ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 89




                                               

Marcelo Valle Silveira Mello

Marcelo Valle Silveira Mello dia breziliana mpanao hacker. Nosamborina taminny taona 2018 izy nandritra ny Operação Bravata noho ny fitroarana herisetra. Efa sazy higadra 41 taona izy ankehitriny. Nandrahona sy nanafika izy nandritra ny taona mar ...

                                               

Porto Rico

Ny teny Porto Rico mety midika: Porto Rico Paraná, dia kaominina ao Brazila, ao amini Paraná. Porto Rico do Maranhão, dia kaominina ao Brazila, ao amini Maranhão.

                                               

Paulo Innocenti

Paulo Innocenti dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pireneni Brazila, Italia teraka ny 15 Martsa 1902 tao Rio Grande do Sul ary maty ny 13 Jolay 1983

                                               

Breno Mello

Breno Mello dia mpilalao, mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pireneni Brazila teraka ny 7 Septambra 1931 tao Porto Alegre ary maty ny 11 Jolay 2008 tao Rio Grande do Sul

                                               

Fiangonana ortodoksa koptani Aleksandria

Ny Fiangonana ortodoksa koptani Aleksandria dia fiangonana ortodoksa tatsinanana, tsy kalkedoniana sady mahaleo tena. Isanny Fiangonanny konsily telo izy. Ny filohany dia atao hoe Papani Aleksandria sy Patriarkanny Toriteninny Masindahy Marka sy ...

                                               

Petera avy any Aleksandria

I Petera avy any Aleksandria na Piera avy any Aleksandria dia evekani Aleksandria sady rainny fiangonana taminny taonjato faha-4. Nitarika ny sekoly teolojikani Aleksandria izy talohanny haha eveka azy. Taminny fanenjehana kristiana nataoni Diokl ...

                                               

Boky fahatelonny Makabeo

Ny Boky fahatelonny Makabeo dia boky ao aminny Baiboly jiosy aminny teny grika atao hoe Septoaginta na Septanta. Manakilasy nanio boky io ho isanny boky apokrifa ny Katolika ary ny Protestanta manasokajy azy ho pseodepigrafa. Hita ao aminny Baibo ...

                                               

Kristianisma ôrtôdôksa

Ny Kristianisma ôrtôdôksa dia fiombonanny fiangonana kristiana isanny tranainy indrindra vokatry ny fivakisanny Fiangonana Lehibe voalohany noho ny tsy fitovian-kevitra ara-pitondrana sy ara-teôlôjia nisy teo aminny Fiangonana tatsinana sy ny Fia ...

                                               

Konsily voalohany tao Tiro

Ny konsily voaloany tao Tiro dia konsily natao taminny taona 335 teo ambany fitarihani Eosebiosy avy any Kaisarea. I Atanasiosy avy any Aleksandria, izay nanada tsy hanaraka ny hevitri Ariosy, ilay mpanorina ny arianisma, taorianny fanafoanany ma ...

                                               

Antônio Lehibe

I Antônio Lehibe, izay antsoina hoe Antônio avy any Egipta na Antônio Mpitoka-Monina na Antônio avy any an-tany efitra, dia monka na moanina heverina fa rain ny fitokana-monina kristiana. Fantatra amin ny alalan ny fitantarana nataon i Atanasiosy ...

                                               

Tetiandro joliana

Ny tetiandro joliana na kalandrie joliana dia tetiandro manara-masoandro nampiasaina tany Roma taminny Andro Taloha izay nampidirini Jolio Kaisara taminny taona 46 tal. J.K. mba hanoloany ny tetiandro romana repoblikana. Nampiasaina tany Eoropa i ...

                                               

Miafizisma

Ny miafizisma na miafizitisma na henofizitisma dia foto-pampianrana momba ani Jesosy Kristy izay ampianarinny Fiangonanny konsily telo izay tsy tokony hafangaro aminny monofizisma na monofitisma izay nomelohinny Konsily tao Kalkedona na dia mifan ...

                                               

Fifandimbiasana apôstôlika

Ny fifandimbiasana apôstôlika dia ny fampitanny Apostoly tamin ny mpandimby azy ireo ny fahefana azony avy tamin i Jesoa avy any Nazareta. Ireo mpandimby ny Apôstôly ireo ihany no afaka mampianatra sy mitantana ny fiangonany avy. Ny fifandimbiasa ...

                                               

Jolio I (papa)

I Jolio I na Jolio avy any Roma dia evekani Roma nanomboka taminny 6 Febroary 337, izay taraka tao Roma taminny taona 280 ary maty tao taminny taona 352. Izy no papa faha-35 ao aminny Fiangonana katolika. Ny fotoana naha eveka azy dia nanjakanny ...

                                               

Ariosy

I Ariosy dia mpitondra fivavahana izay nanorina ny foto-pamianarana kristiana fantatra amin ny anarana hoe arianisma. Teraka tamin ny taona 256 tao Kirenaîka izy ary maty tamin ny taona 336 tany Kônstantinôpla. Atao hoe Ἄρειος / Areos izy amin ny ...

                                               

Ptolemaiosy XI

I Ptolemaiosy XI na Ptolemaiosy XI Aleksandra II dia mpanjakani Egipta avy taminny fianakaviana lagida izay nanapaka taminny taona 80 taor. J.K. Zanaki Ptolemaiosy X Aleksandra I izy ary tsy fantatra ny reniny, nefa misy mpahay tantara milaza fa ...

                                               

Kroazada fahafito

Ny kroazada fahafito dia kroazada voalohany notarihin i Louis IX mpanjakan i Frantsa. Tamin ny taona 1244 no nanapahan i Louis IX hevitra, niainga avy tao amin ny Fanjakan i Frantsa izy tamin ny taona 1248 ka tonga teo amin ny morontsirak i Ejipt ...

                                               

Cirio H. Santiago

Cirio H. Santiago dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary mizaka ny zom-pireneni Filipina teraka ny 18 Janoary 1936 tao Manille ary maty ny 26 Septambra 2008

                                               

Gustaf Gründgens

Gustaf Gründgens dia mpilalao, talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni Alemaina teraka ny 22 Desambra 1899 tao Düsseldorf ary maty ny 7 Oktobra 1963 tao Manille

                                               

Ajoy Kar

Ajoy Kar dia talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 27 Martsa 1914 tao Bengaly andrefana ary maty ny 25 Janoary 1985 tao Bengaly andrefana

                                               

Dhirendra Nath Ganguly

Dhirendra Nath Ganguly dia mpilalao, talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 26 Martsa 1893 tao Kolkata ary maty ny 18 Novambra 1978 tao Bengaly andrefana

                                               

Pramathesh Barua

Pramathesh Barua dia mpilalao, talen-koronantsary, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 24 Oktobra 1903 tao Assam ary maty ny 29 Novambra 1951 tao Bengaly andrefana

                                               

Satyajit Ray

Satyajit Ray dia talen-koronantsary, mpanoratra, mpamoaka horonantsary, mpanao asa soratra, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 2 Mey 1921 tao Kolkata ary maty ny 23 Aprily 1992 tao Kolkata

                                               

Ritwik Ghatak

Ritwik Ghatak dia talen-koronantsary, mpilalao, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 4 Novambra 1925 ary maty ny 6 Febroary 1976 tao Kolkata

                                               

Basu Bhattacharya

Basu Bhattacharya dia mpanao asa soratra, talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 1 Janoary 1934 tao Kolkata ary maty ny 27 Aogositra 1997

                                               

Rituparno Ghosh

Rituparno Ghosh dia mpanao asa soratra, talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 31 Aogositra 1963 tao Kolkata ary maty ny 30 Mey 2013

                                               

Hrishikesh Mukherjee

Hrishikesh Mukherjee dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 30 Septambra 1922 tao Kolkata ary maty ny 27 Aogositra 2006 tao Mumbai

                                               

Michael Radford

Michael Radford dia mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary, talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni Fanjakana Mitambatra teraka ny 24 Febroary 1946 tao New Delhi

                                               

Raj Kapoor

Raj Kapoor dia mpilalao, mpamoaka horonantsary, talen-koronantsary mizaka ny zom-pireneni India teraka ny 14 Desambra 1924 ary maty ny 2 Jiona 1988 tao New Delhi

                                               

Bney Menase

Ny Bney Menase dia vahoaka aziatika any amin ireo fanjakana any amin ny tapany avaratra atsinanani India, any amin ny sisin-tany birmana, dia i Manipur sy i Mizoram, izay fantatra amin izao fa manam-piaviana jiosy. Hatramin ny taonjato faha-20 ka ...

                                               

ZanakAndriamanitra

Ao aminny lovantsofinny fivavahana maro, ny andian-teny hoe zanakAndriamanitra na Z anakAndriamanitra dia anaram-boninahitra nomena olona na zavatra nisy tokoa na tsy nisy teo aminny tantaranny zanakolombelona. Ao aminny Torah sy ao aminny andala ...

                                               

Ali Hatami

Ali Hatami dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pireneni Iran teraka ny 19 Aogositra 1944 tao Teheran ary maty ny 7 Desambra 1996 tao Teheran

                                               

Fiangonani Jerosalema

Ny Fiangonani Jerosalema na Eglizini Jerosalema dia ny fianakaviambe kristiana izay lazaina, araka ny lovantsofina kristiana, fa naorini Jakôba ilay Marina izay nitarika ity vahoaka ity taorianny fahafatesani Jesoa avy any Nazareta.

                                               

Kônsily tao Jerosalema

Ny Kônsily tao Jerosalema na Kônsilin ny Apôstôly dia fivoriana nataon ireo Kristiana voalohany, indrindra ireo Apôstôly tao Jerosalema, izay tantaraina ao amin ny Asan ny Apôstôly, notarihin i Jakoba ilay Marina sady nanapahana ny fisokafan ny f ...

                                               

Ziôna

I Ziôna na Siôna na Tsiôna dia iray amin ireo havoana ao Jerosalema, ao atsimo-atsinanan i Jerosalema tanàna taloha. Ny anarana hoe Ziôna na Siôna dia matetika anarana am-panoharana omena an i Jerosalema. Atao hoe הר צִיּוֹן / Har Tsiyyon izy ami ...

                                               

Nehemia

I Nehemia dia Jiosy niasa tao aminny lapanny mpanjaka tao Sosa renivohitry ny Fanjakana persiana tamin’ny nanjakan’i Artakserksesy I. Lohandohany teo amin’ny fiarahamonina jiosy tamin’ny taonjato faha-5 tal. J.K izy. Izy no mpikarakara ny zava-pi ...

                                               

Getsemane

I Getsemane na Getsemany dia sahanoliva eo am-pototry ny Tendrombohitra Oliva eo akaikini Jerosalema. Taminny andronny Tempoly Faharoa tao Jerosalema dia toera-malalaka i Getsemane ka rehefa tonga ny fotoana firavoravoana aminny fivahiniana masin ...

                                               

Isaia (mpaminany)

Isaia na Izaia dia mpaminany israelita niaina tokony ho tamin’ny taonjato faha-8 tal. J.K. teo anelanelanny taona 766 sy 701 tal.J.K. Zanaki Amosa, izay fianakaviana ambony tao Jerosalema, izy. Mponini Jerosalema i Isaia. Niasa taminny antsasany ...

                                               

Asanny Apôstôly

Ny Asanny Apôstôly dia boky fahadimy ao aminny Testamenta Vaovao. Ny Asanny Apostoly dia mitantara ny fiainanny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohinny Filazantsara araka ani Lioka izy. Mitantara ny fanatanterahanireo Apostoly ny iraka n ...

                                               

Ezekiela

I Ezekiela dia mpisorona sy mpaminany tao Jerosalema resahina ao aminny Baiboly. Nentina natao sesitany tany Babilonia niaraka tamin’ireo Jiosy hafa avy any Jodà tamin’ny fotoan’ny Fahababoana, tamin’ny andron’i Dariosa Lehibe mpanjakan’i Persia ...

                                               

Gemarà

Ny Gemarà, aminny jodaisma, dia fivoasana sy fanaovana hevi-teny isanny mamorona ny Talmoda, dia ny Talmodani Babilona sy ny Talmodani Jerosalema. Ny Misnà aminny teny hebreo sy ny Gemarà aminny teny arameana no mitambatra mamorona ny Talmoda. Ny ...

                                               

Zedekia

I Zedekia na Sedekiasa dia mpanjakani Jodà nanapaka teo anelanelanny taona 597 sy 587 tal J.K. Izy no mpanjaka farany tao aminny Fanjakani Jodà. Niara-belona taminy ny mpaminany Jeremia sy Zakaria. Taminny androny no nandravàna ani Jerosalema sy ...

                                               

Samaritana

Ny Samaritana dia vahoaka monina ao Israely sy Sisjordania ka ao Samaria, tanàna ao aminny tapany avaratri Palestina, no tany nonenanireo razany izay nanjaka tao mandraka aminny taonjato faha-5. Tsy milaza ny tenany ho Jiosy izy ireo nefa mihevi- ...

                                               

Bokini Obadia

Ny Bokin’i Obadia na Bokini Abdiasa dia bokim-paminaniana ao amin’ny Tanakh sy ao amin’ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly kristiana. Iray amin’ireo atao hoe "mpaminany madinika" ao amin’ny Baiboly izy sady io boky io no fohy indrindra amin’i ...

                                               

Fiteny roikio

Ny fiteny riokio dia fiteny maro tetenina ao amin ireo nosy Ryūkyū sady ao amin ny fianakaviam-piteny japônika. Ireo nosy Ryūkyū ireo dia misy ponina 1 000 any ho any, nefa vitsy anisa ireo afaka miteny riokio. Andalam-pannjavonana ny fiteny riok ...

                                               

Fiteny ôkinaoaiana

Ny fiteny ôkinaoainana dia fiteny tetenina any Japana, ao amin ny nosy Okinawa sy amin ny nosy maro toa an i Kerama, i Kumejima, i Tonaki, i Aguni, ary ny amin ny tangoro-nosy Daitō any atsinanana. Ny fiteny ôkinaoaiana dia tsy azo lazaina ho fit ...

                                               

Fianakaviam-piteny torkika

Ny fiteny torkika dia fianakaviam-piteny ahitana fiteny miisa manodidina ny 30 mitsinjara ao amin ny faritra malalaka izay mivelatra avy any Eorôpa Atsinanana ka hatrany andrefan i Sina sy avy any Kiprosy hatrany Siberia, ka ny fiteny torka sy fi ...

                                               

Kôrea

I Kôrea dia faritra any Azia Atsinanana manana velaran-tany 220.258 km 2 sady hita eo anelanelani Japàna sy i Sina ary i Rosia. Ny saikanosini Kôrea sy nosy maro ary tany eo anelanelanny andilan-tanini Kôrea sy ny renirano Yalou sy Tumen no mamor ...

                                               

Gazety Akonny Diôsezy Ambositra

Rehefa voahasina ho Eveka i Mgr Fulgence Rabemahafaly, taminny 31 Oktôbra 1999, dia nandefa gazety kely mitondra ny anarana hoe "Akonny Diôsezy Ambositra", nivoaka voalohany ho anny volana Desambra 1999. Hita tao ny hafatry ny Eveka ho anny vahoa ...

                                               

Fidelis Rakotonarivo

I Fidelis Rakotonarivo dia mompera zezoita, eveka ao aminny diosezinAmbositra, ao aminny arsidiosezini Fianarantsoa ao aminny Eglizy Katôlika Apôstolilka Rômanina eto Madagasikara.