ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 36




                                               

Honahona

Heniheny: "Tany ihandronan ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo."

                                               

Dobo

Hetrina: "Farihy na dobo taloha efa salira ritranefa tsy ialan-drano foana". Heniheny: "Tany ihandronan ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo".

                                               

Vodivona

Ny vodivona na menakely, tamin ny andro faha mpanjaka, dia faritany nofehezin andriana napetraky ny mpanjaka tao, izay natao indrindra hoe tompom-bodivona na koa tompo-menakely.

                                               

Loharano

Ny loharano dia "rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony".

                                               

Zavona

Ny zavona dia fitambarana tete-drano madinika dia madinika izay mitsingevana eny amin ny rivotra noho ny habitihany. Milatsaka moramora ny teten-drano ao amin ny zavona. Misakana ny fahitana lavitra roy ny rahona ny zavona raha matevina. "Fitango ...

                                               

Deboka

Ny deboka dia faritra amin ny vohon ny tany izay ambany kokoa raha mitaha amin ny faritra manodidia sady manakatona azy izay misolampy midina mankany aminy. Mety misy farihy na mando lava ny deboka raha saroman-dafika tsy tantera-drano loatra. Ny ...

                                               

1537

Arnaud dOssat Jean de Poltrot de Méré Yoshiaki Ashikaga Giovanni Battista Naldini Patrick Adamson Filippo Sega François de Civille Girolamo Fabrizi dAcquapendente Anton Maria Salviati Francisco Verdugo militaire Jacob Horstius Pedro Gonzales Jean ...

                                               

1933

Vicente Leñero Amokrane Oualiken Sadruddin Aga Khan Nitish Sengupta Charles Bonnet orientaliste Mario Amaya Andrée Lajoie Peter Broadbent Bill Hayden Charles Freeman Henry Chapier Jean-Loup Trassard William Link Ken Jacobs Crescencio Gutiérrez Fr ...

                                               

1875

Carl Milles Charles Gondouin François Curillon Kazimierz Prószyński Krunoslav Babić Konstantin Hierl Élisabeth de Gramont Ivan F. Simpson André Camille Chazal Max Wilhelm Karl Draudt Harry Weber Norman ONeill Gaston Billotte Étienne de Riche René ...

                                               

Voahangy Lafo Vidy

Ny Voahangy Lafo Vidy dia iray aminny boky masinny Fiangonani Jesoa Kristy ho anny Olomasinny Adro Farany manampy ny Baiboly sy ny Bokini Môrmôna ary ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana. Nivoaka taminny taona 1851 ny fanontana voalohany sady ...

                                               

Soratra Masinny Olomasinny Andro Farany

Misy efatra ny boky heverinny Olomasinny Andro Farany ho Soratra Masina, sady inoanny mpikambana ao fa vokatry ny tsindrimandry avy amin Andriamanitra, dia ny Baiboly, ny Bokini Môrmôna, ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana ; ary ny Voahangy ...

                                               

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana

Ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana dia iray aminny boky masinny Fiangonani Jesoa Kristy ho anny Olomasinny Adro Farany manampy ny Baiboly sy ny Bokini Môrmôna ary ny Voahangy Lafo Vidy. Atao hoe Doctrine and Covenants izy aminny teny anglis ...

                                               

Bokini Môrmôna

Ny Bokini Môrmôna dia iray amin ny boky masin ny Fiangonan i Jesoa Kristy ho an ny Olomasin ny Andro Farany manampy ny Baiboly sy boky hafa koa izay voasoratra, araka ny fitantaràn i Joseph Smith, tamin ny fiteny ejiptiana tamin ny takela-bolamen ...

                                               

Fehezanteny

Ny fehezanteny dia teny na andian-teny tononina na soratana manara-pitsipika ka azo ampitana hafatra mahaleo tena noho izy azo sarahana aminny hafa izay mety hitovy asa aminy. Raha soratana ny fehezanteny dia azo ampanombohina aminny sora-baventy ...

                                               

Fehezankevitra (fitsipiteny)

Ny fehezankevitra dia matetika andian-teny ahitana entimilaza sy lazaina izay hita anaty fehezanteny iray. Ny entimilaza ao aminny fehezankevitra iray dia matetika matoanteny, nefa mety ho sokajin-teny hafa toy ny mpamari-toetra na ny anarana na ...

                                               

Reniteny

Ny reniteny dia teny azo sarahina aminny namany ka afaka mahaleo tena sady manana hevitra mazava na dia tsy misy teny hafa milaza ny anjara asany sady tsy natao hilaza ny anjara asanny teny hafa koa izy. Ny mifanohitra aminy dia ny zanateny izay ...

                                               

Zanateny

Ny zanateny dia teny tsy azo sarahina aminny namany ka tsy afaka mahaleo tena sady atao hilazana ny anjara asanny teny hafa na natao hampifandraisana teny roa hafa ao anaty tarika na fehezankevitra na fehezanteny. Ny mifanohitra aminy dia ny reni ...

                                               

Filaza toe-javatra

Ny filaza toe-javatra dia endriky ny matoanteny izay matetika afaka mitana ny anjara asanny fameno toe-javatra. Ahitana filaza toe-javatra ny fiteny latina, frantsay, anglisy, espaniola, portogey, rosiana, italiana, romaniana, katalàna, sns, nefa ...

                                               

1902

Ikio Satō Henry Muller Raymond Naves Renato Fasano Daniel Lecourtois Henri Barbé Herbert Kenneth Airy Shaw Rahamim Naouri John McCone Georges Poulet Moacyr Siqueira de Queiróz Paul Guilfoyle acteur né en 1902 Tong Dizhou Cyrille VI dAlexandrie Ém ...

                                               

Bokini Tobia

Ny Bokini Tobia na Bokini Tobita dia boky ao aminny Baiboly aminny fiteny grika atao hoe Septoaginta na Septanta izay mitatitra ny tantaranny Israelita iray atao hoe Tobia isanny fokoni Neftaly izay nasesitany tany Ninive sady lasa jamba raha nil ...

                                               

Tsaramaso

Ny tsaramaso dia zavamaniry maniry isan-taona, izay antsoina amin ny anarana siantifika hoe Phaseolus vulgaris L., volena hatao laoka. Azo hanina miaraka amin ny hodiny izy raha mbola tena maitso fa ny voany ihany no azo hanina rehefa maina izay ...

                                               

Saonjo

Ny saonjo dia zavamaniry misy vodiny azo hanina izay maniry sy volena amin ny faritra manana toetanin-jana-pehin-tany. Azo hanina atao laoka koa ny taho sy ny ravin-tsaonjo. Mampalailay vava ny mihinana ny vodiny na ny raviny na ny tahony raha mb ...

                                               

Saka

Ny saka dia biby mampinono aminny fianankavianny félidé. Anisanny biby mipetraka ao an-tranonolona izy ary misy karazana dimampolo fantatry ny instance fanaovana certification. Ny biby voalavo sy biby mikiky ny sakafony. Afaka mamoaka feo maromar ...

                                               

Habakoka

I Habakoka dia mpaminany voalaza ao amin’ny Baiboly sady heverina araka ny lovantsofina ho nanoratra ny boky izay mitondra ny anarany, dia ny Bokini Habakoka. Tsy misy zava-pantatra firy ny amin’i Habakoka ankoatr’izay omen’ny boky mitondra ny an ...

                                               

Akondro (maniry)

Ny akondro dia zavamaniry be ravina, maitso lalandava mitovy haavo amin’ ny hazo, mitahiry rano betsaka sady fihinam-boa, nefa tsy hazo. Zavamaniry avy any Azia Atsimo Atsinanana ny akondro, nefa vokarina manerana ny faritra mafana sy mando izy a ...

                                               

Burger King

"Burger King" dia sampana sakafo iraisam-pirenena iraisam-pirenena izay nivarotra s. Ny fivarotana voalohany 1954, Miami, Florida. Ny iray aminireo tontolonny burger anny kanto manokana indrindra anny Mpanjaka dia Hamburger antsoina hoe "Whopper" ...

                                               

Fianahana (sikidy)

Ny Fianahana, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahadimy, iray aminny tsanganan-tsikidy enina ambinny folo, izay apetraka any aminny farany ambony, isanireo atao hoe renin-tsikidy, izay matetika tsy alahatra ho hita mas ...

                                               

Fahavalo (sikidy)

Ny Fahavalo, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahavalo, mipetraka eny aminny fàfana farany ambony, isanireo atao hoe renin-tsikidy, izay matetika tsy alahatra ho hita maso fa ao an-tsainny mpisikidy fotsiny, noho izy v ...

                                               

Kiba (sikidy)

Ny Kiba na Akiba na Trano, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahenina ambinny folo farany, isanireo tsanganan-tsikidy valo atao hoe tera-tsikidy, izay apetraka any aminny fàfana faharoa eo ambaninireo atao hoe renin-tsi ...

                                               

Asorotà (sikidy)

Ny Asorotà na Asorotany, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahatelo ambinny folo, isanireo tsanganan-tsikidy valo atao hoe tera-tsikidy, izay apetraka any aminny fàfana faharoa eo ambaninireo atao hoe renin-tsikidy, vok ...

                                               

Fahatelo (sikidy)

Ny Fahatelo, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahatelo, iray aminny tsanganan-tsikidy enina ambinny folo, izay apetraka any aminny farany ambony sy laharana fahatelo avy ankavanana ao aminny fàfana itambaranny tsangana ...

                                               

Tovolahy (sikidy)

Ny Tovolahy, Saily na Sely, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahefatra ambinny folo, isanireo tsanganan-tsikidy valo atao hoe tera-tsikidy, izay apetraka any aminny fàfana faharoa eo ambaninireo atao hoe renin-tsikidy, ...

                                               

Zanahary (sikidy)

Ny Zanahary na Haky, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy faharoa ambinny folo, isanireo tsanganan-tsikidy valo atao hoe tera-tsikidy, izay apetraka any aminny fàfana faharoa eo ambaninireo atao hoe renin-tsikidy, vokatry ...

                                               

Fahasivy (sikidy)

Ny Fahasivy, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahasivy, isanireo tsanganan-tsikidy valo atao hoe tera-tsikidy, izay apetraka any aminny fàfana faharoa eo ambaninireo atao hoe renin-tsikidy, vokatry ny fampifanampiana n ...

                                               

Ombiasa (sikidy)

Ny Ombiasa na Ombiasy na Mbiasa, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahafolo, isanireo tsanganan-tsikidy valo atao hoe tera-tsikidy, izay apetraka any aminny fàfana faharoa eo ambaninireo atao hoe renin-tsikidy, vokatry ...

                                               

Maly (sikidy)

Ny Maly, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy faharoa, iray aminny tsanganan-tsikidy enina ambinny folo, izay apetraka any aminny farany ambony sy laharana faharoa farany avy ankavananny fàfana itambaranny tsanganan-tsikid ...

                                               

Tale (sikidy)

Ny Tale, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy voalohany, iray aminny tsanganan-tsikidy enina ambinny folo, izay apetraka any aminny farany ambony sy farany ankavianny fàfana fitambaranny tsanganan-tsikidy rehetra. Isanireo ...

                                               

Lalana (sikidy)

Ny Lalana, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahadimy ambinny folo, isanireo tsanganan-tsikidy valo atao hoe tera-tsikidy, izay apetraka any aminny fàfana faharoa eo ambaninireo atao hoe renin-tsikidy, vokatry ny fampif ...

                                               

Fambolena ny mangahazo

Tsy mety amin’ny fambolena voanjo ny haavo mahery ny 1500m Tany misolampy tsy mihoatra ny 12%. Tany maivana, mamasipasika, tsy mifatratra ary tsy mitana hamandoana be loatra baiboho. Fanao amin’ny tany vao novakiana Azo atao manaraka ny voly mamo ...

                                               

Vomanga

Ny vomanga na bageda dia zavamaniry mandady. Avy any amin’ ny faritra manana toetanim-pehin-tany any Amerika ny vomanga. Eny amin’ ny tany fasehina no ambolena azy any amin’ ny faritra mafana eto amin’ izao tontolo izao. Ny mba hahazoana fakany m ...

                                               

Ovy

Ny ovy dia zavamaniry misy vodiny azo hanina sady be tavolo, mitovitovy endrika amin’ ny vomanga. Antsoina ihany koa hoe ovimbazaha ity zavamaniry ity. Solanum tuberosum ny anarany ara-tsiansa. Ny vodin’ ny ovy dia isan’ny foto-tsakafon’ ny ankam ...

                                               

Abily

Ny Abily, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahenina, iray aminny tsanganan-tsikidy fahenina, izay apetraka any aminny farany ambony, isanireo atao hoe renin-tsikidy, izay matetika tsy alahatra ho hita maso fa ao an-tsa ...

                                               

Alisay

Ny Alisay, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahafito, izay mipetraka ao aminny faàfana farany ambony, isanireo atao hoe renin-tsikidy, izay matetika tsy alahatra ho hita maso fa ao an-tsainny mpisikidy fotsiny, noho iz ...

                                               

Tera-tsikidy

Ny tera-tsikidy, ao aminny sikidy malagasy, dia ireo tsanganan-tsikidy azo avy aminny fanakambanana na fampivadiana an-tsaina tsiroaroa ny tsanganan-tsikidy efa misy rahateo, ka ny akambana voalohany dia ireo atao hoe "renin-tsikidy" izay ahitana ...

                                               

Bilady

Ny Bilady, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahefatra, iray aminny tsanganan-tsikidy enina ambinny folo, izay apetraka any aminny farany ambony sy laharana fahefatra avy ankavanana ao aminny fàfana itambaranny tsangana ...

                                               

Renin-tsikidy

Ny renin-tsikidy dia ireo tsanganan-tsikidy valo voalohany aminny sikidy malagasy izay azo aminny alalanny fisarihana voan-tsikidy, ka ny fifanampiananizy ireo no mamorona ireo anao hoe "tera-tsikidy". Ny tsanganana iray ao aminny renin-tsikidy d ...

                                               

Fiendrika anelanelany anoina

Ny fiendrika anelanelany na fiendrika anelanelany anoina dia fiendrika hita ao aminny fiteny indo-eoropeana toy ny fiteny grika taloha sy ny fiteny sanskrita sy ny fiteny latina ary ny fiteny islandey. Raha ny heviny no jerena dia ahitana azy iha ...

                                               

Fiendrika añanovana

Ny fiendrika añanovana na fitodika mpamari-toe-javatra dia fiendrika na fitodika hita ao aminny fiteny malagasy araka ny fitsipiteny sy ny haiteny malagasy. Fiendrika fahatelo manaraka ny fiendrika mañano sy ny fiendrika anoina izy. Ny fitsipiten ...

                                               

Ova-matoanteny

Ao aminny fiteny sasany dia ampiasaina miaraka aminny matoanteny andry ny ova-matoanteny mba hahazoana ny filazam-potoana na/sy ny fanehoan-javatra sasany. Ao aminny fiteny frantsay dia ampiasaina miaraka aminny matoanteny mpanampy avoir na être ...

                                               

Fameno mpanao

Ny fameno mpanao aminny fitsipiteny mahazatra dia fameno ao aminny fehezanteny aminy fiendrika anoina izay sahaninny teny na andian-teny manondro ny mpanao ny asa. Ao aminny fehezanteny manano, io mpanao ny asa io dia misahana ny anjara asa lazai ...