ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 70




                                               

Miss Grand International

Miss Grand International dia fifaninanana hatsaran-tarehy vehivavy izay natao nanomboka taminny 2013. Nawat Hisaragrisil, mpandraharaha Thailandey no nanorina azy io. Androany dia natolotry ny fikambanana Miss Grand International ny fifaninanana. ...

                                               

Commonwealth ny firenena mahaleotena

Ny Commonwealth no anarana ho anny firenena izay anisanny Fanjakana Britanika talohanny fahaleovan-tenanizy ireo. Ity vondrona ity ny firenena miara-miasa aminny raharaha lehibe maro, toy ny raharaham-barotra, ny fahasalamana sy ny ady aminny fah ...

                                               

Fikambananny Firenena Manondrana Solitany

Ny Fikambanan’ny Firenena manondrana solitany na ny OPEC dia fikambanana iraisam-pirenena manana ny foibe any Vienne, Aotrisy ary noforonina tao Bagdad, Irak tamin’ny 10-14 Septambra 1960. Io fikambanana io dia natao "handrindra ary hampiray ny p ...

                                               

Tenim-pirenena

Ny tenim-pirenena dia fiteny ho anny firenena iray manokana, fa miovaova ny fandraisana izany arakaraka ny firenena. Any aminny firenena sasany, ny fiteny iray dia mety manana ny satanny fitenim-pirenena araka ny lalàna na araka ny safidinny gove ...

                                               

Euro

Ny euro dia ny sandam-bola ofisialinny firenena mpikambana 19 ao aminny Vondrona Eoropeana, ary vola tokana sy iraisanireo firenena 19 ireo. Ny fikambananny firenena rehetra mampiasa ny vola euro dia atao hoe faritra euro. Ankoatranny firenena ao ...

                                               

1997

5 Jiona: Ady an-trano any aminny Repoblikani Kongo. 11 Aprily: Fahataperanny ady an-trano any Angola, nanomboka taminny 1977 25 Mey: Coup dÉtat any Sierra Leone, mandritra ny ady an-trano, manery ny filoha lany Ahmad Tejan Kabbah handositra any i ...

                                               

Nijera

I Nijera na Nizera dia firenena ao Afrika Andrefana izay manana ani Niamey ho renivohitra. Ny sisintanini Nijera dia nofaritanny mpanjanatany ka somary mahitsihitsy tsy manaraka soritra voajanahary. Mamaritra azy ao avaratra i Aljeria sy i Libia, ...

                                               

Kaodim-paositra

Ny kaodim-paositra dia vondron-tarehimarika na tarehin-tsoratra ampidirina ao aminny adiresy aminny paositra, sady ampiasainny paositra mba hanamora sy hanafainganana ny fandefasana ny taratasy na ny fonosana alefa. Miovaova ny endriky ny kaodim- ...

                                               

Fitiavan-tanindrazana

Ny fitiavan-tanindrazana dia midika hoe tsy fivadihanny olona aminny fireneny, na ny mpitondra ny firenena. Ny tia tanindrazana dia ny olona izay teo aminny lafinny fireneny, na ny mpitondra. Fitiavan-tanindrazana dia tsy mitovy aminny fanindrahi ...

                                               

Asa

Raha eo aminny sehatra toekarena ny Asa dia karazana andraikitra sy adidy sahaninny olona tsirairay, ka miteraka na mahazo vokatra tsara. Ny asa dia loharano hahazahoana sy hampidiram-bola aminny fiainanny olombelona eto ambonny tany. Mpiasa anas ...

                                               

Bokini Habakoka

Ny Bokini Habakoka dia boky ao aminny Tanakh sy ao aminny Testamenta Taloha ao aminny Baiboly kristiana. Mampita hafatra ny mpaminany fa ny fahoriana dia tsy haharitra: manam-potoana aharetany manokana avy ny zavatra tsirairay, ary ny marina dia ...

                                               

Sodàna Atsimo

I Sodàna Atsimo na ny Repoblikani Sodàna Atsimo da firenena ao Afrika Atsinanana izay manana renivohitra ani Djouba. Atao hoe Republic of South Sudan izy aminny teny anglisy fa République du Soudan du Sud izy aminny teny frantsay. Taorianny fitsa ...

                                               

Abdul Ghafur Breshna

Abdul Ghafur Breshna dia talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni Afganistana teraka ny 10 Aprily 1907 tao Kabul ary maty ny 4 Janoary 1974 tao Kabul

                                               

Fiteny persana

Ny fiteny persana na f iteny farsy dia tenim-pirenenan i Irana, ao amin ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin ny sampana indô-iraniana, ao amin ny zana-tsampana iraniana. Mahery ny 60 tapitrisa ny isan ny mpiteny persana any Iràna ary any Afgan ...

                                               

Fiteny kazàka

Ny fiteny kazàka dia fiteny ao amin ny vondronny fiteny torkika. Ny fiteny kazàka no fiteny ôfisialin i Kazakstana miaraka amin ny fiteny rosiana. Ny toerana hafa itenenana ny fiteny kazàka dia ao amin ny faritra mizaka tenan i Xinjiang. Ny sorat ...

                                               

Harveya

Irai ambangony fa parasitika zavamaniry aminny fianavakaviana Orobranchaceae Harveya. Dia hita inhany ao tany mafana Harveya. Misy eo anelanelany 40 karazana taminny ambangony Harveya. Mitombireo aminny Afrika Atsimo, Yemen, Madagasikara sy Comor ...

                                               

Fiteny Xhosa

Ny fiteny xhosa dia fiteny any afrika atsimo. Ny isanny olona miteny io fiteny io any afrika dia misy eo aminny 8 tapitrisa eo ho eo. Ny fiteny Xhosa, noho ny isanny olona miteny azy, dia fiteny faha roa any Afrika Atsimo eo aorianny fiteny zulu. ...

                                               

Emil Nofal

Emil Nofal dia talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary mizaka ny zom-pireneni Afrika Atsimo teraka ny 1 Janoary 1926 tao Afrika Atsimo ary maty ny 18 Jolay 1986

                                               

Phil Ramone

Phil Ramone dia injeniera mizaka ny zom-pireneni Etazonia, Afrika Atsimo teraka ny 5 Janoary 1934 tao Afrika Atsimo ary maty ny 30 Martsa 2013 tao New York

                                               

Fiangonana Ortodoksani Aleksandria sy Afrika manontolo

Ny Fiangonana Ortodoksani Aleksandria sy Afrika Manontolo na Fiangonana Ortodoksa Grikani Aleksandria sy Afrika Manontolo na Fiangonana Ortodoksa Tandrefan’i Aleksandria sy Afrika Manontolo dia sampana mahaleotenan’ny Fiangonana ortodoksa izay mi ...

                                               

Fiteny banto

Ny fiteny banto dia fianakaviam-piteny afrikana izay ahitana fiteny miisa 400 any ho any tenenin ny olona ao amin ny firenena manodidina ny roapolo ao amin ny antsasany atsimon i Afrika - izany hoe ao amin ny tapany afovoany sy atsimo ary atsinan ...

                                               

Fiteny kikôngô

Ny f iteny kikôngô dia fiteny banto tenenin ireo Kôngô monina any Angôla, any amin ny Repoblika Demôkratikan i Kôngô, any amin ny Repoblikan i Kôngô ary any amin ny tapany atsimon i Gabôna. Ny fiteny kikôngô, raha ny tena marina, dia vondrom-pite ...

                                               

Fiteny tsiloba

Ny fiteny tsiloba, izay antsoina koa hoe fiteny loba-kasay na fiteny kikasay dia fiteny banto ao Kôngô-Kinshasa izay manana satam-pitenim-pirenena ao aminny faritr i Kasaï. Tenenina ao amin ireo faritany Kasaï Atsinanana sy Kasaï Andrefana io fit ...

                                               

Toà (vahoaka)

Ny Toà dia vahoaka monina ao aminny faritry ny Farihy Lehibe ao Afrika, isanireo atao hoe Pigmea, izay fantatra aminny hakely sy ny hafohinny tenany. Izy ireo no heverina fa mponina tranainy indrindra ao aminio faritra io. Ankehitriny dia ao Roan ...

                                               

Laurent-Désiré Kabila

I Laurent-Désiré Kabila dia filoham-pirenen’i Repoblika Demôkratikani Kôngô teo anelanelan’ny taona 1997 sy 2001, izay teraka tao Moba ao amin’ny tapany avaratr’i Katanga tamin’ny taona 1939 ary maty tamin’ny 2001. Nanambara ny tenany ho filoham- ...

                                               

Kimpa Vita

I Kimpa Vita dia mpaminanivavy kôngô, mpanorina sady nitarika ny fihetsiketsehana ara-pivavahana antônianista, izay fifangaroan ny katôlisisma sy ny fivavahan-drazana tao Kôngô. Teraka tao Mbanza Kongo izy tamin ny taona 1684 ary maty tao Evolulu ...

                                               

Kafe (maniry)

Ny kafe dia zavamaniry, karazan-kazo, izay volen ny olona mba hahazoana voany hanamboarana zava-pisotro ata hoe kafe ihany koa. Mahatratra 80 ny karazan-kafe ka ny sasany tena hazo avo fa ny sasany indray hazo madinika. Any amin ny faritra manana ...

                                               

Fitenin ny tompon-tanin i Aostralia

Ny fiteninny tompon-tanini Aostralia dia vondrom-pianakaviam-piteny maro miampy fiteny manirery maro ao Aostralia sy ny nosy manodidina, afa-tsy i Tasmania. Tsy fantatra mazava ny fifandraisanireo fiteny ireo. Ny ankamaroanny fiteninny tompon-tan ...

                                               

Fiteny arabo

Ny fiteny arabo dia fiteny semitika tenenina ao avaratri Afrika sy any Azia Andrefana. Io fiteny io dia anisanny fiteny ofisialinny Firenena Mikambana sy fiteny ofisialy tokanny Liga Arabo. Raha atambatra ny olona miteny arabo eo aminny firenena ...

                                               

Reginald Fessenden

Reginald Fessenden dia mpahay fizika, mpamorona mizaka ny zom-pireneni Kanada teraka ny 6 Oktobra 1866 tao Québec ary maty ny 22 Jolay 1932 tao Bermioda

                                               

Ivan Vazov

Ivan Vazov dia Poeta, mpanoratra tantara lava, mpanao asa soratra, mpanoratra mizaka ny zom-pireneni Bolgaria teraka ny 9 Jolay 1850 ary maty ny 22 Septambra 1921 tao Sofia

                                               

Fiteny bolgariana

Ny fiteny bolgariana dia fiteny ao aminny fianakaviam-piteny indo-eoropeana ao aminny vondrom-piteny slava indrindra ao aminny fiteny slava atsimo, iray aminireo zana-bondrona telo. Mifampitohy aminireo fiteny hafa ao aminio zana-bondrona io ny f ...

                                               

Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana

Ny Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana na Fiangonana ôrtôdôksa katôlika izay fantatra indrindra aminny anarana fohy hoe Fiangonana ôrtôdôksa dia fiangonana faharoa, raha ny hamaronny mpino ao aminy no jerena. Iray aminireo fiangonana tranainy indrin ...

                                               

Bôgômilisma

Ny bôgômilisma dia fihetsiketsehana kristiana tsy nanaraka ny fampianaran ny Fiangonana ofisialy, niforona tamin ny taonjato faha-10, izay efa tsy misy intsony ankehitriny, nanorina ny fampianarany amin ny lamin-kevitra manikeana izay mampifanohi ...

                                               

Doalisma (finoana)

Ny doalisma dia foto-pampianaram-pivavahana izay milaza ny fiaraha-misin ny foto-javatra roa maharitra nipoiran ny tsara sy ny ratsy. Mampifanohitra foto-javatra na andriamanitra roa na antokon andriamanitra na antokom-panahy roa ny fivavahana do ...

                                               

Fiteny diola

Ny fiteny diola dia isanireo fiteny mandinga tenenina na azonny olona miisa 20 tapitrisa ao Malỳ sy ao Kôtidivoara ary ao Borkina Fasô. Fiteny mifanakaiky rafitra aminny fiteny bambara izay tetenina indrindra ao Malỳ ao aminny faritri Bamako sy a ...

                                               

Fiteny bambara

Ny fiteny bambara dia iray aminireo fitenim-pirenena ao Maly. Izy no fiteny nibeazanny ankamaroanny mponina ao aminio firenena io sy fiteny be mpitany indrindra. Ao aminny fianakaviam-piteny mande ny fiteny bambara, izay ao aminny vondrom-piteny ...

                                               

Kolontsaina ao Borondy

Ny fiteny ôfisialin i Borondy dia ny fiteny kirondy sy ny fiteny frantsay. Latsaky ny 10 %n’ ny mponina no miteny frantsay. Ny fiteny soahily dia fitenim-pampianarana manampy ny fiteny frantsay sy ny fiteny kirondy, na dia tsy isan ny fiteny ôfis ...

                                               

Fivavahana ao Borondy

Ny fivavahana ao Borondy dia anjakan ny kristianisma. Eo anelanelanny 67 % sy 85 %n’ ny mponina ao Borondy dia Kristiana, fa eo anelanelan ny 7.9 % sy 23 % kosa manaraka ny fivavahan-drazana animista. Ahitana mpino silamo vitsy an’ isa koa ao, iz ...

                                               

Fiteny ao Borondy

Ny fiteny ao Borondy dia ahitana ny fiteny kirondy, ny fiteny frantsay, ny fiteny soahily, ny fiteny anglisy ary fiteny maro hafa. Ny fiteny ôfisialin i Borondy dia ny fiteny kirondy sy ny fiteny frantsay. Latsaky ny 10 %n’ ny mponina no miteny f ...

                                               

Louis Rwagasore

I Louis Rwagasore dia andriandahy, ao amin ny fianakavia-mpanjaka tao Borondy, sy mpitondra fanjakana borondey, izay nisahana ny raharahan ny piraiminisitra volana vitsy talohanny hahazoan i Borondy ny fahaleovan-tena, teraka tao Gitega tamin ny ...

                                               

Nily

I Nily na Neily dia reniranoni Afrika Atsinanana. Izy no renirano lava indrindra maneran-tany. Miala avy eo aminny Farihy Victoria ao Afrika Afovoany ka mikoriana mianavaratra ny renirao Nily, mamakivaky ani Oganda sy ani Sodàna sy ani Egipta ary ...

                                               

Farihy Lehibe (Afrika)

Ny Farihy Lehibe dia farihy maromaro mifampitohy ao Afrika Atsinanana. Ny firenena manamorona ireo farihy ireo no mitambatra ka manome ny atao hoe Afrikan ny Farihy Lehibe, na Faritry ny Farihy Lehibe, dia tsy iza izany fa i Borondy, ny Repoblika ...

                                               

Totsy (vahoaka)

Ny Totsy dia vahoaka monina ao amin’ny faritra anelanelan’ny farihy ao Afrika Afovoany, indrindra ao Roanda sy ao Borondy ary ao amin’ny tapany kely amin’i Tanzania. Araka ny famaritanny mpanjana-tany azy ireo, ao aminny Totsy na Batotsy, ny lehi ...

                                               

Fiteny giha

Ny fiteny giha na fiteny kiha dia fiteny banto tenenin ny mponina miisa 990 000 ao amin ny tapany andrefan i Tanzania. Manakaiky dia manakaiky ny fiteny kiniaroanda sy ny fiteny kirondy io fiteny io. Ny Roandey izay nifindra tsy fidiny tany Tanza ...

                                               

Faritry ny Farihy Lehibe (Afrika)

Ny Faritry ny Farihy Lehibe na Afrikan ny Farihy Lehibe dia faritra ao Afrika mahafaoka firenena efatra manamorona ireo Farihy Lehibe ao Afrika Atsinanana. Ireto ireo firenena ireo: i Borondy sy ny Repoblika Demôkratikan i Kôngô sy i Oganda ary i ...

                                               

Taontaonkafa

Ny taontaonkafa na taotaonkafa na kankafotra dia vorona madinika, iray karazana aminny toloho. Na eto Madagasikara aza no tena ahitana azy dia hita any Afrika Atsimo, any Zambia, any Malaoy, any Borondy, any Roanda, any Oganda, ary any aminny Rep ...

                                               

Baniamolenge

Ny Baniamolenge, amin ny heviny hentitra, dia vondom-poko miteny kiniaroanda niorim-ponenana ao amin ny lemak i Ruzizi ao amin ny Repoblika Demôkratikan i Kôngô tamin ny tonjato faha-19. Ny ankamaroan izy ireo dia monina ao amin ny faritanin i Su ...

                                               

Maley (vahoaka)

Ny Maley na Malay dia ireo vahoaka aostrôneziana ao amin ny morontsiraka atsinanana ao amin ny nosy indônezianan i Somatra, ny nosy Riau, izay indôneziana koa, ao amin ny alanan ny nosy Bôrneô, ao amin ny saikanosin i Malezia, nhy saikanosin i Si ...

                                               

Fiteny nepaley

Ny fiteny nepaley dia fiteny ao amin ny fianakaviam-piteny indô-iraniana tenenina ao Nepaly, any India ary any Botàna. Izy no fiteny ôfisialin i Nepaly. Ao India dia mihoatra ny 2 000 ny isan ny olona miteny nepaley amin ny maha fitenin-dreny azy ...