ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 86




                                               

Firaisana ara-nofo

Ny firaisana ara-nofo dia fihetsika ara-pananahanny olombelona izay tonga aminny fanatsofohana ny lataky ny lehilahy anatinny lalan-jaza. Ny hanaovana io firaisana ara-nofo io dia fialam-boly na fananahana.Izy ity dia atao mandritra ny fotoana iz ...

                                               

Demôkrasia

Ny demôkrasia dia karazana fitondram-panjakana ahitana rafitra misy olona afaka manapa-kevitra mikasika ny fomba tokony hitondrana ny fireneny na ny fikambanam-pirenena. Ny tena karazana demôkrasia mahazatra dia ny demôkrasia aminny alalanny solo ...

                                               

Davida (mpanjaka)

Davida dia mpajakani Israely teraka tokony ho taminny taona 1040 tal. J.K. ary maty taminny taona 970 tal.J.K. tao Jerosalema. Araka ny Testamenta Taloha ao aminny Baiboly dia mpanjaka faharoani Israely nandimby ani Saoly i Davida teo anelanelann ...

                                               

Sora-tanam-piraketana

Ny sora-tanam-piraketana dia soratra nataon-tanana aminny zavatra malemy toy ny papiry, ny hoditra na ny taratasy. Tsy isanireo atao hoe "sora-tanam-piraketana" ireo soratra apetaka aminny fanoratana mafy toy ny tanimanga fanoratana na ny vato. M ...

                                               

You Xie

You Xie dia mpanao politika Alemaina, Kandidà ho anny fifidianana Parlemanta eropeana 2019, mpanao gazety ary mpanoratra fiaviana sinoa teraka ny 1 Oktobra 1958 tao Hainan, Sina. Taminny taona 2010, You Xie dia voafantina ho isanireo "Top 100 Shi ...

                                               

Zotra Moramanga-Lac Alaotra

Ny zotra Moramanga-Lac Alaotra na MLA dia zotran-dalambin’i Madagasikara izay mampifandray ani Moramanga ary ireo tanàna manodidin’ny Farihin’ Alaotra. Natomboka tamin’ny volana Septambra 1914 ny fanamboarana io lalamby io ary notrandrahana ny 98 ...

                                               

DistrikanAmbatondrazaka

Ny DistrikanAmbatondrazaka dia distrika ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara, ao aminny Faritra Alaotra-Mangoro, Faritanini Toamasina.

                                               

Rajall

RAJALL dia anarana azo avy sedram-piainana andavanandro raha hoe: "RAha niJALy Loatra" nafohiziny io ka natao hoe:RAJALL. Nentina an-kira ny tantara, ka natao anaran-tarika sy ho theme hira izay mivoaka ny tara-kevitra momba ny fijaliana sns. Nat ...

                                               

DiosesinAntananarivo (Eklesia Episkopaly Malagasy)

Ny Eklesia Episkopaly Malagasy - DiosesinAntananarivo dia iray aminireo Diosesy enina mandrafitra ny Eklesia Episkopaly Malagasy na ny Fiangonana Anglikana eto Madagasikara, ary koa iray aminireo mandrafitra ny Eklesia Anglikana eo aminny Ranomas ...

                                               

Oniversite Toamasina

Ny Oniversite Toamasina dia sekoly mpanjakana ambaratonga ambony, miorina ao Toamasina renivohitra faritra Antsinanani Madagasikara no misy azy, i Dokotera ZAFITODY Conscient no filohany ankehitriny.

                                               

Seranam-piaramanidin Ivato

Ny seranam-piaramanidin Ivato na seranam-piaramanidina iraisam-pirenan Ivato dia seranam-piaramanidina iraisam-pirenena any Madagasikara, any avaratry ny tanànan Antananarivo. Io seranam-piaramanidiana io dia seranam-piaramanidina namaboarina ho ...

                                               

Tsimiroro

Tsimiroro dia fiandronan-tsolitany ambanin’ny tany lehibe ao anatin’ny debok’i Morondava eto Madagasikara. Voavinavina ho eo amin’ny valo lavitrisa "barils" eo ny solitany tsy voadio ao aminy. Ahitàna solika ao anatin’ny faritr’Isalo sy Amboloand ...

                                               

Madagascar Oil

Madagascar Oil SA dia orinasa malagasy momba ny solitany miasa manokana ao amin’ny fikarohana, ny fitrandrahana ary ny fampiasàna ny solitany. Izy no orinasa momba ny solitany "an-tanety" voalohany eto Madagasikara eo amin’ny lafiny akoran-tsolit ...

                                               

Sam Malin

Sam Malin, tera-tany Kanadiana, dia lehiben’orinasa mipetraka eto Madagasikara. Andriamatoa Malin no Tale Jeneralin’ny Madagascar Oil, orinasa iray mpikaroka sy mpamokatra solitany sy etona fandrehitra, mifantoka indrindra amin’ny fitrandrahana n ...

                                               

Ikopa

Ikopa dia reniranon i Madagasikara izay mamakivaky ny tanànan Antananarivo, faritra Analamanga, faritanin Antananaeivo, ka mivarina ao amin ny renirano Betsiboka. Ny loharanon Ikopa, izay atao hoe Varahina, dia ao Angavokely ao amin ny distrikan ...

                                               

Mahavavy Atsimo

I Mahavavy Atsimo dia reniranon i Madagasikara ao amin ny faritra Boeny sy ny faritra Betsiboka, ao amin ny faritanin i Mahajanga, izay mivarina mankany andrefana ao amin ny Ranomasimbe Indiana. Mamakivaky ny tahirin-javaboary Mahavavy-Kinkony sy ...

                                               

Jabo

I Jabo dia reniranon i Madagasikara manompo ani Betsiboka. Ny renirano Andranobe no mamompo azy. Ao avaratra atsinanan Ambohitrolomahitsy no ipoirany. Alohanny hihaonany aminny renirano Andranobe dia antsoina aminny anarana hoe Sahasarotra izy.

                                               

Lisitry ny renirano eto Madagasikara

Ikopa, Ihosy, Ifasy, Imaloto, Irodo, Ivondro, Inongy, Itomampy, Ionaivo, Jabo Taheza, Tandra, Tsi ribihina, Tsaratamana, Ambalona, Ambato, Andranotsimisiamalona, Androranga, Anjobony, Antainambalana, Zomandao Namorona, Nosivolo, Onibe, Onilahy, O ...

                                               

DistrikanAmparafaravola

Ny DistrikanAmparafaravola dia distrika ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara, ao aminny Faritra Alaotra-Mangoro, Faritanini Toamasina.

                                               

DistrikanAnosibe Anala

Ny DistrikanAnosibe Anala dia distrika ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara, ao aminny Faritra Alaotra-Mangoro, Faritanini Toamasina.

                                               

Distrikani Moramanga

Ny Distrikani Moramanga dia disrika ao aminny Faritra Alaotra Mangoro izay ao avaratra atsinanani Madagasikara. I Moramanga, izay sady renivohitry ny kaominina Moramanga, no renivohiny.

                                               

Sahamaitso

I Sahamaitso dia renirano ao amin ny faritra Alaotra-Mangoro any amin ny faritra atsinanan i Madagasikara. Mandalo manakaiky an Amboasary Gara sy an i Tanifotsy ary an Ampangabe izy.

                                               

Sahatandra

I Sahatandra dia reniranon i Madagasikara izay mamakivaky an Andasibe sy Moramanga ao amin ny faritra Alaotra-Mangoro, sady mamakivaky koa ny valan-javaboarin Andasibe-Mantadia ka hatrany Mahambo.

                                               

Sandrangato

I Sandrangato dia reniranon i Madagasikara, mikoriana ao akaikin Anosibe Anala, ao amin ny faritra Alaotra-Mangoro. 72 km miala an i Moramanga no misy azy.

                                               

Distrikani Marovoay

Ny Distrikani Marovoay dia distrika ao aminny Faritra Boeny, ao andrefani Madagasikara, ao aminny Faritanini Mahajanga. Ireto avy ny kaominina ao aminy: Marovoay I, Marovoay II, Manaratsandry, Ankazomborona, Tsararano, Antanambao Andranolava, Ant ...

                                               

OniversitenAntsiranana

Ny OniversitenAntsiranana dia sekoly mpanjakana ambaratonga ambony,miorina ao Antsiranana renivohitra faritra Diana any aminny tapany Avaratra Madagascar no misy azy.

                                               

Besokatra

I Besokatra dia reniranon i Madagasikara any avaratra, ao amin ny faritra Diana, ao amin ny faritaninAntsiranana, izay mivarina mankany atsinanana ao amin ny Ranomasimbe Indiana. Ao akainin i Joffreville ao amin ny valan-javaboarin ny tendrombohi ...

                                               

Mahajilo-Kitsamby

I Mahajilo dia reniranon i Madagasikara izay mitambatra amin ny renirano Mania ka mamorona ny onini Tsiribihina. Manompo azy ny renirano Sakay sy ny renirano Kitsamby. Manompo azy koa ny renirano Mandalo sy Kirano sy Bevava ary Ambatonkazo.

                                               

Maningoza

I Maningoza dia onin Madagasikara ao aminny faritra Melaky, ao aminny faritanini Mahajanga, izay mivarina mankany andrefana ao aminny Lakandranoni Mozambika.

                                               

Manambaho

I Manambaho dia onin i Madagasikara ao amin ny faritra Melaky, ao amin ny faritanini Mahajanga, izay mivarina any amin ny Lakandranon i Mozambika. Any amin ny manodidina an i Tsiroanomandidy any afovoan-tany ny misy ny loharanony. Mandalo akaikin ...

                                               

Androranga

I Androranga dia reniranon i Madagasikara mivarina miantsinanana ao amin ny faritra Sava, izay mivarina ao amin ny onin i Bemarivo. Ny onin i Bemarivo no mamaritra ny tanin ny Betsimisaraka avy ao avaratra. Ny ampahany aminny rano avy amin ny val ...

                                               

DistrikanAntsohihy

Ny DistrikanAntsohihy dia distrika eto ao aminny Faritra Sofia ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara, ao aminny Faritanini Mahajanga.

                                               

Distrikani Boriziny

Ny Distrikani Boriziny dia distrika eto ao aminny Faritra Sofia ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara, ao aminny Faritanini Mahajanga.

                                               

DistrikanAnalalava

Ny DistrikanAnalalava dia distrika eto ao aminny Faritra Sofia ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara, ao aminny Faritanini Mahajanga.

                                               

Distrikani Bealanana

Ny Distrikani Bealanana dia distrika eto ao aminny Faritra Sofia ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara, ao aminny Faritanini Mahajanga.

                                               

Distrikani Mandritsara

Ny Distrikani Mandritsara dia distrika eto ao aminny Faritra Sofia ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara, ao aminny Faritanini Mahajanga.

                                               

Distrikani Befandriana Avaratra

Ny Distrikani Befandriana Avaratra dia distrika eto ao aminny Faritra Sofia ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara, ao aminny Faritanini Mahajanga.

                                               

Anjobony

I Anjombony dia renirano lehibe eto Madagasikara, ao aminny faritra misy ny Tsimihety, izay renirano manompo ony Sofia avy ao ankavia. Manompo azy avy ao akavanana i Mampaneva sy i Manakoa; avy ao ankavia i Ampasimbe, i Seranana, i Lovialampy, i ...

                                               

Mahajamba

I Mahajamba dia onin i Madagasikara ao amin ny faritra Sofia, ao amin ny faritanin i Mahajanga, izay mivarina mankany amin ny helodranon i Mahajamna ao amin ny Ranomasimbe Indiana. Ao amin ny ilany ankavian i Mahajamba ny valan-javaboarin Ankaraf ...

                                               

DistrikanAmbatolampy

Ny DistrikaniAmbatolampy dia distrika eto Madagasikara, ao aminny tapany atsimo atsinanany FaritaninAntananarivo, ao aminny Faritra Vakinankaratra.

                                               

DistrikanAntanifotsy

Ny DistrikanAntanifotsy dia distrika eto Madagasikara, ao aminny tapany atsimo atsinanany FaritaninAntananarivo, ao aminny Faritra Vakinankaratra.

                                               

DistrikanAntsirabe II

Ny DistrikanAntsirabe II dia distrika eto Madagasikara, ao aminny tapany atsimo atsinanany FaritaninAntananarivo, ao aminny Faritra Vakinankaratra.

                                               

Distrikani Faratsiho

Ny Distrikani Faratsiho dia distrika eto Madagasikara, ao aminny tapany atsimo atsinanany FaritaninAntananarivo, ao aminny Faritra Vakinankaratra.

                                               

DistrikanAntsirabe I

Ny DistrikanAntsirabe I dia distrika eto Madagasikara, ao aminny tapany atsimo atsinanany FaritaninAntananarivo, ao aminny Faritra Vakinankaratra.

                                               

Ambodirano

Ambodirano dia iray amin ireo fizaràna an Imerina ho enin-toko nanomboka tamin ny andron Andrianampoinimerina. Ny fizaràna dimy hafa dia Avaradrano, i Vakinisisaony, i Marovatana, i Vonizongo, ary i Vakinankaratra. Ao amin ny faritra atsimo-andre ...

                                               

Imerina enin-toko

Imerina enin-toko dia ny fizaràna ho faritra enina an Imerina tamin ny andron Andrianampoinimerina, ka ireo faritra ireo dia Avaradrano, i Vakinisisaony, i Marovatana, Ambodirano, i Vonizongo ary i Vakinankaratra. Tamin ny andron Andriamasinavalo ...

                                               

Valan-tsehatra aminny ambaratonga voalohany

Ny valan-tsehatra nationaly aminny ambaratonga voalohany dia valan-tsehatra aminny ambaratonga voalohany tantaninny Internet Assigned Numbers Authority mba ho ampiasaina ao aminny rafitry ny valan-tsehatra ao aminny Internet. Un valan-tsehatra am ...

                                               

OniversitenAntananarivo

Ny OniversitenAntananarivo dia sekolim-panjakana ambaratonga ambony, miorina ao Antananarivo renivohitri Madagasikara, faritra Analamanga ao anivoni Madagasikara no misy azy.

                                               

DiôsezinAmbositra

Mampalaza ny faritrAmbositra ny finoana katôlika. Na aiza na aiza eran-tany dia misy relijiozy na pretra zanaky ny Diôsezy avokoa. Manana ny tantarany koa ny fivoaran’ny finoana katôlika ao amin’ny Diôsezy Ambositra. Azo tombanana raha tafapàka a ...

                                               

.kp

.kp dia ny top-level domain fehezan-dalàna ho anny Korea Avaratra eo aminny Aterineto. Ambony noho ny fameperana ny aterineto ao aminny firenena, ny fehezan-dalàna dia variana. Jereo koa: Lisitry ny ambony-pitenenana.