ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 26




                                               

Edoma

I Edoma dia anaranny firenena tao atsimonny Ranomasina Maty ao aminny tapany atsimoni Israely sy Jordania ankehitriny. Araka ny Baiboly dia taranaki Esao ny mponini Edoma izay atao hoe Edomita, dia i Esao izay lahimatoani Isaka sady kambana tamin ...

                                               

Eseniana

Ny Eseniana dia ireo olona tao amin ny antoko mpanaraka ny jodaisma tamin ny vanimpotoan ny Tempoly Faharoa izay niroborobo nanomboka tamin ny taonjato faha-2 tal. J.K. sady nanomboka fanta-pisiana tamin ny taonjato voalohany tao Palestina. Araka ...

                                               

Samaritanisma

Ny samaritanisma dia fivavahan ny Samaritana izay mifanakaiky amin ny fivavahana jiosy, nefa ny boky dimy voalohany ao aminny Baiboly ihany, fa tsy ny Baiboly hebreo manontolo, no ekeny ho Soratra Masina. Ny tendrombohitra Gerizima no tendrombohi ...

                                               

Fiangonana Jesosy Mamonjy

Ny Fiangonana Jesosy Mamonjy dia fiangonana kristiana miorina eto Madagasikara sady efa miely any ivelany koa. Niorina ara-panjakana taminny 1963 teto Madagasikara ny Fiangonana Jesosy Mamonjy taorianny asa fitoriana Filazantsara nataonny Misione ...

                                               

Arusha

I Arusha dia tanàna ao aminny tapany avaratri Tanzania sady renivohitry ny Faritri Arusha. Taminny taona 2012 izy dia nisy mponina miisa 416 442; Aminizao izany dia mety any aminny 500 000. Akaiky ny tendrombohitra Kilimandjaro no misy ani Arusha ...

                                               

Betsileo

Ny Betsileo dia vondrom-poko lehibe eto Madagasikara, ao amin ny toerana faritan ony Mania ao avaratra, ny tanin ny Tanala ao atsinanana, ny tendrombohitr Andringitra ao atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr i Bongolava ao andrefana, izany hoe ao ...

                                               

Ratovantany

Ratovantany, izay atao hoe koa Andriantompo, dia andriamanitra inoana, araka ny fedrà malagasy, fa nanamboatra ny tenany izay miray aminny Tany. Hita ao aminny fedrà malagasy momba ny famoronana izy. Araka io fedrà io dia nanao fanekena taminny a ...

                                               

Hiragasy

Ny hiragasy na hira gasy dia fampisehoana atrehinny vahoaka izay mitovitovy aminny tantara tsangana atao an-kira. Ny hiragasy dia fitambaranny feon-javamaneno sy hira ary dihy mampiavaka ny kolontsainny faritra afovoan-tany eto Madagasikara, indr ...

                                               

Fihavanana

Ny fihavanana dia endriky ny fifandraisana eo aminny fiarahamonina araka ny kolontsaina malagasy izay mivoy ny fifanampiana sy ny fifandeferana ary ny firaisan-kina anjakanny filaminana. Aminny heviny mifintina dia manondro ny fifandraisanny olon ...

                                               

Fiangonana Malagasy Tranozozoro Antranobiriky

Ny Fiangonana Malagasy Tranozozoro Antranobiriky, izay hafohezina aminny hoe FMTA, dia fiangonana protestanta nipoitra avy aminny London Missionary Society taminny taona 1894. Ny Pastora Rajaonary no nitantana ny Fiangonana voalohany nanomboka ny ...

                                               

Septoajinta

Ny Septoaginta na Septanta na Septoajinta izay hafohezina amin ny tarehimarika romana hoe LXX, dia dikan-tenin ny Baiboly jiosy amin ny fiteny grika koine. Niitatra ny zavatra tondroin ny teny hoe Septoaginta ka nahafaoka ny dikan-tenin ny Tanakh ...

                                               

Antokon-kintana

Ny antokon - kintana dia vondron-kintana hita ho toa mifanakaiky sady ampifandraisinny eritreritra araka ny kolontsaina sy ny sivilizasiona aminny alalanny tsipika tsy hita maso ka manome endrika voafaritra. Hatraminizay nisianny tantara dia namp ...

                                               

Fivavahana eto Madagasikara

Ny fivavahana ao / eto Madagasikara dia mitovitovy amin ny an ireo firenena ao Afrika ahitana ny fifanojoan ny fivavahana maro samihafa izay miteraka fanao ara-pivavahana isan-karazany. Ny tena be mpanaraka dia ny fivavahan-drazana sy ny fivavaha ...

                                               

Jiosy

Ny Jiosy na Jody dia ireo Zanaki Israely niaina taorianny fahababoana tany Babilôna, na ny olona manaraka ny fivavahana jodaisma. Israely no tany fiavianny Jiosy sy ny jodaisma. Araka ny Baiboly dia nomeni Iahveh Andriamanitra azy ireo io tany io ...

                                               

Fanompoan-tsampy

Ny fanompoan-tsampy dia fivavahana aminny sarin-javatra. Nefa ho anny fivavavahana jiosy sy kristiana ary silamo dia fanompoan-tsampy koa ny fivavahana aminny zavatra iray na inona na inona izay tsy Andriamanitra na ny fivavahana aminandriamanitr ...

                                               

Aloalo

Ny aloalo dia tsato-kazo voasokitra avy aty ambany hatrany ambony izay entina anaingoana ny fasana any amin ny faritra mahafaly sy antandroy, ka matetika ahitana sarin omby na sarin olona eny amin ny tampony. Matetika ny aloalo eny amin ny fasana ...

                                               

Mohamady

I Mohamady dia mpitondra ara-pivavahana sy ara-pôlitika ary ara-tafika arabo avy aminny foko Quraysh. Aminny finoana silamo dia izy no mpaminanin Andriamanitra. Teraka tao Maka izy taminny taona 570 ary maty tao Madina taminny taona 632. Abū al-Q ...

                                               

Jeôgrafiani Madagasikara

I Madagasikara dia nosy lehibe ao amin ny Ranomasimbe Indianina. Nosy fahefatra lehibe indrindra eto an-tany izy. Any amin ny ila-bolan-tany atsimo no misy an i Madagasikara, fahefatra amin ny nosy ngeza indrindra eto an-tany ny nosin i Madagasik ...

                                               

1931

Charlie Bassett Edmond Maire Johannes Rau Jacques Ehrmann Bert Bus Mady Mesplé Paul Butel Raymond Kopa Hennie Hollink Claire Bloom John Jenkins saxophoniste Omer Léger Jacqueline Danno Masahiro Shinoda Ken Takakura Albert DeSalvo Paulo Maluf Frit ...

                                               

1944

Roland Rech Sergueï Nikitine Hassan Massoudy Jean-Paul Huftier Gérard Glatt Maurice Clermont Alain Verhoeve Harold Ramis Jeanne Chevalier Daniel Schell Donna Haraway Eduardo Flores Jean-Marc Salinier Fulgencia Romay Mike Marshall Everaldo Marques ...

                                               

1926

Tapio Mäkelä Ivan Illich Bruno Trentin Andries Kinsbergen Gérard Cornu professeur Barry Long Anne Jackson John Leech Leone Cimpellin J.B. Hutto Alan Walters Marilyn Monroe John Derek Bobby Jaspar Clem Labine Luigi Veronelli Alan Browning Jean-Pau ...

                                               

1925

Magatte Lô Luciano Berio Ketumile Masire András Biró Colin Figures Harry Harrison Scott Carpenter Roger Nimier Nobuko Otowa Claire Duhamel Lennart Bergelin Allan Blakeney Stephen A. Jarislowsky Ruth Sobotka Micheline Gary Oswald Nigel Cecil Leno ...

                                               

1930

Edward Seaga Michel Schooyans Tata Güines François Dupuis 1930-2000 Ikkō Tanaka Henri Graziani Gylmar dos Santos Neves Michel Odent Gennady Vaganov Rachid Gara Pierre Boudot Gustave Tiffoche Clive Revill J. D. Okhai Ojeikere Robert Urbain Glenn C ...

                                               

1872

Maximilian Bayer Herbert Pitman Maurice Pujo Charles Fuller Baker Aldebert de Chambrun Sydney Smith tennis Elsie Reford Andries Cornelis Dirk de Graeff John Campbell Elliott Léon Homo Marcel Renault Raymond Foucart Paul Léautaud Selwyn Biggs Wilh ...

                                               

1941

John Bennett Perry Dixie Willis Adnan Addoum Peter Urbach Jean-Pierre Rassam Les Blair Annette Kahn André Stanguennec Miroslav Verner Gabriel De Michèle Alfred Aho Klaus Hildebrand Domenico Losurdo Paul Kligman Ted Strickland Dennis Sullivan Loui ...

                                               

1939

Georges Tarabichi Jimmy James and the Vagabonds Joel Kermarrec Abdelmajid Lakhal Po-Chih Leong Blaine Lindgren Gérard Coinçon David Throsby Gaston Péloquin Shū Kamo Jacques Renavand Jean Djorkaeff Marc Laurendeau Barry Ashbee Évelyne Lacroix Bern ...

                                               

1899

Edward Dillon Eugène Lapierre Alice Cocéa Wilhelm Röpke Pierre Boudin Octave Rabaté Hubert Vincent-Bréchignac Wolfgang Krull Maria Nikolaïevna de Russie 1899-1918 Rufino Tamayo Clifford Hillhouse Pope Lucie Coutaz Max Simon Anne Heurgon-Desjardin ...

                                               

1906

Lee Barnes Charles-Émile Gadbois Nusch Éluard Jean-Robert Debray Cai Chusheng Pierre Weill réalisateur Robert Trent Jones Roger Livesey Dorothy Jordan actrice américaine Giovanni Fusco Hélène Tossy Ivan Brkanović Johnny Moore guitariste Robert Ca ...

                                               

1928

Doudou Ndiaye Rose John Colicos Peter Lougheed Jean Riemer Bob Monkhouse Paul Elvström Tom Lehrer Dennis St John Daniel Frasnay María Dhialma Tiberti Gustav Leonhardt Morihiro Saitō Miguel Bover Gilbert Temmerman James Cohn Louis Calaferte G. Geo ...

                                               

Jodaisma eto Madagasikara

Ny jodaisma eto Madagasikara dia fantara amin ny fomba ôfisialy ny fisiany tamin ny taona 2016. Amin izao fotoana izao dia mitombo isa ny Malagasy izay miova finoana ho amin ny fivavahana jiosy. Mihevitra ny sasany amin ireo Malagasy ireo fa five ...

                                               

Anarana

Ny anarana dia teny na andian-teny enti-manondro na milaza zavatra, manana aina na tsy manana aina, hita maso na tsy hita maso, azo tsapain-tanana na tsy azo tsapain-tanana, na toerana na fotoana. Raha ilazana sokajin olona na biby na zavatra na ...

                                               

Kirosy Lehibe

I Kirosy Lehibe, izay atao hoe Kirosy II, dia mpanjakani Persia taminny taona 559 hatraminny taona 530 tal. J.K., teraka taminny taona 590 tal. J.K. ary maty ny taona 529 tal. J.K. I Kambisesy I no rainy. Ny vadiny dia Kasandana. Ny zanany dia i ...

                                               

FandroanAndriana

Ny fandroanandriana na Fandroana dia firavoravoana anaovana fampandroana masina ny andriana tao aminny Fanjakana merina ao afovoani Madagasikara izay tanterahina aminny fiandohanny volana Alahamady. Araka ny lovantsofina dia ny mpanjaka Ralambo t ...

                                               

Tolom-bahoaka tamin ny 1947

Ny tolom - bahoaka tamin ny 1947 dia fikomiana nataon ny Malagasy tamin ny taona 1947 sy 1948 teto Madagasikara, tamin ny fotoana naha zanatany frantsay azy. Taorian ny kirizy tany Indôsina izay nipoaka tamin ny 1946, dia heverina ho fambaran ny ...

                                               

Noely

Ny Noely na Krismasy dia andro firavoravoana kristiana izay ankalazana sy ahatsiarovana ny nahaterahan i Jesoa Kristy. Aorian’ ny Paska dia ny Noely no andro fety manan-danja indrindra amin ny alimanakan ny ankamaroan ny fiangonana kristiana. Ny ...

                                               

Bokini Isaia

Ny Bokin i Isaia, na Bokin i Izaia, dia boky faminaniana voalohany sy lava indrindra ao amin’ ny Tanakh sy ao amin’ ny Testamenta Taloha ao amin’ ny Baiboly. Ny Bokin’ i Isaia no bokim-paminaniana mahakasika lohahevitra maro izay voavelabelatra a ...

                                               

Sadoseo

Ny Sadoseo na Sadoseanina dia ireo mpikambana amin ny antoko iray amin ny efatra lehibe amin ny firehan ny fivavahana jiosy tamin ny Andro Taloha tao Jodea tamin ny taonjato faha-2 tal. J.K. sy taonjato voalohany taor. J.K. Ny antoko telo hafa di ...

                                               

Vavolombeloni Jehovah

Ny Vavolombeloni Jehovah dia fikambanana kristiana mino ny fitondran’ny Mesia mandritra ny arivo taona sy mihevi-tena ho mamerina amin’ny endriny tany amboalohany ny fivavahana kristiana. Io fikambanana io dia nipoitra avy aminny fikambanana atao ...

                                               

Filazantsara araka ani Marka

Ny Filazantsara araka ani Marka, na Vaovao Mahafaly araka ani Marka, na Evanjely araka ani Masindahy Marka dia faharoa aminny Filazantsara ao aminny Testamenta Vaovao ao aminny Baiboly. Ny asa nataoni Jesosy no tianny mpanoratra hampitaina: aseho ...

                                               

Fiangonani Jesoa Kristy ho anny Olomasinny Andro Farany

Ny Fiangonan i Jesoa Kris ty ho anny Olomasinny Andro Farany izay antsoina hoe koa Fiangonana môrmôna, dia fiangonana kristiana restaorasionista teraka tao amin ny Fanjakan i New York any Etazonia tamin ny taona 1830. I Joseph Smith no mpanorina ...

                                               

Andriamasinavalona (foko)

Ny Andriamasinavalona tany am-piandohany dia ireo taranaka rehetra avy amin’ ny zanak’ Andriamasinavalona, mpanjaka, izay nanoa, sy ny zanak’ anabaviny sy ny zana-drahalahiny nahazo menakely, nipetraka am-bodivona teto Imerina. Ny Andriamasinaval ...

                                               

Wikipedia aminny teny malagasy

Ny Wikipedia aminny teny malagasy dia tetikasa iray ani Wikimedia Foundation. Ny kaodim-piteny ampiasainy dia "mg", ampiasainny fiteny malagasy aminny ankapobeny. Ny Wikipedia aminny teny malagasy dia nosokafana taminny taona efatra sy roa arivo ...

                                               

Fiteny simaôre

Ny fiteny simaôre na fiteny mahôrey dia fiteninny olona ao aminny nosy Maiôty, sampanny fiteny kômôriana ka iray aminny fiteny telo ao, manampy ny fiteny frantsay sy ny fiteny sibosy. Isanny fiteny banto ny fiteny simaôre, fa ny fiteny sibosy na ...

                                               

Fiteny kibosy

Ny fiteny kibosy na fiteny sibosy dia fiteny ao Maiôty tenenin ny olona miisa 47 900 tamin ny taona 2012. Izy no fiteny nibeazeana faharoa ao amin io nosy io izay manao ny fiteny frantsay ho fiteny ôfisialy. Fitenim-paritry ny teny malagasy ny fi ...

                                               

Fiteny tagalaoga

Ny fiteny tagalaoga dia fiteny iray tenenina any avaratr’ i Filipina, ao amin’ny faritra manodidon’ ny renivohitr’ i Filipina, Manila,ao amin ny fianakaviam-piteny aostrônezianina. Io fiteny io dia fiteny niavian’ny fiteny filipino, teny ofisiali ...

                                               

Fiteny maaniany

Ny fiteny maaniany na fiteny maniany dia fiteny aostrôneziana tenenina any Indônezia, ao Kalimantàna afovoany, ao amin ny nosy Bôrneô. Ao amin ny sampana malaiô-pôlinezianan ny fiteny aostrôneziana ny fiteny maaniany. Ny fiteny maaniany dia iray ...

                                               

Fiteny malay

Ny fiteny malay na fiteny maley dia fiteny aostrônezianina izay tenim-pirenen i Malaizia, Indônezia ary Boroney. Anisan ny teny ôfisialin i Singapaoro ihany koa ilay fiteny na dia tsy fiteny iombonana intsony aza. 40 tapitrisa ny isan ny olona ma ...

                                               

Fiteny malaiô-pôlineziana

Ny fiteny malaiô-pôlineziana dia sampana lehibe indrindra amin ny fianakaviam-piteny aostrôneziana, fiteny ampiasaina hatrany andrefan ny Ranomasimbe Indiana mamakivaky an i Azia Atsimo Atsinanana, ka hatrany atsinanan ny Ranomasimbe Pasifika. Ny ...

                                               

Fiteny grika

Ny fiteny grika dia fiteny indo-eoropeanina. Izy no fiteny ofisialy ao Grisy sy Kipra. Ny toerana nitenenana io fiteny io voalohany dia tao Grisy sy tao amin’ny morontsiraki Azia Minora, ary tao amin’ny faritra atsimon’i Italia. Nisy fotoana namp ...

                                               

Fiteny antalaotra

Ny fiteny antalaotra na kiantalaotsy, na sibosy, dia fitenim-paritra malagasy an ny Antalaotra any avaratra-andrefan i Madagasikara izay tetenina koa any Mayotte.