ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 37




                                               

Fanambaràna miandalana

Ny fanambaràna miandalana dia foto-pampianarana lehibe ao amin ny finoana bahay, izay milaza fa ny fahamarinana ara-pivavahana dia ambaran Andriamanitra miandalana sy amin ny vanimpotoana tsirairay amin ny alalan ny hafatra mifandimby avy aminy, ...

                                               

Prima scriptura

Ny hoe Prima scriptura, izay midika ara-bakiteny hoe "aminny alalanny soratra aloha", dia foto-pampianarana kristiana izay manambara fa ireo soratra kanônika kristiana no loharano voalohany momba ny fanambarànAndriamanitra sy momba ny fenitra tsy ...

                                               

Neo-ortodoksia

Ny neo-ortodoksia na teolojia dialektika dia firehana ara-teolojia ao aminny protestantisma izay nandroso taorianny Ady Lehibe Faharoa. Mampiavaka azy ny fanoherana ny fampianaranny teolojia liberaly taminny taonjato faha-19 sy ny fanamafisana ny ...

                                               

Eotikesy

I Eotikesy dia monka bizantina izay nanohana ny mônôfizisma. Teraka tamin ny taona 378 i Eotikesy ary maty tamin ny taona 454. Araka ity foto-pampianarana atao hoe mônôfizisma ity dia manana afa-tsy natiora tokana i Kristy, dia ny natioran Andria ...

                                               

Tsy fetezan-disonny Papa

Ny tsy fetezan-disonny Papa dia foto-pampianarana na tenim-pinoan ny Fiangonana katolika romana izay milaza fa eo am-panatanterahana ny fahefany dia tsy mety ho diso ny Papa raha manao fanambaràna noho ny fananany fahefana apostolika fara-tampony ...

                                               

Antoine de Padoue

I Fernando Martins de Bulhões dia pretra fransiskana, mpampianatra foto-pampianarana ara-panahy, mpitoriteny fanta-daza ary mpanao fahagagana, izay nasandratra ho olomasina tamin ny taona 1232, roa taona latsaka taorian ny fahafatesany, dia namba ...

                                               

Onitarisma (teolojia)

Ny onitarisma dia fampianarana ara-pivavahana tsy mino ny Trinite, izay milaza fa fanahy iray dia iray ihany Andriamanitra fa tsy tokana mizara ho persona telo. Ny onitarisma dia manohitra ny trinitarisma izay foto-pampianaranny kristianisma mana ...

                                               

Fiteraham-birijiny

Ny fiteraham - birijiny na fitorontoronam - birijiny dia foto-pampianarana ao amin ny Baiboly sy ny Korany izay milaza fa naterak i Maria izay nitoetra tamin ny maha virjiny azy i Jesosy. Samy mino ny fiteraham-birijiny na ny Kristiana na ny Mioz ...

                                               

Solus Christus

Ny andian-teny latina hoe Solus Christus, izay midika ara-bakiteny hoe "Kristy irery", dia manambara fa ny famonjena ny fanahinny olombelona dia tsy maitsy mandalo amini Kristy mivantana sy aminny alalany irery ihany. Adika aminny teny malagasy h ...

                                               

Ulrich Zwingli

I Ulrich Zwingli na Huldrych Zwingli dia teolojiana soisa sady mpitarika ny Reformasiona protestanta tany Soisa, teraka tao Wildhaus taminny 1 Janoary 1484 ary maty taminny 11 Oktobra 1531 tao Kappel am Albis. Niasa aminny maha pretra katollika a ...

                                               

17 Desambra

1894: Wim Schermerhorn - mpanao politika, injeniera sivily, injeniera 1874: William Lyon Mackenzie King - mpanao politika, Mpanao gazety 1835: Alexander Emanuel Agassiz - injeniera, mpahaisiansan-javaboahary 1897: Thomas Mort - mpilalao baolina k ...

                                               

24 Septambra

1884 1760: Louis Becquey - mpanao politika, injeniera sivily, injeniera Agostino Burgarella 1832: Costantino Perazzi - injeniera, mpanao politika 1868: Silvio Benigno Crespi - mpiantoka, mpamorona, mpanao politika 1872: Manuel Núñez Tovar - Dokot ...

                                               

Gene Amdahl

Gene Amdahl dia mpahay fizika, injeniera, mpahay kajimirindra mizaka ny zom-pireneni Etazonia, Norvezy teraka ny 16 Novambra 1922 tao Flandreau, South Dakota

                                               

Richard Adolf Zsigmondy

Richard Adolf Zsigmondy dia mpahay fizika, mpahay siansa, mpamorona mizaka ny zom-pireneni Aotrisy, Alemaina teraka ny 1 Aprily 1865 ary maty ny 23 Septambra 1929

                                               

Manikeisma

Ny manikeisma dia fivavahana naorin ilay Persiana atao hoe Manỳ tamin ny taonjato faha-3. Izany fivavahana izany dia fifangaroan ny zôrôastrisma sy ny bodisma ary ny kristianisma. Ankehitriny dia atao hoe manikeisma ny fiheverana na ny fihetsika ...

                                               

Mazdakisma

Ny mazdakisma dia fivavahana gnôstika izay niavaka taminny fanafoanany ny fananan-tsamirery fa nanandratra ny fananana iombonana, izay niseho taminny faramparanny taonjato faha-5 sy ny fiandohanny taonjato faha-6. Nipoitra avy taminny zôrôastrism ...

                                               

Losifera

I Losifera dia ilay anjely potraka noho ny fikomiany tamin Andriamanitra, dia tsy iza fa i Satana. Ny anarana hoe Losifera anefa dia tsy nanana io heviny io tany am-piandohana fa nenti-nanondro ny planeta Venosy izay nantsoina hoe "mpitondra ny f ...

                                               

Jodaisma nohavaozina

Ny jodaisma nohavaozina dia sampanny jodaisma rabinika izay niseho tao Alemaina taminny taonjatonny Fahazavana, tao aminny fihetsiketsehanny Haskala notarihini Moses Mendelssohn. Maro ireo firehana nipoitra taminizany izay namporisika ny Jiosy ha ...

                                               

Fisiani Kristy talohanny nahatongavany ho nofo

Ny f isiani Kristy talohanny nahatongavany ho nofo dia finoana sy fampianarana izay milaza efa nisy talohanny nahaterahany teto an-tany i Jesosy Kristy. Ny andalan-tsoratra ao aminny Baiboly anohananny Kristiana mino ny Trinite izany dia ilay hit ...

                                               

Ziva (volana hebreo)

Ny Ziva dia volana faharoa ao aminny tetiandro hebreo talohanny fahababoanny Jiosy na Jody tany Babilona. Nosoloana ny anarana hoe Iara ny anaranio volana io taorianny fahababoana. Aminny teny hebreo dia atao hoe זיו / Ziv ny anaranio volana io. ...

                                               

Fanekem-pinoana nikeana

Ny Fanekem - pinoani Nikea na Fanekem - pinoana nikeana na Fiekem - pinoani Nisea na Fiekem - pinoana niseana dia fanekem-pinoana na fanambaràm-pinoana kristiana tinapaka nandritra ny Kônsily natao tao aminny tananani Nikea taminny taona 325 izay ...

                                               

Boky fahadimini Esdrasa

Ny Boky fahadimini Esdrasa dia soratra apokrifa na pseodepigrafanny Baiboly izay tsy inona fa ny toko roa voalohany ao aminny Boky fahefatri Esdrasa, izay natovona ny Apokalipsan’i Esdrasa ao amin’ny Volgata. Tsy ny mpaminany Ezra no nanoratra az ...

                                               

Toetrandro

Ny toetrandro dia ny fitambaranny zava-miseho ao aminny sosona ambany ao aminny habakabaka manodidina ny tany na ny planeta hafa aminny fotoana voatondro sy aminny toerana voafaritra iray. Mampiditra ao aminny sehatry ny toetrandro ireo zava-mise ...

                                               

Kônsily voalohany tao Nikea

Ny Kônsily voalohany tao Nikea na Kônsily voalohany tao Nisea dia fivoriambenny eveka natao tamin ny taona 325 ka ny emperora Kônstantino I no nampiantso azy. Io no kônsily voalohany. Izany dia natao mba handraiketana ny maha Andriamanitra ani Je ...

                                               

Konsily voalohany tao Konstantinopoly

Ny Konsily voalohany tao Konstantiniopoly na Konsily voalohany tao Konstantiniopla dia konsily ekiomenika faharoa nataonny Fiangonana kristiana taorianny Konsily voalohany tao Nikea. Nanamafisana ny zavatra tapaka tao aminny Kosilini Nikea io kon ...

                                               

Kristofania

Ny kristofania dia fisehoani Kristy tsy azo tsapain-tanana. Araka ny lovantsofina na ny lovam-pinoana dia manambara ny fahitana ani Kristy taorianny niakarany tany an-danitra izany teny izany, toy ny fahazavana mamirapiratra hitani Paoly tao Dama ...

                                               

Abiy Ahmed

Abiy Ahmed Ali dia mpanao politika Etiopiana miasa praiminisitra faha-4 anny Etiopia ao aminny Repoblika Demokratika Federaly Etiopia nanomboka taminny 2 aprily 2018. Izy dia filoha voalohany tao Oromo taminny Fitsarana Demokratikanny Vahoaka Rev ...

                                               

Martin Luther King

I Martin Luther King, Sr. no rainy. Ny vadiny dia Coretta Scott King. Ny zanany dia Yolanda King, Martin Luther King III, Dexter Scott King, Bernice King.

                                               

1900

Henri Lauvaux Lloyd Corrigan Margaret Shelby Anatoli Golovnya Franz Dienert Jean Duvieusart Agustín Lara Yves Urvoy Ludwig Donath Régis Blachère Hédi Kallel football Pierre-Louis Brice Margaret Brundage Auguste Kramer Joseph-Damase Bégin Texas Al ...

                                               

1932

Kalevi Hämäläinen Michel Leblond Denis Houf Robert Spitzer psychiatre Arne Schiøtz Bernard Beugnot João Carlos Batista Pinheiro Blaise Senghor Ramón Hoyos Jean-Pierre Grafé Roh Tae-woo Hilmi Ok Max Gallo William Carl Burger Kenny Parchman Pierre ...

                                               

1934

Alain Fantapié Nicéphore Soglo Yvonne Rainer Freddie King Vincent Bugliosi Wojciech Solarz Pierre Perret Claudio Scimone Roeland Raes John Meillon Boris Volynov Louis Echave David Warrilow Guy Hatchi Piet Dankert Ephraim Halevy Mönäyvär Saadetdin ...

                                               

1815

Alexander von Middendorff Lysius Salomon Honoré Chavée Vicente Cerna Sandoval Rosine Stoltz Charles Cuisin Marc Finaz Otto Karl Berg Edmond Schérer Germain Sommeiller Thomas Couture Otto von Bismarck Théodore Goepp Frédéric Troyon Philibert Audeb ...

                                               

1936

Ed Bartoli Birago Balzano Geneviève Fontanel Cécile Gagnon Mary Tyler Moore Clive Thomas Monic Cecconi-Botella Milan Kymlicka Lucie Spède Anne dOrnano Jaime Lucas Ortega y Alamino David Sime Richard Estes Jacques Lassalle Philippe Robrieux Stella ...

                                               

1904

Pierre Roy Per Roy Battista Guidotti Hago Harrington Antonio de Castro-Mayer Günther Schwab Harold Jefferson Coolidge Gabriel Dussurget Louis Robert historien Boris Rohdendorf Lucie Varga Keye Luke Patrick Hamilton écrivain Grigory Ginzburg Eddy ...

                                               

1867

Max Jakob Friedländer Annie Montague Alexander Jean-Baptiste Fischer Oskar Neumann Jean-Baptiste Charcot William Speirs Bruce Jules Auber Friedrich Ris Joseph Grusenmeyer Paul Ducuing Charles Guignebert Gustave Brisgand George Andrew Reisner Gust ...

                                               

1856

Stepa Stepanović Émile Trolliet Matilde Serao Charles Maurin Marie Desliens Karl Krumbacher Edmond Haraucourt Moses Gaster Nikolaï Koultchitski Paul dIvoi Auguste Leblond Béchir Sfar Harry Stovey Léon Wieger Jacques Curie Eugène Julien John Singe ...

                                               

19 Aprily

1840: Friedrich Mühlberg - mpahaisiansan-javaboahary 1921 1918: Clifford Berry - mpahay fizika, mpahay kajimirindra, injeniera Ernest McIntyre Sven Ivar Seldinger - Dokotera, mpamorona 1904: Guido Celano - mpilalao, mpampindrana ny feony, talen-k ...

                                               

4 Jolay

1850: Charles Burnett Wilson - injeniera sivily, injeniera 1880: Stellan Rye - talen-koronantsary, mpanoratra senariô 1872: Calvin Coolidge - mpanao politika 1867: Gaudenzio Fantoli - injeniera, mpanao politika 1807: Giuseppe Garibaldi - mpanao p ...

                                               

15 Mey

1843: John Kruesi - injeniera 1773: Klemens von Metternich - mpanao politika 1831: Edward James Harland - injeniera 1802: Isaac R. Trimble - injeniera sivily 1794: Marie Fortuné de Vergès - injeniera 1829: Francisque Reymond - mpanao politika, in ...

                                               

31 Oktobra

1767: Carl August Schmid - mpahaisiansan-javaboahary 1472: Wang Yangming - filôzôfy, mpanoratra 1632: Johannes Vermeer - 1795: John Keats - Poeta, mpanoratra Paul G. Hahnemann - injeniera 1817: Anthony Walton White Evans - injeniera, injeniera si ...

                                               

7 Oktobra

1853: Luis Andreoni - injeniera 1885: Niels Bohr - mpahay fizika, mpilalao baolina kitra, filôzôfy, mpanao matematika Adam DeBus 1889: Robert Z. Leonard - talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary, mpanoratra senariô, mpilalao 1865: Theodor Schei ...

                                               

13 Oktobra

1612: Giacinto Platania - injeniera 1717: John Armstrong - injeniera sivily Søren Hjorth - injeniera Quirinus Harder 1801 -070: Virgil - Poeta, mpanoratra Raymond Kopa - mpilalao baolina kitra 1876: Rube Waddell - mpilalao baseball, mpilalao baol ...

                                               

22 Oktobra

Alfred Nobel 1751: Nathanael Gottfried Leske - mpahaisiansan-javaboahary 1794: Edward Bury - injeniera sivily, injeniera 1811: Franz Liszt - Frederick Beaumont - injeniera sivily, injeniera, mpanao politika 1833 1808: Henri Maus - injeniera Derek ...

                                               

11 Oktobra

1879: Paul Eichelmann - mpilalao baolina kitra 1886: Otto Krappan - mpilalao baolina kitra 1891: Peter Mole - mpamorona 1841: Jean-Baptiste Berlier - injeniera 1829: Carlo Ceppi - injeniera 1871: Jean Javal - mpanao politika, injeniera 1926 1897: ...

                                               

9 Oktobra

1905: Ivan Ivanovich Artobolevski - injeniera 1873: Karl Schwarzschild - mpahay fizika, mpahaikintana, mpanao matematika 1861: Carl Huter - Dokotera, mpahaisiansan-javaboahary 1858: Michael Idvorsky Pupin - mpahay fizika, injeniera, mpahay siansa ...

                                               

1 Oktobra

1924: Jimmy Carter - mpanoratra tantara lava, mpanao politika, mpanoratra ny tantaranny fiainany 1920: Walter Matthau - mpilalao, mpilalao aminny fahitalavitra, mpilalao aminny horonantsary, talen-koronantsary 1845: Hermann Aron - mpahay fizika, ...

                                               

14 Oktobra

1877: Győző Mihailich - injeniera sivily 1817: Charles Hutton Gregory - injeniera sivily, injeniera 1893 1712: George Grenville - mpanao politika 1873: Jules Rimet - mpilalao baolina kitra 1784: Benedetto Brunati - injeniera 1797: Jean Crespon - ...

                                               

27 Oktobra

1827: Albert Fink - injeniera sivily, injeniera 1820: Gustave Desplaces - injeniera 1708: Jean-Rodolphe Perronet - injeniera sivily 1855: Gustav Wittfeld - injeniera 1858 Saitō Makoto 1811: Isaac Merritt Singer - mpilalao, mpamorona Theodore Roos ...

                                               

10 Oktobra

1465: Selim I - mpanao politika 1889: Giffard Le Quesne Martel - injeniera 1528: Adam Lonitzer - mpanao matematika, Dokotera, mpahaisiansan-javaboahary 1895: John Taylor - mpitsabo nify 1860: Hugo Sack - injeniera 1730: Johann Hieronymus Chemnitz ...

                                               

16 Oktobra

1854: Oscar Wilde - Poeta, mpanoratra tantara tsangana, Mpanao gazety, mpanoratra tantara lava, mpanoratra senariô, mpanoratra, mpanao asa soratra 1833: Walter Clopton Wingfield - mpamorona, mpilalao tenisy 1758: Gottlieb Tobias Wilhelm - mpahais ...