianina es) Fitondrananny Repoblika Venezoelianina fr) sokajy Venezuela ao aminny dmoz

                                               

Arapaho

Ny Arapahôh na Arapahos na "Gens de vaches" dia mponina tera-tany ny amerika miaina eo aminy staty ny Colorado sy Wyoming. Izy dia namanamanani Sayena sy namanani Dakota manomeha enklavy algônkina zareo miarakaminy Sayena eo andrefani tany lemaka ...

                                               

Fiteny aligônkianina

Ny teny algônkiana dia fianakavinanteny misy miteny any Amerika avaratra ao anatinio misy ny ankabiazanny teny Aljika (ny sasana sia wiyot, yurok any avaratra-anderani kalifornia ; tokony tsy afangaro ny teny algonkiana sy ny algonkina.

                                               

Fiteny italiana

Ny fiteny italiana dia ny fiteny tenenina any Italia, any San Marino ary any Vatikàna. Isanny fiteny rômana ny fiteny italiana izay teneninny olona miisa 66 tapitrisa any ho any. Heverinny mpahay teny ho teny tokana mizara fitenim-paritra maro ny ...

                                               

Lalao nosy ranomasimbe Indiana

Ny Lalaonny nosy eto aminny Ranomasimbe Indiana dia fifaninanana ara-panatanjahantena na fihaonanireo nosy ao atsimo-andrefana aminny ranomasimbe Indiana. Nanomboka taminny taona 1970, ny daty nanokafana io lalao io voalohany. Miverimberina isaky ...

                                               

Andamàna (nosy)

Ny nosy Andamàna dia tamba-nosy ao avaratra atsinanan ny Ranomasimbe Indiana, ao amin ny Ranomasin i Andamàna, mikambana amin i India, ahitana nosy miisa 204 ka 38 no misy olona monina. I Port Blair no tanàna lehibe indrindra ao sady rehivohiny. ...

                                               

Nikobara (nosy)

Ny nosy Nikôbara dia tamba-nosy ao aminny Ranomasina Andamàna ao aminny tapany avaratry ny Ranomasimbe Indiana, mitambatra amini India. Mandrara ny olona tsy Indiana handeha ao aminireo nosy ireo ny fitondram-pananana indiana. Nosy miisa 22 no ma ...

                                               

Sakaleona

I Sakaleona dia onini Madagasikara mamakivaly ny faritra Amoroni Mania sy ny faritra Vatovavy-Fitovinany, ary mivarina any atsinanana ao amin ny Ranomasimbe Indiana, ao akaikini Nosy Varika. Any afovoan-taniny no miy ny loharanony.

                                               

Java

I Java dia nosini Indônezia ao amini Insolindia, izay tondrahanny Ranomasimbe Indiana ao atsimo sy ny Ranomasini Java ao avaratra, hodidinini Somatra ao avaratra andrefana, ny nosy Baly ao atsinanana ary i Bôrneô ao avaratra. Atao hoe Jawa izy am ...

                                               

Mahé

Mahé: nosy lehibe ao aminny tamba-nosini Seychelles ao anatinny ranomasimbe Indiana, eo aminny 4°40 atsimo sy 55°28 atsinanana. Ao Mahé no misy ani Victoria, renivohitri Seychelles. 144 km² ny velarany tokony ho ny ampahatelonny firenena manontol ...

                                               

Ranomasini Arabia

Ny Ranomasini Arabia na Ranomasini Ômàna dia ampahanny Ranomasimbe Indiana eo anelanelanny Saikanosini Arabia ao adrefana, i Pakistàna ao avaratra, ny zana-kontinentani India ao avaratra atsinanana sy atsinanana, ireo nosy Lakediva ao atsinanana ...

                                               

Andringitra

Andringitra dia tangoron-tendrombohitr i Madagasikara, izay hita ao amin ny tapany atsimon ity nosy ity, 120 km avaratry ny zana-pehin-tany Adijady, 100 km miala ny Ranomasimbe Indiana. Mitodika avy avaratra mianatsimo io tangoron-tendrombohitra ...

                                               

Aostralia Atsimo

I Aostralia Atsimo dia fanjakana ao Aostralia izay hita ao afovoanny ilany atsimonny nosini Aostralia. Aminny teny anglisy dia atao hoe South Australia izy. Ao aminny faritra maina indrindra ao aminio nosy io izy ka manana velarana 984 377 km 2, ...

                                               

Fiteny aostrôneziana

Ny fiteny aostrôneziana dia ny fiteny tenenina eto Madagasikara, any Azia Atsimo Andrefana, ao amin ny ranomasimbe Pasifika ary any Taioàna. Ny isan ireo fiteny aostrôneziana manerana izao tontolo izao dia eo amin ny 1 268, izany hoe vondrom-pite ...

                                               

Aostrôneziana (vahoaka)

Ny Aostrôneziana dia ireo vahoaka tompon ny fianakaviam-piteny aostrôneziana ka ny ankamaroany dia miteny malaiô-pôlineziana. Ny fiteny malaiô-pôlineziana dia ahitana fiteny miisa 1 248 raha mitotaly 1 268 ny fiteny aôstroneziana. Ny anarana hoe ...

                                               

Sandratsio

I Sandratsio dia reniranon i Madagasikara, ny lehibe indrindra amin ireo renirano manompo ony Maningory.

                                               

Irodo

Irodo dia reniranon i Madagasikara ao amin ny faritra Sava, ao amin ny faritanin Antsiranana, izay mivarina mankany atsinanana ao amin ny Ranomasimbe Indiana.

                                               

Ranomasimbe Antarktika

Ny Ranomasimbe Antarktika na Ôseana Antarktika na Ranomasimbe Atsimo dia ranomasimbe any aminny faritra farany atsimo aminny Tany izay manodidina ny Kôntinenta Antarktika. Ny famaritana anio ranomasimmbe io dia nifanarahana satria tsy misy kôntin ...

                                               

.io

.io no top-level domain fehezan-dalàna ho anny Britanika Faritry ny Ranomasimbe Indiana eo aminny aterineto. Jereo koa: Lisitry ny ambony-pitenenana. .io Whois-Abfrage

                                               

Matitanana

I Matitanana dia reniranon i Madagasikara any amin ny faritra Atsimo-Atsinanana, izay mivarina any amin ny Ranomasimbe Indiana, ao Vohipeno. Manompo azy ny renirano Sahafina, Rienana, Manankazo ary Manandria.

                                               

Manambolo (renirano)

I Manambolo dia reniranon i Madagasikara mivarina mankany andrefana ao amin ny Ranomasimbe Indiana. Mamakivaky ny Tsingin i Bemaraha sy ny tahirin-javaboary ̥Maingoza izy, izay manana halava 370 km.

                                               

Mananjary (renirano)

I Mananjary dia onin i Madagasikara mivarina any amin ny morontsiraka atsimo atsinanana any amin ny Ranomasimbe Indiana, ao amin ny tanànan i Mananjary. Izy no manefitra ny tanin ny Betsimisaraka avy ao atsimo. Manana halavana mirefy 212 km ity o ...

                                               

Mandrare

I Mandrare dia onin Madagasikara ao aminny faritra Anosy, ao aminny faritanini Toliara, izay mivarina mankany aminny Ranomasimbe Indiana, ao akaikin Amboasary Atsimo. Maina i Mandrare aminny volana sasany ao aminny taona. I Manambovo sy i Mananar ...

                                               

Manambovo

I Manambovo dia onin i Madagasikara any amin ny faritra Androy, mandalo ny distrikan i Tsiombe, manompo azy ny renirano Jafary, Ifanoroky, Behara ary Sahamasy ka mivarina any amin ny Ranomasimbe Indiana izy amin ny farany.

                                               

Johannesburg

Johannesburg dia tanàna lehibe any avaratra atsinanani Afrika Atsimo. Ny tanan-dehibeni Johannesburg no tanàna ngeza indrindra any Afrika Atsimo. Anisanny tanàna lehibe indrindra ao Afrika ary eto aminizao tontolo izao i Johannesburg: ny isam-pon ...

                                               

Makoua (tanàna)

I Makoua dia tanàna ao amin ny departemantan i Cuvette ao amin ny Repoblikan i Kôngô, sady renivohitry ny distrikan i Makoua, izay misy mponina miisa 20 000 any ho any tamin ny taona 2010, ka ny 12 000 dia monina ao amin io tanàna io. Mandalo ami ...

                                               

Fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2010

Ny Fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2010 dia ny fiadiana ny tompondaka faha 19. Izy io dia manomboka aminny 11 Jiona 2010 ary mifarana aminny 11 Jolay 2010 any Afrika Atsimo. Izy io dia fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kit ...

                                               

Ala

Ny ala dia toerana be hazo maniry. Misy dikany maromaro ampiasaina ho anny ala, mifototra amina fepetra maro. Ny ala dia mandrakotra ny 9.4%-nny tany na 30% hatraminny 50%-nny velarantany manontolo eto an-tany. Ny ala koa dia toerana iainana ary ...

                                               

Fiteny semitika

Ny fiteny semitika dia vondrom-piteny nampiasaina taminny Andro Taloha sy ankehitriny any Atsinanana Akaiky sy ao Afrika Avaratra ary ao aminny Tandroki Afrika. Isanireo fiteny atao hoe hamitô-semitika na afrô-aziatika na afraziana izy ireo ka mi ...

                                               

Jeôgrafianny Repoblikani Kôngô

Ny Repoblikan’ i Kôngô dia firenena ao Afrika Afovoany izay mifanefi-tany amin’ ny Repoblika Demôkratikan’i Kôngô ao atsimo sy ao atsinanana, amin’ i Angôla ao atsimo andrefana, amin’ i Gabôna ao andrefana ary amin’ i Kamerona ao avarara-andrefan ...

                                               

Filistia

I Filistia dia fanjakana naorinny Filistina, izay isanireo atao hoe "Vahoakanny ranomasina", manodidina ny taona 1200 tal. J.K. tao aminny morontsiraky ny Ranomasina Mediteranea manodidina ny tananani Gaza sy Askelona. Fikambanan-tanàna mahaleo t ...

                                               

Mahafaly

Ny Mahafaly dia foko iray ao amin ny faritra atsimo-andrefan i Madagasikara, eo anelanelan ny renirano Menarandra ao atsimo sy Onilahy ao avaratra no fonenany, eo amin ny tampon-tanety be sokay sy fasika mitondra io anarana Mahafaly io ihany. Mit ...

                                               

Kolontsaina ao aminny Repoblikani Kôngô

Ny kolontsaina ao amin ny Repoblikan i Kôngô dia kolontsaina manan-karena izay iainan ny mponina 5 000 any ho any, noho ny fananan io firenena io velaran-tany midadasika sy noho ny toerana misy ny taniny, izay mivelatra hatrany amin ireo fatrana ...

                                               

Tantarani Borondy

Ny tantarani Borondy dia tantaran ny firenena izay iray amin ireo vitsy ao Afrika, miaraka amin i Roanda sy i Botsoana sy i Lezôtô ary i Esoatiny, izay fitohizanny taniny fanjakana afrikana nisy taminny vanimpotoana talohanny fanjanahan-tany.

                                               

Ôfira

I Ôfira dia seranan-tsambo na faritra resahina ao amin ny Baiboly izay fantatra amin ny filazana azy fa nanana harem-be, indrindra ny volamena. Voalaza ao amin ny Baiboly fa naharay volamena sy hazo sarobidy sy vatosoa sy vanginelefanta ary vorom ...

                                               

Jeôgrafianny Repoblika Demôkratikani Kôngô

Ny jeôgrafian ny Repoblika Demôkratikan i Kôngô dia maneho ny maha firenena manana otri-karena betsaka an ity firenena ity, izay ahitana ny ampahany be indrindra amin ny lemaky ony Congo, izay mahafaoka mihoatra ny 1 000 km². Ny hany ahafaha-mivo ...

                                               

Fiteny arameana

Ny fiteny arameana dia iray aminireo vondrom-piteny hamito-semitika. Misy koa ny manoratra hoe arameo tahaka ny hoe hebreo sy ny hoe aramianina na arameanina. Aminio fianakaviam-piteny hamito-semitika io dia isanny sampana semitika ny fiteny aram ...

                                               

Rio Tinto

Ny Rio Tinto dia vondrona orinasa mpitrandraka harena an-kibon ny tany anglô-aostraliana misandrahaka maneran-tany, izay miorina indrindra ao Aostralia sady manana foibe roa sy ao Amerika Avaratra. Io vondrona io dia hita ihany koa aminny firenen ...

                                               

Zôrôastrisma

Ny zôrôastrisma na zôrôastrianisma dia fivavahana monoteista naorin’i Zaratostra tany Persia tany amin’ny taonjato faha-7 tal. J.K. ka i Ahora Mazda no anaran’ny Andriamaniny. Manindry mafy ny fifanoheran’ny herin’ny tsara amin’ny herin’ny ratsy ...

                                               

Raketa

Ny raketa dia fianakavian-javamaniry be nofo sady misy tsilo avy any Amerika nefa hita koa aty Afrika sy ao Aostralia ary any aminireo faritra manodidina ny Ranomasina Mediteranea. Tsy tokana ny karazan-draketa fa misy any aminny roa arivo any ho ...

                                               

Lalana

Ny lalana dia soritra namboarina natao ho fandehanana mpampitohy toerana na tanàna roa. Ao an-tanàna, ny lalana dia toerana ifamoivoizanny olona izay mitondra azy ireo any aminny tranony na any aminny toerana iasany. Ny lalana dia toerana sarabab ...

                                               

Maka (any Arabia Saodita)

I Maka dia tanàna any amin ny tapany andrefan i Arabia Saodita, miorina 80 km miala ny Ranomasina Mena, renivohitry ny faritanin i Maka. Amin ny teny arabo izy dia atao hoe مكة / Makka. Ny Malagasy sasany dia manonona hoe Lameka na Lameky. Araka ...

                                               

Fivahiniana masina

Ny fivahiniana masina nataon ny Kristiana voalohany dia mankany amin ny toerana niaretan i Jesoa Kristy ny fijaliany.

                                               

Môskea

Ny môskea na môske no toeram-pivavahana ivorian ny Miozolmana hanatanterahana ny vavaka iraisana. Teo anelanelan ny taonjato faha-7 sy faha-16 no tena namipirobo ny fanamboarana môskea. Hodidinin ny tilikambo maro ny trano mamorona ny môskea, mie ...

                                               

Persia

I Persia dia faritra tany Atsinanana-Akaiky, teo anelanelan ny Ranomasina Kaspiana sy ny Helodrano Persika, ary mifanandrify amin i Iràna ankehitriny. Ny mponina tao no atao hoe Persiana. Tamin ny taona 1935 i Persia dia novana anarana ho Iràna. ...

                                               

Nerô (emperora)

I Nerô na Nerôna dia emperorani Rôma faha-5, isanireo Jolio-Klaodiana, izay nitondra teo anelanelanny taona 54 sy 68 taor. J.K. Teraka taminny 13 na 15 Desambra 37 tao Antioma ary maty ny 7 Jona 68 tao Rôma izy. Nalaza taminny fanenjehana ny Kris ...

                                               

Fiteny siriaka

Ny fiteny siriaka dia isan ny fiteny semitika ao Atsinanana Akaiky, ao amin ny vondrom-piteny arameana. Efa nisy tamin ny taonjato faha-12 tal. J.K. ny fiteny arameana ka nivoatra nandritra ny taonjato maro. Fitenim-paritry ny fiteny arameana ny ...

                                               

Jeôgrafiani Borondy

Ny jeôgrafiani Borondy dia maneho ny vohon ny tany sy ny biby sy ny zavamaniry, ny mponina sy ny tanàna ary ny toekareni Borondy. Ny farantsa borondey franc burundais no vola ampiasaina ao Borondy. Tsy misy fifandanjana ny fifanakaozam-barotra am ...

                                               

Juvénal Habyarimana

I Juvénal Habyarimana dia mpanao pôlitika roandey sy filoham-pirenen’i Roanda tamin’ny taona 1973 hatramin’ny 1994. Teraka tamin’ny taona 1937 izy ary maty tamin’ny taona 1994. I Grégoire Kayibanda, izay naongany, no filoham-pirenena nodimbiasany ...