ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 32




                                               

Abidy hebreo

Ny Abidy hebreo dia fitambarana litera miisa 22 tsy ahitana zanatsoratra izay anoratana ny fîteny hebreo. Amin’ny fiteny hebreo, io abidy io dia atao hoe אָלֶף־בֵּית עִבְרִי ‬ / Alefbet Ivri na האלפבית העברי / Ha-ˈAlefbet ha-Ivri. Tsy misy ny fan ...

                                               

Abidy

Ny abidy dia ny fitambaranireo tarehin-tsoratra aminny tenim-pirenena tsirairay avy. Tenenintsika hoe litera ny eva iray. Ara-teôria, tokony mampiseho feo iray ny litera iray. Ary tokony manana diakritìka ny litera sàsany mba hanana stock litera ...

                                               

Abidy samaritana

Ny abidy samaritana dia abidy ampiasainny Samaritana hanoratany ny fiteny hebreo samaritana ary ny fiteny arabo. Ny abidy samaritana, raha ny marina, dia abjady, izany hoe abidy tsy ahitana afa-tsy renisoratra ary tsy anoratana afa-tsy ny renifeo ...

                                               

Abidy sirilika

Ny abidy sirilika dia abidy slavy. Ankehitriny izy io dia ampiasaina aminny fanoratana ny fiteny rosiana, okrainiana, belarosiana, rosina, biolgara, masedôniana ary ny fiteny serba-krôata. Io abidy io koa dia abidy voaterinny Firaisana Sovietika ...

                                               

Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena

Ny abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena hafohezina hoe API aminny fiteny frantsay, na IPA aminny fiteny anglisy, dia abidy ampiasaina ho anny fanoratana ny feonny fiteny tenenina. Izy io dia tsy ohatra ny fomba fanoratana anny vondrom-piteny, ny A ...

                                               

Tarehin-tsoratra latina

Ny tarehin-tsoratra latina na dia tarehin-tsoratra avy aminny abidy latina. Litera ao aminny tarehin-tsoratra latina no mamorona ny abidy malagasy aminizao fotoana izao. Mampiasa ireo tarehin-tsoratra ireo hamoronany ny abidiny ny fiteniny ny ao ...

                                               

Tarehin-tsoratra arabo

Ny tarehin-tsoratra arabo dia lamim-panoratana tsy ahitana afa-tsy renisoratra, natao hanoratana ny fiteny arabo sy fiteny hafa koa, ka soratana avy ankavana miankavia. Ny abidy arabo no tena fantatra mampiasa ny tarehin-tsoratra arabo nefa maro ...

                                               

Finoana silamo eto Madagasikara

Ny finoana silamo eto Madagasikara dia niorina tamin ny taonjato faha-7. Nandray anjara betsaka tamin ny fiforonan ny maha Malagasy ny Malagasy ankehitriny izy. Ny fikarohana nataon ny Pew Research Center tamin ny taona 2010 dia manambara fa ny 1 ...

                                               

Wikipedia miteny frantsay

Ny wikipedia miteny frantsay dia versionny Wikipedia miteny frantsay: ny tsipeliny dia Wikipédia. Natomboka taminny volana Martsa taminny 2001 izy, misy lahatsoratra 800 000 mahery taminny Martsa 2009 ary izy no fahatelo aminny Wikipedia ngeza in ...

                                               

Boriborintany

Ny boriborintany dia fizaràna ara-pitondrana izay atao hoe arrondissement aminny teny frantsay. Ampiasaina ny fizaràna toy izany ao aminireo firenena miteny frantsay sy aminny firenena sasany. Io teny io dia ampiasaina ihany koa mba handikana ny ...

                                               

Vienne

I Vienne dia departemanta frantsay andalovanny renirano niavianny anaranyː Vienne. Izy no departemanta fahadimy be velarana indrindra ao aminny faritra Nouvelle-Aquitaine. Atao hoe Vienoà ny mponina ao aminy.

                                               

Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia

Ny Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia na FIF dia fikambanana iraisam-pirenena mampikambana ireo firenena izay mampiasa ny fiteny frantsay. Araka ny sehatra antranonkala ofisialy, 75 no isanny firenena mpikambana ao aminny FIF ; izany hoe ...

                                               

Ranavalona III

Ranavalona III dia mpanjakavavy malagasy izay nanjaka tao aminny Fanjakani Madagasikara taminny taona 1883 hatraminny taona 1897. Izy no mpanjaka farany tao aminizany fanjakana izany. Vao 21 taona monja izy taminny taona 1883 raha nandray ny fito ...

                                               

Biôgrafia

Ny Biôgrafia, raha aminny teny grika dia, araka izany ny biôgrafia dia filazana an-tsoratra na am-bava ny tantaram-piainanny zavatra iray, ohatra: olombelona, biby, zava-maniry,sns. Fa matetika dia ny tantaranny olona no tena ampiasana azy io.

                                               

Fiteny ao Gabôna

Ny fiteny frantsay no be mpiteny indrinra ao Gabôna. Nanomboka tamin ny fahazoany ny fahaleovan-tenan ny Gabôney no nielezan ny fiteny frantsay manerana an i Gabôna. Ny fiteny frantsay no fiteny ôfisialy sy fiteny enti-mapianatra ary fitenin ny r ...

                                               

Filazam-potoana (fitsipiteny)

Ny filazam-potoana dia toetra ara-pitsipiteny anananny teny iray izay manampy aminny fahafantarana ny fotoana nisehoanny zavatra tondroinio teny io na ny teny hafa manodidina azy aminny alalanny fiovanny endriny, ka izany fotoana izany dia mety h ...

                                               

Fiteny latina

Ny fiteny latina dia fiteny taloha noteneninny mponina tao aminny faritri Latioma, eo aminny misy ani Roma ankehitriny. Io fiteny io dia avy aminny fiteny indo-eoropeana voalohany tahaka ny ankabeazanny fiteny notenenina tao Eorôpa. Ny fiteny lat ...

                                               

Menalamba

Ny Menalamba dia fikambanana politika nanatanteraka fikomiana tao Imerina ka nanohitra ny fidiranny Frantsay teto Madagasikara sady nanenjika ny Protestanta merina koa. Atao hoe Menalamba koa ireo malagasy nikambana tao. Taminny taona 1895 no nan ...

                                               

Lahatra

Ny lahatra, araka ny finoan-drazana malagasy, dia fitondran Andriamanitra na ny vintana mihatra amin ny olombelona. Izao ny filazanny Ntaolo malagasy momba ny lahatra: Ny mazoto no nambinina ka ny kamo avy koa no milaza ho miandry lahatra.

                                               

Anjara (finoana)

Ny anjara, aminny finoan-drazana malagasy, dia zavatra soa na ratsy inoana ho avy amin Andriamanitra. Ny anjara dia ilazana ny zavatra tsy azo ihodivirana sady lehibe toy ny loza, ny fahafatesana, sns. Mifandray ihany ny anjara sy ny vintana ary ...

                                               

Vazaha eto Madagasikara

Ny Vazaha eto Madagasikara dia ireo vahoaka manam-piaviana avy any Eorôpa, ka ny maro anisa amin izany dia ny Frantsay mpifindra monina sy ny taranany. Mihoatra ny 130 000 any ho any ny isan ny Frantsay eto Madagasikara.

                                               

Sinoa eto Madagasikara

Ny Sinoa eto Madagasikara dia Sinoa mpiavy eto Madagasikara izay laharana fahatelo ao amin ny fianakaviamben ny zanaka am-pielezana sinoa, ka teo anelanelan ny 70 000 sy 100 000 any ho any izy ireo tamin ny taona 2011 eto amin ny Nosy. Miteny sin ...

                                               

Beosy

Ny Beosy na Bôsy dia ilazana ny Vazimba nonina ao amin ny Tsingin i Bemaraha. Olona kely ray sady zeny izy ireo, mpihaza sy mpioty voan-javatra any anaty ala any afovoan-tanin i Madagasikara. Tsy mitovy amin ny Mikea izay mpihaza sy mpioty ary mp ...

                                               

Antemoro

Ny Antemoro na Antaimoro dia vondrom-poko ao amin ny tapany atsimo-atsinanan i Madagasikara, ao amin ny faritra Vatovavy-Fitovinany. Nampalaza ny foko Antemoro teo amin ny tantara ny fanoratana ny Sorabe, ny famakiana ny kintana, fandravonana ny ...

                                               

Sakalava

Ny Sakalava dia vondom-poko lehibe any amin ny tapany andrefana sy avaratra-andrefana ary atsimo-andrefan i Madagasikara. Miainga avy any Ampasimena no manomboka ny faritra nentim-paharazana onenan ny Sakalava, ka mianatsimo mihazo an Analalava, ...

                                               

Karàna

Ny Karàna dia ireo Indiana sy Pakistaney izay nifindra monina eto Madagasikara nanomboka tamin ny faramparan ny taonjato faha-17. Amin ny heviny mifintina dia ireo Indiana eto Madagasikara ihany no lazaina fa Karàna, fa amin ny heviny mivelatra k ...

                                               

Hiahia

Ny Hiahia dia iray aminireo volana malagasy mitondra anarana avy aminny teny sanskrita. Ny Volamaka no eo alohany ary ny Sakamasay no eo aoriany. Misy koa ny Malagasy manonona hoe Tsiahia na Sahiahia. Na dia mampiasa teny mitovy na mitovitovy aza ...

                                               

Bezanozano

Ny Bezanozano dia foko eto Madagasikara, ao amin ny tany lemaka manodidina an i Mangoro, voafaritry ny tany onenan ny foko Sihanaka ao avaratra, ny Betsimisaraka ao atsinanana, ary ny Merina ao andrefana. Ireto ny tanàn-dehibe ao: Moramanga sy Be ...

                                               

Faosa

Ny Faosa dia iray aminireo volana malagasy mitondra anarana avy aminny teny sanskrita. Ny volana Volasira no eo alohany ary ny Volamaka kosa no eo aoriany. Misy koa ny Malagasy manao hoe Volamposa, Fosa, Volapaosa, Ifosa na Volampaosa. Aminny far ...

                                               

Betsimisaraka

Ny Betsimisaraka dia foko lehibe eto Madagasikara, ao amin ny lemaka manana manaraka ny morontsiraka atsinanana, vafaritry ny reniranon i Bemarivo ao avaratra sy ny onin i Mananjary any atsimo. Ireto ny tanànan ny Betsimisaraka: Maroantsetra, Fen ...

                                               

Antesaka

Ny Antesaka na Antaisaka na Tesaka dia vondrom-poko iray ao atsimo-atsinanan i Madagasikara. Ao amin ny distrikan i Vangaindrano, faritra Atsimo-Atsinanana, no betsaka azy ireo. Ny faritra onenany dia eo anelanelan i Mananivo ao avaratra, Itomamp ...

                                               

Tanala

Ny Tanala dia foko any amin ny faritra atsimo-atsinanana eto Madagasikara, ao amin ny faritra misy ny havoanan Ikongo, voafaritry ny tanin ny Betsileo ao andrefana, ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka sy ny Antemoro ary ny Antefasy ao atsinanana, ...

                                               

Haisoratra

Ny haisoratra dia vondron’asa vita teny. Soratana ny ankamaroan’izy ireo fa misy ihany koa ireo tenenina. Ny literatiora dia midika ny asan-tononkalo ary haisoratra izay tsara endrika.

                                               

Pénombre Andriampenomanana

I Pénombre Andriampenomanana dia teraka taminny 11 Janoary 1914. Isanireo nanangana UPEM. Nanoratra tononkalo amin ny teny frantsay sy malagasy. Commandeur des arts et des lettres izy. Nahazo ny loka voalohany fifaninana taminny onjapeo Malagasy 70.

                                               

Bokinny Salamo

Ny Bokinny Salamo, na Salamo, dia boky ao aminny Baiboly, ao aminny Testamenta Taloha izay misy amboaran-kira sy tononkalo fiderana anAndriamanitra miisa 150. Voasokajy ho bokim-pahendrena izy ao aminny Baiboly kristiana. Voasokajy ho isanireo at ...

                                               

Efrema Siriana

I Efrema Siriana na Efrema avy any Nisîba na Efrema Siriaka dia diakra na diakona sy teolojiana nanoratra taminny fiteny siriaka taminny taonjato faha-4 tany aminny faritri Asiria. Maro ny antokom-pivavahana kristiana manao azy ho olo-masina ka i ...

                                               

Tsodranoni Mosesy

Ny Tsodranoni Mosesy na Tsodranoni Môizy dia anarana iantsoana ny tononkalom-paminaniana hita ao amin’ny Bokinny Deoteronomia, izay miseho ho fitsofan-drano natani Mosesy anireo fokoni Israely. Mitovy ny lohahevitrio tononkalo io sy ny anny Tsodr ...

                                               

Bokinny Ohabolana

Ny Bokinny Ohabolana na Ohabolana dia boky ao aminny Testamenta Taloha, ao aminny Baiboly, izay tafiditra ao aminireo boky atao hoe "Soratra masina" na Ketuvim ao aminny Baiboly jiosy na Tanakh. Ny Bokinny Ohabolana dia fanangonam-pitenenana izay ...

                                               

Faminaniana sibilina

Ny Faminaniana sibilina na Faminaniana pseodo-sibilina dia fanangonan-dahatsoratra miisa 14 tsy misy ifandraisany voasoratrolona tsy fantatra taminny fotona samihafa. Na dia nosoratana toy ny tononkalo aminny teny grika aza ireo lahatsoratra ireo ...

                                               

Fiteny akadiana

Ny fiteny akadiana dia fiteny hamitô-semitika ao amin ny fianakaviam-piteny semitika efa tsy misy mpiteny intsony, izay nandray ny vokatry ny fifampikasohany tamin ny fiteny someriana. Fiteny velona izy tamin ny fiandohan ny taonarivo faha-3 ka h ...

                                               

Bokinny olon-kendry

Ny bokinny olon-kendry na bokim-pahendrena, ao aminny Testamenta Taloha ao aminny Baiboly kristiana, izay mirakitra lahatsoratra miendrika tononkalo, tonon-kira, ohabolana ahitana fotokevitra misy fisainana lalina momba ny fiainanny zanakolombelo ...

                                               

Lovantsofina am-bava

Ny lovantsofina am-bava dia fomba itahirizana sy ampitana ny tantara, ny lalàna, ary literatiora amin ny taranaka mifandimby eo amin ny fiarahamonin ny olombelona izay tsy manana abidy ho enti-manoratra na misafidy ny tsy hampiasa soratra na voat ...

                                               

Petera

I Simona Petera na Simona Piera dia iray aminireo mpianatri Jesosy roa ambinny folo lahy. Hafohezina aminny hoe Petera na Piera fotsiny io anarana io matetika. Jiosy na Jody avy any Betsaida any Galilea i Petera. Μpanjono no asany. Araka ny lovan ...

                                               

Joda Zelota

I Joda Zelota izay atao hoe koa Aday na Tadeo avy any Edesa dia mpiantri Jesosy. Araka ny lovantsofina dia nitory ny vaovao mahafaly tany aminny faritri mesopotamia, indrindra tany Edesa sy any aminny Fanjakani Armenia. Tsy ekenny Fiangonana kato ...

                                               

Hazo fijaliana

Ny hazo fijaliana na hazofijaliana na lakroà dia eva amantarana ny fivavahana kristiana amin ny ankapobeny. Heverina ho endriky ny fitaovana nanomboana ani Kristy ny hazo fijaliana mitanam-bokovoko. Tamin ny taonjato faha-4 no lasa eva sy famanta ...

                                               

Evanjelista

Evanjelista na Evanjelistra no iantsoana ireo olona nanoratra ny Filazantsara na Evanjely na Vaovao Mahafaly efatra ao aminny Testamenta Vaovao ao aminny Baiboly. Ny roa ihany no anisanny Apostoly roa ambinny folo: i Matio sy i Joany. I Marka sy ...

                                               

Joda

Ny anarana hoe Joda na Jodà dia anarana be mpitondra. Ao aminny Baiboly sy ao aminny lovantsofina Kristiana dia maro ny olona mitondra io anarana io. Ao aminny Testamenta Taloha: I Joda na Jodà zanaki Jakoba Ny Fanjakani Jodà izay atao hoe Jodà n ...

                                               

Lokmàna

I Lokmàna dia olon-kendry niaina talohanny nisianny finoana silamo izay resahina ao aminny soràta faha-31 ao aminny Korany. Araka ny lovantsofina silamo dia olon-kendry niaina taminny taonjato faha-11 tal. J.K. i Lokmàna sady avy any Abisinia na ...

                                               

Malakia

I Malakia na Malakỳ dia mpaminany israelita tamin’ny taonjato faha-5 izay heverina, araka ny lovantsofina, fa nanoratra ny boky ao amin’ny Baiboly izay mitondra ny anarany, dia ny Bokin’i Malakia.

                                               

Tetiandro persana

Ny tetiandro persana na tetiandro jalaly na tetiandro iraniana dia tetiandro manara-masoandro ampiasaina indrindra ao Iràna sy ao Afganistàna. Avy aminny tetiandro zoroastriana nampiasaina tany Persia talohanny fahatongavanny finoana silamo tao n ...