ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 40




                                               

George Rahoelina Rakotoarivelo

I George Rahoelina dia olo-manga Malagasy ary izy no filoha nitondra ny Oniversite Mahajanga voalohany indrindra taminny taona 1980 hatraminny 1989.

                                               

Dina Annicette

I Dina Annicette antsoina hoe Dina Ninie ny tena anarany dia, teraka taminny 3 May 1993 tao Mandritsara, izy no tovovavy Malagasy nahazo voalohany taminny filatrona tany aminny faritra Sofia taminny taona 2011. Ny asa ataony dia mbola mpianatra a ...

                                               

Tambajotra

Ny tamba-jotra - avy aminny teny tambatra ary zotra - dia zotra iray manana toerana iraisany aminny zotra hafa maro. Io zotra io dia mety zotra tariby na zotra mifampita fampahalalana aminny alalanny taratra elektrômanetika. Eto aminizao tontolo ...

                                               

Fifandraisan-davitra

Ny fifandraisan-davitra dia voafaritra aminny fampitana fampahalalana aminny alalanny fitaovana elektrônika ary informatika. Ny anisanny nampandroso ny fifandraisan-davitra dia i Antonio Meucci, A. Graham Bell ho anny telefaonina na i Guglielmo M ...

                                               

SPIEL

PIEL: SPIEL Richie Mpanao sary tanora indrindra ny Rose&Baobab taminy taona 2013.Anisanireo artista nahazo amboara naro indrindra i SPIEL taminny fahatanorany. Nisedra olona maromaro izy alohany holasa mpanao sary,tohiny: -FisarahandRay aman- ...

                                               

SPIEL Richie

SPIEL Richie -Tena anarana:J.R NJARA Spiel Richie -Artista:Mpanao sary Ny fiainany: Teraka tao SAMBAVA,ny 28 Desambra 1996,izy.Mizaka ny zo-mpirenena Malagasy.Ny janona tao SAMBAVA nandritriny dimy taona taoriany nahaterahanizy.Ny 2002 hatraminny ...

                                               

Ra (andriamanitra)

I Ra na Re dia andriamanitra masoandro nivavahanny Egiptiana taloha, izay ninoany fa andriamanitra mpamorona izay rehetra izao. Afaka niseho aminny endrika maro hafa izy, dia i Kepry ilay voangory mpiasa tainomby, sarinny fahaterahana na ny fahat ...

                                               

Amôna (andriamanitra)

I Amôna dia iray amin ireo andriamani-dehibe egiptiana, andriamanitry ny tanàna Tebay. Ny anarany hoe Imen, izay midika hoe "ilay Miafina" dia manambara ny tsy fahafaha-mamantatra ny tena endriny, satria miseho amin ny endrika maro izy. Ny andria ...

                                               

Fahafatesana

Ny fahafatesana dia ny fitsaharanny aina na ny tsy fisianny aina intsony ao aminny zavamananaina lazaina hoe "maty". Izany toetranny fahafatesana izany dia isehoanny tsy fiverenanny firindrana eo aminny fiasanny vatana izay tokony ho afa-miantoka ...

                                               

Hazandrano

Ny hazadrano, na koa trondro, dia biby manan-taolandamosina velona anaty rano ary miaina aminny alalanny sagoaga. Izy ireo dia velona nanomboka taminny afovoanny fotoana faha-kambrianina. Manana ra mangatsiaka ny ankamaroanny kazaran-kazadrano.

                                               

Hena

Ny atao hoe hena dia ireo sakafo izay misy hozatra, miaraka amina tavin-kena, ra, fitatitra, tsinay na jabora. Izy io dia mety vokatry ny fiompiana na vokatry ny fihazana. Ny fihinanana hena dia iadian-kevitra ary tsindraindray mifady hena ny kol ...

                                               

Fahasalamana

Ny fahasalamana dia toetra ara-batana sy ara-tsaina ary ara-piarahamonina, ananan ny olona salama, izay tokony ho hita aminireo zava-boahary rehetra indrindra ny olombelona, izany hoe na fahasalamana ara-tsaina na ara-batana dia samy azo faritana ...

                                               

Nathan Homer Knorr

I Nathan Homer Knorr dia filoha fahatelonny Watch Tower Bible and Tract Society, ilay fikambanana niova anarana ho Jehovahs Witnesses nanomboka taminny taona 1942. Teraka taminny 23 Avrily 1905 tao Bethlehem any Pennsylvanie. sy maty taminny 8 Jo ...

                                               

Parasy

Ny parasy dia bibikely tsy manana elatra, kely vatana, katsentsitra mpitroka ra ary mahery mitsambikina. Rehefa lehibe ny parasy dia mitsentsitra avy ety ivelanny biby ivelomany. Katsentsitry ny olona sy ny biby misy nono ary ny vorona sasany ny ...

                                               

Vorona

Ny vorona dia ao aminny kilasinny biby manana taolan-damosina, ny Aves. Izy ireo dia manana ra mafana ary manana atody. Feno volom-borona ny tenany ary manana elatra. Ny volom-borona dia manana asa telo, ny fisidinana, ny famehezana ny mari-pana ...

                                               

Loza folo tao Egipta

Ny loza folo tao Egipta dia ireo sazy folo nahazo ani Farao sy ny Egiptiana, araka ny Bokinny Eksodosy ao aminny Baiboly noho i Farao tsy namela ny Zanaki Israely handao ani Egipta. Ireto avy ireo loza folo tao Egipta ireo: Ny nahafatesanny voalo ...

                                               

Empira Voalohany tao Ejipta taminny Andro Taloha

Ny Empira Voalohany tao Ejipta taminny Andro Taloha dia fanjakana lehibe izay nisy nanomboka tamin’ny taona 2649 tal. J.K. ka niafara tamin’ny taona 2152 tal. J.K. ary nahitana dinastia miisa efatra: ny dinastia fahatelo hatramin’ny fahenina. Izy ...

                                               

Evolisiona

Rafitra fa fanova aminny karazana zavamiaina, rafitra fa famorona karazana zavamiaina, sy fifandraika daholo karazana zavamiaina eto aminny planeta ny evolisiona. Nanazava ny evolisiona aminny folo taona 1850 Charles Darwin sy Alfred Russel Walla ...

                                               

Amphibia

Kilasy biby tondraka hatsiaka sy manana taolan-damosina, izany manatody aminny rano, miaina rivotra mampiasa havokavoka sy mandeha aminny tany amphibia. Dia ahitana ny sahona, ny saobakaka, ny salamandridae, sy ny apoda. Dia tsy maintsy mijanona ...

                                               

Kabary am-panambadiana

Tompokolahy sy tompokovavy: Ny andro iray izay hihaonana hono toy andro zato, izay iray donak’afo iray dinidinika na inona anefa fahamaizana na inona fahamaikana ny ravintoto hono tsy mba fitetika ny varavaran jozoro tsy azo asiana karetraka ary ...

                                               

X-SAMPA

Ny Extented Speech Assessment Methods Phonetic Alphabet na Abidy ara-drafipeonny fomba fanadihadiam-pitenenana nitarina dia fanovana ny SAMPA noforonini, i John C. Wells izay mpampianatra momba ny haifanononana ao aminny Anjerimanontoloni London. ...

                                               

Sokatra

Ny sokatra dia biby iray karazana aminny reptiles, Ahitana karazany 300 mahery izy ary azo zaraina vondrona 3: ny sokatra an-tanety, ny sokatra an-dranomasina, ary ny sokatra sady afaka miaina an-tanety no afaka miaina anaty rano.

                                               

Advento

Ny Advento na Fiaviana, ao aminny tetiandro litorjika kristiana, dia fotoana maharitra efatra herinandro mialoha ny Noely na Krismasy manomboka aminny andro Alahady manodidina ny 30 Novambra. Fotoana fiomanana alohanny fankalazana ny nahaterahani ...

                                               

Voaniho (voany)

Ny voaniho dia voankazo fihinana avy amin ny zavamaniry mitovy anarana aminy, atao amin ny anarana ara-tsiansa hoe Cocos nucifera, izay maniry any amin’ ny faritra manana toetanin-jana-pehin-tany eto amin’ izao tontolo izao. Ny voam-boanio dia mi ...

                                               

Voaniho

Ny voaniho dia hazo fihinam-boa miely amin’ ny faritra manana toetanin-jana-pehin-tany eto amin’ izao tontolo izao. Ny voaniho dia isan ny fianakavian ny hazo palma ary izy ihany no hany karazana miaina, ilay karazana Cocos. Cocos nucifera no ana ...

                                               

Satornaly

Ny Satornaly na Satornalia dia firavoravoana ankalazaina mba hanomezam-boninahitra ny andriamanitra Satorna, tany Rôma tamin’ ny Andro Taloha, manomboka amin ny 17 ka hatramin ny 23 Desambra, izany hoe alohanny fotoana maha lava indrindra ny alin ...

                                               

Halôhinina

Ny Halôhinina dia fety ny alin’ny 31 Oktobra. Amin’ny Halôhinina dia maro ny vakoka ataon’ny olona, ohatra ny" trick-or-treating”, lanonana anaovana akanjo manafina endrika, fisokirana voatavo, fijerena karazana kermesy mampihorohoro sy fidirana ...

                                               

Tetiandro litorjika kristiana

Ny taom - piangonana na tetiandro litorjika kristiana na kalandrie litorjika kristiana na taona litorjika dia tetiandro manondro ny daty raikitra na miovaova ankalazana ny fetim-piangonana na ahatsiarovana ny zava-dehibe niseho teo aminny tantara ...

                                               

Kalandrie litorjika katôlika rômanina

Ny kalandrie litorjika katôlika rômanina na taom - piangonana katôlika rômanina na tetiandro litorjika katôlika rômanina dia tetiandro na kalandrie manondro ny daty raikitra na miovaova ankalazana ny fetim-piangonana na ahatsiarovana ny zava-dehi ...

                                               

Panteisma

Ny panteisma dia fampianarana filôzofika sady ara-pivavahana izay milaza fa ny fitambaran ny zava-drehetra dia Andriamanitra. Tsy mifangaro amin ny mônôteisma ny panteisma. Ny mônôteisma dia finoana ny fisianAndriamanitra tokana mpamorona izao to ...

                                               

Natiora (teôlôjia)

Ny natiora na fomba dia teny ampiasaina ao aminny teôlôjia kristiana, indrindra ao aminny firesahana momba ny Trinite sy ny kristolojia mba hanazavana ny maha Andriamanitra na tsia ani Kristy. Avy aminny teny latina hoe natura io teny io. Aminny ...

                                               

Henôteisma

Ny henôteisma dia fivavahana aminandriamanitra iray manokana nefa tsy mandà ny fisianny andriamanitra hafa na ny mety hisianny andriamanitra hafa. Ivavahana aminny fomba feno ilay andriamanitra nosafidina fa ireo andriamanitra hafa kosa mety tsy ...

                                               

Pseodepigrafa (literatiora)

Ny pseodepigrafa dia lahatsoratra izay lazaina fa nosoratanny olona iray voatonona anarana nefa tsy nanoratra azy akory. Avy aminny teny grika hoe ψευδής / pseudḗs, "sandoka", sy hoe ἐπιγραφή / epigraphḗ, "soratra voasokitra" na "anarana" ny teny ...

                                               

Federico Cesi

Federico Cesi dia mpahay siansa, mpahaisiansan-javaboahary mizaka ny zom-pireneni Italia teraka ny 26 Febroary 1585 tao Roma ary maty ny 1 Aogositra 1630

                                               

Michael Faraday

Michael Faraday dia mpahay fizika, mpahay siansa, mpamorona mizaka ny zom-pireneni Fanjakana Mitambatra teraka ny 22 Septambra 1791 ary maty ny 25 Aogositra 1867.

                                               

Imhôtepa

Imhotep dia injeniera sivily, injeniera, mpahay siansa, Dokotera mizaka ny zom-pireneni Ejipta teraka ny 1 Janoary -2800 tao Afrika ary maty ny 1 Janoary -2700

                                               

Arthur Berson

Arthur Berson dia injeniera, mpahay fizika, mpahay siansa mizaka ny zom-pireneni Alemaina teraka ny 6 Aogositra 1859 ary maty ny 3 Desambra 1942 tao Berlin

                                               

Fiteny grika taloha

Ny fiteny grika taloha dia fiteny notenenina tany Grisia tamin ny Andro Taloha nanomboka tamin ny 800 tal. J.K. hatramin ny taona 400 tal. J.K. Any Eorôpa, ny fiteny grika miaraka amin ny fiteny latina no fiteny taloha mbola ampiasaina indrindra ...

                                               

Kônfosianisma

Ny kônfosianisma dia iray aminireo sekoly lehibe ara-pilôzôfia sy ara-pitondrantena ary ara-pôlitika ao Sina. Nivoatra nandritra ny taonarivo roa izy nanomboka taminny asasoratrilay filôzôfa atao aminny teny sinoa hoe Kongfuzi izay fantatra aminn ...

                                               

Sola fide

Ny andian-teny latina hoe Sola fide, izay midika ara-bakiteny hoe "aminny alalanny finoana irery", dia ainga fototra protestanta milaza fa ny asa tsara ataonny olona dia tsy mandray anjara aminny fanavotana azy. Ny teolojiana miteny malagasy dia ...

                                               

Kalvinisma

Ny kalvinisma dia foto-pampianarana teôlôjika prôtestanta sy fomba fijery ny fiainana kristiana izay mifototra amin ny fiandrianan Andriamanitra amin ny zavatra rehetra. Na dia maro ireo teôlôjiana nampandroso ny kalvinisma toa an i Martin Bucer, ...

                                               

Martin Bucer

I Martin Bucer na Martin Butzer dia teôlojiana sy refôrmatora prôtestanta alzasiana izay nipoiranny kônfirmasiona prôtestanta. Teraka taminny 11 Novambra 1491 tao Sélestat izy ary maty taminny 28 Febroary 1551 tao Cambridge. Nisy fiantraikany tam ...

                                               

Fanambaràna miandalana

Ny fanambaràna miandalana dia foto-pampianarana lehibe ao amin ny finoana bahay, izay milaza fa ny fahamarinana ara-pivavahana dia ambaran Andriamanitra miandalana sy amin ny vanimpotoana tsirairay amin ny alalan ny hafatra mifandimby avy aminy, ...

                                               

Prima scriptura

Ny hoe Prima scriptura, izay midika ara-bakiteny hoe "aminny alalanny soratra aloha", dia foto-pampianarana kristiana izay manambara fa ireo soratra kanônika kristiana no loharano voalohany momba ny fanambarànAndriamanitra sy momba ny fenitra tsy ...

                                               

Neo-ortodoksia

Ny neo-ortodoksia na teolojia dialektika dia firehana ara-teolojia ao aminny protestantisma izay nandroso taorianny Ady Lehibe Faharoa. Mampiavaka azy ny fanoherana ny fampianaranny teolojia liberaly taminny taonjato faha-19 sy ny fanamafisana ny ...

                                               

Eotikesy

I Eotikesy dia monka bizantina izay nanohana ny mônôfizisma. Teraka tamin ny taona 378 i Eotikesy ary maty tamin ny taona 454. Araka ity foto-pampianarana atao hoe mônôfizisma ity dia manana afa-tsy natiora tokana i Kristy, dia ny natioran Andria ...

                                               

Tsy fetezan-disonny Papa

Ny tsy fetezan-disonny Papa dia foto-pampianarana na tenim-pinoan ny Fiangonana katolika romana izay milaza fa eo am-panatanterahana ny fahefany dia tsy mety ho diso ny Papa raha manao fanambaràna noho ny fananany fahefana apostolika fara-tampony ...

                                               

Antoine de Padoue

I Fernando Martins de Bulhões dia pretra fransiskana, mpampianatra foto-pampianarana ara-panahy, mpitoriteny fanta-daza ary mpanao fahagagana, izay nasandratra ho olomasina tamin ny taona 1232, roa taona latsaka taorian ny fahafatesany, dia namba ...

                                               

Onitarisma (teolojia)

Ny onitarisma dia fampianarana ara-pivavahana tsy mino ny Trinite, izay milaza fa fanahy iray dia iray ihany Andriamanitra fa tsy tokana mizara ho persona telo. Ny onitarisma dia manohitra ny trinitarisma izay foto-pampianaranny kristianisma mana ...

                                               

Fiteraham-birijiny

Ny fiteraham - birijiny na fitorontoronam - birijiny dia foto-pampianarana ao amin ny Baiboly sy ny Korany izay milaza fa naterak i Maria izay nitoetra tamin ny maha virjiny azy i Jesosy. Samy mino ny fiteraham-birijiny na ny Kristiana na ny Mioz ...