ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 39




                                               

Faritra Anosy

Ny Faritra Anosy dia iray aminireo faritra 22 eto Madagasikara, ao aminny Faritanini Toliara, any aminny tapany atsimo atsinananny Nosy. I Tolagnaro na Fort-Dauphin no renivohiny. Manana velarfan-tany mirefy 25 731 km² izy. Ireto ny distrika mand ...

                                               

Faritra Androy

Ny Faritra Androy dia iray aminireo faritra 22 eto Madagasikara. Ao aminny Faritanini Toliara ao atsimonny Nosy no misy azy. Ambovombe ny renivohiny. Manana velaran-tany mirefy 19 317 km 2 io faritra io. Saro-dalana izy sady maina tsy ampy rano. ...

                                               

4Mi (Madagasikara)

Ny 4Mi dia ireo olona eo amin ny fiarahamonina malagasy an-drenivohitra izay mahantra faraidiny. Tamin ny voalohany dia fanafohezana ny hoe Mifoka, Miloka, Migoka, Mivaro-tena ny teny hoe 4Mi, nefa taty aoriana dia nahafaoka ny olona mahantra an- ...

                                               

Vanila

Ny vanila na lavanila dia zava-manitra fanao amin ny sakafo izay azo avy amin ny karazana ôrkidea sasany maniry toy ny vahy amin ny faritra mafana sy manorana, avy any Amerika Afovoany, ka ny Vanilla planifolia no tena fantatra amin izany. Ny ten ...

                                               

Dipoavatra (maniry)

Ny dipoavatra dia zavamaniry avy any India izay manome voany boribory madinika, izay ampiasaina hanomezana tsiro mafanafana ny sakafo. Piper no anarana ara-tsiansa iantsoana azy.

                                               

Avaratra

Teo aminny Ntaolo raha manonona ny vazan-tany izy dia toy izao no fanaovany izany: tononiny aloha indrindra ny avaratra, izay vao ny atsimo, avy eo ny antsinanana ary faranany aminny andrefana. Tsy azo avadika izany filaharana izany fa toy ny mam ...

                                               

Fasana

Ny fasana dia zavatra naorina mba hiarovana ny toerana nandevenana na nanafenana ny maty. Araka ny finoan ny olona sasany, isan izany ny Ntaolo malagasy, dia io no toerana hita maso izay sady mampahatsiahy ny fahafatesana no mampifandray ny tonto ...

                                               

Ody

Ny ody dia tapa-kazo na tapa-javatra hafa izay ninoanny Ntaolo malagasy fa manan-kery hitondra ny soa sy hiaro aminny loza. Karazana sampy isam-batanolona ny ody, ka ninoana fa miaro na manome hery ny olona mitondra na miravaka azy. Ny olona avy ...

                                               

Omby volavita

Ny omby volavita dia omby misy fotsy eo amin ny handriny, eo amin ny lamosiny, eo amin ny rambony ary eo amin ny feny. Noheverin ny Ntaolo malagasy fa izany no volon omby tsara indrindra ka mendrika hatolotra ny mpanjaka na dia manan-tompo aza.

                                               

Ambiroa

Ny ambiroa, araka ny finoan-drazana malagasy, dia singa ara-panahy izay inoanny Ntaolo malagasy fa maharitra aorian ny fahafatesana. Mety hialanny ambiroany vetivety ny olona iray ka hanjary ho verivery hevitra na verivery tadidy. Miverina ao ami ...

                                               

Fambara (finoana)

Ny fambara izay tsy inona fa zava-mitranga tsapanny olona ka manampy azy hahalala mialoha ny zavatra hitranga aminny hoavy akaiky na lavitra. asehonny andriamanitra na ny fanahy hafa. Inoanny Ntaolo malagasy koa ny fisianny fambara. Mety ho zava- ...

                                               

Zorofirarazana

Aminny Malagasy, ny zorofirarazana na zoro firarazana dia ny zoro avaratra-andrefana amin ny trano. Omena ny anarana hoe Alahamady na zoronAlahamady koa io zoro io. Zoro saro-pady sy masina indrindra ny Alahamady teo aminny Ntaolo malagasy sy ho ...

                                               

Persàna (vahoaka)

Ny Persana na Persiana na Vahoaka persiana na Persana tadrefana, izay monina ao Iràna dia vahoaka iraniana miteny persana na fiteny mifandray amin io fiteny io, sady mitovy kolontsaina sy tantara iombonana. Maro ny Persana monina any ivelan i Irà ...

                                               

Hasina (fanomezana)

Ny hasina dia fanomezana atolotra ny olona na zava-manan-kasina. Fahizay, ny Ntaolo malagasy dia tsy miseho tanam-polo manoloana ny olona na zava-manan-kasina fa mitondra fanomezana toy ny lamba landy, ny tantely, ny akondro ary ny vola tsy vaky. ...

                                               

Boky aminny anarani Henoka

Ny boky aminny anarani Henoka dia boky apokrifanny Baiboly izay nampitondrainny mpanoratra azy ny anarani Henoka. Misy telo ireo boky ireo dia ny Bokini Henoka sy ny Bokinny Tsiambaratelon’i Henoka ary ny Bokinny Lapa. Tsy i Henoka no nanoratra a ...

                                               

Fiompiana

Ny fiompiana dia fitambaran ireo asa miantoka ny fikarakarana sy ny fampitomboana taranaka ny biby, ka mety ho biby fiompy izany na biby dia, izay atao ho amin ny tombontsoan ny olombelona. Ireo biby ireo dia mipetraka tsy lavitra ny fonenan ny m ...

                                               

Kolontsaina ao Roanda

Ny kolontsaini Roanda dia miseho aminny fomba isan-karazany sady manan-karena. Miteny aminny fiteny tokana ny mponina, dia ny fiteny kiniaroanda izay teneninny vahoaka baniaroanda. Manampy anity fiteny ity ny fiteny frantsay sy ny fiteny anglisy ...

                                               

Onilahy

Ny anarana hoe Onilahy dia mety manondro: ani Onilahy, tanàna sy kaominina any aminny distrikani Manakara. ani Onilahy, renirano any aminny morontsirana atsimo andrefani Madagasikara,

                                               

Sofia (renirano)

I Sofia dia onin i Madagasikara mivarina any andrefana any amin ny Ranomasimbe Indiana ao amin ny helodranoni Mahajamba ka ao izy dia misampana roa. Ireto avy ireo tanàna lalovani Sofia: Bejabora, Ambalafomby, Betsilendry, Analanambe, Ambatomay, ...

                                               

Ambalavao

21.833330°S 46.933330°E  / -21.833330; 46.933330 I Ambalavao dia kaominina sady tanàn-dehibe ao Madagasikara, renivohitry ny distrikanAmbalavao, ao aminny faritra Matsiatra Ambony.

                                               

Sakay (renirano)

I Sakay dia onin i Madagasikara mivarina miankandrefana avy ao amin ny faritra afovoan ny Nosy. Ilay tanàna miorina eo amorony atao hoe Bebetville dia tanàna noforonin ireo olona avy any La Réunion mpifindra monina teo anelanelanny taona 1952 sy ...

                                               

Taolagnaro

Taolagnaro, na Tôlan̈aro, Fort-Dauphin, Faradofay - dia tanàna renivohitry ny faritra Anosy any atsimoni Madagasikara. 1 122 km any atsimon Antananarivo no misy azy. Manana toeram-pitsangantsanganana maro sady tsara.

                                               

Mahavavy

I Mahavavy na Mahavavy Avaratra dia onin i Madagasikara any avaratra, ao amin ny faritra Diana, ao amin ny faritanin Antsiranana, izay mivarina mankany andrefana ao amin ny Ranomasimbe Indiana. Ao Maromokotra, tendron ny tangorom-bohitra Tsaratan ...

                                               

Onibe

I Onibe dia onini Madagasikara mivarina miantsinanana any aminny Ranomasimbe Indiana ao aminny faritra Atsinanana. Ao akaikin Anosy no misy ny loharanon i Onibe izay mandalo ao akaikin ireto tanàna manaraka iretoː Mangabe, Marovahy, Ampasimbe-Oni ...

                                               

Antambahoaka

Ny Antambahoaka na Tambahoaka dia foko iray ao amin ny morontsirana atsimo-atsinanan i Madagasikara, tsy lavitra ani Mananjary, manakaiky ny Betsimisaraka ao avaratra, ny Tanala ao andrefana, ny Antemoro ao atsimo. Niisa teo amin ny 50 000 eo izy ...

                                               

Seranan-tsamboni Ehoala

Ehoala dia seranan-tsambo malagasy ao aminny Kaominini Tôlagnaro ao aminny Faritra Anosy izay 10 km ao atsimo andrefanny tanani Tôlagnaro. Any ivelanny tanàna manakaiky ny seranam-piaramanidini Tôlagnaro no nanorenana azy ary nanomboka ny fampias ...

                                               

Communauté Evangélique Indépendante de Madagascar

Ny Communauté Evangélique Indépendante de Madagascar, izay hafohezina aminny hoe CEIM, dia fiangonana niforona eto Madagasikara taminny taona 1989 ary nijoro ara-panjakana taminny taona 1991. Fiangonana ara-pilazantsara na evanjelika manana fireh ...

                                               

Andriandravindravina

Andriandravindravina, araka ny tetiarana sasany momba ny foko merina ao afovoan-tany eto Madagasikara, no mpanjaka voalohany tao aminio faritra io. Tsy Merina izy fa Vazimba, isanireo mponini Madagasikara voalohany. Ny boky Tantara ny Andriana et ...

                                               

Roipitika

Ny roipitika na roipitiky na roindambo na roy dia anarana omen ny Malagasy zavamaniry misy tsilo, anisan ireo antsoiny hoe roy. Hazo na hazo madinika mirefy 6 m hatramin ny 7 m ny roipitika, misy sampana be tsilo, maro sy madini-dravina, miendrik ...

                                               

Bajao (vahoaka)

Ny Bajao na Bajô na Sama-Bajao vondrom-poko any Broney, any Indônezia, any Malezia Atsinanana ary any Filipina, izay isan ny vahoaka atao hoe mpifindrafindra monina an-dranomasina toy ny Môkena any Birmania sy Tailandy, ny Ôranga Laota any Riau s ...

                                               

Fiteny ao Afrika

Ny fiteny ao Afrika dia ireo fiteny tenenin ny mponin i Afrika, izay tombanana ho 2 000 any ho any, izay tenenin ny olona miisa 1 000 tapitrisa any ho any, nefa ireo fiteny be mpampiasa dia vitsy sady maro amin izy ireo no endri-piteny isam-parit ...

                                               

1800

James Cameron missionnaire Christophe Bulot Elias Boudinot Jean-Pierre Dantan William Lovett Jean-Félix Adolphe Gambart Callinique Ier dAlexandrie Jean-Baptiste Fresez Paul Massot François Bouchot James Burton Robertson Auguste Belloc Rómulo Díaz ...

                                               

1810

François Carquet Louise Colet Romain Cazes Théodore Pein Léon Feugère George Robert Waterhouse Armand-René Maupoint Bernhard von Langenbeck Ernst Kummer Jacob Thompson Ferdinand Freiligrath Alexandre Calame Guillaume-Henri Brochon Adolphe Boisse ...

                                               

1852

Paul Carus Gisbert Kapp Gonnohyōe Yamamoto Edward Kewley Theodor Fritsch Kosta Hristić John Dreyer Charles Edmond Mathis Ion Mincu Gaetano Previati Hubert Jacob Ludwig Henri Mellet Mary Ewing Outerbridge Amédée Lynen Octave Callandreau Leopoldo A ...

                                               

1823

Thomas Francis Meagher John Evans archéologue Édouard-Gérard Balbiani Joseph Jaspar Jules Émile Planchon Hervé compositeur John Kells Ingram Charles-François-Xavier Müller Mary Surratt Pierre Louis Jérôme Gustave de Combarieu David Grimm Léopold ...

                                               

1822

George Crum Isaäc Dignus Fransen van de Putte August Petermann Aristide Hignard William Henry Edwards Émile Erckmann Frances Power Cobbe Marie-Louise Lefèvre-Deumier Dieudonné Lancelot Pierre Bitôt Johannes Deiker Luigi Arditi Theodor Peckolt Ric ...

                                               

1824

Pierre Magnin Carlo Ademollo Rose Chéri Louis II de Bade Jean Scohy Gustave Boulanger Émile Beaussire George MacDonald Victor Clément Engelbert-Auguste dArenberg Wilkie Collins Richard James Oglesby Richard Wüerst Benoît Langénieux Joseph-Antoine ...

                                               

1834

Paul Jausions Paul Kummer Alexis Ilyne Frédéric Mireur David Lazzaretti Anna Leonowens Otto Scholderer Herménégilde Boulay Joseph Zemp Pierre Grivot Victor Besme Sévère Rivard Theodor Kleinschmidt Jean Vanhaelen Eugène Pinault Anatole de Baudot P ...

                                               

1827

John Foster McCreight Eugène-Stanislas Oudinot de La Faverie Georg von Wrangel Philéas Félix Bermond Pierre-Auguste Lamy Narcisse Lecavalier William Holman Hunt Vassili Vassilievitch Zverinski Ezra Butler Eddy Tommaso Maria Martinelli Joseph-Augu ...

                                               

1818

Jacques Louis Battmann John Albion Andrew John OShanassy Eugène Ernest Hillemacher James Prescott Joule Frères dAlessandri Adrien Barralis Armand Durantin Jean Lanusse Henry Jacob Bigelow William Fargo Cham dessinateur Benjamin Franklin Butler ho ...

                                               

1866

José Mange Charles Jouas Zacharia C. Panţu Vladimir Ledóchowski Apollon Apollonovitch Maïkov Paul Portier Henri Philippoteaux Achille Duchêne Henri Pugliesi Conti Antoine d’Orléans 1866-1930 Henry Forster Albert Clouard Victorien Lelong Frank Tud ...

                                               

1859

Alexandre Samsonov Eugène Viala Charles Jules Edmée Brongniart Victor Delpierre Rafael Uribe Walther von Lüttwitz Charles Haskins Townsend Francesc Macià Ettore Tito Ravachol Raoul Maltravers Clarence Preston Gillette Cyriel Buysse José Sánchez G ...

                                               

1843

Samuel Garman Frank James William Chandler Roberts-Austen Carl Ernst Otto Kuntze Charles Baïhaut Kowashi Inoue Hugo Hayn Bradford Torrey Henryk Siemiradzki Louis-Xavier de Ricard Walther Flemming Édouard de Cérenville Dezső Bánffy Jean Allemane Z ...

                                               

Fiainana mandrakizay

Ny fiainana mandrakizay dia fiainana sambatra mitohy tsy manam-pahataperana, araka ny finoan ny olona sy ny fampianaran ny fivavahana sasany. Ilazana ny fiainana sambatra mitohy aorian ny fahafatesana izany. Ao amin ny fivavahana kristiana no ten ...

                                               

Sakafo

Ny sakafo dia ny zavatra haninny olona. Ny sakafo matetika dia avy aminny biby na zavamaniry. Izany no mihinana ny zavatra velona mba hanome hery sy ny sakafo. Ny sakafo ahitana ny sakafo ny olona sy ny biby tokony ho salama. Misy proteinina, tav ...

                                               

Hozatra

Ny hozatra dia tavy malemy hita aminny ankamaroanny biby, ary iray aminireo sela fototra efatra aminny biby, miaraka aminny sela hozatra, ary sela mpampitohy. Ny sela hozatra dia misy filamenanny proteinina antsoina hoe olona sy izay mifalihavanj ...

                                               

Fifadian-kanina

Ny fifadian-kanina dia tsy fanendrena sakafo an-tsitrapo na tsia, izay mety tsy misy fisotroana zavapisotro koa. Ny fifadian-kanina ampahany dia fahita ao aminny fombanny fivavahana sasany. Aminny fomba fijery ara-tsiansa dia manomboka eo aminny ...

                                               

Jiosy igbo

Ny J iosy igbo na Jiosy ibo dia isanny foko igbo ao Nizeria izay manaraka ny fivavahana jiosy sady milaza ny tenany fa tavy aminny fifindra-moninny Hebreo sy ny Jiosy taty aoriana, avy tany Afrika Avaratra sy tany Egipta ka nankany Afrika Andrefa ...

                                               

Hazon ny Noely

Ny hazon ny Noely na hazon ny Krismasy dia hazo na sary hazo nohingoina sy noravahana ao am-piangonana na any an-tokanrtano na eny amoron-dalana na eny an-jaridaina, mba hoenti-mankalaza ny fety Kristiana Noely na Krismasy. Fomba nolovana hatry n ...

                                               

Fambolena Tropikaly

Amin’ny izao tontolo izao, be kokoa ny olona mamelon-tena amin’ny fambolena tropikaly noho ny asa hafa rehetra. Ny ankabeazan’ireto olona ireto dia mpamboly tsy mamaoka ambom’bokatra sady mipetraka amin’ny toerana tropikaly. Mamboly voly fihinana ...