ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 394




                                               

Bemarivo (renirano)

I Bemarivo dia onin i Madagasikara, any avaratra, ao amin ny faritra Sava, ao amin ny faritanin Antsiranana, izay mivarina mankany atsinanana ao amin ny Ranomasimbe Indiana, ao avaratr i Sambava. Manondraka ny faritra amin ny morontsiraka avaratr ...

                                               

Ihosy (renirano)

Ihosy dia reniranon i Madagasikara ao amin ny faritanin i Fianarantsoa ao afovoan-tany. Mikoriana avy any amin ireo tendrombohitr i Bekisopa izy ka mamakivaky ny tanànan Ihosy. Ny reniranon Ihosy no iandohanny ony Mangoky izay mivarina any amin n ...

                                               

Onilahy (ony)

I Onilahy na Oñelahy na Oñilahy dia renirano any amin ny faritra atsimo-andrefan i Madagasikara, ao amin ny faritanin i Toliara. Mahatratra 31 600 km 2 ny lemaka azony sy ireo rano anompo azy tondrahana, 145 m 3 /s ny habetsahan ny korian-dranony ...

                                               

Ivondro (renirano)

Ivondro dia reniranon i Madagasikara izay mamakivaky ny faritra Atsinanana sy ny faritra Alaotra-Mangoro ao amin ny faritanin i Toamasina, izay mivarina mankany atsinanana ao amin ny Ranomasimbe Indiana. 150 km ny halavany. Ireto ny tanàna lalova ...

                                               

Mananara

I Mananara dia onin i Madagasikara ao amin ny distrikan i Farafangana, faritra Atsimo-Atsinanana, ao amin ny faritanin i Fianarantsoa, izay mivarina mankany antsinanana ao amin ny Ranomasimbe Indiana ao Ampasinakoho, akainy an i Vangaindrano. Ny ...

                                               

Onive

I Onive dia reniranon i Madagasikara ao atsinanana izay mipoira avy any amin ny tangorom-bohitr Ankaratra. Izy no renirano lehibe indrindra manompo an i Mangoro. Misy riam-be manana haavo 30 m ity renirano ity ao atsimo andrefan i Tsinjoarivo.

                                               

Plotarkosy

I Plotarkosy na Plotarka dia mpanoratra fanoharana, mpanao asa soratra, mpanoratran filôzôfa grika nonina tao Rôma, teraka ny taona 46 ary maty ny taona 127. Atao hoe Πλούταρχος / Ploútarkhos izy amin ny teny grika.

                                               

Spartako

I Spartako dia teraka taminnny taona 109 tal. J.K. ary maty taminny 71 tal. J.K. Izy ilay andevo tao Rôma nikomy sy niady taminny Empira rômana taminny taona 73 hatraminny 71 tal. J.K.

                                               

Eogenio III

I Eogenio III dia papa faha-165. I Bernardo Paganelli di Montemagno no anarany talohan ny naha papa azy. Teraka tao Pise tamin ny faramparan ireo taona 1080 izy ary maty tamin ny taona 1153. Mpianatr i Md Bernard de Clairvaux izy ary abe tao amin ...

                                               

Kirenaika taloha

I Kirenaika na Sirenaika dia faritra nitoka-monina tao Afrika Avaratra, tao andrefani Egipta izay ao amini Libia ankehitriny, izay nonenanny foko maro ka ny sasany mpifindrafindra monina fa ny sasany hafa mitomoe-monina nefa tsy tena fantatra maz ...

                                               

Môdalisma

Ny môdalisma izay atao hoe koa sabelianisma dia firehana teôlôjika kristiana izay mampianatra fa ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina dia fiseho samy hafanny persôna tokan Andriamanitra fa tsy persona telo akory. Iray aminireo endriky ny môna ...

                                               

Gregôrio XIII

I Gregôrio XIII na Gregoara XIII dia papa katôlika faha-226 nanomboka tamin ny 13 Mey 1572. Ugo Boncompagni no tena anarany. Teraka tamin ny 7 Janoary 1502 tao Bologne izy ary maty tamin ny 10 Avrily 1585 tao Rôma izy. Amin ny teny latina dia ata ...

                                               

Mitra (andriamanitra)

I Mitra dia andriamanitra indô-iraniana, zanak i Anahita. Ny fivavahana aminy dia nandroso tokoa tao Rôma tamin ny Andro Taloha hatramin ny taonjato faha-2 sy faha-3 taor. J.K. Araka ny finoan ny Rômana anefa dia namorona ny tenany avy amin ny va ...

                                               

Hônôrio III

I Hônôrio III na Hônôre III dia papa faha-177 izay nitantana ny ao amin ny Fiangonana katôlika tamin ny taona 1216 hatramin ny 1227. Teraka tao Rôma tamin ny fotoana tsy fantatra izy ary maty tamin ny 18 Marsa 1227. I Cencio Savelli no anarany ta ...

                                               

Kardinaly

Ny kardinaly dia manam-boninahitra ambony ao amin ny Fiangonana katôlika izay fidin ny papa mba hanampy azy amin ny raharaha fanompoana ataony sy mpanolo-tsaina azy. Avy amin ny teny frantsay hoe cardinal, izay avy amin ny teny latina hoe cardina ...

                                               

Gregôrio IX

I Gregôrio IX na Gregoara IX no papa faha-178 izay nitarika ny Fiangonana katôlika tamin ny taona 1227 hatramin ny taona 1241, taorian ny naha evekan i Ostia azy tamin ny taona 1206 hatramin ny 1227. Izy no nandimby ny papa Hônôrio III, nandova n ...

                                               

Ôsirisy

I Ôsirisy dia andriamanitra egiptiana sady mpanjaka tao Ejipta taminny Andro Taloha. Izy no lazainny lovantsofina fa namorona ny fambolena syny fivavahana, loharanon-java-tsoa ny fanjakany. Maty dobo an-drano novonoini Seta zandriny tao aminny on ...

                                               

Tsangan-kevitra 95ni Lotera

Ny tsangan-kevitra 95n i Lotera dia fitambaram-pehezankevitra nosoratan i Martin Lotera mba hitsikerany ny fivarotana indolzansy nataon ny Fiangonana katôlika rômana izay nomen ny papa Leo X mba hamatsiam-bola ny fanamboarana ny bazilika Masindah ...

                                               

Loteranisma

Ny loteranisma na loterianisma dia iray amin ny sampana lehiben ny protestantisma izay sampanny kristianisma no sady ilazana ny teolojia nipoitra avy aminny fandinihana sy soratrilay teolojiana sy monka aogostiniana alemàna atao hoe Martin Lotera ...

                                               

Fiangonanny Atsinanana

Ny Fiangonanny Atsinanana izay atao hoe koa Fiangonani Asiria na Fiangonani Mesopotamia dia iray aminireo Fiangonana kristiana voalohany. Araka ny lovantsofina dia ny Apostoly Tomasy no nanorina azy. Taminny taona 424 no nanambaràny ny fahaleovan ...

                                               

Fiteny ao Ôseania

Ny fiteny ao Ôseania dia ireo fiteny tenenin ny mponina any Ôseania izay hita indrindra ao amin ny vondrona telo lehibe: fianakaviam-piteny aostrôneziana, fitenin ny tompon-tany ao Aostralia ary ireo fiteny papoa. Ny mpanjana-tany koa dia nitondr ...

                                               

Tànana

Ny tànana dia appendage misy rantsan-tànana misy alàlanny rantsan-tànana maro any aminny faranny sarin-tànana na biby anny primata toa ny olona, rajako ary maky.

                                               

Tendrombohitra Oliva

Ny Tendrombohitra Oliva na Tendrombohitra Analanoliva dia havoana eo atsinanani Jerosalema izay mahatratra 823 m ka ny manasaraka azy amini Jerosalema dia ny lohasahani Kidrona. Avy aminny fisianny voly oliva ao aminny ilany andrefana ao Getseman ...

                                               

Tendrombohitra Sinay (Baiboly)

Ny Tendrombohitra Sinay na Tendrombohitra Sinaia dia ilay tendrombohitra lazainny Baiboly fa nandraisani Mosesy ny didy folo avy taminAndriamanitra. Indraindray io tendrombohitra io dia atao hoe Tendrombohitra Horeba aminny andininy sasany ao ami ...

                                               

Tandavan-tendrombohitra Taorosy

Ny tandavan-tendrombohitra Taorosy dia fitambaran-tendrombohitra mitomandavana ao Torkia izay sisinny tany avoni Anatolia izay mahatratra 3756 m raha ao Demirkazık. Atao hoe Toros Dağları na Toroslar izy aminny fiteny torka fa Çiyayên Torosê kosa ...

                                               

Tendrombohitra Hôreba

Ny Tendrombohitra Hôreba dia toerana voalaza ao aminny Bokinny Deoterônômia ao aminny Baiboly izay nanoloranAndriamanitra ani Mosesy ny Didy Folo. Lazaina hoe "TendrombohitrAndriamanitra" koa io toerana io ao aminny Bokinny Eksôdosy sy ny Boky vo ...

                                               

Tendrombohitra Namuli

Ny tendrombohitra Namuli dia tendrombohitra ao Môzambika izay manana haambo 2 419 m. Ao amin ny faritanin i Zambezia no misy azy. Izy no tendrombohitra faharoa ao Môzambika raha ny haambo no heverina, ka ny tendrombohitra Binga no eo alohany.

                                               

Tendrombohitra Sinay

Ny t endrombohitra Sinay na tendrombohitra Sinaia dia tendrombohitra any Egipta izay hita ao aminny tany efitri Sinay sady mahatratra 2 285 m amboninny ranomasina. Atao hoe جبل موسى / Djebel Musa izy aminny teny arabo, fa הר סיני / Har Sinai kosa ...

                                               

Tangorom-bohitra

Ny tangorom-bohitra na tangoron-tendrombohitra dia fitambarana tendrombohitra mitagorona mitohy izay manaraka tsipiky ny tampona, ka mifanohitra amin ny tandavan-tendrombohitra. Mety hikambana amin ny tandavan-tendrombohitra iray ny tangoton-tend ...

                                               

Libàna (tendrombohitra)

Ny Tendrombohitra Libàna dia tandavan-tendrombohitra ao Libàna sy ao Siria; ao atsinananny Ranomasina Maditeranea no misy azy, ary mahatratra 3 088 m ny hahavony manandrify ny tampony Qurnat as Sawda. Izy no faritra be tendrombohitra avo ao Atsin ...

                                               

Havoana

Ny havoana dia tany avo antonony, tendrombohitra iva, tsy dia midadasika loatra, izay mivohitra eo ampovoan ny tany lemaka na eo ambonin ny lembalemba ka misongadina raha mitaha amin ny manodidina azy. Mety manirery ny kavoana na mitangorona na m ...

                                               

Lohasaha

Ny lohasaha dia lempona miendrika lavalava sady noforona ao amin ny vohon ny tany vokatry ny fikaohan ny korian-drano na korian-dranomandry ny tany.

                                               

Tany lemaka

Ny tany lemaka na lemaka dia velaran-tany midadasika tsy ahitana fikitoantoanan ny tany na dia mety misy somary milempona kely sy mivohitra kely amin ny faritra sasany, sady saika marindrano, tsy dia avo raha ampitahaina amin ny ranomasina.

                                               

Voaloboka

Ny voaloboka dia voankazo avy aminny hazo mandady. Io voankazo io dia azo hohanina tsotra izao, na anaovana divay na ranom-boaloboka. Maro ireo mety ho lokonny voaloboka masaka: mena, fotsy, maitso, na volomparasy. Ankehitriny dia mety sy misy vo ...

                                               

San Dimas, Kalifornia

34.1027777778°N 117.816111111°W  / 34.1027777778; -117.816111111 {{infobox tanàna |tanàna=San Dimas, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany=39.957 |isam-ponina=33371 |benny tanàna=Curtis W. Morris Error on call to temp ...

                                               

San Fernando, Kalifornia

34.2872222222°N 118.438888889°W  / 34.2872222222; -118.438888889 {{infobox tanàna |tanàna=San Fernando, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany=6.149 |isam-ponina=23645 |benny tanàna=Mayor Antonio Lopez Mayor Pro-Tem Sy ...

                                               

Fiteny danoà

Ny fiteny danoà dia fiteny jermanika tenenin ny Danoà indrindra ao Danemarka. Io no fiteny ôfisialin i Danemarka sy ny Nosy Ferôe, sady fiteny ôfisialin ny Vondrona Eorôpeana. Ny mpiteny nôrveziana dia afaka mahazo ny tian ny mpiteny danoà sy soe ...

                                               

Fiteny slôvena

Ny fiteny slôvena dia fiteny ao amin ny vondrom-piteny slava sady zana-bondron ny fiteny slava atsimo, ao amin ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Olona miisa 2 000 any ho any no miteny azy, ka ny ankamaroany dia monina ao Slôvenia nefa misy ko ...

                                               

Fiteny maltey

Ny fiteny maltey dia fiteny hamito-semitika ao amin ny fianakaviam-piteny semitika. Izy no hany tenim-pirenen i Malta sady, miaraka amin ny fiteny anglisy, iray amin ny fiteny ôfisialy roan io firenena io. Iray amin ireo fiteny ôfisialy miisa 24 ...

                                               

Vondrom-piteny any Andamàna

Ny fiteny any Andamàna dia vondrom-piteny ao aminny nosy Andamàna ao atsimo atsinanani India, atsinanani Srilanka, andrefani Birmania, nampidirinny mpahay teny ao aminny fianakaviam-piteny iray teneninny tompon-tany andamaney. Misy vondrona roa a ...

                                               

Vondrom-piteny paleô-siberiana

Ny fiteny paleô-siberiana na paleô-aziatika na hiperbôreana dia vondrom-piteny ahitana fianakaviam-piteny madinika efatra ao aminny tapany atsinanani Siberia. Ireto avy ireo fianakaviam-piteny ao aminio vondrona paleo-siberiana io: ary ny fiteny ...

                                               

Fiteny indô-eorôpeanina

Ny fiteny indô-eorôpeanina dia fianakaviam-piteny ivondronanny fiteny maro any Eorôpa sy any India ary any Iràna sy ny manodidina, tenenina eranizao tontolo izao. Misy 1 000 eo ny isanny fiteny ao aminio fianakaviam-piteny io. Misy olona 3 lavitr ...

                                               

Fianakaviam-piteny dravidiana

Ny fiteny dravidiana dia fianakaviam-piteny ahiatana fiteny miisa 30 any ho any izay samy avy ao India avokoa, ka tenenina indrindra ao atsimoni India. Misy mpiteny azy ireo koa any Srilanka, any Pakistàna sy ireo vahoaka indiana nifindra monina. ...

                                               

Paul Kagame

I Paul Kagame dia jeneraly sy mpanao pôlitika roandey, teraka taminny 23 Ôktôbra 1957 tao Tambwe, ao aminny Faritany Atsimo, lanin’ny Antenimiera sy ny governemanta roandey ho filoham-pireneni Roanda nanomboka taminny 17 Avrily 2000 taorianny nah ...

                                               

Fiteny ôseanika

Ny fiteny ôseanika na fiteny ôseaniana dia ireo fiteny aostrôneziana sy fiteny teratany hafa tenenin ny olona amin ireo nosy maro any Ôseania. Miisa 450 any ho any ireo fiteny ireo. Ny velarana voasahan ny mpiteny ireo fiteny ireo dia mahafaoka a ...

                                               

Fitsaboana nentim-paharazana

Ny fitsaboana nentim-pharazana dia ireo fanao sy fomba fiasa ary ny fahalalana amam-pinoana momba ny fahasalamana ampiasana singa avy aminny zavamanana aina sy singa avy aminny zavatra tsy manana aina ary fanao ara-pivavahana, ampiasana tanana mb ...

                                               

Mikrônezia (faritra)

I Mikrônezia dia iray amin ireo vondro-nosy telo lehibe, manampy an i Melanezia sy i Pôlinezia, izay mamorona an i Ôseania. Ireto avy ny fanjakana sy ny faritra ara-pôlitika hita ao amin ny faritr i Mikrônezia: i Palaos ireo nosy Marshall i Guam ...

                                               

Fiteny esperanto

Ny fiteny Esperanto dia teny namboarinʼi Ludwik Lejzer Zamenhof taminy faranʼny taonjato 19 ; fantatry ny olona taminʼio anarana io ny teny esperanto. Ny fitsipika gramatikalinʼny Esperantô dia mifototra amina fototra 16, tsy misy tsy ara-dalàna.

                                               

.tv

.tv dia ny top-level domain fehezan-dalàna ho anny firenena nosy izany ny Tuvalu aminny aterineto. Noho ny zava-misy fa ny tv ihany koa dia fanafohezana ny teny malagasy aminny fahitalavitra =ny tv, ny kely fanjakana no afaka manokana, ny alalan ...

                                               

Wikibolana

Ny Wikibolana dia tetikasa iray ny Wikimedia Foundation. Ny tanjonio tetikasa ani Wikimedia Foundation io dia mamorona raki-bolana malalaka, izany hoe raki-bolana azo ovaina malalaka ary manana votoatiny azo zarazaraina araka ny lisansa malalaka ...