ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 83




                                               

2012 (horonantsary, 2009)

2012 dia filma voina nivoaka tany aminny sinema taminny 2009, nataoni Roland Emmerich. Ny olona milalao ao anatinio filma io dia i John Cusack, Amanda Peet, Danny Glover, Thandie Newton, Oliver Platt, Chiwetel Ejiofor, ary i Woody Harrelson. Io f ...

                                               

Tambajotra sôsialy

Ny tambajotra sôsialy dia ezaka fananganana fikambananolona manana zava-mahaliana iraisana. Izy ireo dia mifampizara izay nahaliana azy ary mijery koa izay mahaliana ny hafa eo aminny sehatra internet iray. Mila mampiasa software izy ireo aminiza ...

                                               

Sevila

Guide de Séville Français Fotos de Sevilla Espagnol Visite virtuelle de Séville avec Google Street View Islamic Seville par Paul Lunde Photos de Séville Anglais Séville Photos Mairie de Séville Nampatapitra ny Soevy any Hispania ny ady ny Órbigo, ...

                                               

Fandikan-teny ataonny milina

Ny Fandikan-teny ataonny milina dia fandikana manontolo ny lahatsoratra aminny alalanny rindrankajy informatika izay na maro, tsy mila olona mpandika teny miasa. Lazaina koa fa fandikana ataonny milina ny fandikana atao miaraka aminny milina na t ...

                                               

Labiera

Ny labiera dia ny zava-pisotro misy alkola mety ho antitra indrindra. Zava-pisotro misy alkola be mpisotro indrindra ary mahazo ny laharana fahatelo eo amin’ny zava-pisotro rehetra ny labiera. Izy dia novokarina avy amin’ny fanotrihana karazana s ...

                                               

PayPal

Ny PayPal dia vavahady ho elektronika fandoavam-bola aminny alalanny izay ampiasaina famindrana vola aminny alalanny Aterineto. PayPal manompo toy ny elektronika hafa ny fomba nentim-paharazana, ohatra, ny taratasim-bola sy ny baiko fa ny fandoav ...

                                               

Ratko Janev

Ratko Janev dia teraka taminny 30 martsa 1939 tao Sveti Vrach, Bulgaria. Nandritra ny fahatanorany dia nifindra tany Yugoslavia izy, ary nahazo diplaoma taminny Skopje High School taminny 1957 ary avy eo dia nanohy nianatra tao aminny University ...

                                               

Freelang

Mahita rakibolana fandikana-teny eo aminny Freelang Frantsay/teny hafa azo tsidihana na alaina am-pahalalàna. Hoatry ny rindrankajy mandeha aminny Windows ny rakibolana iray, azo ametrahana lisitrana teny. Misy rakibokana 189 azo alaina any, bets ...

                                               

Euronews

Euronews dia fantsom-pahitalavitra malaza maneran-tany, iraisam-pirenena, manerantany, ary niorina taminny 1 Janoary 1993 ary notendrena tany Lyon, Frantsa. Ny EuronewsNBC no tompony, hatraminny alàlanny Media Globe Networks, 25% nny Media Channe ...

                                               

PubChem

PubChem dia ny banky angona simika molekiola sy ny vokany eo aminny biolojika fandalinana. Ny rafitra dia foana ny foibem-Pirenena ho anny ara-pambolena vaovao, ao amin ny National library ny fanafody, izay mpikambana ao aminny National Institiot ...

                                               

Sora-miafina aminny fanidy abaribary

Ny sora-miafina aminny fanidy abaribary dia fomba fanafenan-kafatra fampiasa aminny kajimirindra, indrindra aminny tranonkala izay mety mampiasa fifandraisana atao sora-miafina toa ireo tranonkala fivarotanentana ary mandray vola aminny alalanny ...

                                               

Jimmie Johnson

Jimmie Kenneth Johnson dia Amerikana fiara racer matihanina. Johnson dia nilalao taminny NASCAR Cup Series taminny taom-pilalaovana 2002 ka hatraminny 2020 niaraka taminny ekipa Hendrick Motorsports. Taminity andiany ity dia nahazo anaram-boninah ...

                                               

Mandriva

I Mandriva S.A dia orinasa frantsay mpanamboatra ny mpandrindra milina Mandriva Linux: vokatry ny fikambananny orinasa dimy ilay orinasa: Mandrakesoft any Frantsa, Conectiva avy any Brazila, Edge IT, Lycoris ary Linbox.

                                               

Ps (Unix)

Aminny ankamaroanny operating rafitra mifototra aminny Unix, ny fandaharam-potoana sal mampiseho ny dingana izay aminizao fotoana izao dia mihazakazaka. Mifandray aminny fitaovana ny Unix, ny ambony, ny fanehoam-tena-ny fotoana ny vaovao momba ny ...

                                               

The Kinks

Misfits 1978 UK Jive 1989 Think Visual 1986 Schoolboys in Disgrace 1975 Lola Versus Powerman and the Moneygoround, Part One 1970 The Kink Kontroversy 1965 Kinda Kinks 1965 Percy 1971 Low Budget 1979 Face to Face 1966 Everybodys in Show-Biz 1972 P ...

                                               

PS

Eo aminny fifandraisan-davitra fonosana fivoriana na fonosam mifamadika Payload manam-Pahaizana manokana, ny teny ampiasainny NASA noho manokana mpanamory Parametric Stereo PlayStation

                                               

Ady

Ny ady dia olona iray na maro mifaninana. Ny tanjonny ady dia manjaka ny olona na ny vondronolona mitohitra aminny tena. Miditra ao aminizany famaritana izany ny adinolon-droa izay manan-tanjona ny mandresy ny olona mitohitra aminny tena aminny a ...

                                               

Edmond Debeaumarché

Edmond Debeaumarché ary ny mahery fo ny fanoherana, nandritra ny Ady Lehibe Faharoa. Ny andro voalohany rakotra tsara dia aseho aminny anarany namoaka 26 Martsa, 1960. Ny kianja atao hoe nanaraka azy any Dijon. Ny fanoloran-tena dia nitsena tamin ...

                                               

Fiteny idisy

Ny fiteny idisy dia fiteny jermanika avy aminny fiteny alemaina ambony ahitana voambolana hebreo sy slava, izay nampiasainny vahoaka jiosy ao Eoropa Afovoany sy Atsinanana ho fiteny ifaneraserana andavanandro nanomboka taminny Andro Antenantenany ...

                                               

Tempoly Faharoa

Ny Tempoly faharoa eo amin ny fivavahana jiosy dia ny Tempolin i Jerosalema naorina tamin ny taona 536 tal. J.K. sady vita tamin ny taona 515 tal. J.K., taorian ny fahababoan ny Jiosy tany Babilona izay nasolo ny Tempoly voalohany noravan ny Babi ...

                                               

Gideona

I Gideona na Gidehôna dia isanireo atao hoe mpitsara lehibe tao aminny Israely araka ny Bokinny Mpitsara. Giḏʻôn no fanononana io anarana io aminny teny hebreo. Atao hoe Yĕrubba`al koa izy. Ity nanarana ity dia soratana hoe Jerobaala ao aminny Ba ...

                                               

Rômanizasiôna Yale

Ny Rômanizasiona Yale indray dia ny sistema efatra noforonina nandritry ny Ady lehibe faharoa ho anny olona militera amerikana. Norômanizeny ny fiteny efatra tenenina ao Azia Atsinanana: ny fiteny mandarina, ny kantoney ary ny fiteny koreana sy n ...

                                               

Antiokosy I Sotera

I Antiokosy I Sotera dia mpanjakani Siria taminny taona 280 tal. J.K. hatraminny taona 262/261 tal. J.K. Izy no mpanjaka seleokida faharoa, zanaki Seleokosy I Nikatora, ilay jeneraly nandimby ani Aleksandra Lehibe. Teraka taminny taona 324 tal. J ...

                                               

Filipy

I Filipy dia tanana ao Makedonia atsinanana naorini Filipo II, mpanjakani Makedonia, taminny taona 356 tal. J.K. eo aminny misy ny tanàna kelini Kavala ao Grisia ankehitriny. Aminny teny grika dia atao hoe Φίλιπποι / Phílippoi io tanàna io. Dinga ...

                                               

Jodaisma mesianika

Ny jodaisma mesianika dia fihetsiketsehana ara-pivavahana izay manakambana singa avy amin ny kristianisma, toy ny finoana fa Mesia i Jesoa, sy singa avy amin ny jodaisma ary ny fomba jiosy. Tamin ireo taona 1960 sy 1970 no nisehoan ny endriky ny ...

                                               

Tempolin i Herôda

Ny Tempolin i Herôda dia ny Tempoly Faharoan i Jerosalema ihany fa nasian i Herôda Lehibe fanitarana goavana nanomboka tamin ny taona 19 tal. J.K. ka tsy nitsahatra izany raha tsy tamin ny taona 63 taor. J.K. Araka ny Bokin i Ezra na Bokin i Esdr ...

                                               

Mpaminany lehibe

Ny mpaminany lehibe, araka ny fanasokajiana kristiana, dia ireo mpaminany ao aminny Baiboly izay nanoratra bokim-paminaniana lava kokoa noho ny maro sy ny boky nosoratany, ka ireto avy izy ireo: ny Bokini Isaia, ny Bokini Jeremia, ny Bokini Ezeki ...

                                               

Bokini Zakaria

Ny Bokin’i Zakaria dia boky ao amin’ny Tanakh sy ao amin’ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly kristiana. Io boky io dia mirakitra ny toriteny sy ny fahitàni Zakaria. Ny fanamboarana ny Tempoly faharoa no tena nanahirana an’i Zakaria sady nitor ...

                                               

George Washington Goethals

George Washington Goethals dia injeniera sivily, injeniera mizaka ny zom-pireneni Etazonia teraka ny 29 Jiona 1858 ary maty ny 21 Janoary 1928 tao New York

                                               

George Washington Gale Ferris

George Washington Gale Ferris dia injeniera, injeniera sivily mizaka ny zom-pireneni Etazonia teraka ny 14 Febroary 1859 ary maty ny 22 Novambra 1896 tao Pittsburgh

                                               

George Marshall

George Marshall dia jeneraly, mpanao politika mizaka ny zom-pireneni Etazonia teraka ny 31 Desambra 1880 ary maty ny 16 Oktobra 1959 tao Washington D.C

                                               

1789

7 Janoary: Fifidianana voalohany any Etazonia, lasa filoha i George Washington iray volana teo arina. 4 Martsa: Nanomboka niasa ny lalam-panorenena Amerikana 13 taona teo arina ny fahaleovantena. 6 Aprily: Lasa filoha i George Washington niala ta ...

                                               

George W. Malone

George W. Malone dia mpanao politika, injeniera mizaka ny zom-pireneni Etazonia teraka ny 7 Aogositra 1890 tao Fredonia, Kansas ary maty ny 19 Mey 1961 tao Washington D.C

                                               

19 Mey

1913: George Schairer - injeniera 1839: Emilio Rosetti - injeniera 1901: Otto Ambros - injeniera Jean-Yves Bigras - talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary 1758: Louis Bruyère - injeniera 1919 1800: George Washington Whistle ...

                                               

Ambohidrano Atsinanana

Ambohidrano dia vohitra eo avaratra andrefan’ i Fiaferana-Andrianamboninolona. Nisy maromaro ireo zafikely sy zafiafin’ Andriamasinavalona no nomeny vodivona tany amin’ iny faritra iny dia Andriantompombe tao Ambihidalôna, Rampianala tao Ambatoma ...

                                               

Vonizongo

I Vonizongo dia iray amin ireo fizaràna an Imerina ho enin-toko nanomboka tamin ny andron Andrianampoinimerina izay ao amin ny tapany avaratr Imerina. Fanjaka nahaleo tena i Vonizongo nefa nalain Andrianampoinimerina. Ny fizaràna dimy hafa dia Av ...

                                               

Vakinisisaony

I Vakinisisaony dia iray amin ireo fizaràna an Imerina ho enin-toko nanomboka tamin ny andron Andrianampoinimerina. Ny fizaràna dimy hafa dia i Avaradrano, i Marovatana, Ambodirano, i Vonizongo, ary i Vakinankaratra. Ao amiin i Vakinisisaony ny t ...

                                               

Marovatana

I Marovatana dia iray amin ireo fizaràna an Imerina ho enin-toko nanomboka tamin ny andron Andrianampoinimerina, ao avaratr Ambodirano sy ao avaratra-andrefan Antananarivo, mifanefitra amin i Vonizongo ao avaratra. Ny fizaràna dimy hafa dia i Ava ...

                                               

Radama II

Radama II dia mpanjaka malagasy izay nanjaka tao aminny Fanjakani Madagasikara nanomboka taminny taona 1861, taona nahafatesan-Ranavalona I reniny, ka hatraminny taona 1863. Tsy fantatra ny tena rainy satria efa maty iray taona mahery Radama I va ...

                                               

Ranavalona II

Ranavalona II, teraka taminny taona 1829 ary maty taminny 13 Jolay 1883, dia mpanjakavavy nanjaka teo Madagasikara taminny 1868 hatraminny 1883. Fotoana nifanandrinanny Frantsay sy ny Britanika izany ka ny teto Madagasikara dia ny fivavahana kris ...

                                               

Rasoherina

Rasoherina dia mpanjakavavy malagasy nanjaka tao aminny Fanjakani Madagasikara nanomboka taminny taona 1863, nahafatesan-dRadama II vadiny, hatraminny taona 1868. Teraka taminny taona 1814 izy, ka Rabodozanakandriana izay nohafohezina aminny hoe ...

                                               

Andriantsimitoviaminandriandrazaka

Andriantsimitoviaminandriandrazaka dia iray amin ireo zanak Andriamasinavalona nampameheziny ny ampahan ny fanjakany, izay lasa mpanjakan izany ampahan-tany izany taorian ny nahafatesan Andriamasinavalona. Ratompondraondriana, zanaky ny Andriatel ...

                                               

Tetiandro manara-bolana

Ny tetiandro manara-bolana dia tetiandro ahitana volana mitovitovy faharetana aminny tsingerim-pihodinanny Volana aminny Tany nefa tsy mampifanandrify ny tsingerin-taona aminny tsingerim-pihodinanny Tany aminny Masoandro na aminny tsingerinny fiz ...

                                               

Mpianatri Jesoa fitopolo

Ny mpianatri Jesoa roa amby fitopolo na mpianatri Jesoa fitopolo na mpianatri Jesosy roa amby fitopolo na mpianatri Jesosy fitopolo izay nofidini Jesoa/Jesosy ka nirahiny ho any aminny faritra samihafa mba hitory ny Filazantsara. Ny lovantsofina ...

                                               

1407

Pierre Doriole Yoshikazu Ashikaga Alain de Coetivy Laurent Valla Lionel dEste Démétrios Paléologue Richard Olivier de Longueil Agnès de Bourgogne 1407-1476 Alessandra Macinghi Jacques Ier de Bade Beato Giacomo da Ulma Marguerite de Valois 1407-14 ...

                                               

Miliaridera

Ny miliaridera dia ny olona manana sanda afa-karatsaka arivo tapitrisa farafakeliny, matetika dolara amerikana na euro. Arakin’ny "Forbes", izay tranom-printy iray mpamokatra lisitry ny miliaridera amin’ny dolara amerikana isan-taona, dia nisy 1 ...

                                               

Fanahy Masina

Ny Fanahy Masina, araka ny finoana jiosy sy kristiana, dia ny herin Andriamanitra anatanterahany ny zavatra kasainy hatao, hatramin’ny Famoronana izao tontolo izao ka hatramin’izao. Hita ombieniombieny ny firesahana ny Fanahy Masina ao amin’ny Ba ...

                                               

Karatra

Ny karatra dia fisy vita baoritra na plastika kely hangeza voasokajy anaty sokajy samihafa ary ampiasaina anaty lalao lazaina hoe karatra filalaovana Manana endrika iraisana ny karatra ny ivohony dia lazaina hoe taroté ary endrika mahasamihafa az ...

                                               

Noa

I Noa na Nôe dia ilay lehilahy voalaza ao amin ny Baiboly fa sisa tsy maty, niaraka tamin ny ankohonany, tamin ny safodrano na ny tondradrano teto an-tany nataon Andriamanitra handringanana ny olombelona izay nanota tamin ny fomba mihoampampana. ...

                                               

Sonisma

Ny sonisma no sampana lehibe indrindra ao aminny finoana silamo izay ahitana ny 90%nny mpino silamo maneran-tany. Iray aminny sampana telo lehibenny finoana silamo ny sonisma, ka ny roa hafa dia ny shiisma sy ny karijisma. Miavaka aminireo sampan ...