Back

ⓘ Havatsa-UPEM




                                     

ⓘ Havatsa-UPEM

Taminny 6 septambra 1952 tao Antananarivo no namoronanny poeta sy mpanoratra ary mpanao gazety 15 mirahalahy ny HAVATSA-UPEM, dia:

  • Daud Ratsarazaka
  • Nivo-Hary
  • Odéam Rakoto
  • Elie Charles Abraham
  • Flavien Ranaivo
  • Ener Lalandy
  • Raymond Abraham
  • Régis Rajemisa Raolison
  • Jean Louis Razafindratre
  • Pénombre Andriampenomanana
  • Michel Guste Rakotonirina
  • Pierre Janvier Abraham
  • Michel Paul Abraham sy Raharison Faustin izay sisa mbola velona aminizy ireo ankehitriny.
  • Dox Jean Verdi Salomon Razakandrainy

Ny tanjonny fikambanana dia ny fanandratana ny teny malagasy aminny alalanny Haisoratra, fiarovana ny maha Malagasy, fanandratana ny kolontsaina izay mampanankarena antsika. Manana toerana lehibe eo aminny fanandratana ny Teny sy ny Haisoratra Malagasy izy.

                                     
  • ny HAVATSA - UPEM Frantsa. Namoaka boky tononkalo izy tamin ny taona 2003 : Dia nisy ny mazava Misy tononkalo 700 eo ho eo nosoratany. Havatsa - Upem Frantsa
  • Analamanga ankehitriny. Institut d Art Dramatique et de Folklore IMADEFOLK Havatsa - UPEM Memoire de Diplome d Etudes Professionelles en Musique par RAZAFINDRAKOTO
  • Tsingerim - panina Vakoka: Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache 1948 Havatsa - UPEM filohan ny Fikambanana izy hatramin ny taona niorenany 1952 Académie
  • amin ny teny : Rosiana, Anglisy, Frantsay, Alema. Fikambanana misy azy : Havatsa - Upem : Union des Poètes et Écrivains Malgaches Filohamboninahitry ny Fikambananan ny

Users also searched:

...
...
...