Back

ⓘ Governemanta Malagasy




                                               

Governemanta

Ny governemanta dia, amin ny ankapobeny, ireo manam-pahefana mitondra, manara-maso ary mandraharaha ny andriam-panjakan ny Firenena. Ny mpikamban ny governemanta iray dia atao hoe minisitra na sekreteram-pirenena. Ny governemanta no manapaka ary manatanteraka ny asa aman-tao ilaina amin ny fitondrana ny firenena. Ny governemanta no tompon andraikitra eo imason ny olom-pirenena. Amin ny siansa ara-tsôsialy, ny teny governemanta avy amin ny fiteny grika midika hoe "fitondrana sambo" dia ny fiantsoana izay rafitra mitondra firenena na fikambanana iray. Ny governemanta no mandrindra ny firenena.

                                               

Praiminisitra

Ny Praiminisitra no lehibenny fitondrana ao aminny firenena iray. Araka ny Lalàmpanorenana dia ny Filohanny Repoblika no manendry azy. Izy no lehibenny governemanta. Manolotra ireo ho mambranny governemanta aminny Filohanny Repoblika izy mba hotendrena. Ity ny lisitrireo Praiminisitra malagasy

                                               

Lalampanorenana

Ny Lalampanorenana aminny firenena dia karazan-dàlana manoro ny fomba fiasanny governemanta. Milaza izy hoe ahoana mifidy ny filoham-pirenena, firy taona izy no tokony mijanona eo. Milaza koa ny lalampanorenana hoe inona ny lalàna azo apetraka, rahoviana ny olona vao afaka mifidy, ary ahoana ny manova ny lalam-panorenana. Miantoka ny fahafahana sy ny zonny fikambanana ny Lalampanorenana. Sahirana kosa nefa ny malagasy fa toa tsy hita ao ny makasika ny lalampanorenana malagasy satria nahoana tsy misy mijery akaiky ireo mpitondra fanajakana eto Madagasikara

                                               

Raseta Joseph Delphin

Teraka tao Marovoay, faritanini Mahajanga ny faha-9 Desambra 1886. Zanaki Razaka Seta Tsimahafotsy dekan-dRainilaiarivony, Praiministra, ary notendreny ho governora hiahy ny fitrandrahana volamenam-panjakana tao Maevatanana. Niditra nianatra tao aminny kolejy quakers FFMA Faravohitra ary nifindra tao ao aminny Kolejy Masindahy Joseph AmbodinAndohalo. Tafiditra ho mpianatra mpitsabo ta aminny sekoly fianarana ho mpitsabonAntananarivo ny taona 1903 ary nahazo ny mari-pahaizana naha-mpitsabo taminny taona 1908.

                                               

Joseph Franklin Rutherford

I Joseph Franklin Rutherford, izay fantatra koa aminny aranana hoe "Mpitsara Rutherford", dia filoha faharoanny fikambanana Watch Tower Bible and Tract Society, izay niova anarana hoe Jehovahs Witnesses taty aoriana. Nitana anjara lehibe izy teo aminny fandaminana sy ny fivoarana ara-poto-pampianaranny Vavolombeloni Jehovah izy. Teraka taminny 8 Novambra 1869 tao Versailles ao Missouri sy maty taminny 8 Janoary 1942 tao San Diego tao Kalifornia i Joseph Franklin Rutherford.

                                     

ⓘ Governemanta Malagasy

Azo ho sokajiana toa ireto manaraka ireto ny firafitry ny governemanta Malagasy taorianny fidiranny vazaha.

Isaky ny sokajy dia nahitana governemanta iray na maro.

                                     

1. 1972 - 1976

Govermemanta militera:

  • Richard Ratsimandrava 5 Feb. 1975 - 11 Feb. 1975
  • Gabriel Ramanantsoa 11 Okt. 1972 - 5 Feb. 1975
  • Gilles Andriamahazo 12 Feb. 1975 - 15 Jio. 1975

Chef suprême du concile de Révolution:

  • Didier Ratsiraka 15 Jio. 1975 - 4 Jan. 1976
                                     

2. 1976 - 2002

Filoha-mpirenena:

  • Didier Ratsiraka 4 Janoary 1976 - 27 Marsa 1993
  • Albert Zafy 27 Marsa 1993 - 5 Sep. 1996
  • Norbert Ratsirahonana 5 Sep. 1996 - 9 Feb. 1997
  • Didier Ratsiraka 9 Feb. 1997 - 2002
                                     

3. Jereo koa

  • Faritany eto Madagasikara
  • Kolontsaina malagasy
  • Tantarani Madagasikara
  • Jeôgrafian i Madagasikara
  • Foko eto Madagasikara
  • Tananani Madagasikara
  • Politika ao Madagasikara
  • Fivavahana eto Madagasikara
  • Fiteny eto Madgasikara
  • Faritra eto Madagasikara
                                     
  • notendrena ho filohan ny Mpanolotsain ny Governemanta 14 oktobra 1958 : nomem - boninahitra ho Filohan ny Governemanta vonjimaika rehefa nambara ho Repoblika
  • praiminisitra no mitondra ny governemanta Ny governemanta no mampihatra ny lalàna. Nisafidy ny rafitra repoblikana ny vahoaka malagasy taorian ny nahazoan
  • Atsimo noho ny demôgrafia brezilianina. pt es en Portal - n ny governemanta brazilianina fr Ambasadin ny Brazila any Paris pt Comunidade
  • Tantaran i Madagasikara Tananan i Madagasikara Governemanta malagasy Politika ao Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana eto Madagasikara Fiteny eto Madgasikara
  • Madagasikara, niongana tamin ny fanafihan ny Frantsay tamin ny 1895. Ny Governemanta malagasy voalohany dia tafapetraka tamin ny 10 Oktobra 1958 ary tamin ny
  • Tolon ny mpianatra Tananan i Madagasikara Governemanta malagasy Politika ao Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana eto Madagasikara Fiteny eto Madgasikara
  • 1918 hatramin ny 1933. Io Repoblika io dia nandimby ny fandravana ny governemanta imperialy alemàna roa andro talohan ny fiafarana ofisialin ny Ady Lehibe
  • Tantaran i Madagasikara Tananan i Madagasikara Governemanta malagasy Politika ao Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana eto Madagasikara Fiteny eto Madgasikara
  • Tantaran i Madagasikara Tananan i Madagasikara Governemanta malagasy Politika ao Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana eto Madagasikara Fiteny eto Madgasikara
  • Lalam - panorenana amin ny firenena dia karazan - dàlana manoro ny fomba fiasan ny governemanta Milaza izy hoe ahoana mifidy ny filoham - pirenena, firy taona izy no
  • Ny Fanjakana Mitambatra no voalohany manohana azy. Izy no neken ny governemanta britanika ho mpanjakan i Madagasikara. Namarana fifanekena i Radama tamin ny
  • eo amin ny toeran ny minisitry ny vola sy ny teti - bolam - pirenena ny governemanta tetezamita izay entin i Andry Rajoelina. Nandritry ny taona nitazonany

Users also searched:

...
...
...