ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 58




                                               

Torkmenistàna

I Torkmenistàna dia firenena ao Azia Afovoany eo anelanelan i Kazakstàna ao avaratra-andrafana sy i Ozbekistàna ao avaratra sy i Afganistàna ao atsinanana sy atsimo-atsinanana sy i Iràna ao atsimo ary ny Ranomasina Kaspiana ao andrefana. I Achgab ...

                                               

Fikambananny Firenena any Azia Atsimo-Atsinanana

Ny Fikambananny Firenena any Azia Atsimo-Atsinanana dia fikambanana iraisam-pirenena. Taminny faha-8 Aogositra 1967, Malaizia, Tailandy, Indonezia, Singapaoro, ary Filipina dia niaraka namorona ny ASEAN. Taminizany fotoana izany, nitombo ny komin ...

                                               

Fianakaviam-piteny tongoza

Ny fiteny tongoza dia fianakaviam-piteny ao Azia Avaratra sy Azia Atsinanana, izay tenenin ireo vahoaka tongoza. Matetika dia ampifanakekezina amin ireo fiteny torkika sy ireo fiteny môngôlika izy ireo mba hamorona ny fianakaviambem-piteny altaik ...

                                               

Tajikistana

I Tajikistana na Repoblikan i Tjikistana dia firenena be tendrombohitra ao Azia Afovoany, izay tsy lmifandray amin ny ranomasina. I Douchanbé no renivohiny. Mamaritra azy avy ao avaratra atsinanana i Kirgizistana, ao atsinanana i Sina, ao atsimo ...

                                               

Eorazia

I Eorazia dia ny fitambarani Azia sy i Eorôpa raha heverina fa mamorona kôntinenta iray fa tsy roa misaraka. Izany kôntinenta goavana izany dia manana velarana mahatratra 54 tapitrisa km 2 eo anelanelanny Ranomasimbe Atlantika ao andrefana sy ny ...

                                               

Eorôpa Atsimo-Atsinanana

I Eorôpa Atsimo-Atsinanana dia faritra ao Eorôpa izay mifanandrify amin ny faritra roa kely sy lehibe. Amin ny hevitra mivalatry ny teny hoe Eorôpa Atsimo-Atsinanana, araka ireo jeôgrafa alemàna sy aostrô-hongrà, mba hanondroana ny faritra danobi ...

                                               

Eorôpa Atsinanana

I Eorôpa Atsinanana dia ny faritra atsinanana ao Eorôpa izay faritanny tangoron-tendrombohitra Oraly, i Kaokazy, ny Ranomasina Kaspiana, ny Ranomasina Mainty, ny Ranomasina Marmara ary ny Ranomasina Egea avy ao atsinanana.

                                               

Fiteny ao Eorôpa

Ny fiteny ao Eorôpa dia ireo fiteny ampiasain ny vahoaka samihafa mponin i Eorôpa amin ny fiainany andavananadro. Ny ankamaroan ireo fiteny ireo dia ao amin ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, manarakaraka azy ireo ny fiteny ao amin ny fianakav ...

                                               

Fiteny slava

Ny fiteny slava dia ireo fiteny indô-eorôpeana ao amin ny vondrom-piteny baltô-slava. Vondrom-pitenin ny olona monina ao Eorôpa Afovoany sy ao Balkana sy ao Eorôpa Atsinanana sy ao Siberia ary ao amin ny tapany farany atsinanan i Rosia ary ao Azi ...

                                               

Britaina Lehibe

I Britaina Lehibe dia nosy ao aminny ranomasina avaratra andrefani Eorôpa tanibe. Ny ankabeazanny taninny Fanjakana Mitambatra dia ao aminny nosy Britaina Lehibe. Io anarana io koa dia manambatra ani Angletera sy i Wales sy i Ekôsy ary ny ankamar ...

                                               

Fiteny tiorka

Ny fiteny tiorka na fiteny torka dia fiteny tenenina ao amin’ ny Repoblikan’i Torkia, Kipra, Bolgaria, Grisy ary firenena hafan’ ny Empira Ôtômana, ary koa fiteny fampiasan’ ireo mpifindra monina an-tapitrisany ao Eorôpa. Anisan ireo fiteny ao am ...

                                               

Andro Antenantenany

Ny Andro Antenantenany dia fari-potoan ny tantaran i Eorôpa eo anelanelan ny Andro Taloha sy ny Andronny Fahateraham-panindroany, nivelatra tanelanelan ny taonjato faha-5 sy faha-15, teo anelanelan ny taona 476 taor. J.K. sy ny taona 1492. Zarain ...

                                               

Fiteny ladîna

Ny fiteny ladîna dia fiteny rômana ao aminny vondrom-piteny reto-romana manakaiky ny fiteny rômantsa sy ny fiteny friolàna. Fiteny nibeazanny olona miisa 30 000 any ho any ny fiteny ladîna ao avaratra atsinanani Italia. Isanireo fiteny vitsy mpit ...

                                               

Saikanosy Italiana

Ny Saikanosy Italiana na Saikanosy Italika dia saikanosy hita ao aminny ampahany be aminny tanini Italia sy ny nosy San Marino ary i Vatikàna. Iray aminireo saikanosy telo ao Eorôpa Atsimo izy, ka ny roa hafa dia ny Saikanosy Iberika sy ny Saikan ...

                                               

Selta

Ny Selta dia fitambaranolona Indô-eorôpeana any aminny faritra Eorôpa sy Anatôlia izay fantatra aminny fampiasanizy ireo ny fiteny selta sy ireo fitoviana ara-kolontsaina hafa.

                                               

Fiangonani Angletera

Ny Fiangonani Angletera dia fiangonana anglikana niorina ao Angletera taminny taonjato faha-16 taminny nanambarany ny tenany ho fiangonana tsy miankina aminny fitondranny papa taminny taona 1534, ka niteraka ny anglikanisma izay sampanny kristian ...

                                               

Voaroihazo

Ny voaroihazo na hazondandy dia zavamaniry, ao amin ny karazan-javamaniry Morus alba L. izy ireo. Avy any Sina ny voaroihazo vao niely eran i Eorôpa, volena hohanin ny landy ny raviny.

                                               

Makedônia (faritany rômana)

I Makedônia na Masedônia na Masedoana dia faritany rômana nivelatra any avaratr i Grisia sy ampahan i Albania ary i Makedônia Avaratra ankehitriny. I Tesalônika no renivohiny tamin izay. Atao hoe Faritany rômanan i Makedônia na Faritany rômanan i ...

                                               

Santa Monica, Kalifornia

34.0219444444°N 118.481388889°W  / 34.0219444444; -118.481388889 I Santa Monica, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 90401–90411.

                                               

Beverly Hills, Kalifornia

34.0731°N 118.3994°W  / 34.0731; -118.3994 I Beverly Hills, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 90209, 90210, 90211, 90212, 90213.

                                               

Pasadena, Kalifornia

34.1561111111°N 118.131944444°W  / 34.1561111111; -118.131944444 I Pasadena, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 91101-91191.

                                               

Santa Barbara, Kalifornia

34.4258333333°N 119.714166667°W  / 34.4258333333; -119.714166667 I Santa Barbara, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 93101-93103, 93105-93111, 93116-93118, 93120-93121, 93130, 93140, 93150 ...

                                               

Long Beach, Kalifornia

33.768321°N 118.195616833°W  / 33.768321; -118.195616833 I Long Beach, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 90801-90810, 90813-90815, 90822, 90831-90835, 90840, 90842, 90844-90848, 90853, 90 ...

                                               

Burbank, Kalifornia

34.1802777778°N 118.328333333°W  / 34.1802777778; -118.328333333 I Burbank, Kalifornia dia tanàna ao aminny faritany mizaka tenani, ao Etazonia. Ny kaodim-paositra dia 91501–91526.

                                               

Kalimantana

I Kalimantana dia tapanny nosy Borneo izay mitambatra ao amini Indonezia. Mizara faritany dimy i Kalimatana, dia i Kalimantana Andrefana, i Kalimantana Afovoany, Kalimantana Atsimo, i Kalimantana Atsinanana ary i Kalimantana Avaratra.

                                               

Robin Williams

Robin McLaurin Williams, teraka ny 21 Jolay 1951 tany Chicago, Illinois, Etazonia maty ny 11 Aogositra 2014 tany Paradise Cay, California, Etazonia, dia mpilalao anaty horonantsary.

                                               

William A. Graham

William A. Graham dia talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary mizaka ny zom-pireneni Etazonia teraka ny 15 Mey 1926 tao Etazonia ary maty ny 12 Septambra 2013

                                               

Tim Conway

Toma Daniel Tim Conway, teraka ny 15 Desambra 1933 tany Willoughby, Ohio, Etazonia maty ny 14 Mey 2019 tany Los Angeles, Kalifornia, Etazonia, dia mpilalao anaty horonantsary.

                                               

Kim Manners

Kim Manners dia talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary, mpilalao mizaka ny zom-pireneni Etazonia teraka ny 13 Janoary 1951 tao Etazonia ary maty ny 25 Janoary 2009 tao Los Angeles

                                               

510

Lasa consul romana i Boèce. Alaric, mpanjakanny Vizigota Dhū-Nuwās, mpanjakani Himyar 510-525 Etiopia, nandimby ani Taziena i Kaleba, mpanjakan Aksum 510-558. India: ny Hiona Fotsy Toramāna nandroso hatraminny lohasahani Gange. Nandresinny Gupta ...

                                               

1490

India: ny dinastianny Narasimba dia nilefitra taminny fanjakanny "benny rova". I Narasa Nayaka, mpitondranny tafika, dia lasa "mpiaro "ny Empiranny Vikayanagar tapitra aminny 1503. Ny Portogey Pêro da Covilhã dia tonga tany India aminny avy aminn ...

                                               

Fiteny bengaly

Ny fiteny bengaly, dia fiteny indiana ao aminny rantsana indô-iraniananny fiteny indo-eoropeanina. Any Bangladesy sy any India atsinanana no misy ny ankabeazanny olona miteny bengaly. Tenim-pirenena izy any Bangladesy ary anisanny teny ofisialini ...

                                               

Fiteny portogey

Ny fiteny portogey dia fiteny ao aminny ratsana rômananny vondrom-piteny indô-eoropeana. Ny mpiteny portogey dia atao hoe liozôfôna. Ny fiteny portogey dia maka ny toerana fahenina raha isaina ny isanny olona manana io teny io ho tenim-pirenena n ...

                                               

Amjad Khan

Amjad Khan dia mpilalao, talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 12 Novambra 1940 tao Mumbai, India ary maty ny 27 Jolay 1992 tao Mumbai

                                               

Bâbur

I Umar Shaikh Mirza II no rainy. Ny vadiny dia Aisha Sultan Begum, Mubarika Yusufzai. Ny zanany dia Mirza Hindal, Gulbadan Begum, Humayun, Kamran Mirza, Askari Mirza, Fakhr-un-Nissa, Gulchehra Begum, Altun Bishik.

                                               

503

Any Korea, ny anarana vaovaonny fanjakani Saro dia Silla. Masina Césaire, evekan Arles 503-542 Lasa mpanjakanny Guptan India i Bhānugupta 503-530.

                                               

Fiteny asamey

Ny fiteny asamey dia fiteny indo-eoropeana tenenina any aminny faritany mizakatenani Assam any avaratra atsinanani India, misy miteny io fiteny io koa any Arunachal Pradesh sy any aminny firenena hafa any avaratra atsinanani India. Misy olona mit ...

                                               

Distrikani Nosy Varika

Ny Distrikani Nosy Varika dia distrika iray ao aminny faritra Vatovavy-Fitovinany, ao atsinanani Madagasikara. Ny isanny kaominina ao aminio distrika io dia 12. Ny renivohi-distrika dia Nosy Varika.

                                               

Distrikani Nosy Boraha

Ny Distrikani Nosy Boraha dia distrika ao aminny Faritra Analanjirofo, ao aminny Faritanini Toamasina, ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara.

                                               

Saikanosy

Ny saikanosy dia tany saika hodidinin-dranomasina nefa misy tapany mampitambatra azy amin ny tany lehibe, nefa ny nosy dia voahodidina rano avokoa ny sisiny. Tsymitovy habe ny saikanosy ratria ao ireo ngeza ary ao ireo kelikely. Ny saikanosy madi ...

                                               

Bisayas

I Bisayas na Visayas na Kabisayaan na Kabisayan dia iray aminireo tagoronosy efatra lehibe mamorona ani Filipina izay hita ao aminny tapany afovoani Filipina, eo anelanelani mindanao sy i Luzon. Ireto avy ny lehibe aminireo nosy ao aminy: i Bohol ...

                                               

Ginea Vaovao

I Ginea Vaovao dia nosy ao Ôseania izay manakaiky ny Ranomasimbe Pasifika ao andrefana, manana velarana mirefy 775 210 km 2, ka laharana fahatelo aminny nosy be velarana indrindra eto an-tany, aoriani Aostralia sy i Groenlandy. Nosy ao avaratri A ...

                                               

Kôrsa

I Kôrsa na Kôrsika dia nosy ao atsimoni Frantsa sady nosy fahefatra aminireo lehibe indrindra ao aminny Ranomasina Mediteranea. Atao hoe Corse izy aminny teny frantsay, fa Corsica kosa aminny teny kôrsa sy teny italiana ary Còrsega aminny teny li ...

                                               

Somatra

I Somatra dia nosy ao andrefani Indonezia, isanny tangoro-nosini Sonda, ao Azia Atsimo-Atsinanana, sady mipetaka aminny fehiben-tany, ao atsimonny Saikanosy Maley. Mirefy 473 481 km 2, ny velarany, ka nosy fahafito lehibe indrindra eto aminizao t ...

                                               

Distrikani Manakara

Ny distrikani Manakara dia distrika ao aminny faritra Vatovavy-Fitovinany izay hita ao aminny tapany atsinanani Madagasikara, izay ahitana kaominina miisa 45.

                                               

Broney

I Broney na Soltanani Broney Darosalama dia firenena ao avaratry ny nosy Borneo, ao Azia Atsimo-Atsinanana. Itambarany amini Malaizia sy i Indonezia io nosy io. Hodidininny tapany atsimonny Ranomasini Sina izy sady voafefinny Firenena malaizianni ...

                                               

Fiteny indôneziana

Ny fiteny indoneziana dia fiteny ofisialinny Repoblikan Indonezia. Anisanny fiteny miasa ihany koa io fiteny io any aminny Repoblikani Timaoro Atsinanana. Fiteny avy aminny fiteny malay bahasa Melayu ny fiteny indoneziana. Tsy tenin-dreninny anka ...

                                               

Arktika

I Arktika dia ilay faritra manodidina ny tendron-tany avaratra eto amin ny tany, izay tafiditra ao anatin ny faribolan-tendron-tany avaratra sy ny manodidina mikasika io faribolana io. Ao amin i Arktika manontolo na aminny ampahany izany ireto fi ...

                                               

Fiteny nôrveziana

Ny fiteny nôrveziana dia fiteny jermanika tenenina ao Nôrvezy izay nanam-pototra ara-tantara avy amin ny fiteny nôroà tranainy, izay nampiasaina hatramin ny Andro Taloha tany Skandinavia. Ny Nôrveziana dia miantso ny fiteniny hoe norsk. Ny fiteny ...

                                               

Faribolana arktika

Ny faribolan-tendron-tany arktika na faribolana arktika dia faribolana any amin ny faritra manodidina sy mahafaoka ny tendron-tany avaratra izay mampisy ny fotoana tsy mampiposaka ny masoandro amin ny ririnina tsy mampilentika ny masoandro amin n ...