Back

ⓘ Ampaha (matematika)




Ampaha (matematika)
                                     

ⓘ Ampaha (matematika)

Ny ampaha dia izay azo avy aminny fizarana. Aminny matematika ny ampaha dia ilazana ny isa azo avy amina fizarana mitovy ka

  • ny isa zaraina dia antsoina hoe mpanisa
  • ny isanny mpizara dia antsoina hoe mpanondro

Tsipika marindrano antsoina hoe tsipiky ny ampaha no manelanelana ireo isa roa ireo, ka ny mpanisa dia eo ambony ary ny mpanondro no eo ambany.

Ohatra, ny folo ampahadiminy dia soratana hoe 10 5 {\displaystyle {\tfrac {10}{5}}} ka 10 no mpanisa ary 5 no mpanondro. Ary 10 5 {\displaystyle {\tfrac {10}{5}}} mira 2 satria 5 × 2 = 10

Rehefa samy tsimivaky ny mpanisa sy ny mpanondro ary tsy aotra ny mpanondro dia antsoina hoe isa voasaina ny ampaha.

Tsy voatery hampiasa ny fanoratana mampiasa tsipiky ny ampaha anefa ny fanoratana ampaha. Ny isan-jato sy ny tafolo ary ny toraka miiba koa dia mahalaza ampaha. Ohatra, 1 10 {\displaystyle {\tfrac {1}{10}}} sy 10% sy 0.10 ary 10 −1 dia mahalaza ny ampahafolo.

                                     
  • ireo isa ampiasaina amin ny fanisana andavanandro miaraka amin ny isa aotra: 0, 1, 2, 3, Ny isa nanahary tsy ahitana miiba na ampaha na tafolo na faka.
  • sady miabo no miiba. Ny isa tsimivaky dia miavaka amin ireo isa mampiasa ampaha na tafolo na faka. - 3 sy 73809200037990 sy - 255 ary 2012 dia samy isa tsimivaky

Users also searched:

...