ⓘ Free online encyclopedia. Did you know? page 90




                                               

Fiangonani Jerosalema

Ny Fiangonani Jerosalema na Eglizini Jerosalema dia ny fianakaviambe kristiana izay lazaina, araka ny lovantsofina kristiana, fa naorini Jakôba ilay Marina izay nitarika ity vahoaka ity taorianny fahafatesani Jesoa avy any Nazareta.

                                               

Kônsily tao Jerosalema

Ny Kônsily tao Jerosalema na Kônsilin ny Apôstôly dia fivoriana nataon ireo Kristiana voalohany, indrindra ireo Apôstôly tao Jerosalema, izay tantaraina ao amin ny Asan ny Apôstôly, notarihin i Jakoba ilay Marina sady nanapahana ny fisokafan ny f ...

                                               

Ziôna

I Ziôna na Siôna na Tsiôna dia iray amin ireo havoana ao Jerosalema, ao atsimo-atsinanan i Jerosalema tanàna taloha. Ny anarana hoe Ziôna na Siôna dia matetika anarana am-panoharana omena an i Jerosalema. Atao hoe הר צִיּוֹן / Har Tsiyyon izy ami ...

                                               

Nehemia

I Nehemia dia Jiosy niasa tao aminny lapanny mpanjaka tao Sosa renivohitry ny Fanjakana persiana tamin’ny nanjakan’i Artakserksesy I. Lohandohany teo amin’ny fiarahamonina jiosy tamin’ny taonjato faha-5 tal. J.K izy. Izy no mpikarakara ny zava-pi ...

                                               

Getsemane

I Getsemane na Getsemany dia sahanoliva eo am-pototry ny Tendrombohitra Oliva eo akaikini Jerosalema. Taminny andronny Tempoly Faharoa tao Jerosalema dia toera-malalaka i Getsemane ka rehefa tonga ny fotoana firavoravoana aminny fivahiniana masin ...

                                               

Isaia (mpaminany)

Isaia na Izaia dia mpaminany israelita niaina tokony ho tamin’ny taonjato faha-8 tal. J.K. teo anelanelanny taona 766 sy 701 tal.J.K. Zanaki Amosa, izay fianakaviana ambony tao Jerosalema, izy. Mponini Jerosalema i Isaia. Niasa taminny antsasany ...

                                               

Asanny Apôstôly

Ny Asanny Apôstôly dia boky fahadimy ao aminny Testamenta Vaovao. Ny Asanny Apostoly dia mitantara ny fiainanny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohinny Filazantsara araka ani Lioka izy. Mitantara ny fanatanterahanireo Apostoly ny iraka n ...

                                               

Ezekiela

I Ezekiela dia mpisorona sy mpaminany tao Jerosalema resahina ao aminny Baiboly. Nentina natao sesitany tany Babilonia niaraka tamin’ireo Jiosy hafa avy any Jodà tamin’ny fotoan’ny Fahababoana, tamin’ny andron’i Dariosa Lehibe mpanjakan’i Persia ...

                                               

Gemarà

Ny Gemarà, aminny jodaisma, dia fivoasana sy fanaovana hevi-teny isanny mamorona ny Talmoda, dia ny Talmodani Babilona sy ny Talmodani Jerosalema. Ny Misnà aminny teny hebreo sy ny Gemarà aminny teny arameana no mitambatra mamorona ny Talmoda. Ny ...

                                               

Zedekia

I Zedekia na Sedekiasa dia mpanjakani Jodà nanapaka teo anelanelanny taona 597 sy 587 tal J.K. Izy no mpanjaka farany tao aminny Fanjakani Jodà. Niara-belona taminy ny mpaminany Jeremia sy Zakaria. Taminny androny no nandravàna ani Jerosalema sy ...

                                               

Samaritana

Ny Samaritana dia vahoaka monina ao Israely sy Sisjordania ka ao Samaria, tanàna ao aminny tapany avaratri Palestina, no tany nonenanireo razany izay nanjaka tao mandraka aminny taonjato faha-5. Tsy milaza ny tenany ho Jiosy izy ireo nefa mihevi- ...

                                               

Bokini Obadia

Ny Bokin’i Obadia na Bokini Abdiasa dia bokim-paminaniana ao amin’ny Tanakh sy ao amin’ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly kristiana. Iray amin’ireo atao hoe "mpaminany madinika" ao amin’ny Baiboly izy sady io boky io no fohy indrindra amin’i ...

                                               

Fiteny roikio

Ny fiteny riokio dia fiteny maro tetenina ao amin ireo nosy Ryūkyū sady ao amin ny fianakaviam-piteny japônika. Ireo nosy Ryūkyū ireo dia misy ponina 1 000 any ho any, nefa vitsy anisa ireo afaka miteny riokio. Andalam-pannjavonana ny fiteny riok ...

                                               

Fiteny ôkinaoaiana

Ny fiteny ôkinaoainana dia fiteny tetenina any Japana, ao amin ny nosy Okinawa sy amin ny nosy maro toa an i Kerama, i Kumejima, i Tonaki, i Aguni, ary ny amin ny tangoro-nosy Daitō any atsinanana. Ny fiteny ôkinaoaiana dia tsy azo lazaina ho fit ...

                                               

Fianakaviam-piteny torkika

Ny fiteny torkika dia fianakaviam-piteny ahitana fiteny miisa manodidina ny 30 mitsinjara ao amin ny faritra malalaka izay mivelatra avy any Eorôpa Atsinanana ka hatrany andrefan i Sina sy avy any Kiprosy hatrany Siberia, ka ny fiteny torka sy fi ...

                                               

Kôrea

I Kôrea dia faritra any Azia Atsinanana manana velaran-tany 220.258 km 2 sady hita eo anelanelani Japàna sy i Sina ary i Rosia. Ny saikanosini Kôrea sy nosy maro ary tany eo anelanelanny andilan-tanini Kôrea sy ny renirano Yalou sy Tumen no mamor ...

                                               

Gazety Akonny Diôsezy Ambositra

Rehefa voahasina ho Eveka i Mgr Fulgence Rabemahafaly, taminny 31 Oktôbra 1999, dia nandefa gazety kely mitondra ny anarana hoe "Akonny Diôsezy Ambositra", nivoaka voalohany ho anny volana Desambra 1999. Hita tao ny hafatry ny Eveka ho anny vahoa ...

                                               

Fidelis Rakotonarivo

I Fidelis Rakotonarivo dia mompera zezoita, eveka ao aminny diosezinAmbositra, ao aminny arsidiosezini Fianarantsoa ao aminny Eglizy Katôlika Apôstolilka Rômanina eto Madagasikara.

                                               

Diosezini Morondava

Tany aminny taona 1910 hatraminny 1928 no nanombohanny fitoriana ny Vaovao Mahafaly tany Morondava. Pretra spiritanina avy any Mahajanga no nitsidika sy namangy ny faritri Maintirano, Morafenobe, Ambatomainty, Antsalova ary Ankavandra. ry zareo m ...

                                               

Fo Masini Jesoa

Ny Papa Clément XIII no nanorina ny fetin’ny Fo Masin’i Jesoa, tamin’ny 6 febroary 1765. Rehefa nanao fanavaozana ny litorjia sy ny tetiandro ny Kônsily Vatikana Faharoa dia nadraikitra ny fetin’ny Fo Masin’i Jesoa ho fankalazana manetriketrika. ...

                                               

Distrikani Mananara-Avaratra

Ny Distrikani Manarana-Avaratra dia distrika ao aminny Faritra Analanjirofo, ao aminny Faritanini Toamasina, ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara.

                                               

Distrikani Maroantsetra

Ny Distrikani Maroantsetra dia distrika ao aminny Faritra Analanjirofo, ao aminny Faritanini Toamasina, ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara.

                                               

Distrikani Fenoarivo-Atsinanana

Ny Distrikani Fenoarivo-Atsinanana dia distrika ao aminny Faritra Analanjirofo, ao aminny Faritanini Toamasina, ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara.

                                               

Distrikani Vavatenina

Ny Distrikani Vavatenina dia distrika ao aminny Faritra Analanjirofo, ao aminny Faritanini Toamasina, ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara.

                                               

Distrikani Soanierana Ivongo

Ny Distrikani Soanierana Ivongo dia distrika ao aminny Faritra Analanjirofo, ao aminny Faritanini Toamasina, ao aminny tapany avaratra atsinanani Madagasikara.

                                               

Zotra Antananarivo-Côte Est

Ny zotra Antananarivo-Côte Est dia zotran-dalamby mampitohy anAntananarivo sy Toamasina, mandalo ani Moramanga sy Brickaville. Ny orinasa Madarail no miandraikitra anio zotra io ankehitriny.

                                               

Sisaony

I Sisaony dia reniranon i Madagasikara ao afovoan-tany izay mivarina any amin ony Ikopa ao akaikin Antananarivo ka mivarina any amin ny Lakandrano Mozambika miaraka amin ony Betsiboka.

                                               

Pedro Opeka

Môpera Pedro Pablo Opeka na i Père Pedro dia pretra katôlika teraka taminny 29 Jiona 1948 tany Arjentina. Izy no namorona ny Akamasoa izay toerana fanampiana ny olona mahantra ao Antananarivo, Madagasikara.

                                               

DistrikanAntananarivo-Atsimondrano

Ny DistrikanAntananarivo-Atsimondrano dia distrika eto Madagasikara, ao aminny tapany avaratra adrefanny FaritaninAntananarivo, ao aminny Faritra Analamanga.

                                               

Distrikani Fianarantsoa

Ny Distrikani Fianarantsoa dia distrika eto Madagasikara ao aminy tapanay afovoanny Faritra Matsiatra Ambony ao aminny Faritanini Fianarantsoa. Vokatry ny fizaràna ny Distrikani Fianarantsoa I taloha taminny taona 2007 izy. Mamakivaky azy ny lala ...

                                               

Charles Ravoajanahary

I Charles Ravoajanahary dia olo-manga sy mpanao politika Malagasy teraka taminny 2 May 1917 tao Antananarivo ary maty tao Antsirabe taminny taona 1996. Izy dia anisany nanorina ny antoko ny kongresy ny fahaleovantena Malagasy AKFM taminy taona 19 ...

                                               

Andriantsimitoviaminandriandehibe

Andriantsimitoviaminandriandehibe dia mpanjaka no rain Andriamasinavalona izay nodimbiadiny teo amin ny fanapahana an Imerina. Rahefa niamboho Andriantsimitoviaminandriandehibe dia ny zanany lahimatoa Andrianjakatsitakatrandriana aloha no nanjaka ...

                                               

Andriantomponimerina

Andriantomponimerina dia zanak Andriamasinavalona tamin-dRamananandrianjaka, izay notendren ity mpanjaka ity hifehy ny ampahany amin Imerina, tao Ambohidratrimo. Naditra Andriantomponimerina ka nisy fotoana nitanany ho babo an-drainy hanereny azy ...

                                               

DistrikanAnkazobe

Ny DistrikanAnkazobe dia distrika eto Madagasikara, ao aminny Faritra Analamanga, ao aminny FaritaninAntananarivo. Ahitana kaominina 12 izy sady manana velarana 7 458 km 2.

                                               

DistrikanAntananarivo-Avaradrano

Ny DistrikanAntananarivo-Avaradrano dia distrika eto Madagasikara, ao aminny tapany avaratra adrefanny FaritaninAntananarivo, ao aminny Faritra Analamanga.

                                               

DistrikanAntananarivo-Renivohitra

Ny DistrikanAntananarivo-Renivohitra dia distrika eto Madagasikara, ao aminny tapany avaratra adrefanny FaritaninAntananarivo, ao aminny Faritra Analamanga.

                                               

Distrikani Manjakandriana

Ny Distrikani Manjakandriana dia distrika eto Madagasikara izay hita ao aminny tapany avaratry ny FaritaninAntananarivo ao aminny Faritra Analamanga. Ahitana kaominina miisa 23 ny ao aminio distrika io izay manana velarana 1 660 1 660 km 2.

                                               

DistrikanAndramasina

Ny DistrikanAndramasina dia distrika ao Madagasikara, ao aminny tapany atsinanananny FaritaninAntananarivo, ao aminny Faritra Analamanga. Ahitana kaominina miisa 11 ny io distrika io sady mananana velarana 1 370 km 2.

                                               

DistrikanAmbohidratrimo

Ny DistrikanAmbohidratrimo dia distrika eto Madagasikara, ao aminny tapany avaratra adrefanny FaritaninAntananarivo, ao aminny Faritra Analamanga. I Ambohidratrimo no renivohiny. Ahitana kaominina miisa 24 ny ao aminio disrika io izay manana vela ...

                                               

Mangoro

I Mangoro dia onin i Madagasikara, izay mivarina miantsinanana ao aminny Ranomasimbe Indiana eo anelanelani Salehy ao avaratra sy i Ambodiharina ao atsimo, sady manana halavana 300 km. Ao avaratra atsinanan Anjozorobe, faritra Analamanga, no misy ...

                                               

FTM MANJAKARAY

FTM MANJAKARAY Fikambananny Tanorani Manjakaray. Ekipa milalao ny baolina lavavala ao Manjakaray,Firaisana faha-dimy,fivondronana Antananarivo voalohany, Faritra analamanga.Mandritra ny taom-pilalaovana 2007 dia lasa nisy FTM 1 sy FTM 2 ny klioba ...

                                               

Distrikani Vangaindrano

Ny Distrikani Vangaindrano dia distrika ao aminny Faritra Atsimo-Atsinanana eto Madagasikara ao aminny Faritanini Fianarantsoa. Ahitana kaominina mliisa 28 ao aminio distrika io.

                                               

Androy

Ny anarana hoe Androy dia mety manondro: ny kaomininan Androy ao aminny Faritra Matsiatra Ambony Distrikani Fianarantsoa II taloha. ny Faritra Androy, izay faritra eto Madagasikara ao aminny Faritanini Toliara;

                                               

Anosy

Ny anarana hoe Anosy dia mety manondro: an Anosy Tsararafa izay kaominina malagasy ao aminny distrikani Farafangana, ny Faritra Anosy, iray aminireo faritra 22 eto Madagasikara; an Anosy izay kaominina malagasy any ao aminny Distrikani Tsiroanoma ...

                                               

DistrikanIkalamavony

Ny DistrikanIkalamavony dia distrika eto Madagasikara ao aminy tapany andrefanny Faritra Matsiatra Ambony ao aminnyFaritanini Fianarantsoa. Mampitohy azy amini Fianarantsoa ny lalam-pirenena faha-42.

                                               

Ihorombe

Ny anarana hoe Ihorombe dia mety manondro: ny Faritra Ihorombe ao aminny Faritanini Fianarantsoa eto Madagasikara; ny kaomininanIhorombe any aminny Distrikani Farafangana ao aminny Faritanini Fianarantsoa.

                                               

DistrikanIsandra

Ny DistrikanIsandra dia distrika eto Madagasikara ao aminy tapanay afovoanny Faritra Matsiatra Ambony ao aminny Faritanini Fianarantsoa. Mamakivaky azy ny lalam-pirenena faha-42 izay mampitohy ani Fianarantsoa amini Ikalamavony.

                                               

Retsila

Retsila dia mpanjaka bara, zanak i Tonanahary, nanjaka nandimby an-drainy. Tao Ranohira no nofìdiny hipetrahana mba hahazoany tsara misakana ny Merina. Tia sady mahery an ady Retsila. Samy niadiany avokoa na ny Mahafaly, na ny Betsileo, na ny Mer ...

                                               

Ranavalona

Ranavalona no anarana niantsoana ny telo aminireo mpanjakavavy tao aminny Fanjakana merina teto Madagasikara: Ranavalona Voalohany Ranavalona I: nanjaka teo hatraminny taona 1828 ka hatraminny taona 1861. Niaro ny fomban-drazany izy ka nanohitra ...

                                               

Imasoandro

Imasoandro dia mpanjaka bara tao Ivohibe, zanak i Ratsimamotoa mpajaka tao amin io tanàna io ihany. Rehefa matin alahelo Ratsimamotoa, noho ny nahalasan-ko babo ny vadiny, renin Imasoandro, tamin’ ny ady nataony tamin ny Merina, dia nandimby azy ...