ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 81




                                               

Fiteny sindy

Ny fiteny sindý dia fiteny ao Sindy, ao Azia Atsimo, izay lasa faritanini Pakistàna. Fiteny indo-ariana isanireo fiteny indo-eoropeana ny fiteny sindý izay ampiasainny Pakstaney miisa 17 000 any ho any ary Indiana miisa 2 800 000 any ho any koa. ...

                                               

Fiteny pastô

Ny fiteny pastô na pasto na patstô dia fiteny ao aminny fianakaviana indô-eorôpeana, ao aminny sampana indô-iraniana, ao aminny zana-tsampana iraniana atsinanana, izay tetenina ao Afganistàna sy ao Pakistàna sady teneninny olona miisa 45 000 any ...

                                               

Seleokida

Ny Seleokida na Seleosida dia fianakaviana mpanjaka makedoniana izay nanapaka tany Atsinanana Akaiky taminny taonjato faha-4 hatraminny taonjato voalohany tal. J.K. Niforona taminny nizarànny fanjakani Aleksandra Lehibe taminireo mpandimby azy ny ...

                                               

Avesta

Ny Avesta dia bokim-pivavahan’ny zoroastrisma izay mamondrona ireo boky masin’ny mpino zoroastriana, izay miaina anatin’ny vondrona maro madinidinika ao Iràna sy ao India ary ao Pakistàna. Ny Avesta dia voasoratra amin’ny fiteny iraniana tranainy ...

                                               

Petrakevitra momba ny fanananny Kasimiry firazanana jiosy

Ny petrakevitra momba ny fanananny Kasimiry firazanana jiosy dia mametraka fa ny Kasimiry na Kasimiriana na Kasimirita ao India sy Pakistàna dia taranaky ny foko folo very tao Israely. I Al-Biruni, ilay manampahaizana miozolmana persana taminny t ...

                                               

Fiavianny Pastona

Ny Pastona dia vahoaka iraniana betsaka miozolmana avy any Afganistàna sy Pakistàna, izay manaraka kolontsaina sy fomba fivavahana azy manokana sady efa nisy talohanny finoana silamo, dia ny pastoaly. Ny fiheverana ny Pastona ho taranakireo foko ...

                                               

Paul Baran

Paul Baran dia injeniera mizaka ny zom-pireneni Etazonia, Polonia teraka ny 29 Aprily 1926 tao Polonia ary maty ny 26 Martsa 2011 tao Palo Alto, Kalifornia

                                               

Pointe-Noire (Repoblikan i Kôngô)

I Pointe-Noire dia tanàna ao amin ny tapany atsimo-andrefan ny Repoblikan i Kôngô, renivohi-paritra, miorina ao amin ny morontsiraka atlantika ao amin ny helodrano izay nahazoany ny anarany. Izy no seranan-tsambo sady renivohitra ara-toekaren io ...

                                               

Marien Ngouabi

I Marien Ngouabi dia manamboninahitra miaramila sady mpitondra fanjakana tao amin ny Repoblikan i Kôngô, teraka tamin ny 31 Desambra 1938 tao Ombele ary maty tamin ny 18 Marsa 1977 tao Brazzaville. Filoham-prenen ny Repoblikan i Kôngô izy tamin n ...

                                               

Denis Sassou-Nguesso

I Denis Sassou-Nguesso dia miaramila sy mpitondra fanjakana tao amin ny Repoblika Entim-Bahoakan i Kôngô. Teraka tao Edou tamin ny taona 1943 izy. Filoham-pirtenen i Repoblikan i Kôngô izy tamin ny taona 1979 hatramin ny 1992. Izy no filohan ny R ...

                                               

Joachim Yhombi-Opango

I Joachim Yhombi-Opango dia miaramila sady mpanao pôlitika kôngôley, izay efa filohan ny Repoblika tamin ny taona 1977 hatramin ny 1979, teraka tamin ny 14 Janoary 1939 tao Fort-Rousset ary maty tamin ny 30 Marsa 2020 tao Neuilly-sur-Seine.

                                               

Fulbert Youlou

I Fulbert Youlou no mpanorina ny antoko Union Democratique de Défense des Intérêts Africains tamin ny taona 1956. Izy no filoham-pirenen ny Repoblikan i Kôngô voalohany tamin ny taona 1960 taorian ny nanohanan ny fokon ny maro anisa Bakôngô. Ny f ...

                                               

Pascal Lissouba

I Pascal Lissouba dia mpitondra fanjakana kôngôley. Teraka tamin ny 15 Novambra 1931 tao Tsinguidi ao amin ny departemantan i Niari ary maty tamin ny 24 Aogositra 2020 tao Perpignan izy. Manam-pahaizana momba ny fambolena izy, piraiminisitra tami ...

                                               

Alphonse Massemba-Débat

I Alphonse Massamba-Débat dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana tao amin ny Repoblikan i Kôngô izay filohan ny Repoblika tamin ny taona 1963 hatramin ny 1968 sady nanao fitondrana anjakan antoko tokana. Teraka tamin ny taona 1921 tao ao Nkol ...

                                               

Bernard Kolélas

I Bernard Bakana Kolélas dia mpanao pôlitika sy mpitondra firenena kôngôley, teraka tamin ny 12 Jona 1933 tany Mboloki ao amin ny distrikan i Kinkala ary maty tamin ny 12 Novambra 2009 tany Paris. Lasa piraiminisitra izy tamin ny taona 1997. Izy ...

                                               

Patrice Lumumba

I Patrice Émery Lumumba dia mpitari-tolona kôngôley niady ho amin ny fahaleovan-tena. Voafidy ho praiminisitry ny Repoblikan i Kôngô tamin ny taona 1960 rehefa nahazo ny fahaleovan-tenany tamini Belzika. Rehefa avy nogadraina sy nampijaliana am-p ...

                                               

Fiteny romaniana

Ny fiteny romaniana na fiteny romanianina dia teny ofisialini Romania. Io fiteny io dia avy aminny teny latina. Misy olona 24 tapitrisa no miteny romaniana, indrindra any Romania sy any Moldavia. Avy aminny latina ny 80%n-ny tenny fiteny romanian ...

                                               

Fiteny tahisiana

Ny fiteny tahisiana dia fiteny aostroneziana iray tenenina any Tahiti. Anisanny fiteny tahisiana izy io, izay fiteny polineziana. Ny vondron-teny misy azy dia ny fiteny polineziana tatsinanana, izay niparitaka erani Polinezia avy teo aminny tamba ...

                                               

Bassel el-Assad

Bassel el-Assad dia mpanao politika, injeniera mizaka ny zom-pireneni Siria teraka ny 23 Martsa 1962 tao Damaskosy ary maty ny 21 Janoary 1994 tao Damaskosy

                                               

Jonatàna Makabeo

I Jonatàna Makabeo na Jonatàna Apefosy dia rahalahy sady mpandimby ani Jodasy Makabeo izay samy zanaka lahini Matatià. Taorianny fahafatesani Jodasy rahalahiny dia nanohy ny fitarihana ny mpikomy izy nandritra ny telo taona. Taminny taona 157 tal ...

                                               

Fiteny eblaita

Ny fiteny eblaita dia fiteny semitika notenenina teo anelanelanny taonjato faha-24 sy faha-23 tal. J.K. tao aminny tanànani Ebla, tany Siria afovoany. Fantatra noho ny fisianny tahirin-kevitra natao aminny soratra miendri-pantsika tao aminio tanà ...

                                               

Fiteny amôrita

Ny fiteny amôrita na fiteny amôreana dia fiteny semitika notenenin ny vahoaka amôrita izay nonina tao Siria, tao Mesôpôtamia Ambony sy Ambany teo anelanelan ny fiafaran ny taonarivo faha-3 tal. J.K. sy ny fiantombohan ny taonarivo faha-2 tal. J.K ...

                                               

Papa Francisco

Jorge Mario Bergoglio izay teraka tamin’ny 17 Desambra 1936 tany Buenos Aires, dia paparaimasina faha-266 ny fiangonana katôlika. Voafidy ho papan’ny eglizy katôlika rômana izy ny 13 Martsa 2013 ary nifidy ny anarana François. Izy no papa faharoa ...

                                               

Amorita

Ny Amorita na Amoreana dia vahoaka semitika mpivezivezy nanaomboka taminny taonarivo faha-3 tal. J.K. tao aminny tany misy zavamaniry zeny sy tao aminireo tendrombohitra ao Siria ao andrefani Mesopotamia. Niditra tsikelikely tany Mesopotamia ny A ...

                                               

Seleokosy I

I Seleokosy I Nikatora dia mpanjakani Siria taminny taona 301 tal.J.K. hatraminny taona 280 tal. J.K. Niantomboka taminy ny fianakavia-mpanjaka atao hoe Seleokida. Teraka taminny taona 358 tal. J.K. izy ary maty taminny taona 280 tal. J.K. I Anti ...

                                               

Batanea

I Batanea, izay atao hoe Al-Bathaniya ankehitriny, dia tany lemaka lonaka ao atsimoni Siria. Ampahany taminny Fanjakani Basàna io faritra io. Indraindray izy dia antsoina hoe Basanitida. Tsy fantatra tsara ny toerana nisy azy taminny taonjato voa ...

                                               

Ady siro-efraimita

Ny ady siro - efraimita dia ady taminny taonjato faha-8 tal. J.K. nifarimbonani Siria sy i Efraima sy ny firenena hafa manodidina mba handravana ny Fanjakani Jodà izay tsy nety nikambana taminy hiady amini Asiria izay fanjakana lehibe nifehy azy ...

                                               

Ahaza

I Ahaza na Akaza dia mpanjakani Jodà teo anelanelanny taona 735 sy 715 tal. J.K. Zanaki Jotama izy. Izy no mpanjakani Jodà faha-12. I Hezekia na Ezekiasa zanany no nandimby azy.

                                               

Nobia

I Nobia dia faritra maina ao aminny tapany avaratri Sodàna sy ny tendrony atsimoni Egipta izay manamorona ani Nily. Taminny Andro Taloha dia fanakana mahaleo tena i Nobia izay nisy mponina miteny aminny fitenim-paritra iray sampana aminny fiteny ...

                                               

SD

Ny fanafohezana teny frantsay SD na sd mety manondro: Ny Zavatra Demokraty, Sverigedemokraterna. Antoko politika iray ao Soeda Sicherheitsdienst, "Security Service", ny fanompoana ny filaminana anatiny, sy ny asam-pitsikilovana ny zavatra SS. Ny ...

                                               

Fanjakani Kosy

Ny Fanjakani Kosy dia fiantsoanny Egiptiana taminny Andro Taloha ny fanjakana izay niorina ao atsimoni Egipta nanomboka taminny vanimpotoanny Empira Taloha. Izany fanjakana izany dia nanana fahelam-pisiana tsy fahita firy teo aminny tantara, izay ...

                                               

Mahinda Rajapakse

I Mahinda Rajapakse, na Percy Mahendra Rajapaksa, dia filoha ankehitrinini Sri Lanka, lany filoha taminny Novambra 2005 ary mbola lany fanindroany taminny Janoary 2010. Ity no lehibenny SLFP. Depiote izy taminny 1970 hatraminny 1977 sy taminny 19 ...

                                               

Fiteny singaley

Ny fiteny singaley dia fiteny anny vondrona indô-arianinny fiteny indô-eorôpeanina. Any Sri Lanka izy no teny ofisialy satria maherinny 70%-nny olona mipetraka any no miteny singaley. Ny singaley dia fiteninny vahoaka sri-lankey any Azia Andrefan ...

                                               

John Magufuli

I John Magufuli, dia mpitondra fanjakana ao Tanzania, teraka tamin ny 29 Oktobra 1959. Notendrena ho minisitra tamin ny minisitera maro izy, ary nilatsaka ho fidina ho filoham-pirenena ka lany tamin ny 25 Oktobra 2015 ary mbola lany fanindroany t ...

                                               

Fanakona-masoandronny 1 Septambra 2016

Hisy fanakona-masoandro manana endri-peratra aminny 1 Septambra 2016. izany fanakona-masoandro izany dia mitranga rehefa eo anelanelanny Tany sy ny Masoandro ny volana, ka manakona ny masoandro raha avy aminny mpijery ao an-Tany. Ny fanakona-maso ...

                                               

Gondwana

I Gondwana dia kaontinenta lehibe taminny faranny taona Neoprôtezôika ary nanomboka niparitaka taminny fanombohanny taonan Jiorasika. Misy ny Gondwana aminny taona Palezoîka ary ny Gondwana taminny taonny Mezôzôika. Anelanelanireo fotoana ireo. f ...

                                               

Fatrana

Ny fatrana dia fitambarana zavamaniry fahita amin ny faritra manana toetany mafana misy fizaràn-taona maina maharitra sy anjakan ny zavamaniry toy ny bozaka. Ahitana hazo sy hazo madinika maniry miparitaka ny fatrana. Arakaraka ny hakitroky ny ha ...

                                               

Süleyman Demirel

Süleyman Demirel dia mpanao politika, injeniera sivily, injeniera mizaka ny zom-pireneni Torkia teraka ny 1 Novambra 1924 tao Torkia ary maty ny 17 Jiona 2015

                                               

Idriss Déby

I Idriss Déby dia mpitondra fanjakana tsadiana, izay lasa filohan ny Repoblika hatramin ny 4 Desambra 1990. Teraka tamin ny 18 Jona 1952 tao Berdoba ao atsimon i Fada any Tsady izy ary maty tamin ny 20 Avrily 2021 tao NDjaména. Tamin ny 2 Desambr ...

                                               

Fiteny tsadika

Ny fiteny tsadika dia sampanny fianakaviam-piteny hamito-semitika ahitana fiteny maro tenenina ao Afrika, teneninny olona miisa 50 tapitrisa, indrindra fa ao aminny faritra avaratra ao Kamerona sy ao Tsady. Ny fiteny haosa izay fiteny tsadika be ...

                                               

Konsily Vatikàna II

Ny Konsily faharoa tao Vatikàna na Konsily Vatikàna II dia konsily ekiomenika katolika, izany hoe fivoriam-benny eveka katolika, izay natao nanompboka taminny taona 1962, teo ambatny fitarihanny papa Joany XXIII, hatraminny taona 1965 teo ambany ...

                                               

Nontsy apôstôlika

Ny nontsy apôstôlika dia iraka ara-diplômasiani Vatikàna izay nomena andraikitra ho masoivohonity firenena ity any aminny firenena na fanjakana hafa. Ny teny hoe nontsy dia avy aminny teny italiana hoe nunzio, izay avy aminny teny latina hoe nunt ...

                                               

Sotsinianisma

Ny sotsinianisma dia fampianarana kristiana avy aminireo Italiana atao hoe Lelio Sozzini sy Fausto Sozzini izay mandà ny fampianarana ny aminny Trinite, sady isanireo fampianarana ao aminny firehena liberaly. Nohelohini Vatikàna ireo Sotsiniana i ...

                                               

Pretra

Ny pretra na mpisorona dia lehilahy na vehivavy manao asa fanompoana masina ao aminny fivavahana iray sady manatanteraka asa litorjika no mitarika ny lanonana sy fotoam-pivavahana ao aminny fanompoam-pivavahana sasany. Avy aminny teny grika hoe π ...

                                               

Kônsily ekiomenika

Ny kônsily ekiomenika dia kônsily na fivorian ny eveka sy ny manampahefana ara-pivavahana rehetra ao amin ny Fiangonana kristiana. Rehefa nisaratsaraka anefa ny Fiangonana kristiana nandritra ny tantaranny kristianisma dia nanohy nampiasa ny teny ...

                                               

Kônsily

Ny kônsily, izay atao hoe koe sinôda na sinaody, dia fivoriam-ben ny eveka katôlika na ôrtôdôksa izay anapahana ny tenim-pinoana sy ny foto-pampianarana ary ny fitsipi-pifehezana hiainan ny Fiangonana. Ny Apôstôly no heverina fa nanao kônsily voa ...

                                               

Mesianisma

Ny mesianisma dia foto-pampianarana miorina aminny fiandrasana sy ny fanomanana vaninandro vaovao izay hitondra fahafahana sy fahasambarana ary fiadanana eto an-tany sady finoana ny fahatongavanny olona hitondra izany fanafahana ny olombelona na ...

                                               

Kônfesy

Ny kônfesy dia fanambaràna ny fahotanny tena amin Andriamanitra mba hahazoana ny absôlosiona. Imbetsaka no ananteranny Baiboly ny tokony hanambaràna ny fahotanny tena, hita indrindra izany ao aminireo famporisihana sy fananarana ataonny mpaminany ...

                                               

Sakramenta ao aminny fiangonana katôlika

Ny Sakramenta Masina dia fomba ampitana sy anomezana ny fahasoavan Andriamanitra, izay famantarana ny fihavanana eo amin Andriamanitra sy ny olombelona no sady fitaovana ahatongavana amin izany. Mandray ny fanomezam-pahasoavanny Fanahy ny olona m ...

                                               

Tetiandro litorjikanny Eglizy katôlika

Ny tetiandro litorjikanny Eglizy katôlika na kalandrie litorjikanny Eglizy katôlika dia miorina amin’ny tsingerin’ny fombam-pivavahana romana. Ny fizaran-taona litorjika ao amin’ny kristianisma tandrefana dia ny Fiavianny Tompo, ny Noely, ny foto ...