ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 84




                                               

19 Mey

1913: George Schairer - injeniera 1839: Emilio Rosetti - injeniera 1901: Otto Ambros - injeniera Jean-Yves Bigras - talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary 1758: Louis Bruyère - injeniera 1919 1800: George Washington Whistle ...

                                               

Ambohidrano Atsinanana

Ambohidrano dia vohitra eo avaratra andrefan’ i Fiaferana-Andrianamboninolona. Nisy maromaro ireo zafikely sy zafiafin’ Andriamasinavalona no nomeny vodivona tany amin’ iny faritra iny dia Andriantompombe tao Ambihidalôna, Rampianala tao Ambatoma ...

                                               

Vonizongo

I Vonizongo dia iray amin ireo fizaràna an Imerina ho enin-toko nanomboka tamin ny andron Andrianampoinimerina izay ao amin ny tapany avaratr Imerina. Fanjaka nahaleo tena i Vonizongo nefa nalain Andrianampoinimerina. Ny fizaràna dimy hafa dia Av ...

                                               

Vakinisisaony

I Vakinisisaony dia iray amin ireo fizaràna an Imerina ho enin-toko nanomboka tamin ny andron Andrianampoinimerina. Ny fizaràna dimy hafa dia i Avaradrano, i Marovatana, Ambodirano, i Vonizongo, ary i Vakinankaratra. Ao amiin i Vakinisisaony ny t ...

                                               

Marovatana

I Marovatana dia iray amin ireo fizaràna an Imerina ho enin-toko nanomboka tamin ny andron Andrianampoinimerina, ao avaratr Ambodirano sy ao avaratra-andrefan Antananarivo, mifanefitra amin i Vonizongo ao avaratra. Ny fizaràna dimy hafa dia i Ava ...

                                               

Radama II

Radama II dia mpanjaka malagasy izay nanjaka tao aminny Fanjakani Madagasikara nanomboka taminny taona 1861, taona nahafatesan-Ranavalona I reniny, ka hatraminny taona 1863. Tsy fantatra ny tena rainy satria efa maty iray taona mahery Radama I va ...

                                               

Ranavalona II

Ranavalona II, teraka taminny taona 1829 ary maty taminny 13 Jolay 1883, dia mpanjakavavy nanjaka teo Madagasikara taminny 1868 hatraminny 1883. Fotoana nifanandrinanny Frantsay sy ny Britanika izany ka ny teto Madagasikara dia ny fivavahana kris ...

                                               

Rasoherina

Rasoherina dia mpanjakavavy malagasy nanjaka tao aminny Fanjakani Madagasikara nanomboka taminny taona 1863, nahafatesan-dRadama II vadiny, hatraminny taona 1868. Teraka taminny taona 1814 izy, ka Rabodozanakandriana izay nohafohezina aminny hoe ...

                                               

Andriantsimitoviaminandriandrazaka

Andriantsimitoviaminandriandrazaka dia iray amin ireo zanak Andriamasinavalona nampameheziny ny ampahan ny fanjakany, izay lasa mpanjakan izany ampahan-tany izany taorian ny nahafatesan Andriamasinavalona. Ratompondraondriana, zanaky ny Andriatel ...

                                               

Tetiandro manara-bolana

Ny tetiandro manara-bolana dia tetiandro ahitana volana mitovitovy faharetana aminny tsingerim-pihodinanny Volana aminny Tany nefa tsy mampifanandrify ny tsingerin-taona aminny tsingerim-pihodinanny Tany aminny Masoandro na aminny tsingerinny fiz ...

                                               

Mpianatri Jesoa fitopolo

Ny mpianatri Jesoa roa amby fitopolo na mpianatri Jesoa fitopolo na mpianatri Jesosy roa amby fitopolo na mpianatri Jesosy fitopolo izay nofidini Jesoa/Jesosy ka nirahiny ho any aminny faritra samihafa mba hitory ny Filazantsara. Ny lovantsofina ...

                                               

1407

Pierre Doriole Yoshikazu Ashikaga Alain de Coetivy Laurent Valla Lionel dEste Démétrios Paléologue Richard Olivier de Longueil Agnès de Bourgogne 1407-1476 Alessandra Macinghi Jacques Ier de Bade Beato Giacomo da Ulma Marguerite de Valois 1407-14 ...

                                               

Miliaridera

Ny miliaridera dia ny olona manana sanda afa-karatsaka arivo tapitrisa farafakeliny, matetika dolara amerikana na euro. Arakin’ny "Forbes", izay tranom-printy iray mpamokatra lisitry ny miliaridera amin’ny dolara amerikana isan-taona, dia nisy 1 ...

                                               

Fanahy Masina

Ny Fanahy Masina, araka ny finoana jiosy sy kristiana, dia ny herin Andriamanitra anatanterahany ny zavatra kasainy hatao, hatramin’ny Famoronana izao tontolo izao ka hatramin’izao. Hita ombieniombieny ny firesahana ny Fanahy Masina ao amin’ny Ba ...

                                               

Karatra

Ny karatra dia fisy vita baoritra na plastika kely hangeza voasokajy anaty sokajy samihafa ary ampiasaina anaty lalao lazaina hoe karatra filalaovana Manana endrika iraisana ny karatra ny ivohony dia lazaina hoe taroté ary endrika mahasamihafa az ...

                                               

Noa

I Noa na Nôe dia ilay lehilahy voalaza ao amin ny Baiboly fa sisa tsy maty, niaraka tamin ny ankohonany, tamin ny safodrano na ny tondradrano teto an-tany nataon Andriamanitra handringanana ny olombelona izay nanota tamin ny fomba mihoampampana. ...

                                               

Sonisma

Ny sonisma no sampana lehibe indrindra ao aminny finoana silamo izay ahitana ny 90%nny mpino silamo maneran-tany. Iray aminny sampana telo lehibenny finoana silamo ny sonisma, ka ny roa hafa dia ny shiisma sy ny karijisma. Miavaka aminireo sampan ...

                                               

Iagnoby (vahoaka)

Ny Iagnôby na Iagnaby dia vahoaka iraniana vitsy anisa ao Tajikistana izay miteny iagnôby. Ny anaran ny lohasaha sy ny renirano Yaghnob no nahazoany io anarany io. Monina indrindra ao amin ny faritra afovoan i Tajikistana, manodidina ony Zeravsha ...

                                               

Fiteny irlandey

Ny fiteny irlandey, izay atao hoe fiteny gaelikani Irlandy na fiteny gaelika irlandey, dia fiteny seltika ao aminny vondrom-piteninireo fiteny gaelika izay tenenina ao aminny nosini Irlandy hatraminny niavianireo Gaela. Io no fiteny ofisialini Ir ...

                                               

Fiteny gezy

Ny fiteny gezy na geezy, izay atao hoe fiteny etiopiana tranainy na fiteny etiopiana klasika dia fiteny hamito-semitika ao amlinny fianakaviam-piteny semita notetenina hatraminny taonjato faha-4 ao aminny Tandroki Afrika ary nipoitra avy ao amini ...

                                               

Iazidisma

Ny iazidisma na iezidisma, izay atao hoe fivavahan ny anjely fito, dia fivavahana amin andriamanitra tokana an ny fianakaviambe ara-pivavahana iezidy, izay lazain ireo mpino ao aminy ho nipoitra avy ao Iràna taloha. Heverina ho isan ny fivavahana ...

                                               

Tesalonika

I Tesalonika dia tanàna ao Grisia izay renivohitry ny distrikani Tesalonika akehitriny, miorina ao aminny sisinny Helodrano Termaîka. Renivohitry ny sisin-tanini Makedonia afovoany ao amini Makedonia grika io tanàna io aminizao fotoana izao sady ...

                                               

De Havilland Don

Ny Tsy dia natao mba mahafeno ny fepetra Toradroa.6/36 ny Minisitry ny fitaterana Anhabakabaka, izay miahiahy ny fananganana ny tokan-tena-engined fiaramanidina fa mety ho ampiasaina ao aminny fiofanana ho mpanamory, ny radio sy ny milina gunners ...

                                               

Hamita (vahoaka)

Ny Hamita na Hamitika na Kamita na Kamitika dia zana-bondrom-pokon ny foko kaokaziana, izay mamondrona ny mponina avy ao Afrika Avaratra, ao amin ny Tandrok i Afrika, ao Arabia Saodita, ary tao Ejipta tamin ny Andro Taloha, araka ny fandalinam-pi ...

                                               

Fiteny afrikansa

Ny fiteny afrikansa dia fiteny avy aminny fiteny neerlandey tenenina any Afrika Atsimo. Ny teny hoe afrikaans aminny fiteny neerlandey dia midika hoe "afrikanina". Ny mpiteny afrikaans dia ireo mpanjana-tany neerlandey tonga tany Afrika Atsimo, a ...

                                               

Fiteny armeniana

Ny fiteny armeniana dia fiteny indô-eorôpeana tsy mikambana amin-tsampana fa fiteny manirery. Ankehitriny dia misy ny fiteny armeniana atsinanana izay fiteny ôfisialin ny Repoblikan i Armenia izay tenenin ny mponina ao Armenia sy vahoaka armenian ...

                                               

Red Island Minerals

Ny Red Island Minerals dia orinasa mpitrandraka arintany izay manana ny foibeny any Perth any Aostralia Andrfana nefa miasa aty Madagasikara. Ny PTT Asia Pacific Mining Pty Ltd no manana azy 100%, izay zanaky ny orinasam-panjakana tailandey atao ...

                                               

Marcelo Valle Silveira Mello

Marcelo Valle Silveira Mello dia breziliana mpanao hacker. Nosamborina taminny taona 2018 izy nandritra ny Operação Bravata noho ny fitroarana herisetra. Efa sazy higadra 41 taona izy ankehitriny. Nandrahona sy nanafika izy nandritra ny taona mar ...

                                               

Porto Rico

Ny teny Porto Rico mety midika: Porto Rico Paraná, dia kaominina ao Brazila, ao amini Paraná. Porto Rico do Maranhão, dia kaominina ao Brazila, ao amini Maranhão.

                                               

Paulo Innocenti

Paulo Innocenti dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pireneni Brazila, Italia teraka ny 15 Martsa 1902 tao Rio Grande do Sul ary maty ny 13 Jolay 1983

                                               

Breno Mello

Breno Mello dia mpilalao, mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pireneni Brazila teraka ny 7 Septambra 1931 tao Porto Alegre ary maty ny 11 Jolay 2008 tao Rio Grande do Sul

                                               

Fiangonana ortodoksa koptani Aleksandria

Ny Fiangonana ortodoksa koptani Aleksandria dia fiangonana ortodoksa tatsinanana, tsy kalkedoniana sady mahaleo tena. Isanny Fiangonanny konsily telo izy. Ny filohany dia atao hoe Papani Aleksandria sy Patriarkanny Toriteninny Masindahy Marka sy ...

                                               

Petera avy any Aleksandria

I Petera avy any Aleksandria na Piera avy any Aleksandria dia evekani Aleksandria sady rainny fiangonana taminny taonjato faha-4. Nitarika ny sekoly teolojikani Aleksandria izy talohanny haha eveka azy. Taminny fanenjehana kristiana nataoni Diokl ...

                                               

Boky fahatelonny Makabeo

Ny Boky fahatelonny Makabeo dia boky ao aminny Baiboly jiosy aminny teny grika atao hoe Septoaginta na Septanta. Manakilasy nanio boky io ho isanny boky apokrifa ny Katolika ary ny Protestanta manasokajy azy ho pseodepigrafa. Hita ao aminny Baibo ...

                                               

Kristianisma ôrtôdôksa

Ny Kristianisma ôrtôdôksa dia fiombonanny fiangonana kristiana isanny tranainy indrindra vokatry ny fivakisanny Fiangonana Lehibe voalohany noho ny tsy fitovian-kevitra ara-pitondrana sy ara-teôlôjia nisy teo aminny Fiangonana tatsinana sy ny Fia ...

                                               

Konsily voalohany tao Tiro

Ny konsily voaloany tao Tiro dia konsily natao taminny taona 335 teo ambany fitarihani Eosebiosy avy any Kaisarea. I Atanasiosy avy any Aleksandria, izay nanada tsy hanaraka ny hevitri Ariosy, ilay mpanorina ny arianisma, taorianny fanafoanany ma ...

                                               

Antônio Lehibe

I Antônio Lehibe, izay antsoina hoe Antônio avy any Egipta na Antônio Mpitoka-Monina na Antônio avy any an-tany efitra, dia monka na moanina heverina fa rain ny fitokana-monina kristiana. Fantatra amin ny alalan ny fitantarana nataon i Atanasiosy ...

                                               

Tetiandro joliana

Ny tetiandro joliana na kalandrie joliana dia tetiandro manara-masoandro nampiasaina tany Roma taminny Andro Taloha izay nampidirini Jolio Kaisara taminny taona 46 tal. J.K. mba hanoloany ny tetiandro romana repoblikana. Nampiasaina tany Eoropa i ...

                                               

Miafizisma

Ny miafizisma na miafizitisma na henofizitisma dia foto-pampianrana momba ani Jesosy Kristy izay ampianarinny Fiangonanny konsily telo izay tsy tokony hafangaro aminny monofizisma na monofitisma izay nomelohinny Konsily tao Kalkedona na dia mifan ...

                                               

Fifandimbiasana apôstôlika

Ny fifandimbiasana apôstôlika dia ny fampitanny Apostoly tamin ny mpandimby azy ireo ny fahefana azony avy tamin i Jesoa avy any Nazareta. Ireo mpandimby ny Apôstôly ireo ihany no afaka mampianatra sy mitantana ny fiangonany avy. Ny fifandimbiasa ...

                                               

Jolio I (papa)

I Jolio I na Jolio avy any Roma dia evekani Roma nanomboka taminny 6 Febroary 337, izay taraka tao Roma taminny taona 280 ary maty tao taminny taona 352. Izy no papa faha-35 ao aminny Fiangonana katolika. Ny fotoana naha eveka azy dia nanjakanny ...

                                               

Ariosy

I Ariosy dia mpitondra fivavahana izay nanorina ny foto-pamianarana kristiana fantatra amin ny anarana hoe arianisma. Teraka tamin ny taona 256 tao Kirenaîka izy ary maty tamin ny taona 336 tany Kônstantinôpla. Atao hoe Ἄρειος / Areos izy amin ny ...

                                               

Ptolemaiosy XI

I Ptolemaiosy XI na Ptolemaiosy XI Aleksandra II dia mpanjakani Egipta avy taminny fianakaviana lagida izay nanapaka taminny taona 80 taor. J.K. Zanaki Ptolemaiosy X Aleksandra I izy ary tsy fantatra ny reniny, nefa misy mpahay tantara milaza fa ...

                                               

Kroazada fahafito

Ny kroazada fahafito dia kroazada voalohany notarihin i Louis IX mpanjakan i Frantsa. Tamin ny taona 1244 no nanapahan i Louis IX hevitra, niainga avy tao amin ny Fanjakan i Frantsa izy tamin ny taona 1248 ka tonga teo amin ny morontsirak i Ejipt ...

                                               

Cirio H. Santiago

Cirio H. Santiago dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary mizaka ny zom-pireneni Filipina teraka ny 18 Janoary 1936 tao Manille ary maty ny 26 Septambra 2008

                                               

Gustaf Gründgens

Gustaf Gründgens dia mpilalao, talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni Alemaina teraka ny 22 Desambra 1899 tao Düsseldorf ary maty ny 7 Oktobra 1963 tao Manille

                                               

Ajoy Kar

Ajoy Kar dia talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 27 Martsa 1914 tao Bengaly andrefana ary maty ny 25 Janoary 1985 tao Bengaly andrefana

                                               

Dhirendra Nath Ganguly

Dhirendra Nath Ganguly dia mpilalao, talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 26 Martsa 1893 tao Kolkata ary maty ny 18 Novambra 1978 tao Bengaly andrefana

                                               

Pramathesh Barua

Pramathesh Barua dia mpilalao, talen-koronantsary, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 24 Oktobra 1903 tao Assam ary maty ny 29 Novambra 1951 tao Bengaly andrefana

                                               

Satyajit Ray

Satyajit Ray dia talen-koronantsary, mpanoratra, mpamoaka horonantsary, mpanao asa soratra, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 2 Mey 1921 tao Kolkata ary maty ny 23 Aprily 1992 tao Kolkata