ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 79




                                               

Institut Pasteur eto Madagasikara

Ny Institut Pasteur eto Madagasikara na Institut Pasteur de Madagascar dia toeram-panaovana asa fikarohana ara-tsiansa izay miahy tena sady tsy natao hahazoana tombony ara-bola ary eken ny fitondram-panjakana malagasy fa ilaina ho an ny tombontso ...

                                               

Indô-ariana (vahoaka)

Ny Indô-ariana na Indiana dia vondrom-poko maro miteny amin ny fiteny indô-ariana, izay zana-bondron ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Misy iray lavitrisa any ho any ny mpiteny indô-ariana, ka ny ankamaroany dia avy ao amin ny zana-kontinenta ...

                                               

Saikanosin i Malezia

Ny saikanosin i Malezia na saikanosy Maley na saikanosy Malay na saikanosin i Malacca na saikanosin i Malakka dia saikanosy ao Azia Atsimo-Andrefana izay manomboka ao amin ny andilan-tanin i Kra any Tailandy harany amin ny andilan-dranomasin i Jo ...

                                               

Alfred Hart Everett

Alfred Hart Everett dia mpahaisiansan-javaboahary mizaka ny zom-pireneni Fanjakana Mitambatra, Malezia teraka ny 11 Oktobra 1848 ary maty ny 18 Jiona 1898 tao London

                                               

Teresa Teng

Teresa Teng, ny malaza any Asia Taiwan mpihira, izy no ny Aziatika sy any Azia superstar mpanjakavavinny pop mozika. Nihira izy sinoa hira, Japoney hira, Indoneziana hira, Kantone hira, Taiwanese hira ary Anglisy hira. Teraka taminny Janoary 29, ...

                                               

Air Madagascar

Air Madagascar dia orinasa fitaterana aminny alalanny fiaramanidina malagasy, izay naorina ny taoan 1961. Taminizany fotoana izany, Madair no anarany, izay novaina ho Air Madagascar ny taona manaraka.

                                               

Shiva

I Shiva dia andriamanitra fahatelo ao amin ny trinite hindo, ka ny roa hafa dia i Brahma sy i Vishnu. Atao hoe शिव / Śiva izy amin ny teny sanskrita. Indraindray dia heverina fa i Shiva no andriamanitry ny iôga, izay manana ny fahalalana ny zava- ...

                                               

Nauru at the 2012 Summer Olympics

Nauru nifaninana taminny lalao Olaimpika 2012 tany Londona, izay natao taminny 27 jolay ka hatraminny 12 aogositra 2012. Ny firenena ny fandraisana anjara aminny London nanamarika ny fahadimy niseho tao aminny lalao Olaimpika satria ny zava-bitan ...

                                               

Oscar Bonfiglio

Oscar Bonfiglio dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pireneni Meksika teraka ny 5 Oktobra 1905 tao Meksika ary maty ny 4 Novambra 1987 tao Meksika

                                               

Juan Carreño

Juan Carreño dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pireneni Meksika teraka ny 14 Aogositra 1909 tao Mexico ary maty ny 16 Desambra 1940 tao Mexico

                                               

Torkestàna

I Torkestàna dia faritra tao Azia Afovoany izay hita eo anelanelanny Ranomasina Kaspiana ao andrefana sy ny tany efitri Gobi ao atsinanana. Voazara roa i Torkestàna ka ao i Torkestàna Andrefana sy i Torkestàna Atsinanana. Nisy koa ny Torkestàna a ...

                                               

Fiteny makoa

Ny fiteny makoa dia fiteny banto izay tetenin ny olona ao Môzambika sy ao Tanzania ary ao amin ny Repoblikani Kôngô. Olona mihoatra ny 4 000 no miteny makoa. Telo ny sampana lehiben io fiteny io, dia ireto: ny fiteny sirima izay tenenin ny olona ...

                                               

Vahoaka iaô

Ny Iaô na vahoaka iaô dia vahoaka banto ao Afrika tapany Atsimo, izay monina indrindra ao Môzambika, nefa hita koa ao Malaoy sy any Tanzania, ao amin ny tendrony atsimon ny farihy Malawi.

                                               

Analavelona

Analavelona dia tangorom-bohitra madinika ao amin ny faritr i Fiherenana, izay manaraka ny andavan ny morontsiraky ny Lakandranon i Môzambika avy atsimo mianavaratra. Any amin ny 50 km miala ny morontsiraka no misy azy, eo anelanelan ony Fiherena ...

                                               

Farihy Malawi

Ny farihy Malawi dia iray amin ireo atao hoe Farihy Lehibe ao Afrika Atsinanana, izay nantsoina hoe farihy Nyasa na Nyassa na Niassa tany aloha. Ny morony dia zarain ny firenena telo: i Malaoy sy i Môzambika ary i Tanzania. Miovaova ny mari-panan ...

                                               

Andilan-dranomasina

Ny andilan-dranomasina, izay mety hantsoina hoe lakandrano ihany koa, dia sampan-dranomasina lavalava somary teritery eo anelanelan ny morontsiraka roa izay manamorona azy, ka mampifandray velaran-ranomasina roa. Ny andilan-tany no mifanohitra am ...

                                               

Soahily (vahoaka)

Ny Soahily dia vahoaka maro ao Afrika Atsinanana miteny soahily, izay isan ny fiteny banto niaharan ny fiteny arabo. Ankoatry ny fiteniny dia manana kolontsaina iraisana azy manokana ny vahoaka soahily samihafa. Manodidina ny roapolo ny firenena ...

                                               

Fred Rwigyema

I Fred Gisa Rwigema dia mpanao pôlitika roandey, isanireo mpanorina ny antoko Front patriotique rwandais sady heverina ho olomanga teo aminny tantarani Roanda na dia tsy niaina tao Roanda aza izy nandritra ny ankabeazanny androm-piainany. Teraka ...

                                               

Fiteny neerlandey

Ny fiteny neerlandey dia fiteny any Nederlandy. Izy io dia manana sata ôfisialy ao Nederlandy, Sorinama ary ao amin ny tapany avaratr i Beljika. Eo amin ny 22 tapitrisa no miteny nerlandey eran izao tontolo izao. Amin ny fiteny neerlandey dia ata ...

                                               

Indô-iraniana (vahoaka)

Ny Indô-iraniana, izay atao hoe Ariana koa, dia vahoaka indô-eorôpeana izay vondrom-poko miteny indô-iraniana, izay sampana lehibe ao aminny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ao aminireo faritra lehibe ao Eorazia. Isanireo vahoaka indô-iraniana ...

                                               

Faritra ora

Ny Faritra ora dia faritany iray manana ora iray. Ny ora anatinio faritany io dia tsy maintsy mitovy daholo. I Sir Sanford Fleming no nanome anio sistema io taminy taona 1876, ary ny meridianina ny Greenwich ny repèreny. Misy faritra ora 24 era-n ...

                                               

Fiteny igbo

Ny fiteny igbo na fiteny ibo dia fiteny teneninolona miisa eo anelanelanny 20.000.000 sy 30.000.000 ao Nizeria, izay atao hoe Igbo ihany koa, indrindra ao aminny tapany atsimo-atsinanani Nizeria atao hoe Biafra tany aloha, sy atsimo-atsimo-atsina ...

                                               

Filistina ao aminny Baiboly

Ny Filistina dia firenena taminny Andro Taloha izay resahina aminny Baiboly, nanorim-ponenana taminny tany atsimo andrefana manamorona ny Ranomasina Mediteranea ao Kanaana izy ireo, izany hoe aminny morontsiraka avy ny Gaza hatrany Jaffa ankehitr ...

                                               

Fiteny ao Oganda

Maro ny fiteny ao Oganda. Ny telo amby efapolo amin ny teny tenenina ao dia azo zaraina ho fianakaviam-piteny efatra, dia ny fiteny banto, ny fiteny nilôtika, ny fiteny sodanika afovoany ary fiteny koliaka roa. Amin ireo rehetra ireo dia fitenin ...

                                               

Idi Amin Dada

I Idi Amin Dada dia mpanao pôlitika ogandey, teraka taminny 17 Mey 1928 tao Koboko ary maty tamin ny 16 Aogositra 2003 tao Djeddah. Taminny fahaterahany dia i Idi Awo-Ongo Angoo no anarany. Miaramila sy olom-panjakana izy, izay nampihatra fitondr ...

                                               

Fiteny loganda

Ny fiteny loganda dia fiteny banto tenenina ao Oganda ka miisa any aminny 4 tapitrisa any ny mpiteny azy. Fiteny faharoa izy ka manaraka ny fiteny anglisy sady mialoha ny fiteny soahily izy.

                                               

Milton Obote

I Apollo Miltone Obote dia mpitondra fanjakana angandey izay filoham-pirenen i Oganda tamin ny taona 1966 hatramin ny 1971 sy tamin ny taona 1980 hatramin ny 1985, teraka tamin ny 25 Desambra 1925 tao Akoroko ary maty tamin ny 10 Oktobra 2005. Iz ...

                                               

Patrick Karegeya

I Patrick Karegeya dia miaramila mpioko sady lehibenny sampan-draharaha mpikaro-baovao tao Oganda sy tao Roanda. Teraka taminny taona 1960 tao Mbarara any Oganda izy ary maty nisy nanakenda taminny 1 Janoary 2014 tao Johannesburg ny Afrika Atsimo ...

                                               

Faustin Kayumba Nyamwasa

I Faustin Kayumba Nyamwasa dia isanireo mpanorina ny Front patriotique rwandais izay nahitana koa ani Paul Kagame. Izy no lehibenny etamazôronny tafika roandey taminny taona 1994 hatraminny 2002. Teraka taminny taona 1962 izy ary isanireo Totsy m ...

                                               

Baniaroanda

Ny Baniaroanda dia vondrona ara-kolontsaina sy ara-piteny izay miteny kiniaroanda sy monina ao Roanda sy any aminny faritra nikambana taminny Fanjakani Roanda talohanny fanjanahan-tany. Mitsinjara aminny zana-bondrona telo ny Baniaroanda, dia ny ...

                                               

Kizza Besigye

I Warren Kizza Besigye Kifefe dia mpitsabo sy mpanao pôlitika ogandey, kôlônely tao amin ny tafika ogandey. Nilatsaka hofidina tamin ny fifidianana filoham-pirenena tamin ny taona 2001 sy 2006 izy. Teraka tao Rukungiri taminny 22 Avrily 1956 izy. ...

                                               

Fitsarana Heloka Bevava Iraisam-pirenena

Fitsarana Heloka Bevava Iraisam-pirenena dia fitsarana maharitra hanandrana hitsara ireo voampanga ho famonoana ny mpiray tanindrazana, heloka bevava taminny olombelona, ny heloka bevava amin’ny faha-olonana ary ny heloka bevava amin’ny ady. Amin ...

                                               

Seleokosy II Kalinikosy

I Seleokosy II Kalinikosy dia mpanjaka seleokida nanapaka taminny taona 247 hatraminny 226 tal. J.K. Teraka taminny taona 265 tal. J.K. izy ary maty taminny taona 226 tal. J.K. I Antiokosy II Teosy no rainy ary i Laodike I no reniny. Nanambady an ...

                                               

Antiokosy II Teosy

I Antiokosy II Teosy dia mpanjaka seleokida fahatelo izay nanapaka taminny taona 261 hatraminny 246 tal. J.K. Izy no nandimby ani Antiokosy I Sotera rainy. Teraka taminny taona 287 ary maty taminny taona 246 tal. J.K. izy. I Stratonike I no renin ...

                                               

Bangladesy

I Bangladesy ; na ny Repoblika entim-bahoakani Bangladesy, dia firenena ao aminny zana-kôntinenta indiana, izay hita ao avaratry ny Helodranoni Bengaly, saika mitoka-monina ao India, mitambatra sisintany amini Birmania. Midika hoe "tabnini Bengal ...

                                               

Fiteny sindy

Ny fiteny sindý dia fiteny ao Sindy, ao Azia Atsimo, izay lasa faritanini Pakistàna. Fiteny indo-ariana isanireo fiteny indo-eoropeana ny fiteny sindý izay ampiasainny Pakstaney miisa 17 000 any ho any ary Indiana miisa 2 800 000 any ho any koa. ...

                                               

Fiteny pastô

Ny fiteny pastô na pasto na patstô dia fiteny ao aminny fianakaviana indô-eorôpeana, ao aminny sampana indô-iraniana, ao aminny zana-tsampana iraniana atsinanana, izay tetenina ao Afganistàna sy ao Pakistàna sady teneninny olona miisa 45 000 any ...

                                               

Seleokida

Ny Seleokida na Seleosida dia fianakaviana mpanjaka makedoniana izay nanapaka tany Atsinanana Akaiky taminny taonjato faha-4 hatraminny taonjato voalohany tal. J.K. Niforona taminny nizarànny fanjakani Aleksandra Lehibe taminireo mpandimby azy ny ...

                                               

Avesta

Ny Avesta dia bokim-pivavahan’ny zoroastrisma izay mamondrona ireo boky masin’ny mpino zoroastriana, izay miaina anatin’ny vondrona maro madinidinika ao Iràna sy ao India ary ao Pakistàna. Ny Avesta dia voasoratra amin’ny fiteny iraniana tranainy ...

                                               

Petrakevitra momba ny fanananny Kasimiry firazanana jiosy

Ny petrakevitra momba ny fanananny Kasimiry firazanana jiosy dia mametraka fa ny Kasimiry na Kasimiriana na Kasimirita ao India sy Pakistàna dia taranaky ny foko folo very tao Israely. I Al-Biruni, ilay manampahaizana miozolmana persana taminny t ...

                                               

Fiavianny Pastona

Ny Pastona dia vahoaka iraniana betsaka miozolmana avy any Afganistàna sy Pakistàna, izay manaraka kolontsaina sy fomba fivavahana azy manokana sady efa nisy talohanny finoana silamo, dia ny pastoaly. Ny fiheverana ny Pastona ho taranakireo foko ...

                                               

Paul Baran

Paul Baran dia injeniera mizaka ny zom-pireneni Etazonia, Polonia teraka ny 29 Aprily 1926 tao Polonia ary maty ny 26 Martsa 2011 tao Palo Alto, Kalifornia

                                               

Pointe-Noire (Repoblikan i Kôngô)

I Pointe-Noire dia tanàna ao amin ny tapany atsimo-andrefan ny Repoblikan i Kôngô, renivohi-paritra, miorina ao amin ny morontsiraka atlantika ao amin ny helodrano izay nahazoany ny anarany. Izy no seranan-tsambo sady renivohitra ara-toekaren io ...

                                               

Marien Ngouabi

I Marien Ngouabi dia manamboninahitra miaramila sady mpitondra fanjakana tao amin ny Repoblikan i Kôngô, teraka tamin ny 31 Desambra 1938 tao Ombele ary maty tamin ny 18 Marsa 1977 tao Brazzaville. Filoham-prenen ny Repoblikan i Kôngô izy tamin n ...

                                               

Denis Sassou-Nguesso

I Denis Sassou-Nguesso dia miaramila sy mpitondra fanjakana tao amin ny Repoblika Entim-Bahoakan i Kôngô. Teraka tao Edou tamin ny taona 1943 izy. Filoham-pirtenen i Repoblikan i Kôngô izy tamin ny taona 1979 hatramin ny 1992. Izy no filohan ny R ...

                                               

Joachim Yhombi-Opango

I Joachim Yhombi-Opango dia miaramila sady mpanao pôlitika kôngôley, izay efa filohan ny Repoblika tamin ny taona 1977 hatramin ny 1979, teraka tamin ny 14 Janoary 1939 tao Fort-Rousset ary maty tamin ny 30 Marsa 2020 tao Neuilly-sur-Seine.

                                               

Fulbert Youlou

I Fulbert Youlou no mpanorina ny antoko Union Democratique de Défense des Intérêts Africains tamin ny taona 1956. Izy no filoham-pirenen ny Repoblikan i Kôngô voalohany tamin ny taona 1960 taorian ny nanohanan ny fokon ny maro anisa Bakôngô. Ny f ...

                                               

Pascal Lissouba

I Pascal Lissouba dia mpitondra fanjakana kôngôley. Teraka tamin ny 15 Novambra 1931 tao Tsinguidi ao amin ny departemantan i Niari ary maty tamin ny 24 Aogositra 2020 tao Perpignan izy. Manam-pahaizana momba ny fambolena izy, piraiminisitra tami ...

                                               

Alphonse Massemba-Débat

I Alphonse Massamba-Débat dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana tao amin ny Repoblikan i Kôngô izay filohan ny Repoblika tamin ny taona 1963 hatramin ny 1968 sady nanao fitondrana anjakan antoko tokana. Teraka tamin ny taona 1921 tao ao Nkol ...

                                               

Bernard Kolélas

I Bernard Bakana Kolélas dia mpanao pôlitika sy mpitondra firenena kôngôley, teraka tamin ny 12 Jona 1933 tany Mboloki ao amin ny distrikan i Kinkala ary maty tamin ny 12 Novambra 2009 tany Paris. Lasa piraiminisitra izy tamin ny taona 1997. Izy ...