ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 390




                                               

Ambatofisaorana

Ambatofisaorana dia vohitry ny Andriamasinavalona hatramin’ ny ela, izay mbola onenan’ ny taranaka. Vohitra miorina ao avaratr’ Isadabe, amin’ ny làlana miala avy eo Talata-Volonondry, mianavaratra mahazo an’ Ambatomanoina mandalo an’ Ambohitrolo ...

                                               

Lailava

Ny Lailava na Lehilava dia iantsoana ireo taranakIlailava izay mpiandry vavahadinAndrianampoinimerina teny Ambohimanga. Arakizany dia isanny foko Tsimahafotsy Ilehilava ary hova ny firazanany. Isanny tena akaikinny fonAndrianampoinimerina Ilehila ...

                                               

Ilanivato

Araka ny tantara sy ny lovantsofina momba ny faritra ao Imerina arao hoe Ilanivato dia ireto no heverina ho niavian io anarana io: Ny tendron’ ny nosy lavalava iorenan’ ny tanàna dia misy vatolampy izay mbola hita tsara eo an-dohany avaratra amin ...

                                               

Ramanetaka

Ramanetaka izay atao hoe Ramanetaka-Rivo sy Abderamane, dia isanny fianakaviam-panjaka Merina teto Madagasikara, teraka taminny taona 1780 sy maty taminny taona 1841 na 1842. Lasa mpanjaka na soltanani Moaly izy nanomboka taminny taona 1830 hatra ...

                                               

Mpanentana

Ny Mpanentana dia ireo olona manana talenta aminny sehatra fanentanana, ohatra: ny mpanentana aminny Radiô, Televiziona, Seho-sehatra, Kabary, Lalao, Fety, sns. Araka izany dia ny mpanentana dia manao asa fanentanana aminny sehatra maro, lazaina ...

                                               

Kabary famangiana

Mpamangy: Akory avy anareo tompoko Vangiana: indreto izahay tompoko Mpamangy: avy mamangy amin’ny fahoriana tompoko Vangiana: misaotra indrindra tompoko, ho tahian’i Andriamanitra Mpamangy: amin’izao fahoriana midona aminareo izao ka namoizana ny ...

                                               

Kyle Larson

Kyle Miyata Larson dia Amerikana racer matihanina fiara izay nanao fifaninanana aminny NASCAR Cup Series. Larson nanatevin-daharana ny Chip Ganassi Racing ekipa avy any aminny vanim-potoana 2014 ny fanombohanny vanim-potoana 2020 aminny fiara isa ...

                                               

Tamotamo

Ny tamotamo dia zavamaniry, karazana sakamalao, izay misy fakany azo ahahy hahazoana vovony miloko mavo azo andokoana lamba na ampiasaina amin ny fahandroana sakafo. Miloko mavo matroka ny voniny. Avy any India ny tamotamo. Curcuma longa ny anara ...

                                               

1323

Binnya U Marie de Châtillon 1323-1363 Charles de Durazzo Jean Chaudrier Constance de Castille 1323-1345 Marguerite de Brabant 1323-1368 Philippe de Bourgogne 1323-1346

                                               

Sema

I Sema dia olona resahina ao aminny Baiboly. Zanaki Noa sady rahalahini Hama sy Jafeta izy. Izy no razambeni Ebera razambeni Abrahama. Niaraka tamini Noa rainy mbaminireo rahalahiny sy ny vadiny ary ireo vadin-drahalahiny tao anaty sambofiara izy ...

                                               

Kaaba

Ny Kaaba dia zavatra naorina vita amin ny vato tokana tamin ny taonjato faha-7, miendrika goba, miorina eo afovoan ny Môskea Lehibe ao Maka, any Arabia Saodita, izay norakofana lamba landy miloko mainty, atao hoe kiswa. Ny Kaaba no toerana masina ...

                                               

Jafeta

I Jafeta dia olona resahina ao aminny Baiboly izay voalaza iray aminireo zanaka lahy teloni Noa. I Sema sy i Hama no rahalahiny. Niaraka tamini Noa rainy mbaminireo rahalahiny sy ny vadiny ary ireo vadin-drahalahiny tao anaty sambofiara izy nandr ...

                                               

Alahadinny Sampan-kazo

Ny Alahadinny Sampan-kazo na Alahadinny Sampan-drofia ao aminny tetiandro litorjika kristiana dia ny Alahady mialoha ny Alahadinny Paska sady fidirana ao aminny Herinandro Masina. Ahatsiarovana zava-nitranga roa ny Alahadinny Sampan-kazo: ny voal ...

                                               

Loko litorjika

Ny loko lotorjika dia ny lokon ny fitafiana sy ny lokon ny lamba hafa na ny an ny fanaingoana ampiasaina ao amin ny kristianisma mba hanomezana heviny ara-panahy am-pamantarana ny fimbafomba sy ny fankalazana amin ny fari-potoana iray ao amin ny ...

                                               

Ravintsara

Ny ravintsara dia hazo maitso ravina tsy mihintsan-dravina mandavan-taona, mahatratra halava anelanelan ny 15 sy 25 m, mafy ravina, izay ahazoana menaka fanao fanafody ny fitanehana sy ny fitsihana azy. Amin ny ankapobeny dia miendrika atody ny r ...

                                               

Fitsanganani Jesoa ho velona

Ny fitsanganan i Jesoa ho velona na fitsanganan i Jesosy tamin ny maty dia isan ireo tenim-pinoana fototra eo amin ny teôlôjia kristiana sy ny kristôlôjia izay ivony. Izao no voasoratra ao amin ny literatiora tranain ny kristianisma, ireo Taratas ...

                                               

Soratanam-piraketanny Ranomasina Maty

Ny soratanam-piraketanny Ranomasina Maty, izay atao hoe s oratanam-piraketani Komràno, dia fitambarana horonan-tsoratra natao tanana aminny teny hebreo sy aminny teny arameana izay hita teo anelanelanny taona 1947 sy 1956 tanaty zohy miisa 11 tao ...

                                               

Toekaren ny Repoblikan i Kôngô

Ny toekaren ny Repoblikan i Kôngô dia miankina amin ny fitrandrahana ny solitany, izay misy betsaka amin ny morontsiraky ny Ranomasimbe Atlantika, sy ny hazo. Na dia manan-karena amin’ ny solitany an-dranomasina sy ny tanjaky ny seranan-tsambo iz ...

                                               

IPod

Ny iPod dia azo entina mozika jukebox ny orinasa Apple. Ny fitaovana ny fianakaviana iPod hanolotra ny mpampiasa ny tena tsotra ny fomba fampiasana mifototra aminny boribory an-tsaha mikasika/bokotra, afa-tsy ny iPod shuffle. Ny ankamaroan ny iPo ...

                                               

Jean de Jésus et Marie

Jean de Jésus et Marie dia mompera Kristianina, martiry trinitera avy ao Espaina, teraka ny 8 febroary 1895 ary maty 3 aprily 1937. I Juan de Jesús y María no fiantsoana azy aminny teny espaniola.

                                               

Bokinny Ekleziastika

Ny Bokinny Ekleziastika na Fahendreni Bena Siràka dia boky ao aminny Testamenta Taloha ao aminny Baiboly katolika sy ortodoksa izay voasokajy ho isanireo bokim-pahendrena. Ny lohahevi-dehibenny boky dia ny Fahendrena izay anaovanny mpanoratra fit ...

                                               

Bokini Joba

Ny Bokini Joba dia boky ao aminny Testamenta Taloha, ao aminny Baiboly, sy ao aminny Tanakh, boky masinny Jiosy, izay mahakasika ny fiainanny lehilahy iray atao hoe Joba izay tsy niala taminny finoana anAndriamanitra na dia teo aza ny fahoriana l ...

                                               

Bokinny Mpitoriteny

Ny Bokinny Mpitoriteny na Bokinny Kôhelety na Bokinny Eklesiasta dia boky hita ao aminny Baiboly ao aminny Testamenta Taloha izay miresaka momba ny mahazava-poana ny fiainanny olombelona mbaminny asa izay ataony raha tsy miaraka aminny fatahorana ...

                                               

Ketuvim

Ny Ketuvim na Ketubim dia fitambaran’ireo boky iraika ambin’ny folo mamorona ny fizaràna fahatelo sady farany ao amin’ny Baiboly hebreo. Tsy afangaro aminny lazainny Kristiana hoe "bokinny olon-kendry" na "bokim-pahendrena" ny Ketuvim ao aminny B ...

                                               

Targoma

Ny Targoma dia dikan-teny arameana am-bava somary ara-bakiteny aminny ampahanny Baiboly hebreo ampiasaina ao aminireo sinagoga tany Palestina sy Babilona. Taorianny fahababoana babiloniana taminny taonjato faha-6 tal. J.K. dia nosoloanny fiteny a ...

                                               

Tanakh

Ny Tanakh, Tanak na Thanak izay atao hoe koa Baiboly hebreo dia fitambaran ny boky mitovy amin izay hita ao amin ny Testamenta Taloha araka ny lisiry ny boky ao amin ny Baiboly prôtestanta, ka ampiasaina ao amin ny fivavahana jiosy.

                                               

Kanônan ny Baiboly ôrtôdôksa teoahedo

Ny kanônan ny Baiboly ôrtôdôksa teoahedo dia ny fitambaran ireo boky ao amin ny Baibolinny Fiangonana ôrtôdôksa teoahedo izay ekeny ho filamatry ny finoany sy ny fampianarany. Ny Fiangonana ôrtôdôksa teoahedo izay ao amin ny Fiangonana ôrtôdôksa ...

                                               

Randrianantenaina Henintsoa Lamy Juno

OHABOLANA BETSIMISARAKA PROVERBES BETSIMISARAKA 1.Ragnalahy nitono voamaho:azon-tsaoka an-dragno. 2.Magnova tsy mahay karaha nendra. 3.Sady tsy an-dakan-tsy ho an-jahitra,ts handry tsy agnila-rano. 4.Sady tia bory, tia manantandroka. 5.Sadika gny ...

                                               

Baiboly ôrtôdôksa

Ny Baiboly ôrtôdôksa dia Baiboly kristiana izay ampiasain’ireo fiangonana ôrtôdôksa. Ahitana boky deoterôkanônika sahala amin’ ny ao amin’ ny Baiboly katôlika ny Baiboly ôrtôdôksa. Raha ny marina dia samy manana ny Baiboliny ny antokom-piangonana ...

                                               

Literatioram-pahendrena

Raha vantany niforna ny fampiasana soratra dia namolavola lahatsora-pahendrena ahitana fiheverana momba ny fitondran-tena tokony hanannny olona lifanaraka aminny fisainany ny Someriana. Maro ireo fitsipika ara-pitondrantena ao aminireo asa soratr ...

                                               

Volgata

Ny Volgata dia dikan-tenin’ny Baiboly kristiana amin’ny teny latina nataon’i Hieronimo teo anelanelan’ny taona 390 sy 405 avy tamin’ny lahatsoratry ny Tanakh amin’ny teny hebreo sy avy amin’ny lahatsoratry ny Testamenta Vaovao amin’ny teny fototr ...

                                               

Fanomezam-pahasoavana fitonny Fanahy Masina

Aminny finoana kristiana, ny fanomezam-pahasoavana fitonny Fanahy Masina na fanomezana fitonny Fanahy Masina dia ireo fahasoavana omen Andriamanitra ny mpino. Atao hoe χαρισμα / kharisma izany aminny teny grika.

                                               

Ptolemaiosy XII

I Ptolemaiosy XII na Ptolemaiosy XII Aoletesy na Ptolemaiosy XII Neosy Dionisosy dia mpanjaka sy faraon i Egipta avy taminny dinastia lagida izay nanjaka taminny taona 80 hatraminny 58 tal. J.K. sy taminny taona 55 hatraminny 51 tal. J.K. Nandimb ...

                                               

Salamo fahadimy

Ny Salamo fahadimy na Salamo 5 dia salamo ao aminny Baiboly ao aminny Bokinny Salamo. Tafiditra ao aminny fizaràna atao hoe "boky voalohany" ity salamo ity.

                                               

Rangita

Rangita, izay fantatra koa amin ny anarana hoe Rangitamanjakatrimovavy, dia mpanjakavavy vazimba izay nanjaka tao Merimanjaka ao afovoan-tany eto Madagasikara taorian-drainy, dia ny mpanjaka Andriampandramanenitra. Nitondra teo anelanelan ny taon ...

                                               

Lisitr ireo mpanjaka merina

Andrianerinerina Andriamoraony Andriampandrana Andrianamponga I Andriampandramanenitra Rafandramanenitra Andriananjavonana Andriandranolava Andranolava Andrianamboniravina Andrianampandrandrandava Rafandrandrava Rafandrampohy Andriamasindohafandr ...

                                               

Bola (volana hebreo)

Ny Bola dia volana fahafito ao aminny tetiandro hebreo talohanny fahababoanny Jiosy na Jody tany Babilona. Nosoloana ny anarana hoe Hesvana ny anaranio volana io taorianny fahababoana. Aminny teny hebreo dia atao hoe Bul ny anaranio volana io. It ...

                                               

Etanima (volana hebreo)

Ny Etanima dia volana fahafito ao aminny tetiandro hebreo talohanny fahababoanny Jiosy na Jody tany Babilona. Nosoloana ny anarana hoe Tisry ny anaranio volana io taorianny fahababoana. Aminny teny hebreo dia atao hoe אֵתָנִים / Ethanim ny anaran ...

                                               

Abiba (volana hebreo)

Ny Abiba na Aviva dia volana voalohany ao aminny tetiandro hebreo talohanny fahababoanny Jiosy na Jody tany Babilona. Nosoloana ny anarana hoe Nisàna ny anaranio volana io taorianny fahababoana. Aminny teny hebreo dia atao hoe אביב / Aviv na Abib ...

                                               

Mpisolo fotoana

Ny mpisolo fotoana na mpisolo milaza fotoana dia sokajin-teny ampiasaina hanoloana ireo anarana na tarika anarana matetika mitana anjara asa fameno milaza fotoana toy ny hoe anio, omaly, ampitso sns.

                                               

Alina (fotoana)

Ny alina dia ny fotoana eo anelanelanny filentehana sy fiposahanny masoandro, izany ho maizina kokoa na tenteraka aminio fotoana io satria tsy hita ny masoandro. Manomboka ao aminny mody masoandro izany ka miafara ao aminny mangirandratsy.

                                               

Halavirana

Ny halavirana dia ny halavana manelanelana teboka roa, izay refesina araka ny halavanny kantsana izay mampitohy ireo teboka roa ireo. Mety ho refesina aminny alalanny fotoana lany hikisahana avy aminny teboka iray mankaminny teboka faharoa, an-to ...

                                               

Miaramila

Ny miaramila dia olona ao aminny tafika "ara-dalàna", izany hoe andrim-piarovana ny firenena sady fanjakana iray. Ny teny hoe mpikaramanady dia ampiasaina hilazana ireo mpiady "tsy ara-dalàna" izay tsy manana sata manokana aminny fotoana mampisy ...

                                               

Filazam-potoana ankehitriny

Ny filazam-potoana ankehitriny dia endriky ny teny atao entimilaza izay manambara aminny alalanny mari-potoana fa aminny fotoana itenenana na aminny vanim-potoana diavinny mpiteny no itranganny asa na toetra lazainio entimilaza na matoanteny io. ...

                                               

Filazam-potoana hoavy

Ny filazam-potoana hoavy dia endriky ny teny atao entimilaza, indrindra ny matoanteny, izay manondro aminny alalanny mari-potoana, fa ny fotoana isehoanny asa na ny toetra lazaina aminio entimilaza na matoanteny io dia hiseho aorianny fotoana ite ...

                                               

Filazam-potoana lasa

Ny filazam-potoana lasa dia endriky ny teny atao entimilaza izay manambara aminny alalanny mari-potoana fa alohanny fotoana itenenana no itranganny asa na toetra lazainio entimilaza na matoanteny io. Aminny ankapobeny ny filazam-potoana lasa dia ...

                                               

UTC+09:30

Aostralia Atsimo Nouvelle-Galles Atsimo - County Yancowinna anisanizany ny Broken Hill lien=Αυστραλία|22x22pxEndrika:Country data Australia - Ririnina Foibe fitsipika Fotoana ACST

                                               

UTC+11:30

Ny UTC+11:30 dia ny solonanarana ny fotoana faritra +11:30 nanoloana ny Nampiarahina Global Fotoana. Io no ampiasainny ny New Zealand ary Norfolk Nosy, na izany aza, dia tsy ampiasaina aminizao fotoana izao toy ny fotoana faritra aminny toerana iray.

                                               

Evanny zôdiaka

Ny evanny zôdiaka dia ireo kisary sy anarana ampifanandrifina aminny faritry ny lanitra miisa roa ambinny folo, dia ireto avy aminny teny malagasy: Ondrilahy, Ombilahy, Kambana, Foza, Liona, Virijiny, Mizana, Maingoka, Mpitifitra Tsipika, Tandrok ...

                                               

Andro Ankehitriny

Ny Andro Ankehitriny dia izao vanimpotoana iainantsika aminizao fotoana izao mbola tsy mifarana izay nanomboka taminny fanambaràna ny fahaleovantenani Etazonia taminny taona 1776 na ny fotoana nanombohanny Revolosiona frantsay taminny taona 1789. ...