ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 57




                                               

.tv

.tv dia ny top-level domain fehezan-dalàna ho anny firenena nosy izany ny Tuvalu aminny aterineto. Noho ny zava-misy fa ny tv ihany koa dia fanafohezana ny teny malagasy aminny fahitalavitra =ny tv, ny kely fanjakana no afaka manokana, ny alalan ...

                                               

Wikibolana

Ny Wikibolana dia tetikasa iray ny Wikimedia Foundation. Ny tanjonio tetikasa ani Wikimedia Foundation io dia mamorona raki-bolana malalaka, izany hoe raki-bolana azo ovaina malalaka ary manana votoatiny azo zarazaraina araka ny lisansa malalaka ...

                                               

Wikimedia Foundation

Wikimedia Foundation Inc. dia ny fikambanana tsy manangom-bola mampiantrano ny tetikasa Wikimedia, izay ahitana ani Wikipedia na ny Wikibolana. Izy io dia fikambanana tsy manangom-bola iharanny lalani Florida, any Etazonia. Noforonini Jimmy Wales ...

                                               

Alex Taylor

Alex Taylor, dia mpanao gazety ary mpanentana aminny Radiô sy Fahitalavitra Britanika ao Frantsa. Teraka taminny 13 Aogositra 1957 tao Angletera, betsaka ny ao Eropa mahafantra anazy noho ilay fandaharana ataony "Continentales" nanomboka ny voalo ...

                                               

David Attenborough

Sir David Attenborough dia mpilalao horonantsary fanadihadiana, mpanoratra senariô, mpanoratra ny tantaranny fiainany mizaka ny zom-pireneni Fanjakana Mitambatra teraka ny 8 Mey 1926 tao London. Nanao fandaharana aminny fahitalavitra, sy nanoratr ...

                                               

Boky fahateloni Esdrasa

Ny Boky fahatelon’i Esdrasa na Esdrasa grika dia atao hoe 2 Izra ao amin’ny Baiboly ortodoksa etiopiana -- 2Ezdra ao aminn’y Baiboly ortodoksa slavonika ary 1 Esdras kosa ao amin’ny fandaharana ny apokrifa amin’ny teny anglisy. Hita ao amin’ny Se ...

                                               

Ingra Liberato

Ingra de Souza Liberato, teraka taminny 21 Septambra 1966 tany Salvador, Brazila, dia mpanolotra fandaharana aminny televiziona brazilianina. Izy dia niasa taminny opera savony taminny fahombiazana goavana tao aminny Rede Manchete efa maty, toa a ...

                                               

Carl Sagan

Carl Sagan dia mpanoratra, mpahaikintana ary mpampiroborobo ny siansa. Mizaka ny zom-pireneni Etazonia izy, teraka ny 9 Novambra 1934 ary maty ny 20 Desambra 1996. Ireo asa fampahafantarany ny momba ny tontolo misy antsika no tena ahafantarana az ...

                                               

Iomanip

Ny iomapin fitsipika trano famakiam-boky ny C++ izay mamaritra ny asa izay ampanjifaina ny renirano ny alphanumeric angon-drakitra ho anny fidirana sy fivoahana. Ny fampiasana ny developer trano famakiam-boky izany ny fanafarana ny lohapejy rakit ...

                                               

Iostream

Ny iostream ampahany ny fitsipika trano famakiam-boky ny fandaharana aminny fiteny C++ fa ny fidirana/famoahana tahirin-kevitra. Raha ny marina izany dia antsoina hoe ho anny specificity ny modely ny kilasy basic_iostream, fa ny fidirana - hivoak ...

                                               

Papa Wemba

Jules Shungu Wembadio Pene Kikumba, na antsoina hoe Papa Wemba, dia teraka taminny 14 Jona 1949 tao Lubefu any Kongona Belge na renivohi-paritanny Sankuru ao aminny Repoblikanny Kongo ankehitriny. Izy dia mpanakanto, mpanoratra sy mapmorona ary m ...

                                               

Vilamitapoa

Volana malagasy antesaka: Vatravatra, Asotrindambo, Hatsiha, Valasira, Fosa, Maka, Hiahia, Sakamasay, Sakave, Vilamitapoa, Volamitabe ary Saramanitry. Tetiandro malagasy

                                               

Volamitabe

Ny Volamitabe dia volana iraika ambinny folo aminny Antesaka, izay heverina fa mifanandrify aminny volana Novambra.

                                               

Asotrindambo

Tetiandro malagasy Volana malagasy antesaka: Vatravatra, Asotrindambo, Hatsiha, Valasira, Fosa, Maka, Hiahia, Sakamasay, Sakave, Vilamitapoa, Volamitabe ary Saramanitry.

                                               

Voankazo

Betsaka ny voankazo sokajiana ho voanana rehefa atao sakafo. Ohatra ny kitsaotsao, ny voatavo, ny voatabia, ny sakay, ny baranjely. Ny robarba koa dia sokajiana ho voankazo. Ary ny karoty koa dia sokajiana ho voankazo kanefa dia vokatra anaty tany.

                                               

Amôna (mpanjakan i Jodà)

I Amôna dia mpanjakan i Jodà nandimby an i Manase rainy. Ny tena ahatsiarovana an i Amôna dia ny fitiavany manompo sampy izay nahatonga fikomiana nitarika amin ny famonoana azy tamin ny taona 641 tal. J.K. Ao amin ny Boky faharoan ny Mpanjaka sy ...

                                               

Fiteny newari

Ny Nepal Bhasa dia anisanny fiteny manjaka any Nepal. Voasokajy ao aminny fiteny Sino-tibetana io fiteny io, fa soratana aminny fanoratana devanagari. Ny ankabeazanny olona miteny Newar dia ny foko Newar, miaina ao aminny lohasahanny Katmandu, vo ...

                                               

Bakteria NDM-1

Ny New-Delhi Metallo-beta-lactamas dia anzima hita vao haingana mampateza ny bakteria ho tsy lairanny ankabeazanny antibiôtika ampaisaina aminizao fotoana izao. Ny karazanantibiotika tsy mandaitra aminy intsony dia ny karbapenema, ampiasaina ho a ...

                                               

Anglikanisma

Ny Anglikanisma dia fivavahana kristiana niorina voalohany tao Angletera vokatry ny fialany avy aminny Fiangonana katolika taminny taona 1534. Any aminireo firenena miteny anglisy no tena ahitana azy, indrindra ireo zanatany britanika taloha, nef ...

                                               

Hindoisma eto Madagasikara

Ny hindoisma eto Madagasikara dia fivavahana avy any India ka ny mpanaraka azy dia saika ireo ataonny Malagasy hoe Karàna izay raha ny tena marina dia Indiana, na dia tsy Hindoa avokoa ny Indiana monina eto Madagasikara.

                                               

Firaisanny Skotisma eto Madagasikara

Ny Firaisanny Skotisma eto Madagasikara dia firaisan ireo fikambanana skoto telo eto Madagasikara. Tamin ny taona 1921 no nanombohan ny skotisma eto Madagasikara izay teo ambany fiahian ny fikambanana frantsay tandrify azy avy. Ny firaisana dia n ...

                                               

Irmgard Möller

Ny Ίρμγκαρντ Moeller dia anarana teo aloha mpampihorohoro sy ny mpikambana ao aminny antsoina hoe "taranaka voalohany" ny fikambanana mpampihorohoro ny Tafika Mena Vondrona.

                                               

Koakerisma

Ny Koakerisma na Fikambananny Sakaiza na Fiangonanny Sakaiza dia fihetsiketsehana na fikambanana ara-pinoana niorina tao Angletera taminny taonjato faha-17 vokatry ny fialanireo heverina ho mpivily lalana avy aminny Fiangonana anglikana. Atao ami ...

                                               

Fiteny C

Ny fiteny C dia fiteny soratana hanamboarana ny rindrankajy noforonina taminny taona 1970 miaraka aminny Unix, ny C no fiteny ampiasaina indrindra taminizany fotoana izany. Misy fiteny maromaro maoderina kokoa noforonina toy ny C++, ny Java sy ny ...

                                               

ISO 4217

Ny ISO 4217 iraisam-pirenena fitsipika napetraky ny Fikambanana Iraisam-pirenena ho anny Penitra, izay mampiasa ny mari-pamantarana ny telo taratasy ny teny anglisy: na, afa -, ny telo-tarehimarika ny isa fehezan-dalàna mba hilazana ny anaranny s ...

                                               

Konkordisma

Ny konkordisma dia fivoasana ny bokim-pinoana izay anaovana fanadihadiana ny soratra masina ao aminy mba tsy hampifanohitra azy aminny fahalalana siantifikan’ny vanim-potoana iray. Aminny alalan’ny fivosana ara-bakiteny na amin’ny alalanny fanaka ...

                                               

Banksy

Banksy dia talen-koronantsary teraka ny 1 Janoary 1974. Misy ihany koa ny tombantombana fa ny mpanakanto Suisse Maître de Casson dia mety ho Banksy. Maître de Casson dia mandà izany ao aminny tranonkalany.

                                               

Voatabia

Ny voatabia dia zavamaniry volena na maniry isan-taona izay mandady marindrano na manaroka miakatra, karazana voninkazo voasokajy amin ny bozaka ao amin ny fianankavian ny solanasey, any amin ny faritra avaratra andrefan i Amerika Atsimo, ambolen ...

                                               

Adoni

 15.63°N 77.28°E  / 15.63; 77.28 I dia tanàna ao aminny faritanini Andhra Pradesh, ao India. Ny kaodim-paositra dia 51830x.

                                               

Piaget SA

Ny Piaget SA dia soisa orinasa avo watchmaking sy jewelery orinasa, naorina taminny 1874 Georges Piaget ao an-tanàna ny "La Côte-aux-Fées". Tokony hisy azy ny vondrona Richemont, izay specializes aminny lafo vidy ny entana.

                                               

Fivondronanny Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara

Ny Fivondronanny Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara, izay hafohezina amin ny hoe FFBBM, dia fiombonan ireo endriky ny fiangonana batista miorina eto Madagasikara izay isan ny atao hoe fiangonana protestanta sady ara-pilazantsara. Na dia ...

                                               

Isa voasaina

Ny isa voasaina dia izay isa mety ho vokatry ny fizarana isa tsimivaky amina isa tsimivaky tsy mira aotra. Azo soratana ho a / b, ka a sy b dia samy tsimivaky ary b dia tsy mira aotra.

                                               

Taumata­whakatangihanga­koauau­o­tamatea­turi­pukaka­piki­maungah­oronuku­pokai­whenuaki­tanatahu

Ny Taumata­whakatangihanga­koauau­o­tamatea­turi­pukaka­piki­maungah­oronuku­pokai­whenuaki­tanatahu dia vohitra any Zelandy Vao any aminny Nosy Avaratra, ny haabony dia misy 305 metatra. Ny anarany dia anisanny lava indrindra miaraka aminny lite ...

                                               

Félix Tshisekedi

I Félix Antoine Tshisekedi Tshilombo, dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana ao amin ny Repoblika Demôkratikan i Kôngô, teraka tao Léopoldville tamin ny 13 Jona 1963, filohan ny Repoblika hatramin ny Janoary 2019. Lany ho filoha lefitry ny Vo ...

                                               

Pontio Pilato

I Pontio Pilato dia lehilahy romana, governora na prokoratora romana nanapaka ny faritany romanani Jodea faha Tiberio nandritra ny 11 taona, teo anelanelanny taona 26 sy 36. Niverina tany Roma izy taminny faranny taona 36 na taminny fiantombohann ...

                                               

Fanjakanny Arsakida

Ny Arsakida dia fianakavia-mpanjaka manam-piaviana partiana nitondra ani Persia na Iràna. Tsy i Partia ihany no notapahiny fa i Mesôpôtamia sy i Persida ary i Persia koa, teo anelanelanny taonjato faha-3 tal. J.K. hatraminny taonjato faha-3 taor. ...

                                               

Paul-Louis Rafanomezantsoa

Teraka tanaty fianakaviana katolika tena nafana fo i Mompera Paul-Louis Rafanomezantsoa. 7 lahy sy 3 vavy izy ireo no naterak’ireo ray aman-dreniny dia Rasambo Pierre izay Chef Comptable niasa tamin’ny Trésor sy Razafindravao Jeanne Marie. Tao Am ...

                                               

Lisitra ny kabupaten sy ny kota any Indônezia

Ato aminity pejy ity misy distrika 400, tanàna 92, kabupaten administrativa ary kota administrativa dimy any Indônezia. Tsy ilay faritany mizaka tena ny distrika.

                                               

Nathanael Gottfried Leske

Nathanael Gottfried Leske dia mpahaisiansan-javaboahary mizaka ny zom-pireneni Empira Jermanika Masina teraka ny 22 Oktobra 1751 ary maty ny 25 Novambra 1786

                                               

Otto von Guericke

Otto von Guericke dia mpahay fizika, mpamorona, mpanao politika mizaka ny zom-pireneni Empira Jermanika Masina teraka ny 20 Novambra 1602 ary maty ny 11 Mey 1686

                                               

Johann Julius Walbaum

Johann Julius Walbaum dia Dokotera, mpahaisiansan-javaboahary mizaka ny zom-pireneni Empira Jermanika Masina teraka ny 30 Jiona 1724 tao Wolfenbüttel ary maty ny 21 Aogositra 1799

                                               

Friedrich Albrecht Anton Meyer

Friedrich Albrecht Anton Meyer dia mpahay fizika, mpahaisiansan-javaboahary mizaka ny zom-pireneni Empira Jermanika Masina teraka ny 1 Janoary 1768 ary maty ny 1 Janoary 1795

                                               

Ludwig Heinrich Bojanus

Ludwig Heinrich Bojanus dia Dokotera, mpahaisiansan-javaboahary mizaka ny zom-pireneni Empira Jermanika Masina teraka ny 16 Jolay 1776 tao Bouxwiller ary maty ny 2 Aprily 1827 tao Darmstadt

                                               

Albrecht Dürer

I Albrecht Dürer the Elder no rainy. Ny vadiny dia Agnes Dürer. Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Hans Dürer, Endres Dürer. This nigga also had all the hoes

                                               

Kroazada faharoa

Ny kroazada faharoa dia fanafihana nataon ny Kristiana nanomboka tamin ny taona 1147 taorian ny fahazoan ny Miozolmana ny tanànan i Edesse tamin ny taona 1144, sady nifarana tamin ny faharesen ny tafika misalotra vokovoko tanteraka tamin ny taona ...

                                               

Kroazada fahatelo

Ny kroazada fahatelo dia kroazada notarihin i Friedrich Barbarossa emperora jermanika, sy i Philippe Auguste, mpanjakan i Frantsa, ary i Richard the Lionheart, mpanjakan i Angletera, nanomboka tamin ny taona 1189 sy nifarana tamin ny taona 1192, ...

                                               

Aiobida

Ny Aiobida dia dinastia miozolmana manam-piaviana korda, taranak i Ayyub, izay nanapaka tao Atsinanana-Akaiky sy tao Afrika Avaratra, tamin ny taonjato faha-12 hatramin ny faha-13. Tamin ny voalohany dia manam-boninahitra miaramilan ny emira Zeng ...

                                               

Vanimpotoana rômana tany Ejipta

Ny vanimpotoana rômana tany Ejipta dia nanopmboka taminny taona 30 tal. J.K. hatraminny taona 642/641 tal. J.K. Nitoetra ho faritany rômana i Ejipta nandritra ny taonjato fito eo ho eo. Nitovitovy tamin’ny fitantanana ny raharaham-panjakana maner ...

                                               

Manisa

I Manisa, izay nantsoina hoe Magnesia any Sipilosy tany aloha, dia itanàna any Torkian ao aminny prefektioranny faritany mitovy anarana aminy. Teo akaikini Magnesia any Sipilosy, tao aminny lemaka eo am-pihaonanny renirano Hermôsy sy Frigia dia n ...

                                               

Visigoty

Ny Visigôty dia vahoaka jermanika nipoitra avy aminny vahoaka atao hoe Gôty. Ny Visigôty, toy ny Ôstrôgoty, dia sokajina ao aminny sampana ôstikanny vahoaka jermanika. Isanireo vahoaka barbariana nanana ny fahamboniany tao Eorôpa ny Visigôty, na ...