ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 384




                                               

1860

Lia Raiwez Félicien Menu de Ménil Eugène Lapointe Jeanne Brindeau Edward Denny Bacon Mercedes dOrléans Lorado Taft Aymar de La Baume Pluvinel James Ensor James Gillett Antoine Calbet Constantin VI de Constantinople François Guiguet Sidney Paget L ...

                                               

1901

Bruce Hutchison Paul Martin athlète Michel Vanderbauwhede Henri Alexandre Chappoulie Lionel Hitchman Connie Gilchrist Ñico Saquito Zhang Xueliang Louis Leprince-Ringuet Boris Davidovitch Berman Donald Ewen Cameron Christian Elling Vítězslav Nezva ...

                                               

1922

Heydar Ghiai Iákovos Kambanéllis Luigi Luca Cavalli-Sforza Kurt Blum Milouš Jakeš Armand Jammot André Rousselet Francisco Aramburu Adam Ulam Mel Ferber Georges Aminel Visesio Moeliku Eusebio Tejera Mick Micheyl Bogdan Śliwa Lotte Brott Michel Pey ...

                                               

Silabera inuktitut

Ny silabera inuktitut dia tarehintsoratra ara-baninteny ampiasainny mponina miteny inuit any Nunavut ary any Nunavik, any Québec. Taminny 1976, nanao azy ho tarehintsoratra ofisialy ho anny fiteny inuit rehetra ny Komisiona ny Fiteninny Inuit Cul ...

                                               

The Pentagon

The Pentagon dia trano lehibe any Arlington akaikini Washington D.C. Ao aminio trano lehibe io no misy ny departemantanny fiarovani Etazonia. Olona enina arivo sy roa alina no niasa tao taminny taona 2009, olona avy aminny tafika ary sivily. Ny a ...

                                               

Sambo

Ny sambo dia zavatra vitanny olombelona mihafo eo ambonny rano sy afaka mihetsika, entinny mpandeha ao anatiny na tsia. Mamaly ny fangatahana ny fitaterana eo ambonny rano na eo ambonin-drenirano, ary afahana manano asa famokarana isan-karazany t ...

                                               

15 Septambra

1867: Vladimir Maï-Maïevski - injeniera 1824: Charles Louis Contejean - mpahaisiansan-javaboahary Hans Hilfiker - injeniera 1897: Charles Nelson Pogue - injeniera 1254: Marco Polo - mpanoratra 1879: Joseph Lyons - mpanao politika 1854: Traugott S ...

                                               

1844

Marcel Dieulafoy Narcisse Pelletier Francis Carruthers Gould Privat Agathon Benjamin Arthur Hennique Antony Valabrègue Auguste Taccoen Julius Wellhausen Joshua Slocum Edgar Bourloton Miguel Juárez Celman Robert Moffat homme politique Narcisse-Hen ...

                                               

Fahaverezana ny fahaizana fiteny

Ny fahaverezanny fahaizana fiteny dia fahaverezanny olona ny fahaizany ny fiteny iray izay tsy vokatry ny aretina. Ny fiteny voakaoka dia na ny fiteny nibeazany, ho anireo izay nifindra monina any aminny tany vahiny ; na ny fiteny nianarany tany ...

                                               

Associated Press

Ny Associated Press – Assosciated ny asa fanaovan-Gazety ny fototra sy ny lehibe indrindra, ny masoivohom-baovao ao aminny united states. Ny asa dia manana ny endriky ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena ny fikambanana tsy mitady tombom-barotra. Efa ...

                                               

Pôlitika

Ny pôlitika dia ny fomban ny olona miaina ao amin ny vondrona hanapa-kevitra, ny fifanarahana eo amin ny olona mba hahafahany miara-miaina eo amin ny vondrona toy ny foko na tanàna na firenena. Ao amin ny vondrona lehibe, toy ny firenena, ny olon ...

                                               

Second de Sainte Thérèse

Second de Sainte Thérèse dia mompera Kristianina, martiry trinitera avy ao Espaina, teraka ny 24 marsa 1891 ary maty 31 jolay 1936. I Segundo de Santa Teresa no fiantsoana azy aminny teny espaniola.

                                               

Fifampizarana

"Hianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo." Raha mamaky ny Filazantsara araka an’i Jaona toko faha 15 isika, dia mahalala tsara fa Jesosy no miteny eto, ary izay itenenany dia ireo mpianany fahizay. Eo amin’ny andininy manara ...

                                               

Ahmadisma

Ny ahmadisma dia fihetsiketseham-panavaozana miozolmana mesianista naorini Mirza Ghulam Ahmad taminny taonjato faha-19 tao Penjab nandritra ny fanjanahan-tany britanika. I Mirza Ghulam Ahmad 1835-1908 dia miozolmana teraka tao Qâdiyân ao Panjab. ...

                                               

Filazantsara araka ani Matio

Ny Filazantsara araka ani Matio, na Vaovao Mahafaly araka ani Matio, na Filazantsara nosoratani Matio, dia voalohany ao aminny Filazantsara efatra ao Testamenta Vaovao ao aminny Baiboly. Ny lohahevitra ny aminny Fanjakanny Lanitra no hita ho ivon ...

                                               

Didy jadona

Ny didy jadona dia firenena iray izay olona iray na antoko politika manana ny fahefana hanao izay tiany. Ao aminny didy jadona, matetika tsy manana zo maro na ny fahafahana ny olona. Ny mpanao didy jadona dia avy aminny fitondrana noho ny antony ...

                                               

Abel Azcona

Abel Azcona dia mpanakanto fantatra aminny maha- zava - kanto mahatsiravina espaniola. Ny asany, miaraka aminny lafiny autobiografika sy lafiny politika dia maneho fikomiana lalina aminny fiaraha-monina. Ny asany voalohany dia ny momba ny maha-iz ...

                                               

Reny

Ny hoe reny no foto-teninny teny hoe firenena, ary manana ny satanny reny tokoa ny firenena teo anivonny tontolo malagasy. Taminny fanjanahantany teto Madagasikara, i Frantsa izay nanjanaka ani Madagasikara dia nantsoinny Malagasy hoe reny Frants ...

                                               

Sinagôga

Ny sinagoga dia trano fivavahan ny Jiosy na ny Samaritana isan-toerana. Ny tena niandohan ny sinagôga, izany hoe ny toerana fivorian ny mpino izay tafasaraka tamin ny fivavahana ao amin ny Tempoly, dia mety tamin ny andron ny mpaminany na tamin n ...

                                               

Bokinny Mpaminany 12

Ny Mpaminany roa ambinny folo na Mpaminany 12 na Mpaminany madinika, dia boky na horonam-boky ao amin’ny Tanakh, Baiboly hebreo, izay voasokajy ao amin’ny Nevi’im aharonim, zana-tsokajin’ny Nevi’im izay fizaràna faharoa ao amin’ny Tanakh manaraka ...

                                               

Sakramentanny fanambadiana

Ny sakramentan ny fanambadiana dia iray amin ireo sakramenta fito ao amin ny fiangonana katôlika sy ao amin ireo fiangonana ôrtôdôksa. Amin ny Katôlika," Ny fifanekena ara-panambadiana, izay anorenan’ ny lehilahy iray sy vehivavy iray eo amin’ iz ...

                                               

Eokaristia

Ny eokaristia dia fomba manana ny maha izy azy ao amin ny fivavahana kristiana izay anamasinan ny mpanao raharaham-piangonana ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan ny mpivavaka izany araka ny nandidian i Jesoa Kristy tamin ny niarahany mi ...

                                               

Sakramentanny fivalozana sy ny fampihavanana

Ny sakramentan ny fivalozana sy ny fampihavanana ao amin ny Fiangonana katôlika sy ao amin ny Fiangonana ôrtôdôksa dia iray amin ireo sakramenta fito. Ny tanjon io sakramenta io dia ny famelàn Andriamanitra ny fahotan ny olona manao fivalozana. A ...

                                               

Bokini Malakia

Ny Bokini Malakia na Bokini Malaký dia boky ao amin’ny Tanakh sy ao amin’ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly kristiana. Isan’ireo atao hoe Mpaminany madinika izy. Ahitana ireo tenin’ny mpaminany mahazatra toy ny fampahatsiahivana ny nifidian’ ...

                                               

Fanosorana ny marary

Ny fanosorana ny marary dia sakramentan ny Fiangonana katôlika rômanina sy an ireo Fiangonana ôrtôdôksa ary an ny Fiangonana anglikana izay ametrahana ireo mijaly eo ambany fitseran i Kristy. Ny fanosorana dia atao amin ny menaka voahasina sy ank ...

                                               

Katôlisisma

Ny katôlisisma dia fivavahan ny Kristiana mankato ny fahefan ny papa sy ny eveka, indrindra momba ny famolavolana ny foto-pampianarany, ny fampitana sy ny fandaminana ny fanompoam-pivavahany. Ny Eglizy katôlika dia mihevitra fa ny vita batemy reh ...

                                               

Sakramentan ny filaharana

Ny sakramentan ny filaharana na ôrdinasiôna dia fihetsika sy teny araka ny litorjia izay ampidirana ao amin ny filaharan ny mpanao ny asam-pisoronanana kristiana, izay ankalazain ny eveka. Ahitana ôrdinasiôna koa ny ao amin ny fiangonana anglikan ...

                                               

Paolisianisma

Ny paolisianisma dia fivavahana nipoitra aminny kristianisma tatsinanana, angamba armeniana, izay tsy misy intsony ankehitriny, mitsipaka ny fisianny mpitondra fivavahana, ny fampiasana ny hazo fijaliana, ny fanajana ny olo-masina, ny sakramenta, ...

                                               

Sakramenta

Ny sakramenta na Sakramenta Masina, ao amin ireo fiangonana kristiana tranainy, dia fombam-pivavahana inoana fa naorin i Jesoa Kristy ary nampitandreminy ny Fiangonana mba hampitana sy hanomezana ny fahasoavan Andriamanitra. Sady famantarana ny f ...

                                               

Konfirmasiona

Ny konfirmasiona, ao amin ny Fiangonana kristiana, dia fomba atao ampahibemaso manome fahafenoana ny fanomezan ny Fanahy Masina amin ny alalan ny fanamafisana ny famantarana azo tamin ny batisa.

                                               

Iarsanisma

Ny iarsanisma na iaresanisma dia fivavahana naorin ilay soltàna atao hoe Sahâk tamin ny faramparan ny taonjato faha-14 tao Iràna andrefana. Amin ny fiteny korda dia atao hoe yâresân io fivavahana io. Amin ny teny persàna kosa dia atao hoe اهل حق ...

                                               

Tononkira Fanaperana

Ny Tononkira Fanaperana na Tononkirani Solomona na Tononkira dia Tononkira dia boky ao aminny Baiboly ao aminny Testamenta Taloha izay mitantara ny resaka ifanaovanny mpifankatia mifampitaona sy mifaneho ny fitiavany sy ny faniriany. Tantara anoh ...

                                               

Fasisma

Ny fasisma dia karazana fitondrana iray, izay heverina manan-danja kokoa noho ny olona iray, vondrona, fahafahana, na ny fandaharana ny firenena. Ny firenena ambaninizany karazana fitondram-panjakana izany dia matetika entinny olona iray antsoina ...

                                               

Fiovam-pisia-maha-izy

Ny fiovam-pisia-maha-izy na transsobstansiasiona dia fiovanny maha-izy ny zavatra iray ho tonga zavatra hafa. Aminny Katolika dia fiovanny mofo ho tenani Kristy sy ny divay ho rani Kristy ao aminny eokaristia aminny alalanny Fanahy Masina ny fiov ...

                                               

Fanasanny Tompo

Ny Fanasanny Tompo dia fomba manana ny maha izy azy ao amin ny fivavahana kristiana izay anamasinan ny mpanao raharaham-piangonana ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan ny mpivavaka izany araka ny nandidian i Jesosy Kristy tamin ny niarah ...

                                               

Konsobstansiasiona

Ny konsobstansiasiona, araka ny fampianaram-pinoana loterana, dia ny fitehirizanny mofo sy ny divay ny maha-izy-azy nefa miara-mikambana aminny maha-izy-azy ny tena sy ny rani Jesosy Kristy. Izany fampianarana izany, izay nofaritani William of Oc ...

                                               

Hamandoana

Ny hamandoana dia fisianny rano na eton-drano ao aminny rivotra na ao aminny zavatra hafa toy ny lamba, ny mofo, sns. Ao aminny rivotra dia azo refesina aminny fandrefy hamandoana sady aseho aminny isanjato ny habeny.

                                               

Paska jiosy

Ny Paska jiosy na Paka jody izay atao hoe Pesah aminny teny hebreo dia fety lehibe aminny Jiosy izay ankalazana sy ahatsiarovana ny fialanny Zanaki Isiraely avy tao Ejipta sy ny niampitanizy ireo ny Ranomasina Mena teo ambany fitarihani Mosesy ; ...

                                               

Soli Deo gloria

Ny andian-teny latina hoe Soli Deo gloria, izay adika aminny teny malagasy hoe anAndriamanitra irery ny voninahitra dia iray aminireo ainga fototry ny fivavahana kristiana noraisinireo teolojiana protestanta, ka isanireo andian-teny latina norais ...

                                               

Hamàna

I Hamàna na Hamana dia olona resahina ao aminny Bokini Estera, izay minisitry ny Fanjakana persiana taminny fotoana nanjakani Ahasoerosy. Araka ny lovantsofina jiosy dia evanny fankahalana jiosy i Hamàna noho izy nikasa handripaka ny Jiosy, araka ...

                                               

Melkizedeka

I Melkizedeka na Melkisedeka na Melkitsedeka dia mpanjaka mpisorona resahina ao aminny Testamenta Taloha. Ao amin’ny fitantaranny Baiboly dia nihaona tamini Abrahama i Melkizedeka rehefa niverina avy any aminny ady nifanaovany taminireo mpanjaka ...

                                               

Fetinny Reny

Ny Fetinny Reny dia andro firavoravoana ankalazaina hanomezam-boninahitra sy fanehoam-pitiavana ny reny ao aminny firenena maro eto an-tany. Aminio fety io dia manolotra fanomezana ny reniny ny zanaka ka mety ho mofo mamy izany na voninkazo na za ...

                                               

Demografia

Ny demografia dia fikarohana siantifika mikasika ny fiovanny mponina araka ny fiterahana, fahafatesana, fifindra-monina, ary ny fahanterana. Ny demografy dia misy ifandrasana aminny fanabeazana, firenena, finoana, ary ny fihaviana.

                                               

Sekoly

Ny sekoly dia toerana fianarana, fandratoana fahaizana sy fahalalana. Raha ny fizotram-pianarana ao Madagasikara dia mizara 4 aminny ankapobeny ny sekoly, aorianny garabola: Ny sekoly ambaratonga faharoa izay maharitra 3 taona. Ny fianarana ambar ...

                                               

Liberalisma

Mino ny liberaly sasany fa tsy hisy ny fahafahana tanteraka raha tsy misy ny fitovian-jo, ary ny fitondram-panjakana dia tokony hampiroborobo ny fitoviana aminny alalanny fanabeazana sy ny fanomezana fikarakarana ara-pahasalamana tohananny hetra. ...

                                               

Habadoana

Ny habadoana dia toetranny olona izay nanatrika fianarana, anefa tsy mahay mamaky, manoratra na mikajy. Samihafa aminireo olona tsy mahay abidy ny olona bado, satria bado tsy hary nanatrika fianarana ny olona tsy mahay abidy. Eny aminny firenena ...

                                               

Ellen Gould White

I Ellen Gould White dia vehivavy kristiana amerikana nandray anjara taminny fanorenana ny Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito, niaraka amini James White vadiny sy i Joseph Batese. Teraka taminny 26 Novembra 1827 sy maty taminny 16 ...

                                               

Andriantsoly

Andriantsoly dia mpanjaka malagasy sy mahorey taminny antsasany voalohanny taonjato faha-19. Nantsoina hoe Tsi Levalou izy fahakeliny. Malaza Andriantsoly noho ny nisafidianany ny hikambanani Maiôty aminny Fanjakani Frantsa taminny 25 Avrily 1841 ...

                                               

Fiteny mandarina

Ny fiteny mandarina, izay tsorina indraindray amin ny hoe "fiteny sinoa", dia iray amin ireo karazam-piteny sinoa tenenina ao amin ny tapany avaratra-atsinanan i Sina an-kôntinenta. Ny fiteny mandarina no be mpiteny indrindra maneran-tany. Sorata ...

                                               

Angatra (aretina)

Ny angatra dia aretina mifindra aminny alalanny firaisana ara-nofo vokatry ny Neisseria gonorrhoeae, hitani Albert Neisser taminny 1879. Antibiôtika no hanasitranana ny angatra, fa manomboka misy ny otrika tsy andairanny antibiotika. Mety tsy ahi ...