Back

ⓘ Amerika




                                               

Shawnee

Mponina miaina any Etazonia ny Shawnee. Ao anatiny staty ny Ohio, ny Kentucky, sy ny Pensylvannia. Nisy tanana Shawnee kely tany aminy Illinois hatrany amini New York, tonga hatrany Georgia Amerika ny Shawnee. Teny Algônkiana ny teny Shawnee ; manakaiky ny Mesquakie sy ny Kickapoo. Chaouanon no anarana nomenny Frantsay azy taloha

                                               

Karaiba

I Kraiba dia faritra any Amerika voafaritry ny Ranomasina Karaiba, ao atsimo-atsinanan ny helodranon i Meksika sy atsio-atsinanan i Amerika Afovoany ary ao avaratr i Amerika Atsimo no misy an io faritra io. Ahitana nosy miisa 700 any ho any ny ao amin io faritra io. Mizara faritra roa i Karaiba, dia i Karaiban ny nosy sy ny Karaiba an-tanibe.

                                               

Mandan

Ny Mandan dia foko teratany ny amerika miaina eny anilanny renirano Missouri. Ao anatinny firenena amerikana ny Dakota Avatratra, sy Dakota atsimo. Ny Mandan no mponina isanny nanao tanàna any aminny tany lemaka ny Amerika Avaratra. Mihazana omby be sy mivarotra ny mandan.

                                               

Fiteny amerinda

Ny fiteny amerinda dia fianakaviam-piteny tsy voaporofo fisiana izay narosoni Joseph Greenberg tao aminny bokiny hoe Language in the Americas. Mamondrona ny fiteny amerindiana rehetra tsy isan ny fiteny eskimô-aleota tsy isan ny fiteny na-dene. Ny faritra itsinjarany dia any Kanada sy any Amerika Atsimo. Amin i Greenberg dia mamorona fianakaviambem-piteny ireo fiteny ireo noho izy ireo misy mpisolo tena voalohany ahitana ny renifeo. Maro anefa ny mpahay teny tsy manaiky ny fisian izany fianakaviam-piteny izany.

                                               

Wiyot

Ny mponina wiyot dia ponina teratany ny amerika niaina tany a Kalifôrnia mandidinani helondranohoni Humboldt efa nisy 8.000 taona izay. 500 izao ny isa ny mponina izao any ao avaratrani kalifôrnia ; io isa io dia ambanini isany. Misy olokafa 350 no voasoratranarana any anTable Bluffs ; fikambanana namboariny taminy taona 2000. Ny Wiyot dia nijaly tamini herisetrani amerikana taminy taona 1850 sy 1860 ; taminy andronio, maro dia maro ny olona tsy maintsy mandositra satria be dia be ny olona maty ; Io teny io dia voateny hoe "maty" taminy fahafatesanilay olona mpiteny farany anizio, Della Pr ...

                                               

Voay

Ny Voay dia biby mandady izay miaina anaty rano amin ny faritra trôpikaly any Afrika, Azia, Amerika ary Aostralia. Crocodylinae no anarany ana-tsiansa.

                                               

Baolina kitra

Ny Baolina kitra dia fanatanjahantena mampitohitra ekipa roa misy mpilalao 11 isany avy ao anaty kianka. Ny tanjonny ekipa iray dia mametraka baolina boribory ao anatinny zava-kendrehina any aminny sahanny ekipa iray, tsy mampiasa tanana, ary matetika kokoa nohonny ekipa iray hafa. Ny baolina kitra dia voakaodinny britanika taminny faranny taonjato faha 19, nanangana federasiôna iraisam-pirenena izy, ny FIFA taminny 1904. Taminny 2006, olona 264 tapitrisa eo ho eo ny isanny mpilalao baolina kitra manerana ny tany, ary izy no fanatanjahantena voalohany ao aminny ankabeazanny firenena. Ny ka ...

                                               

Sakaibe

Ny sakaibe dia zavamaniry karazana sakay maniry isan-taona avy any Amerika Atsimo, tsy mafana loatra, izay misy voany miloko maitso na mavo na mena arakaraka ny fahamasahany, atao legioma. Mety mahatratra iray metatra ny sakaibe maniry. Lehibe sy malemy ny raviny. Kely sy miloko fotsy ny voniny. Misy otrikaina C ny vozany. Any amin ny faritra manana toetany antonony mafana no tena anirian ny sakaibe. Maro karazana ny sakaibe ka miovaova arakaraka izany ny endriky ny voany. Ao amin ny fianakavian-javamaniry Solanacea ny sakaibe izay atao amin ny anarana ara-tsiansa hoe Capsicum annuum.

                                               

Fanjakana Inka

Ny fanjakana Inka, fantatra ihany koa aminny anarana hoe ny Fanjakana Inka, no fanjakana lehibe indrindra tany Amerika talohanny Kolumbiana. Ny foibem-pitantanana, politika ary miaramila ao aminny empira dia tao an-tanànani Cusco. Ny sivilizasiona Inka dia nipoitra avy any aminny havoana peroviana taminny fiandohanny taonjato faha-13. Ny tanàna mimanda farany dia resinny Espaniola taminny 1572.

                                               

Môrônia (mpaminany)

I Môrônia, araka ny Bokin i Môrmôna, dia mpaminany nefita farany, mpahay tantara, sady mpibaiko miaramila, izay niaina tany Amerika tamin ny faramparan ny taonjato faha-4 sy tamin ny fiandohanny taonjato faha-5. Taty aoriana dia izy no fantatra ho ny Anjely Môrônia, izay naneho ireo takela-bolamena tamin i Joseph Smith, izay nandika teny ireo takela-bolamena ireo ka nahazoana voalohany ny soratra ao amin ny Bokin i Môrmôna.

                                               

Dokotra fiompy

Ny dokotra fiompy dia karazan-dokotra ompiana avy aminny taranaka ganagana dia avy any Amerika. Mena ny hodi-dohany avy any aminny foto-bavany hatrany aminny vozony, indrindra ny anny lahy. Misy kambiny sahala aminny anny vorontsiloza ny eo amboninny orony, fa ny azy tsy mety mihalava. Rehefa masiaka izy na misy zavatra atahorany dia mitsanga ny volondohany. Tsy mamoaka feo firy ny lahy. Mety miseho aminny endrika maro ny volonity karazan-dokotra ity, ka misy ny fotsy, misy ny mainty, misy ny mena, misy ny mainty sy fotsy ary misy ny manga.

                                               

Valdisma

Ny valdisma na valdeisma na Fiangonana ara-pilazantsara valdesa dia Fiangonana lehibe indrindra nipoitra avy tamin ny toriteny nataon i Pierre Valdo. Io no fiangonana prôtestanta italiana voalohany izay hita indrindra ao Italia sy any Amerika Atsimo. Mikambana ao amin ny Fiombonan ny fiangonana nohavaozina era-tany sy ny amin ny Kônferansa prôtestanta any amin ny firenena latina ao Eorôpa io fiangonana io.

                                               

Soratra

Ny soratra dia fomba fametrahana an-tsary ny feon ny fiteny iray, amin ny alalan ny endri-tsoratra soratana na natao sary, hahafahana mifanakalo fampahalalana haingana kokoa ary tsy mila feo. Manasaraka ny Fotoana Nialohanny Tantara sy ny Tantara ny taona namoronana ny soratra. Ny endri-tsoratra voalohany indrindra fantatra aminizao tontolo izao dia endri-tsoratra hieroglifika hita tany Abydos 400 km miala ao Le Caire eo amina vilany tany hita tanaty fasam-panjaka taloha. taminny taona -3400 ireo soratra ireo no nosoratana. Taona maromaro taty aoriana, mipoitra ny soratra miendrika fantsik ...

                                               

Lionel Messi

Lionel Messi dia mpilalao baolina kitra teratany argentina, teraka tao Rosaria Argentina taminny 24 Jona 1987, ary milalao ao aminny klioba FC Barcelona sy aminny ekipam-pirenena argentina. C´ le fill du Antón Romero Messi Heverina ho anisanireo mpilalao mahay indrindra teo aminny tantaranny baolina kitra izy satria izy irery ho hany mpilalao nahazo ny Ballon dOr efatra taona nifanesy, ny taona 2009 ka traminny 2012. Maro no zava-bita tsara indrindra vitani Lionel Messi: izy no nahafaty baolina be indrindra teo aminny fifaninanam-pirenena La Liga any Espana; izy no mpilalao nahafaty baolin ...

                                               

Fiangonana Kristadelfiana

Ny Fiangonana Kristadelfiana dia fiangonana Protestanta kely izay tsy mino ny Trinite. Fiangonana nipoitra taminny Adventisma ny izy.

Amerika
                                     

ⓘ Amerika

I Amerika dia anisanny kaontinenta dimy, ny ranomasina mamaritra azy dia ny ranomasimbe Pasifika any andrefany, ny ranomasimbe Atlantika any atsinanany, ny ranomasimbe Arktika any avarany ary ny ranomasimbe Atsimo any atsimony. Ny faritany tena misongadina dia i Amerika Avaratra sy i Amerika Atsimo. Ireo faritra roa ireo dia voasaraky ny andilan-tanini Panama.

Aminny lafiny ara-jeografia, ny velarantaniny dia 42 tapitrisa km 2 ary ny isanny mponina dia 930 tapitrisa eo ho eo araka ny fanakekezana natao taminny taona 2009.

                                     

1. Jeografia

I Amerika Avaratra avy aminny farany avaratra hatraminny farany atsimo dia mirefy 15 000 km. Raha isaina avokoa ny velarantany manontoloni Amerika Avaratra Sy ny velarantany manontoloni Amerika Atsimo dia kontinenta faharoa lehibe indrindra eto an-Tany i Amerika velarantany manontolo: 42.44 tapitrisa km². Avy aminny lafiny andrefana hatrany aminny lafiny atsinanana dia ahitana karazan endri-paritra telo:

  • Ny morontsiraka andrefana dia ahitana tendrombohitra avo mahatakatra hatrany aminny 6 959 m ny tendrombohitra Aconcagua: ao Amerika Atsimo no ahitana ny tangorombohitra lava indrindra ivelan-dranomasina 6 000 km ny avy any atsimo mianavaratra.
  • Eo aminny morontsraka atsinanana indray no ahitana tany lemaka. Misy ihany ny tendrombohitra anefa ny haavony dia tsy mihoatra ny 3 000 m mihitsy; ohatra izao ny tangorombohitri Appalaches any avaratra, na ny tany avo brazilianina any atsimo.
  • Ny faritra afovoanny kontinenta amerikanina roa indray dia ahitana na tany lemaka eo aminny faritra afovoanny Amerika Avaratra, na alabe rehefa manakaiky ny Fehibe alani Amazonia, any Amerika Atsimo. Ny toerana misy anireo tany lemaka sy alabe ireo dia tany lemaka iva ikambananny renirano bassin.
                                     

1.1. Jeografia Ny mponina

Ny isanny mponini Amerika dia marikitra ny 930 tapitrisa eo taminny 2009. Ny isanny mponiny aminizao fotoana izao dia in-jatonny isanny mponiny vao zato taona lasa izay. Izy io dia noho ny fifindra-monina ary ny fitomboanny isanny mponina ao aminny faritra atsimoni Amerika ary eo aminny faritra Karaiba.

Ny toerana ipetrahanny ankamaroanny mponina ao Amerika dia ireo tanàna eo aminny faritra amorontsiraka, ahitana ny tanàna lehibe indrindra eto an-tany

Ny mponina tonga voalohany tao Amerika, izay antsoina hoe "Teratanini Amerika" na Amerindianina dia miisa eo aminny dimampolo tapitrisa eo ho eo. Izany hoe mahery kelinny 5% ny isanny mponina manontolo. Ny teny tenenina indrindra ao Amerika dia teny eoropeanina avokoa. Ny fiteny amerindianina be mpiteny indrindra dia ny fiteny ketsoà frantsay / anglisy / espaniola: quechua izay arahinny fiteny nahoatla.

                                     

2. Ny firenena ao Amerika

Firenena ao Amerika Afovony

  • Panama
  • Salvadôro
  • Belizy
  • Goatemala
  • Nikaragoa
  • Kôsta Rika
  • Hôndorasy

Firenena ao Amerika Atsimo

  • Goiana,
  • Venezoela
  • Kolombia,
  • Arjentina
  • Ekoadora,
  • Paragoay,
  • Bolivia,
  • Sorinama,
  • Però,
  • Silý,
  • Orogoay
  • Brezila,
                                     
  • Loup A dia teny Amerindinina efa maty. Loup B teny Teny Algônkiana Teratanin ny Amerika Aljika
  • I Però dia firenena ao Amerika Atsimo. I Lima no renivohiny. Ny tanàna lehibe indrindra dia i Lima. 1, 285, 216 km2 ny velarantaniny ary 30, 475, 144 ny isan
  • I Kioba dia firenena ao Amerika Afovoany. Ny renivohiny dia Havana. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. 109, 884 ny velarantaniny ary 11, 163
                                               

Terataninny Amerika Afovoany

Huaxteka Jicaques Maya Azteka Guaymis Lenca Guachichils Conchos Mam Tzotzil Quiché Tzeltal Tojolabal Mosquitos Chol Papagos Teotihuacan Tepehuas Tarahumars Taraska Zapoteka Olmeka Tépaneka Mazateka Pipil Zôka Tolteka Mixteka Ulvas Pames Otomi Totonaka

Ojiboey
                                               

Ojiboey

Ny Ojibway dia ilay firenena ngeza indrindra any Amerika Avartra ; miaraka aminy metis, izy fahatelo rehefa miresakanilay gropy ngeza indrindra any Etazonia ; ao arinani Cherokee sy ny Navajo ; mitovy ny fivelaram-ponina ny Ojibway any etazonia sy any Kanada. Miaina any avaratra ny Lac Supérieur ny Ojibwe, any Sault-Sainte-Marie.

Fiteny seienina
                                               

Fiteny seienina

Ny Fiteny seienina dia fiteny amerindianina tenenina ao aminny faritra afovoani Etazonia. Foko roa miaraka ny saienina: Sótaae ary ny Tsé-tsêhéstâhese avy aminny Tsêhéstáno), izay midika hoe "olona sahala isika" aminny teniny. Ny teny saienina dia avy aminny teny lakota šahíyena izay midika šahíya kely.

                                               

Ani (Taratasy Georgianina)

Ani is the 1st letter of the three Georgian scripts. Ao aminny rafi - zeorziana tarehimarika io dia manana ny lanjany 1. Ani matetika maneho ny hanokafana foibe unrounded zanatsoratra /a, toy ny fanononana teny nyEndrika:Angle bracket ao aminny "f ny apokalypsy".

Users also searched:

...
...
...