Back

ⓘ Tononkalo




                                               

Haisoratra

Ny haisoratra dia vondron’asa vita teny. Soratana ny ankamaroan’izy ireo fa misy ihany koa ireo tenenina. Ny literatiora dia midika ny asan-tononkalo ary haisoratra izay tsara endrika.

                                               

Pénombre Andriampenomanana

I Pénombre Andriampenomanana dia teraka taminny 11 Janoary 1914. Isanireo nanangana UPEM. Nanoratra tononkalo amin ny teny frantsay sy malagasy. Commandeur des arts et des lettres izy. Nahazo ny loka voalohany fifaninana taminny onjapeo Malagasy 70.

                                               

Bokinny Salamo

Ny Bokinny Salamo, na Salamo, dia boky ao aminny Baiboly, ao aminny Testamenta Taloha izay misy amboaran-kira sy tononkalo fiderana anAndriamanitra miisa 150. Voasokajy ho bokim-pahendrena izy ao aminny Baiboly kristiana. Voasokajy ho isanireo atao aminny teny hebreo hoe Ketuvim izy ao aminny Tanakh.

                                               

Efrema Siriana

I Efrema Siriana na Efrema avy any Nisîba na Efrema Siriaka dia diakra na diakona sy teolojiana nanoratra taminny fiteny siriaka taminny taonjato faha-4 tany aminny faritri Asiria. Maro ny antokom-pivavahana kristiana manao azy ho olo-masina ka isanizany ny Fiangonana katolika sy ireo Fiangonana ortodoksa. Maro ny hiram-pivavahana sy ny tononkalo noforoniny. Teraka tao Nisîba taminny taona 306 izy ary maty taminny taona 373 tao Edesa. Isanireo Kristiana atao hoe Rainny Fiangonana izy. Atao hoe ܐܦܪܝܡ ܣܘܪܝܝܐ / ʾAfrēm suryāyā ou ʾAfrēm suryoyo izy aminny teny siriaka, Ἐφραίμ ὁ Σῦρος, Ephraím ...

                                               

Tsodranoni Mosesy

Ny Tsodranoni Mosesy na Tsodranoni Môizy dia anarana iantsoana ny tononkalom-paminaniana hita ao amin’ny Bokinny Deoteronomia, izay miseho ho fitsofan-drano natani Mosesy anireo fokoni Israely. Mitovy ny lohahevitrio tononkalo io sy ny anny Tsodranoni Jakoba, nefa tsy dia misy fitovizany firy ny votoatinireo tononkalo roa ireo, afa-tsy ny fampitahany ny iray aminireo foko ireo ho toy ny mpitsara ary ny iray hafa ho toy ny "zana-diona", na dia i Gada no zana-diona ary i Dana no mpitsara ao aminny Tsodranoni Mosesy fa i Dana no mpitsara ary i Jodà no zana-diona ao aminny Tsodranoni Jakoba. T ...

                                               

Bokinny Ohabolana

Ny Bokinny Ohabolana na Ohabolana dia boky ao aminny Testamenta Taloha, ao aminny Baiboly, izay tafiditra ao aminireo boky atao hoe "Soratra masina" na Ketuvim ao aminny Baiboly jiosy na Tanakh. Ny Bokinny Ohabolana dia fanangonam-pitenenana izay nampiasaina teo amini Israely tany aloha mba hampianarana ny vahoakanAndriamanitra ny fomba tokony hiainany ao aminny fahamarinana araka ny Fahendrena. Nosoratana hanana endrika tononkalo ny ohabolana, sahala aminny salamo. Ahitana teny mirakitra fahendrena nentin-drazana ao, toy ny oha-pitenenana fohifohy isan-karazany sy tononkalo koa izay mahak ...

                                               

Faminaniana sibilina

Ny Faminaniana sibilina na Faminaniana pseodo-sibilina dia fanangonan-dahatsoratra miisa 14 tsy misy ifandraisany voasoratrolona tsy fantatra taminny fotona samihafa. Na dia nosoratana toy ny tononkalo aminny teny grika aza ireo lahatsoratra ireo dia isanny literatiora apokaliptika jiosy na jodeo-kristiana manohitra ny fahefam-panjakana romana. Ny sasany aminireo lahatsoratra ireo dia mitantara zava-nitranga tany aminny Andro Taloha. Ohatra aminizany ny faminaniana faha-13 izay manokana andalan-tononkalo 60 aminny 173 izay milaza ny fanjakanny emperora Filipo Arabo. Ny mpahay tantara jiosy ...

                                               

Fiteny akadiana

Ny fiteny akadiana dia fiteny hamitô-semitika ao amin ny fianakaviam-piteny semitika efa tsy misy mpiteny intsony, izay nandray ny vokatry ny fifampikasohany tamin ny fiteny someriana. Fiteny velona izy tamin ny fiandohan ny taonarivo faha-3 ka hatramin ny taonarivo voalohany tal. J.K. tao Mesôpôtamia. Avy amin ny anaran ny tanàna atao hoe Akady izay renivohitry ny fanjakana mitovy anarana aminy. ny taonarivo faha-2 sy voalohany tal. J.K. dia nisy endriky ny fiteny akadiana roa: ny fiteny babilôniana tao amin ny tapany atsimon i Mesôpôtamia tao Babilônia sy ny fiteny asiriana tao amin ny t ...

                                               

Bokinny olon-kendry

Ny bokinny olon-kendry na bokim-pahendrena, ao aminny Testamenta Taloha ao aminny Baiboly kristiana, izay mirakitra lahatsoratra miendrika tononkalo, tonon-kira, ohabolana ahitana fotokevitra misy fisainana lalina momba ny fiainanny zanakolombelona, ny fifandraisany aminAndriamanitra, dia ireto: ny Bokini Joba, ny Bokinny Salamo, ny Bokinny Ohabolana, ny Bokinny Mpitoriteny, ary ny Tononkira Fanaperana. Ny Baiboly Katolika sy ny Baiboly ortodoksa dia ahitana boky fanampiny deoterokanonika: ny Fahendrena sy ny Ekleziastika. Ny boky ataonny Kristiana hoe bokim-pahedrena dia tafiditra ao amin ...

                                               

Tahirin-kevitra iahvista

Ny tahirin - kevitra iahvista na loharano iahvista, izay hafohezina amin ny litera J, dia iray amin ireo lahatsoratra efatra vinavinaim-pisiana niforonan ny boky dimy voalohany ao amin ny Baiboly, araka ny hevitry ny mpikaroka momba ny Baiboly tamin ny taonjato faha-18. Ny tahirin-kevitra elôhista sy deoterônômista ary ny an ny mpisorona. no heverin ireo mpikaroka ireo fa mifameno aminy. Ny tahirin-kevitra iahvista no antitra indrindra amin izy efatra. Misy ireo mpikaroka taty amin ny taonjato faha-20 izay nitsikera izany petra-kevitra izany ka nandao azy. Nitana anjara asa lehibe indrindr ...

                                               

Bokinny Makabeo

Ny Bokinny Makabeo dia boky maro mikasika ny zava-niseho teo aminny fivavahana jiosy niharanny fanenjehana taminny vanimpotoanny Tempoly Faharoa taminny andronireo mpanjaka seleokida, indrindra i Antiokosy Epifanesy. Ireto avy izy ireo: Boky fahatelonny Makabeo; Boky faharoanny Makabeo; Boky fahafitonny Makabeo; Boky fahavalonny Makabeo; Boky voalohanny Makabeo; Boky fahadiminny Makabeo; Boky fahefatry ny Makabeo; Boky faheninny Makabeo; Tsy hita ao aminny Tanakh Baiboly hebreo ireo boky ireo. Ny roa voalohany dia deoterokanonika ao aminny Baiboly katolika sy Baiboly ortodoksa fa apokrifa ...

                                               

Bokinny Fitomaniana

Ny Bokin’ny Fitomaniana dia boky hita ao amin’ny Tanakh sy ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly kristiana. Tonon-kiram-pisaonana lava narafitra amin’ny fomba kanto no ao anatiny, izay mamisavisa ny fahoriana lehibe vokatry ny fahirano, ny fandravana an’i Jerosalema sy ny Tempoly. Mafonja ny tonon’ireo Fitomaniana ireo izay maneho ny fahoriana lalina vokatry ny fahantrana sy ny mosary sy ny fandripahana ary ny loza hafa koa. Ireo rehetra ireo dia fisehon’ny famaizan’Andriamanitra noho ny fahotan’ny vahoaka sy ny mpaminany ary ny mpisorona. Na dia izany aza dia mifarana amin’ny tonon-kira ...

                                               

International Standard Name Identifier

Mandroso eo ambaninireo famantaranny ny Fikambanana Iraisam-pirenena ho anny Penitra toy ny Volavolan-Fenitra Iraisam-pirenena 27729. Ny fitsipika manan-kery nivoaka taminny 15 Martsa 2012. Ny ISO komity teknika 46, da 9 dia tomponandraikitra aminny fampandrosoana ny fitsipika. Ny ISNI azo ampiasaina ny fanazavana ny anarana izay raha tsy izany dia mety ho sahiran-tsaina, ary ny rohy ny angon-drakitra momba ny anarana izay dia nangonina sy ampiasaina aminny sehatra rehetra ny haino aman-jery orinasa.

Tononkalo
                                     

ⓘ Tononkalo

Ny tononkalo dia karazan-dahabolana na lahatsoratra natao andalana mifanarakaraka misy ngadona sy firindrana ary fitsipika mifehy ny fiafaranny andalana tsirairay mbaminny fomba hahakanto azy sady miompana aminny lohahevitra iray no natao hiantefa aminny saina sy ny fihetseham-po.

                                     

1. Rohy samihafa

  • : Takelaky ny havatsa ao Frantsa
  • : Tranonkala mampifandray ny poeta sy ny mpakafy poezia malagasy
  • : Toerana hanangonana tononkalo
  • : Takelaka momba ny haisoratra Malagasy taloha sy ankehitriny
  • : Tononkalo malagasy
                                     
  • Nepaley स मन प खर ल teraka tamin ny 21 septambra 1967 dia poeta, mpanoratra tononkalo mpilalao horonantsary, mpandika teny, ary mpanakanto maro, izay heverina
  • Mitovy ny lohahevitr io tononkalo io sy ny an ny Tsodranon i Jakoba, nefa tsy dia misy fitovizany firy ny votoatin ireo tononkalo roa ireo, afa - tsy ny fampitahany
  • teraka ny : 26 jolay 1951 tao Ihosy. Mpanao gazety izy ary manoratra tononkalo famoaboasan - kevitra sy sombintantara. Ahitana tononkalony vitsivitsy
  • ao amin ny fahamarinana araka ny Fahendrena. Nosoratana hanana endrika tononkalo ny ohabolana, sahala amin ny salamo. Ahitana teny mirakitra fahendrena
  • Nanaraka ny fampinarana tao amin ny sekolin i Pitagôra izy. Malaza amin ny tononkalo nataony izy, dia ilay mitondra ny lohateny hoe Ny amin ny Natiora, izay
  • voasoratr olona tsy fantatra tamin ny fotona samihafa. Na dia nosoratana toy ny tononkalo amin ny teny grika aza ireo lahatsoratra ireo dia isan ny literatiora
  • sary ary manoratra koa ny rainy, Itompokolahy Rakoto Léonard. Mpanoratra tononkalo sy hira mbola hirain ny tily ny anadahin - dreniny, Max Géo Lili, sady sakaizan i
  • fedrà, ny lalàna, ny siansa, ny fifandraisana an - tsoratra, ny tantara, ny tononkalo ary ny hafa koa. Tsy fitenim - pifandraisana tao Mesôpôtamia ihany ny fiteny
  • Taloha ao amin ny Baiboly kristiana, izay mirakitra lahatsoratra miendrika tononkalo tonon - kira, ohabolana ahitana fotokevitra misy fisainana lalina momba
  • maritrano ny sary sikotra, ny hosodoko, ny mozika, ny dihy ary ny tononkalo ao amin ny haisoratra ao koa ny sinema, ny sokitra, ny teatra, ny fakana
  • mitondra ny lohanteny hoe Le Couchant. Tamin ny 1924 no namoaka ny andian - tononkalo amin ny teny Frantsay La Coupe de Cendres. Nanomboka teo dia hita tamin ny
  • sokajin - dahabolana malagasy izay hita indrindra ao amin ny Merina, izay miendrika tononkalo fohy iresahana zava - madinika aloha, avy eo mankany amin ny tena lohahevitra
                                               

Hirani Mosesy

Ny Hirani Mosesy na Fihirana nataini Mosesy na Hirani Moizy dia ilay tononkalo hita ao aminny Bokinny Deoteronomia ao aminny Baiboly izay nivoaka talohanny hahafetesani Mosesy teo aminny tendrombohitra Nebo. Indraindray dia ny toko faha-32 iray manontolo no atao hoe Hirani Mosesy na dia ny ampahanio toko io ihany aza no tena tondroina aminizany, ny andininy faha-44 hatraminny faha-52 dia tsy isanizany. Araka ny Baiboly dia i Mosesy no namorona anio tononkira io.

Suman Pokhrel
                                               

Suman Pokhrel

Suman Pokhrel dia poeta, mpanoratra tononkalo, mpilalao horonantsary, mpandika teny, ary mpanakanto maro, izay heverina ho iray aminireo feo manintona lehibe indrindra ao Azia Atsimo. Nalaza ny asany ary navoaka iraisam-pirenena. Suman Pokhrel dia mpanoratra ihany no nahazo ny Loka literatiora SAARC indroa. Nahazo io loka io taminny taona 2013 sy 2015 izy noho ny tononkalony manokana sy ny fandraisany anjara aminny tononkalo sy ny zavakanto aminny ankapobeny any aminny faritra atsinanani Azia.

Users also searched:

...
...
...