ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 44




                                               

Raki-pahalalana

Ny raki-pahalalana dia boky firaketana ny fampahalalana mikasika ny fahaizanny olombelona. Ny raki-pahalalana ankehitriny dia na vita taratasy na eo aminny Aterineto izay mirakitra lahatsoratra maro aminny taranja iray ho anireo raki-pahalalana m ...

                                               

Vondrom-piteny papoa

Ny fiteny papoa dia vondrom-piteny ao aminny tapany anrefanny Oseana Pasifika sady tsy fiteny aostroneziana no tsy fiteny aostraliana. Tsy mpihavana ny fiteny ao aminio vondrona io ka tsy mamorona fianakaviam-piteny. Ny faritra misy olona miteny ...

                                               

Fiteny anglisy

Ny Fiteny anglisy dia fiteny jermanika avy any Angletera. Io no tenim-pirenena nahabe ny mponina anatinny firenena maro, indrindra any Royaume Uni sy ny zanataniny taloha: Etazonia, Kanada, Aostralia, Afrika Antsimo, India. Ireo zanatany taloha i ...

                                               

Fiitatry ny isam-ponina

Ny atao hoe fiitatry ny isanny mponina na fiitatra demografika dia midika ny fiovanny isanny mponina arakaraky ny fotoana isiana. Ny fiitatry ny isanny mponina dia voazara ho fizarana roa: Ny voalohany dia ny fiitatra natoraly ; miankina aminny i ...

                                               

Kopta (mponina)

Ny Kopta dia ny mponina kristiana ao Ejipta. Ny Fiangonana Kopta Ortodoksa no be mpanaraka indrindra nefa ahitana Fiangonana Katolika Kopta sy Fiangonana ara-Pilazantsara Kopta koa ao. Ny Foiangonana Kopta Ortodoksa dia tsy afangaro aminny Fiango ...

                                               

Distrikan i Farafangana

Ny Distrikani Farafangana dia distrika ao aminny Faritra Atsimo-Atsinanana eto Madagasikara ao aminny Faritanini Fianarantsoa izay manana velarana 4 763 km 2. Ny tanànani Farafangana ao aminny Kaominina Farafangana no renivohiny sady renivohitrio ...

                                               

Azia Atsimo

I Azia Atsimo dia faritra atsimo ao Azia izay mahafaoka ani Afganistàna, i Bangladesy, i Botàna, i India, ireo nosy Maldiva, i Nepaly, i Pakistàna ary i Srilanka. Mahatratra 5 144 000 km 2 ny velarany. Faritra be mponina indrindra eto an-tany i A ...

                                               

Abenaki

Ilay anarana Abenaki Avy any aminilay teny wabun hazavana sy aKi tany ; afaka tenenitsika koa hoe ny Abenaki "dia mponina ny maraina" na "mponina ny atsinanana" ; Ny Tany niainany taloha dia Nouvelle Angletere.

                                               

Indô-eorôpeana (vahoaka)

Ny indô-eorôpeana dia fitambaran ny mponina sasany avy ao Eorôpa sy Azia: India, Anatôlia, Sina ary Iràna, ka mampiasa ny fiteny mifandraika amin izany, dia ny fiteny indô-eorôpeana.

                                               

Bokini Jona

Ny Bokini Jona na Bokini Jônasa dia boky ao amin’ny Tanakh sy ao amin’ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly kristiana. Mitantara ny amin’ny mpaminany Jona izay nirahin’Andriamanitra any Ninive mba hampibebaka ny mponina tao nefa nitady lalan-ka ...

                                               

Hidatsa

Ny Hidatsa, na Minnetaree dia olona avy aminny mponina Sioux, ary dia silaka iray aminny silam-ponina telo. Ny anaranilay mponina aminny tenin-ny dia Nuxbaaga. Ny hidatsa mety voafangaro miaraka aminny Gros Ventres avy any Montana

                                               

Crow

Ny Crows mety voaantso Absaroka na Absálooka dia mponina Terataninny Amerika niaina anatiny lohasahanilay renirano Yellowstone. Nifindra tany. Ny renivohitra pôlitika ny Crow zao dia any Crow Agency ; ilay mponina mandray fety.

                                               

Lakota (mponina)

Ny Lakota dia Teratany Ny Amerika avy aminy ratsam-ponina sioux. Miaina any Dakota Atsimo sy Dakota Antsinanana ny Lakota, misy ratsam-ponina fito ny lakota izy ireo dia: Brulés, Oglala, Sans Arc, Hunkpapa, Miniconjou, Siksika sy Two Kettles.

                                               

Fiteny amharika

Ny fiteny amharika dia fiteny ao aminny vondrom-piteny semitika tenenina any Etiopia. Izy io dia fiteny semitika faharoa aminny lafinny isanny mpiteny, eo aorianny fiteny arabo. Noho ny politika mikasika ny fiteny talohanny fahalatsahanny Defg, a ...

                                               

Cydonia Mensae

Cydonia Mensae dia vohontany marsianina eo aminny 33°35N 13°00W. Anisanny ohatra pareidôlia io vohontany io. Taminny 25 Jolay 1946, taminny fihodinany faha 35 manodidonny Mars, ny zanabolana orbiteur Viking 1 dia nisidina teo amboninny laharam-pe ...

                                               

Fiteny gbe

Ny teny Gbe API: dia vondrona teny Kwa any antsinanani Ghana sy any andrefani Nizeria. Misy fiteny 20 eo ny isa ny fiteny mifototra aminny fiteny Gbe. Misy valo tapitrisa eo no isa ny olona miteny fiteny avy aminny teny Gbe. Ny fiteny eve no tena ...

                                               

Angôvonny masoandro

Ny angôvonny masoandro dia angôvo avy aminny tanamasoandro tonga eto an-tany. Ny angôvonny masoandro eto an-tany dia mampisy ny fihodinanny rano, ny rivotra ary ny fôtôsentezy ataonireo zavamaniry mba hahafahanny biby miaina. Ny angôvonny masoand ...

                                               

Yogoslavia

Ny Yogoslavia dia firenena ao aminny faritra andrefani ny Balkans nandritry ny ankamaroan ny taonjato faha-20. Ny fanjakana voalohany dia niforona taminny 1918 toy ny Fanjakan ny Serba, Kroaty ary Slovenes ary taminny 1929 dia anarana amin ny Fan ...

                                               

Biraom-panisani Etazonia

Ny Biraom-panisan Etazonia dia miankina aminny Economics and Statistics Administration anny Departementam-barotr Etazonia. Araka ny lalam-panorenanny firenena, hisainny Biraom-panisana ny isam-poninny firenena ary, aminny alàlanio isam-ponina io, ...

                                               

Gangtok

 27.33°N 88.62°E  / 27.33; 88.62 dia tanàna ao aminny faritanini Sikkim, ao India. Ny kaodim-paositra dia 737101.

                                               

Eureka, Kalifornia

40.8019444444°N 124.163611111°W  / 40.8019444444; -124.163611111 {{infobox tanàna |tanàna=Eureka, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany=37.435 |isam-ponina=27191Endrika:GR I Eureka, Kalifornia dia tanàna ao aminny far ...

                                               

Walnut, Kalifornia

34°N 117°W  / 34; -117 {{infobox tanàna |tanàna=Walnut, Kalifornia |firenena= Etazonia |faritany= California |velarantany=23.300 |isam-ponina=29172 |benny tanàna=Tom King

                                               

Fiteny agny

Ny fiteny agny na fiteny aniiny na fiteny tenenina ao Kôtidivoara sy ao Ganà. Mifanakaiky aminny fiteny baole sy ny fiteny nzema io fiteny io. Miisa eo aminny 860 000 ny mpiteny agny taminny taona 2002;

                                               

Fiteny haosa

Ny fiteny haosa dia fiteny afro-aziatika tenenina ao Afrika Andrefana, ao Benina, ao Borkina-Faso, ao Kamerona, ao Kotidivoara, ao Ganà, ao Nizera, ao Nizeria, ao Sodàna, ao Tsady, ao Togo ary ao Kongo-Brazavily. Iray aminireo fiteny telo ianaran ...

                                               

Fenisia

I Fenisia na Foinikia na Foenikia na Foenika dia faritra taminny Andro Taloha izay somary lavalava sy teritery ao aminny morontsiraka atsinananny Ranomasina Mediteranea mifanandrifindrify amini Libàna ankehitriny. Nanana halavana mirefy 320 km sy ...

                                               

Volan-tsina-Mahavokatra

Ny Tsinam-bola-Mahavokatra na ny Volan-tsina-Mahavokatra na Tsinam-bolana-Lonaka dia ny faritra ao Atsinanana Akaiky misy tany azo volena noho ny fananany toetrandro manorana, ka ireto ny mamaritra azy: ny tany efitri Siria ao atsimo, ny Ranomasi ...

                                               

Fiangonana ôrtôdôksa atsinanana

Ny Fiangonana ôrtôdôksa atsinanana, izay fantatra koa aminny anarana hoe Fiangonana tsy kalkedôniana na Fiangonana tsy kalsedôniana, dia ireo fiangonana kristiana tranainy izay niorina araka ny Kônsilini Nikea sy ny Kônsily voalohani Kônstantinôp ...

                                               

Tendrontany Atsimo

Ny Tendrontany Atsimo dia ny teboka farany atsimo indrindra eto aminny Tany, izay mifanohitra aminny Tendrontany Avaratra. Ao aminny kôntinenta Antarktika no misy azy. Io no teboka ihaonan ny laharan-jara hasina rehetra any atsimo indrindra.

                                               

Shawnee

Mponina miaina any Etazonia ny Shawnee. Ao anatiny staty ny Ohio, ny Kentucky, sy ny Pensylvannia. Nisy tanana Shawnee kely tany aminy Illinois hatrany amini New York, tonga hatrany Georgia Amerika ny Shawnee. Teny Algônkiana ny teny Shawnee ; ma ...

                                               

Karaiba

I Kraiba dia faritra any Amerika voafaritry ny Ranomasina Karaiba, ao atsimo-atsinanan ny helodranon i Meksika sy atsio-atsinanan i Amerika Afovoany ary ao avaratr i Amerika Atsimo no misy an io faritra io. Ahitana nosy miisa 700 any ho any ny ao ...

                                               

Mandan

Ny Mandan dia foko teratany ny amerika miaina eny anilanny renirano Missouri. Ao anatinny firenena amerikana ny Dakota Avatratra, sy Dakota atsimo. Ny Mandan no mponina isanny nanao tanàna any aminny tany lemaka ny Amerika Avaratra. Mihazana omby ...

                                               

Fiteny amerinda

Ny fiteny amerinda dia fianakaviam-piteny tsy voaporofo fisiana izay narosoni Joseph Greenberg tao aminny bokiny hoe Language in the Americas. Mamondrona ny fiteny amerindiana rehetra tsy isan ny fiteny eskimô-aleota tsy isan ny fiteny na-dene. N ...

                                               

Wiyot

Ny mponina wiyot dia ponina teratany ny amerika niaina tany a Kalifôrnia mandidinani helondranohoni Humboldt efa nisy 8.000 taona izay. 500 izao ny isa ny mponina izao any ao avaratrani kalifôrnia ; io isa io dia ambanini isany. Misy olokafa 350 ...

                                               

Voay

Ny Voay dia biby mandady izay miaina anaty rano amin ny faritra trôpikaly any Afrika, Azia, Amerika ary Aostralia. Crocodylinae no anarany ana-tsiansa.

                                               

Fianakaviam-piteny hmông-miena

Ny fiteny hmông-miena na fiteny miaô-iaô dia fianakaviam-piteny ao aminny faritra atsimo ao Sina sy ao Indôsina. Ao aminny faritra be tendrombohitra ao aminny faritra atsimo ao Sina no tena miteny azy. Nandritra ny teloarivo na efatrarivo taona f ...

                                               

Fianakaviam-piteny aostrôaziatika

Ny fiteny aostrôaziatika dia fianakaviam-piteny any Azia Atsimo-Atsinanana sy ao aminny faritra atsinani India. ny teny hoe aostrôaziatika dia avy aminny teny grika izay midika hoe "Azia Atsimo". Ny fiteny aostrôaziatika dia miparitaka anaty eran ...

                                               

Fianakaviam-piteny sinô-tibetana

Ny fiteny sinô-tibetana dia fianakaviam-piteny any Azia Atsinanana sy Azia Atsimo Atsinanana sy Azia Afovoany ary Azia Atsimo. Isan io fianakaviam-piteny io ireo fiteny sinoa izay ahitana fiteny folo tetenin ny olona miisa 1 350 000 any ho any, s ...

                                               

Fianakaviam-piteny japônika

Ireto kosa ny fiteny ao amin ny vondrona riokio: fiteny amamy atsimo, fiteny kikay, fiteny amamy avaratra, fiteny tôko-nô-sima, fiteny ôki-nô-erabo, fiteny ôkinaoaiana, fiteny konigamy, fiteny iôrôna, fiteny miiakô, fiteny iaeiama ary fiteny iônagony

                                               

Fianakaviam-piteny nilô-sahariana

Ny fiteny nilô-sahariana dia fianakaviam-piteny ao Afrika atsimoni Sahara, ao aminny faritri Nily Ambony sy ny ani Sahara-Ambony izay mahafaoka ani Nobia. Araka ny fanombanana tanaoni Lionel M. Bender taminny taona 2004 dia misy fiteny miisa 200 ...

                                               

Fianakaviam-piteny kartveliana

Ny fiteny kartaveliana na kartveliana dia iray aminireo fianakaviam-piteny ao aminny vondrom-piteny kaokaziana miaraka aminny fianakaviam-piteny abkazo-adigiana sy ny fianakaviam-piteny nako-dagestaniana. Ireto ny fiteny ao aminio fianakaviam-pit ...

                                               

Fianakaviambem-piteny nizerô-kôngôley

Ny fiteny nizerô-kôngôley na fiteny nizer-kôngô dia vondrom-pianakaviam-piteny afrikana maro mpiteny indrindra sady miparitaka amim-beleran-tany midadasika indrindra. Ny ankamaroan ny fiteny afrikana dia ao amin io fianakaviam-piteny io, izay ahi ...

                                               

Fianakaviam-piteny oraliana

Ny fiteny oraliana dia fianakaviam-piteny ahitana fiteny miisa manodidina ny 30 izay tetenin ny olona miisa 20 000 any ho any ao Eorôpa sy any Siberia. Ny fiteny oraliana be mpiteny indrindra dia ny fiteny hongariana, ny fiteny finoa ary ny fiten ...

                                               

Fiteny eskimô-aleota

Ny fiteny eskimô-aleota, izay atao hoe fiteny eskaleota na fiteny inoita-aleota, dia fianakaviam-piteny ao Grinlandy, ao aminny faritra Arktika kanadiana any Alaska sy any aminny tendrony atsinanani Rosia. Mizara sampana roa io fianakaviam-piteny ...

                                               

Fianakaviam-piteny na-dene

Ny fiteny na-dene dia fianakaviam-piteny amerindiana izay tenenina indrindra ao Alaska sy ao aminny faritra andrefana ao Kanada, ary ao aminny faritra atsimo-andrefana ao Etazonia. Ahitana ny sampam-piteny atapaskana sy ny sampam-piteny eiaka ary ...

                                               

Vondrom-piteny kôisàna

Ny fiteny kôisàna na fiteny kôizàna dia vondrom-piteny teneninny vahoaka koikoy sy ny vahoaka sàna ao aminny faritra atsimo ao Afrika, indrindra ao Bôtsoana, ao Namibia, ao aminny faritanini Noord-Kaap ao Afrika Atsimo, ary ao aminny tapany atsim ...

                                               

Fianakaviam-piteny tay-kaday

Ny fiteny tay-kaday dia fianakaviam-piteny izay nantsoina hoe fiteny daîka tany aloha, izay ahitana fiteny miisa zato any ho any izay tenenina ao amin ny saikanosin i Indôsina sy any amin ny faritra atsimo ao Sina ary tetenin ny olona miisa 100 0 ...

                                               

10 Desambra

1907: Lucien Laurent - mpilalao baolina kitra 1631: Francesco Lana de Terzi - injeniera 1890: Herbert Maisch - mpilalao, talen-koronantsary 1944: Roland Gumpert - injeniera 1954: Price Cobb - injeniera 1953: Rainer Adrion - mpilalao baolina kitra ...

                                               

17 Janoary

1600: Pedro Calderón de la Barca - mpanoratra tantara tsangana, Poeta, mpanoratra Al Capone 1863: Constantin Stanislavski - mpilalao 1798: Jean-Baptiste Masui - injeniera 1899 1880: Mack Sennett - talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary, mpilal ...

                                               

19 Oktobra

1893: Harl Vincent - injeniera, mpanoratra tantara lava 1925: Jack McCloskey - mpilalao basikety 1874: Cecil Paget - injeniera 1882: Giancarlo Vallauri - injeniera, mpanao matematika 1927 Jean-Marie Bastien-Thiry - injeniera 1912: Stephen Ward - ...

                                               

10 Febroary

1773: Vassili Karazine - injeniera 1834: Giuseppe Damiani Almeyda - injeniera 1785: Henri Navier - mpahay fizika, mpanao matematika, injeniera 1863: Thomas Anderson Hunter - mpitsabo nify G. F. Gorringe - injeniera 1868 Emil Bächler 1734: Bernard ...