Back

ⓘ Voninavoko




                                     

ⓘ Voninavoko

Ny tarika Voninavoko dia Atoa Rakotomavo Gabriel izay fantatra koa aminny anarana hoe "Dadagaby" Voninavoko no namorona azy. Iza no malagasy tsy mahalala fara-faharatsiny iray anireto hira ireo: Zaza mitomany, Voninavoko, Mananjary, Tsiriry, ZanakIarivo, Raozy mavo kely, Manja. sy ny hafa marobe. I Dadagaby no mpamorona ireo hira ireo. Maro ny mpanakanto no namerina nihira ny sasany aminireo hirani Dadagaby ireo. Izy koa moa dia mpampianatra sy mpamorona dihy. Efa marobe ny hetsika nandraisana anjara na teto an-toerana na tany ivenlani Madagasikara. hitohy.

                                     
  • Ny biby modaka: Ny sifotra sy ny mitovy aminy. Ny vorona Adabo Renala Voninavoko Animalia - Bos primigenius taurus Planta - Triticum Fungi - Morchella
  • Voahangy Volazara Wawa Wendy Catalina Zeze Mahanoro Jonny r afa Rakoto Frah Voninavoko Jean Emilien Régis Gizavo Justin Vali Kilema D Gary Njava Salohy Tarika

Users also searched:

...
...
...