Back

ⓘ Filôzôfia




                                               

Panteisma

Ny panteisma dia fampianarana filôzofika sady ara-pivavahana izay milaza fa ny fitambaran ny zava-drehetra dia Andriamanitra. Tsy mifangaro amin ny mônôteisma ny panteisma. Ny mônôteisma dia finoana ny fisianAndriamanitra tokana mpamorona izao tontolo kanefa tsy mifangaro amin izao tontolo izao fa sady ivelany sy amboniny no manana sitrapo azy manokana. Izany fampianarana ny amin ny panteisma izany dia efa niseho nanomboka tamin ny andron ny neôplatonisma nanomboka tamin ny taonjato faha-3 taor. J.K. Amin ireo filôzôfa neplatonisiana dia fisehoan Andriamanitra ny fomban ny olombelona sy ny ...

                                               

Natiora (teôlôjia)

Ny natiora na fomba dia teny ampiasaina ao aminny teôlôjia kristiana, indrindra ao aminny firesahana momba ny Trinite sy ny kristolojia mba hanazavana ny maha Andriamanitra na tsia ani Kristy. Avy aminny teny latina hoe natura io teny io. Aminny teny grika dia ny hoe φύσις / phusis no mitovy hevitra aminio. Ny teny grika hoe phusis no tena ahazoana teny hafa iray tarika aminy, ka ireto ny ohatra aminizany: monofizisma na monofizitisma, miafizisma. Ny teny hoe natiora dia ampiasaina eo aminny fampianarana sy ny ady hevitra momba ani Jesoa mba hanavahana ny maha andriamanitra na tsia azy ami ...

                                               

Henôteisma

Ny henôteisma dia fivavahana aminandriamanitra iray manokana nefa tsy mandà ny fisianny andriamanitra hafa na ny mety hisianny andriamanitra hafa. Ivavahana aminny fomba feno ilay andriamanitra nosafidina fa ireo andriamanitra hafa kosa mety tsy hivavahana mihitsy na hanaovana fivavahana faranizay maivana. Ny teny hoe henoteisma dia avy aminny fitambaranny teny grika hoe ἑνός θεός / henos theos, izay midika hoe "andriamanitra iray". Tsy afangaro aminny mônôteisma ny henôteisma.

                                               

Empira

Ny empira na ampira dia fanjakana manana ny fiandrianany mampiray fanjakana sy vahoakam-pirenena amin ny alalan ny fahefana tokana iraisana tsy miankina amin ny fahefana hafa na ara-pôlitika na ara-pivavahana, izay matetika tapahin ny atao hoe "emperora" na "mpanjakan ny mpanjaka". Hatramin ny nisiany ka hatramin ny fiafaran ny taonjato faha-19, ny hoe "empira" dia rafitra manambara fanjakana maro mahafaoka ny tontolo fantatra, araka ny môdelin ny Empira Rômana sy ny Pax Romana "fiadanana rômana". Izany hevitry ny hoe "empira" izany dia nanjaka tao amin ny filôzôfia pôlitika – hatramin i D ...

Filôzôfia
                                     

ⓘ Filôzôfia

Ny filôzôfia, avy aminny teny grika φιλοσοφία midika "fitiavam-pahendrena", dia taranja misy hatry ny Andro Taloha.

Ny filôzôfia aminny ankapobeny, dia ny fandinihana ny fototrolana, toy ny antom-pisianny tena, ny fahaizana, ny soatoavina, ny fahendrena, ny fisainana ary ny fiteny.

                                     

1. Sampanny filôzôfia

Ny sampana manaraka eo dia fandinihana lehibe indrindra ao aminny filôzôfia:

  • Ny filôzôfia ara-môraly dia ny fandinihana ny fomba fitondran-tena eo anivonny fiaraha-monina sy mandinika manokana ireo tsara tokony hatao sy ireo ratsy tsy tokony hatao. Manakaiky be azy ity moa ny atao hoe etika.
  • Ny metafizika, dia ny fandinihana ny fihavianny zava-misy, miaraka aminny fifandraisana eo anivonny saina sy ny vatana ary ny zava-mitranga. Ny sampana tsotra dia ny kôsmôlôjia, ary ny ôntôlojia.
  • Ny filôzôfia pôlitika dia ny fandinihana ny governemanta sy ny fifandraisanny tsirairay na fianankaviana aminny fikambanana ao aminny firenena. Ao ny fanontaniana mahakasika ny fanamarinana, any lalàna, ny fananana, ary ny zo sy ny adidinny olom-pirenena. Samy mifandray ny politika sy ny etika, ary miadihevitra aminny hoe inona ny tsara sy ny ratsy ary ahoana ny mponina no tokony hiaina ny foto-panontanianireo zana-tsampana roa ireo.
                                     
  • manisa : isa miditra tsiefa  kanefa karazan isa samihafa amin ny isa voatsapa. Amin ny filôzôfia ny tsiefa dia zavatra tsy mifarana. matematika fetra
  • Ny hoe persôna na Olona dia teny ampiasaina ao amin ny teôlôjia sy ny filôzôfia hilazana fa Andriamanitra, araka ny finoan ny mônôteista sy ny teista
  • ary tany izy nihanatra ny bôtanika, ny tantara, ny fiteny anglisy sy ny filôzôfia Nahazo diplôma i Huang Xianfan tamin ny 1935. Nanomboka nihanatra tany
  • tamin ny 20 Martsa 1727, dia olona mpanao matematika, mpanao fizika, mpanao filôzôfia mpanao alsimia ary mpanao hainkintana anglisy. Fantatra amin ny teôria
  • Ny bodisma dia fivavahana sady filôzôfia izay nipoitra avy tao India tamin ny taonjato faha - 5 tal. J.K. noho ny fifohazana ara - panahin i Sidarta Gaotama
  • Ireo mitondra amin ny fomba manokana, ny fifanatrehana ny filôzôfia natoraly sy ny filôzôfia môraly misy ny sosiôlojia, ny politika, ny toe - karena sns
  • fanompoana ara - pivavahana. Arakaraka ny finoana sy ny fampianaran ny filôzôfia dia mety hinoana ho tokana ny andriamanitra mônôteisma fa mety ho maro
  • ny fivavahana ihany no ahitana teôlôjia fa ahitana azy koa ny taranja filôzôfia toy ny sampan - taranja metafizika dia ilay atao hoe ôntô - teôlôjia Tsy
  • izay roa arivo taona izay, ny fizika dia teny mitovitovy dika amin ny filôzôfia ny simia, ary sampan ny matematika ary ny biôlôjia fa nandritra ny
  • fomba fanoratana izay nifotoran ny soratra sinoa ny fivavahana sy ny filôzôfia bodisma sy taôisma ary kônfosianisma. Ny fielezan ny kolontsaina sinoa
  • ôkoltista: indrindra ny mistika alemàna sy ny gnôzy kristiana ary ny akon ny filôzôfia tatsinanana, izay misy fiantraikany lehibe ao amin ny fihetsiketsehana

Users also searched:

...
...
...