ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 69




                                               

22 Novambra

1874: Eugène Balme - injeniera 1909: Mikhaïl Mil - injeniera 1911 Georges Bégué 1900: Max Gold - mpilalao baolina kitra 1860: Nathan Stubblefield - mpamorona 1885: Ludwig Trautmann - mpilalao, talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary 1858: Carl ...

                                               

21 Desambra

1758: Jean-Baptiste Eblé - injeniera 1828: Henri de Dion - injeniera 1810: Gottfried Theobald - mpahaisiansan-javaboahary 1795: Leopold von Ranke - mpanoratra 1926: Joe Paterno - mpanoratra Wilson Francisco Alves - mpilalao baolina kitra 1803: Jo ...

                                               

1842

Anatole Cressigny Gustav Selve Paul Lafargue François Henri Hallopeau Paul Vayson Georg Friedrich Knapp Iakov Apollonovitch Giltebrandt Vassili Verechtchaguine Joseph Hansen danseur Heinrich Weber mathématicien Alfred de Foville Alfred Simonis Ch ...

                                               

1820

William Rankine Helene Demuth Harriet Tubman Joseph-Hyacinthe Bellerose Hermann Lingg Eugène dHautpoul Auguste de Gramont 1820-1877 Michel Lentz Pomare III Jules Blanc baron Enrico Tamberlick Jean-Edmond Laroche-Joubert James Buchanan Eads Jules ...

                                               

Yago Iglesias

Santiago "Yago" Iglesias Estepa dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pireneni Espaina teraka ny 6 Oktobra 1982 ary mpiandraikitra ny SD Compostela.

                                               

Andriamiseza Lucien

Teraka taminny faha-13 Aprily 1913 teto Antananarivo. ZanakAndriamiseza sy Rasoazananoro. Nisantatra ny sekoly tao Ambohijatovo Avaratra ny taona 1920, ary nanohy tany Mantasoa. Niverina hanohy ny fianarany tao aminny sekoly le Myre de Vilers tet ...

                                               

SD Compostela

Sociedad Deportiva Compostela dia ekipa mpilalao baolina kitra Espaniola monina ao Santiago de Compostela, ao aminny vondronolona mitokana ao Galicia. Milalao lalao any an-trano ao aminny Estadio Multiusos de San Lázaro izy ireo, ary mifaninana a ...

                                               

Mobutu Sese Seko

Mobutu Sese Seko dia mpanao politika sy maresaly sady filohan’i Zaira teo anelanelan’ny taona 1965 sy 1997. Repoblika Demôkratikani Kôngô, teraka tao Lisala ny 14 Ôktôbra 1930 ary maty ny 7 Septambra 1997 tao Rabat. Joseph Désiré Mobutu no tena a ...

                                               

Yoweri Museveni

I Yoweri Kaguta Museveni dia mpanao pôlitika ogandey, filohan’ ny Repoblikan’ i Oganda nanomboka tamin’ ny taona 1986. Teraka tamin’ ny taona 1944 izy. Teraka tao Ntungamo ao amin’ ny faritra atsimo andrefan’ i Oganda i Yoweri Kaguta Museveni. Za ...

                                               

Salamoni Salomona

Ny Salamoni Salômôna na Salamoni Solomona dia fanangonana salamo miisa 18 izay tsy hita ao amin ny boky kanonikanny Baiboly jiosy. Ity boky ity dia nipoitra tao aminny Jiosy niaina taminny taonjato voalohany tal J.K. izay nahita ani Jerosalema re ...

                                               

Herôda Arkelaôsy

I Herôda Arkelaôsy dia zanaka lahin i Herôda Lehibe, izay nanapaka an i Jodea sy Samaria ary Idomea tamin ny taona 4 tal. J.K. hatramin ny taona 6 taor. J.K. ka nitondra ny anaram-boninahitra hoe Etnarka. Atao hoe Ἡρῴδης ὁ Ἀρχέλαος / Hêrôdês o Ar ...

                                               

Pasteur Bizimungu

I Pasteur Bizimungu dia filoham-pirenen’i Roanda tamin’ny taona 1994 hatramin’ny 2000. Teraka tamin’ny taona 1951 avy aminy fianakaviana hoto iray izy. I Juvénal Habyarimana no filoham-pirenena teo alohany Paul Kagame no nandimby azy taorian’ny f ...

                                               

Proto-Isaia

Ny Proto-Isaia na Proto-Izaia dia fizaràna voalohany ao aminny Bokini Isaia izay heverinny mpikaroka fa nosoratana taminny androni Isaia mpaminany tokoa, mahafaoka ny toko voalohany hatraminny toko faha-39, izay miresaka momba ny fahotana sy ny l ...

                                               

.htaccess

ghdvhfidirana aminny, ary nadxbbfdvy ny fidirana ny rakitra ao aminny lahatatonga, izay tohanan-karazany lohamilina, ny pejy, set, ary mamela ny fanapariahana ny fidirana aminny faghcdrso ny trairay ny lahamisarakas ao aminny la dy ilaina ny maha ...

                                               

Jesoa araka ny jodaisma

I Jesoa dia heverin ny fivavahana jiosy ho olona fotsiny fa tsy Andriamanitra na zanak Andriamanitra akory aza. Antson izy ireo amin ny teny hebreo hoe יֵשׁוּ‎‎ / Yēšū i Jesoa. Ivom-poto-kevitra amin ny jodaisma dia ny mahatokana sy ny maha hafa ...

                                               

Tantarani Oganda

Ny tantaran i Oganda dia voamariky ny fisian ny fanjakana efatra tany aloha, ny fahatongavan ny Eorôpeana, ny fanjanahan-tany britanika, ny fahaleovan-tena, ny fanoganam-panjakana, ny fifampitsabahana amin ny raharahan ny firenena mpifanolo-bodir ...

                                               

Alakaosibe

Ny Alakaosibe dia ny tsinam-bolanny fiandohanny volana Alakaosy, izay atao hoe vava Alakaosy. Aminny vava Alakaosy aminny volana Alakaosy no andro fanandratana ody sy sampy. Manao sorona ny mpitahiry ody mahery sy sampy. Ny vehivavy mbola tokony ...

                                               

Mjdat

Ianareo ry Ray aman-dReny, Nanankinana harena hafakely Dia zaza tiana sy lalaina Izay tsy anareo irery Iombonana amin i Jehovah Satria tsy foiny fa aina sarobidy Koa tezao tsara mba ho hendry Fa valisoa izy io no adidy REFRAIN: "Ny zanaka dia sar ...

                                               

Ankizy

Ny Ankizy dia olombelona manana nofo sy ra, na vavy na lahy. Manomboka eo aminny fotoana nahaterahany hatraminny fahalebeazany no tena maha ankizy ny olombelona, izany hoe mifarana eo aminny faha 18 taona. Tezaina manaraka ny fitsipika apetraky n ...

                                               

Môrmônisma

Ny môrmônisma dia ny foto-pampianaran ny Fiangonan i Jesoa Kristy ho an ny Olomasin ny Andro Farany. Izany foto-pampianarana izany dia ahitana ny Teti-pamonjena izay misy vondron-dalàna voalamina, ordonansa mandrakizay, ireo lalàna ireo no rafitr ...

                                               

Alakaosy

Ny Alakaosy no vintana fahasivy amin ny fanandroam-bolana malagasy. Ny Alakarabo no eo alohany ary ny Adijady no manaraka azy. Ny tapany avaratra amin ny rindrin-trano andrefana no toerana omena azy. Vintana mahery indrindra ny Alakaosy. Raha tsy ...

                                               

Fahaterahani Jesoa

Ny fahaterahani Jesoa na fahaterahani Jesosy dia ny fahaterahani Jesoa zanaki Maria tao Betlehema teo anelanelanny taona 9 sy 3 tal. J.K. sady inoanny Kristiana fa fahaterahanny Mpamonjy na Mesia ary ankalazainny ankamaroany aminny Noely na Krism ...

                                               

Ploto

I Ploto dia planeta ao laminny Masoandro izay hita any aminny 5 920 000 km eo ho eo miala ny Masoandro. Taloha dia natao hoe planeta laharana fahasivy ao laminny Masoandro i Ploto nefa tsy izany intsony izy nanomboka taminny 24 Aogositra 2006 tam ...

                                               

Fanandroana

Ny fanandroana dia fandalinana sy fampiharana ara-pinoana ny fifandraisanny zava-mitranga eto an-tany aminny toerana misy ireo zava-mitsingevana eny aminny lanitra toy ny Masoandro sy ny Volana ary ny kintana sy zavatra hafa koa. Ny mpanandro dia ...

                                               

Fikambananny mpampiasa sidina anabakabaka sivily iraisam-pirenena

Ny Fikambananny Mpampiasa Sidina Anabakabaka Sivily Iraisam-pirenena dia fikambanana iraisam-pirenenny Firenena Mikambana mifehy ny fifamoivoizana iraisam-pirenena aminny alalanny sidina anabakabaka anaty soson-drivotra. Any Montréal ny foibeny. ...

                                               

Fandoro fôsily

Ny Fandoro fôsily dia midika fandoro avy aminny vato lasa fôsily noho ny fotoana mandroso. Izay tenenina hoe fôsily dia ireo fatinny biby sy voninkazo niaina teto ambonny tany lasa solitany, etona natoraly na arintany. Ny fandoro fôsily dia misy ...

                                               

Lozan’ny fananana iombonana

Ny lozan’ny fananana iombonana dia karazana zava-mitranga rehefa mampiasa ny fananana iombonana tsy misy fetra ny olona maromaro. Manao izay mahasoa azy izay mba handany na hanimba ny fananana iombonan’ny olona rehetra; na dia fantatr’izy ireo az ...

                                               

Fahababoana tany Asiria

Ny fahababoana tany Asiria na sesitany tany Asiria na fahababoana asiriana dia fotoana teo amin ny tantaran i Israely taloha sy i Joda izay nanaovan ny Asiriana sesitany olona israelita anarivony avy tao amin ny Fanjakan i Israely avaratra. Isan ...

                                               

Faribolan-tendron-tany

Ny faribolan-tendron-tany dia fehin-tany any amin ireo faritra manodidina sy mahafaoka ny tendron-tany izay mampisy ny fotoana tsy mampiposaka ny masoandro amin ny ririnina tsy mampilentika ny masoandro amin ny fahavaratra. Misy roa ny faribolan- ...

                                               

Rainny tany efitra

Ny Rain ny tany efitra dia ireo Rain ny Fiangonana izay niaina tany amin ny tany efitr i Egipta. Na dia tsy dia nanoratra maro tahaka ireo Rain ny Fiangonana hafa aza izy ireo dia nisy akony lehibe teo amin ny fivavahana kristiana ny zavatra noso ...

                                               

Fizahàn-tany

Ny fizahàn-tany na fizahan-tany dia sady fandehanana sy fitoerana mandritra ny fotoana voafetra any amin ny toerana iray ivelan ny toeram-ponenana mahazatra mba hahazoana fahafinaretana, no sehatr asa ara-toekarena ikendrena ny hahazoan ny olona ...

                                               

Fahababoana tany Babilona

Ny fahababoana tany Babilona na fahababoana babiloniana na sesitany tany Babilona dia fotoana teo amin ny tantaran ny Jiosy izay nanaovana sesitany olona maro avy amin ny Fanjakan i Jodà rava ho any Babilona. Taorian ny ady tao Karkemisa tamin ny ...

                                               

Toetanim-pehiben-tany

Ny toetanim-pehiben-tany dia toetanin ny faritra manodidina ny fehiben-tany izay mafana sy mando: tsy mihoatra ny 35 °C ny maripana noho ny fientona, nefa tsy maintsy ambonin’ny 18 °C noho ny fihazon’ ny rahona ny hafanana. Tsy dia misy fiovany f ...

                                               

Toetanin-tendron-tany

Ny toetanin-tendron-tany dia toetanin ny faritra eo anelanelan’ ny faribolan-tendron-tany sy ny tendron-tany. Tsy dia misy firy ny rotsak orana ary ambany dia ambany ny maripana izay mahalana raha hihoatra ny 0 °C. Rakotra ranomandry mandrakariva ...

                                               

Lafin-tany

Ny lafin-tany dia teboka na faritra eny aminny faravodilanitra izay natao hamantarana ny zotra tokony harahina na hitodihana, ka isanny lafin-tany ny avaratra sy ny atsinanana sns. Ny faritra iposahanny masoandro no amantarana ny avaratra ary ny ...

                                               

Zana-pehintany

Ny zana-pehintany na tropika dia ireo faribolana mirazotra roa manakaiky ny fehiben-tany izay manodidina ny Tany sady mamaritra ny toerana ahitana eo an-tampon-doha ny masoandro amin ny fotoana mampaharitra indrindra ny andro sady mahafohy indrin ...

                                               

Vanimpotoana anelanelany fahatelo tany Ejipta

Ny vanimpotoana anelanelany fahatelo teo amin ny tantaran i Ejipta tamin ny Andro Taloha dia nanomboka tamin ny taona 1069 tal. J.K. ka niafara tamin ny taona 664 tal. J.K. Taorian ny fahafatesan i Ramsesy XI tamin ny taona 1078 tal. J.K. dia i S ...

                                               

Faribolana antarktika

Ny faribolan-tendron-tany antarktika na faribolana antarktika dia faribolana any amin ny faritra manodidina sy mahafaoka ny tendron-tany atsimo izay mampisy ny fotoana tsy mampiposaka ny masoandro amin ny ririnina tsy mampilentika ny masoandro am ...

                                               

James Cook

I James Cook, teraka taminny 27 Oktobra 1728 any Marton, maty taminny 14 Febroary 1779 tany Hawaii, dia mpitondra sambo, mpizaha-tany, ary mpanao saritany britanika. Taminizy lasa kapiteny tao aminny Royal Navy, nandehandeha tao aminny Ranomasimb ...

                                               

Zon-kabakabaka

Ny zon-kabakabaka na lalànny habakabaka dia sampanny taranja lalàna mifehy ny fitaterana ana habakabaka sy ny sata ara-dalàna mifehy ny fitaovam-pitaterana ana habakabaka ary ny fitsipika momba ny erana voajanahary izay isidinany.

                                               

Rivodoza

Ny rivodoza dia rivo-mahery miforona eny amin ny habakabaka sy ny ranomasina toy ny tadio, dia ireo mitambatra ary rehefa izany dia miakatra an-tanety ary mihahery izy, ka mitondra rivotra mahatratra hatramin ny 200 km/ora na mihoatra ary manimba ...

                                               

Foza (antokon-kintana)

Ny Foza dia antokon-kintan ny zôdiaka andalovan ny masoandro amin ny 20 Jolay hatraminny 10 Aogositra. Eo andrefany no misy ny Kambana fa eo antsinanany kosa ny Liona. Avy amin ny teny arabo dia atao hoe ا سرطان / As-Saratan na As-Sartan "foza" i ...

                                               

Liona (antokon-kintana)

Ny Liona dia antokon-kintanny zôdiaka andalovan ny masoandro amin ny 10 Aogositra hatramin ny 16 Septambra. Ny antokon-kintan ny Foza no eo andrefany fa ny an ny Virijiny kosa no eo antsinanany. Avy amin ny teny arabo dia atao hoe اأسد / Al-Asad ...

                                               

Mizana (antokon-kintana)

Ny Mizana dia antokon-kintan ny zôdiaka andalovan ny masoandro aminny 30 Oktobra hatramin ny 20 Novambra. Ny antokon-kintan ny Virijiny no eo andrefany fa ny an ny Maingoka kosa no eo antsinanany. Avy aminny teny arabo dia atao hoe اميزان / Al-Mi ...

                                               

Maingoka (antokon-kintana)

Ny Maingoka dia antokon-kintanny zôdiaka andalovanny masoandro aminny 20 Novambra hatraminny 29 Novambra. Ny antokon-kintanny Mizana no eo andrefany fa ny anny Bibilava kosa no eo atsinanany. Avy aminny teny arabo diai atao hoe اعقرب / Al-Akrab " ...

                                               

Kambana (antokon-kintana)

Ny Kambana dia antokon-kintanny zôdiaka andalovanny masoandro aminny 21 Jona hatraminny 20 Jolay. Ny antokon-kintanny Ombilahy no eo andrefany ary ny anny Foza no eo antsinanany. Avy amin ny teny arabo dia atao hoe اجوزاء / Al-Djuza "kambana" io ...

                                               

Ombilahy (antokon-kintana)

Ny Ombilahy dia antokon-kintanny zôdiaka izay andalovanny masoandro aminny 14 Mey hatraminny 22 Jona. Ny antokon-kintanny Ondrilahy no eo andrefany fa ny anny Kambana kosa no eo antsinanany. Amin ny teny arabo dia atao hoe اثور / Ath-Thur na Ath- ...

                                               

Tandrok Osy (antokon-kintana)

Ny Tandrok Osy dia antokon-kintanny zôdiaka andalovan ny masoandro aminny 20 Janoary hatraminny 16 Febroary. Ny antokon-kintanny Mpitifitra Tsipìka no eo andrefany fa ny anny Mpitondra Rano kosa no eo atsinanany. Avy aminny teny arabo dia atao ho ...

                                               

Mpitifitra Tsipìka (antokon-kintana)

Ny Mpitifitra Tsipìka dia antokon-kintan ny zôdiaka andalovan ny masoandro amin ny 19 Desambra hatramin ny 20 Janoary. Ny antokon-kintan ny Bibilava no eo andrefany fa ny an ny Tandrok Osy kosa no eo antsinanany. Avy amin ny teny arabo dia atao h ...

                                               

Alahasaty

Ny Alahasaty no vintana fahadimy amin ny fanandroana malagasy. Ny Asorotany no eo alohany ary ny Asombola no manaraka azy. Ny tapany atsinanana amin ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagasy dia vinta-mpamosav ...