ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 29




                                               

Fiteny siriaka

Ny fiteny siriaka dia isan ny fiteny semitika ao Atsinanana Akaiky, ao amin ny vondrom-piteny arameana. Efa nisy tamin ny taonjato faha-12 tal. J.K. ny fiteny arameana ka nivoatra nandritra ny taonjato maro. Fitenim-paritry ny fiteny arameana ny ...

                                               

Jeôgrafiani Borondy

Ny jeôgrafiani Borondy dia maneho ny vohon ny tany sy ny biby sy ny zavamaniry, ny mponina sy ny tanàna ary ny toekareni Borondy. Ny farantsa borondey franc burundais no vola ampiasaina ao Borondy. Tsy misy fifandanjana ny fifanakaozam-barotra am ...

                                               

Juvénal Habyarimana

I Juvénal Habyarimana dia mpanao pôlitika roandey sy filoham-pirenen’i Roanda tamin’ny taona 1973 hatramin’ny 1994. Teraka tamin’ny taona 1937 izy ary maty tamin’ny taona 1994. I Grégoire Kayibanda, izay naongany, no filoham-pirenena nodimbiasany ...

                                               

Famongoran-taranaka nahazo ny Totsy tao Roanda

Ny famongoran-taranaka nahazo ny Totsy tao Roanda dia fandripahana ny Totsy sy ny Hoto mpandanjalanja, niseho tamin ny 7 Avrily 1994 hatramin ny 17 Jolay 1994, izay nahafatesana olona teo anelanelan’ ny 500 000 sy 1 000 000.

                                               

Grégoire Kayibanda

I Grégoire Kayibanda no filoham-pirenena voalohan’i Roanda sady izy koa no filoham-pirenena voalohany lany amin’ny fifidianana voalohany tamin’ny 26 Ôktobra 1961 hatramin’ny 5 Jolay 1973. I Kayibanda dia teraka tao Tare izay tanàna ao amin’ny far ...

                                               

Tantaranny Repoblikani Kôngô

Ny tantaran ny Repoblikan i Kôngô dia tsy mifankaiza amin ny tantaran ireo fireneneana afrikana manodidina azy: fisian ny fanjakana maro madinidinika, fahatongavan ny Eorôpeana, fivarotana andevo, fanjanahan-tany, fahaleovan-tena, ady an-trano, f ...

                                               

Tantaranny Repoblika Demôkratikani Kôngô

Ny tantaran ny Repoblika Demôkratikani Kôngô dia voamariky ny fisian ny fisianny fanjakana maro madinidinika tany aloha, ny fahatongavan ny Eorôpeana, ny fivarotana andevo, ny fanjanahan-tany, ny fahaleovan-tena, ny ady an-trano, ny fanonganam-pa ...

                                               

Ejipta taminny Andro Taloha

I Ejipta tamin’ ny Andro Taloha na Egipta tamin’ ny Andro Taloha dia mifandraika amin’ny vanimpotoana hatramin’ny fiandohany ka hatramin’ny taonjato faha-7 taor. J.K. Atao hoe egiptôlôjia na ejiptôlôjia ny siansa misahana ny fandalinana izanytant ...

                                               

Tebay (Ejipta)

I Tebay na Teba dia tanàna egiptiana lehibe tamin ny Andro Taloha miorina amin ny andaniny sy ankilan ony Nily, any amin ny 720 km atsimon i Kairô. Nnadritra ny taonjato maro dia i Tebay no renivohitr i Ejipta taloha. Ny tanàna Karnak sy Luxor no ...

                                               

Bokinny Eksodosy

Ny Bokin ny Eksodosy na Bokin ny Eksaody dia boky faharoa ao amin ny Testamenta Taloha ao amin ny Baiboly izay mitantara ny fanafahana ireo Hebreo avy any Ejipta sy ny fivezivezeny tany an-tany efitra hatrany amin ny tendrombohitra Sinay. Maneho ...

                                               

Fianakavia-mpanjaka lagida

Ny fianakavia-mpanjaka lagida na dinastia lagida na dinastia ptolemaika dia fianakavia-mpanjaka helenistika nipoitra avy aminilay mpitari-tafika makedoniana atao hoe Ptôlemaiosy I, zanaki Lagôsy, izay nanjaka tao Egipta taminny taona 323 tal. J.K ...

                                               

Simeona (zanaki Jakoba)

I Simeona dia zanaka faharoani Jakoba aminireo zanakalahiny roa ambinny folo izay zanany tamini Lea araka ny Bokinny Genesisy. Namaly faty ny anabaviny izy sy i Levy, dia ilay anabaviny atao hoe Dina izay naolanny zanaky ny mpanjaka tao Sikema. N ...

                                               

Totmôsisy III

I Totmôsisy III dia faraôn’i Ejipta tamin’ny taona 1479 hatramin’ny 1424 tal. J.K. nandritra ny vanimpotoan’ny Empira Vaovao. Isan’ireo faraôna nahavita zavatra betsaka izy. Teraka tamin’ny taona 1481 tal. J.K. ary maty tamin’ny taona 1425 tal. J ...

                                               

Memfisy

I Memfisy dia renivohitri Ejipta taminny Andro Taloha izay miorina ao am-tamponny vinanini Nily, eo aminny 30 km latsaka ao atsimoni Kairo ankehitriny. Aminy teny arabo dia atao hoe مَنْف‎ / Manf, ary aminny teny grika hoe Μέμφις / Memfis io tanà ...

                                               

Ramsesy II

I Ramsesy II na Ramesesy II dia faraôna tany Egipta nandritra ny vaimpotoan’ny Empira Vaovao, izay niaina teo anelanelan’ny taona 1279 tal. J.K. hatramin’ny 1212 tal. J.K. any ho any. Teraka tamin’ny taona 1302 tal. J.K. ary maty tamin’ny taona 1 ...

                                               

Amôna-Ra

I Amôna-Ra na Amôna-Re dia andriamanitra lehibe nivavahan ny mponina tao Ejipta taloha sady tantaraina ao amin ny fedrà egiptiana. Na dia fitambarana anarana roa aza ny anarany dia ny endrik i Amôna no ahalalana azy. Tamin ny dinastia faha-18 no ...

                                               

Levy (zanaki Jakoba)

I Levy dia olona resahina ao aminny Baiboly, ao aminny Genesisy. Zanakahahy fahateloni Jakoba izy. I Lea no anaran-dreniny. Ny taranak’i Levy no atao hoe fokoni Levy na Levita izay nisahana ny asam-pisoronana tao amin’ny Zanak’i Israely. Zafin’i ...

                                               

Sargôna II

I Sargôna II dia mpanjakan i Asiria tamin ny taona 722 hatramin ny 705 tal. J.K. Taona nahafatesany ny taona 705 tal. J.K. Amin ny fiteny asiriana izany anarana izany dia atao hoe Šarru-kīn ou Šarru-kēn. Heverin ny mpikaroka maro ho rahalahy sy m ...

                                               

Bokini Josoa

Ny Bokini Josoa na Bokini Jôsoe dia boky ao aminny Testamenta Taloha ao aminny Baiboly sy ao aminny boky masinny Jiosy. Mitantara ny nahazoanny Zanaki Israely ny tany nampanantenainAndriamanitra ny razambeny, dia i Kanana, ny Bokini Josoa. Maneho ...

                                               

Fiangonana Loterana Evanjelika ao Amerika

Ny Fiangonana Loterana Evanjelika ao Amerika na Fiangonana Loterana ara-Pilazantsara ao Amerika dia fiangonana loterana lehibe indrindra ao Etazonia, teraka tamin ny 01 Janoary 1988 vokatry ny fitambaran ny antokom-piangonana loterana telo, ka ah ...

                                               

Korany

Ny Korany dia boky masin’ ny finoana silamo izay inoan ny Miozolmana fa fanangonana ny tenin’ Andriamanitra tokana Allah izay fanambaràna ara-bakiteny nambarany taminny ny mpaminany farany Mohamady sady irak’ Andriamanitra, taminny alalan ny anje ...

                                               

Fokoni Israely

Ny fokoni Israely dia ireo foko taranaky ny zanaka lahy roa ambinny foloni Jakoba araka ny voalaza ao aminny Bokinny Genesisy ao aminny Baiboly izay mifarana aminny fitantarana ny nanorenanireo Zanaki Israely fonenana tao aminny Kanaana. Ireo zan ...

                                               

Antiokosy III Megasy

I Antiokosy III Megasy dia mpanjaka seleokida nanapaka ani Siria taminny taona 223 hatraminny 187 tal. J.K. izay nandimby ny rahalahiny Seleokosy III. Ny mpanjaka Seleokosy II no raini Antiokosy III. Teraka taminny taona 242 tal. J.K. izy ary mat ...

                                               

Baháʼulláh

I Baháulláh no mpanorina ny finoana bahay. Mīrzā Ḥusayn-ʿAlī Nūrī no anarany, teraka tao amin ny faritanin i Mazanderan any Iràna tamin ny 12 Novambra 1817 tao amin ny fianakavian andriana iray. Niasa tao amin ny governoran ny shah ao Iràna ny ra ...

                                               

Sosa

I Sosa na Sosàna na Soza dia tanàna fahiny tao aminny Elamita sy ny vahoaka niaina teo alohany, tao aminny Empira persiana voalohany, ny Seleokida, ny Partiana, ary ny Empira sasanida tao Iràna, sady iray aminireo tanàna nanana ny maha izy azy ta ...

                                               

Bahaisma

Ny Bahaisma na Bahaisma na Finoana bahai na Finoana bahay dia finoana abrahamika mahaleo tena nentin ny irak Andriamanitra iray antsoina hoe Bahaullah. Fivavahana monoteista ny finoana bahay. Bahai na Bahay no iantsoana ireo mpanara-dia ity finoa ...

                                               

Arsaka I

I Arsaka I dia lohanhy foko skitiana tao Parny, sady mpanorina ny fianakavia-mpanjaka arsakida. Niakatra teo aminny fitondrana ani Partia izy taminny taona 238 tal. J.K. ka izany no niantombohanny Empira partiana izay niitatra sy nandreraka ny fa ...

                                               

Ardasira I

I Ardasira I dia mpanjakani Persia taminny taona 224 hatraminny taona 241 izay nanorina ny fianakavia-mpanjaka sasanida, sady zafikelini Sasàna. Teraka tao aminny tanàna kely iray ao akaikini Istakra akaikini Persepolisy, ao Farsa i Ardasira I. I ...

                                               

Fivavahana abrahamika

Ny fivavahana abrahamika na finoana abrahamika dia ireo fivavahana heverina fa nandova tamini Abrahama ny finoana Andriamanitra tokana, ka ny tena fantatra aminizany dia ny Jodaisma sy ny Kristianisma ary ny Silamo, izay manorina izany finoany iz ...

                                               

Artakserksesy I

I Artakserksesy I dia mpajaka lehibe persiana tao aminny fianakavia-mpajaka akemenida, izay nanjaka taminny taona 465 hatraminny 424 tal; J.K. I Manetona dia mihevitra fa nanjaka 41 taona izy. I Kserksesy I no nodimbiasiny ary i Kserksesy II no n ...

                                               

Antiôkia

I Antiôka na Antiôka dia tanàna manan-tantara miorina eo amoron ny renirano Ôrônta akaikin ny tanànan i Antakya ao Torkia. Tamin ny andron ny Apôstôly sy taoriany dia lasa ivon-toeran ny fivavahana kristiana tany ivelan i Palestina ilay tanàna. A ...

                                               

Litorjia

Ny litorjia na litorijia na litorzia na litorizy dia ny fitambaran ny fombafombam-pivavahana sy ny lanonana ary ny vavaka atokana ho amin ny fanompoam-pivavahana amin ny andriamanitra iray na maro, izay mety ho voafaritry ny fitsipika ao amin ny ...

                                               

Artakserksesy III

I Artakserksesy III dia mpajaka persiana tao aminny fianakavia-mpajaka akemenida, izay nanjaka teo anelanelanny taona 358 sy 338 tal. J.K. I Artakserksesy II no nodimbiasiny ary i Arsesy no nandimby azy. Atao hoe Ἀρταξέρξης, / Artaksérksês io ana ...

                                               

Andry diminny finoana silamo

Ny andry dimin’ ny finoana silamo dia adidy miisa dimy izay tsy manitsy tanterahin’ ny mpino silamo. Atao hoe arkān izany amin’ ny teny arabo. Ireto avy izy ireo: manonona ny fiekem-pinoana na shahada ; manao asa fiantrana zakat; manatateraka ire ...

                                               

Fanjakani Israely (Samaria)

Ny Fanjakani Israely na Fanjakani Samaria na Fanjakana Avaratra dia fanjakà-mpanjaka tao Atsinanana-Akaiky taloha izay naorinny Israelita tao aminny tapany avaratri Palestina taminny Andronny Vy. Naharitra 200 taona io fanjakana io, izay nisy nan ...

                                               

Fanjakani Israely (mitambatra)

Ny Fanjakani Israely na Fanjakana mitambatri Israely sy i Jodà dia fanjaka-mpanjaka naorinny Israelita taminny taona 1050 tal. J.K. any ho any. Nandimby ny vanim-potoanny mpitsarani Israely io fanjakana io ka i Saoly no mpanjaka voalohany nanapak ...

                                               

Nazareta

I Nazareta dia tanàna ao avaratri Israely any Galilea. Araka ny lovantsofina kristiana dia ao no tanànani Josefa sy i Maria izay nitaizanizy ireo ani Jesoa taminny fahazazany.

                                               

Betlehema

I Betlehema dia tanàna any Israely, miorina tokony ho folo kilometra ao atsimoni Jerosalema. Ny Kristiana dia mihevitra azy ho ny tanàna nahaterahani Jesoa.

                                               

Nadaba

I Nadaba dia mpanjakani Israely taminny taona 910 hatraminny 909 tal. J.K. Zanaki Jeromboama I sady andimby azy teo aminny fitondrana ny fanjakana izy. Betsaka ireo zavatra tahahoatra nataony. Nandritra ny taona faharoa nanjakany, taminny nanaova ...

                                               

Fokoni Benjamina

I Benjamina hebreo: בנימין / Binyamin dia zanaka faha-13 sady faralahini Jakoba. I Rahely no anaran-dreniny. I Josefa irery ihany no rahalahy iray reny aminy. Ireto ny zanany lahy: Bela, Bekera, Asbela, Gera, Naamana, Ehy, Rosa, Mopima, Hopima ar ...

                                               

Fokoni Simeona

I Simeona hebreo: שִׁמְעוֹן‬ / Shimôn na Shime‘ôn dia zanaka faharoani Jakoba aminireo zanakalahiny roa ambinny folo izay zanany tamini Lea. I Simeona sy i Levy dia namaly faty ny anabaviny i Dina novetavetainny zanaky ny mpanjaka tao Sikema. Izy ...

                                               

Jeroboama I

I Jeroboama I dia ilay mpanjaka nanorina ny Fanjakani Israely tao aminny tapany avaratry ny Fanjakani Israely taloha izay tafasaraka taminny Fanjakani Jodà any atsimo, araka ny Baiboly. Nanjaka teo anelanelanny taona 931 sy 910 tal. J.K. izy. Nit ...

                                               

Amosa

I Amosa dia mpaminanini Israely voalaza ao amin ny Baiboly, izay niasa tamin ny andron i Jeroboama II mpanjakan i Israely sy tamin ny andron i Ozia mpanjakan i Jodà, izany hoe tamin ny taona 750 tal. J.K. Talohan ny naha mpaminany azy dia mpiandr ...

                                               

Bokini Amosa

Ny Bokini Amôsa na Bokini Amosa na Bokini Amôsy dia bokim-paminaniana ao amin’ ny Baiboly hebreo sy ao amin’ ny Testamenta Taloha ao amin’ ny Baiboly kristiana. Ao amin’ ny zana-tsokajy atao hoe "Mpaminany madinika roa ambin’ny folo" izay ao amin ...

                                               

Bokini Mikà

Ny Bokini Mikà na Bokini Mika na Bokini Mikea dia boky ao amin’ny Tanakh sy ao amin’ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly kristiana. Isan’ireo atao hoe Mpaminany madinika roa ambin’ny folo izay zana-tsokajin’ny Bokinny mpaminany ao amin’ny Baib ...

                                               

Fiteny hebreo

Ny fiteny hebreo na fiteny hebrio dia fiteny semitika. Teninny Jiosy io fiteny io. Teny fampiasanny Israelita nandritra ny fotoana nitranganny tantara tao aminny Baiboly ny teny hebreo. Rehefa resini Babilôna i Jodà, dia nentina hatao sesitany ta ...

                                               

Samaria

I Samaria dia faritra be tendrombohitra ao Atsinanana Akaiky izay Fanjakan i Israely fahiny manodidina an i Samaria izay renivohiny taloha, akaiky an i Sikema, izay nifanandrina tamin ny Fankakan i Jodà ao atsimo. Atao hoe שומרון / Shomrôn izy am ...

                                               

Tendrombohitra Garizima

Ny tendrombohitra Garizima na tendrombohitra Gerizima dia tendrombohitra ao Jordania Andrefana eo akaikini Nablosa ao aminilay faritra atao hoe Samaria ao aminny Baiboly. Io tendrombohitra io dia toerana masina ho anny Samaritana. Voasoratra ao a ...

                                               

Jodea

I Jodea na Jodia dia faritra be tendrombohitra resahina ao aminny Baiboly izay mifanandrify aminny ampahani Jordania Andrefana sy ny ampahanny faritra atsimoni Israely ankehitriny. Izany hoe ao aminny tapany atsimoni Palestina sady voafetranny Ra ...

                                               

Sodoma

I Sodoma dia tanàna kanaanita taloha voatonona miaraka amin ny tanana hafa atao hoe Gomora izay voaresaka ao amin ny Baiboly, izay noravan Andriamanitra tamin ny fandatsahana afo sy solifara araka ny voalaza ao amin ny Bokinny Genesisy tokony ho ...