Back

ⓘ Ntaolo




                                               

Avaratra

Teo aminny Ntaolo raha manonona ny vazan-tany izy dia toy izao no fanaovany izany: tononiny aloha indrindra ny avaratra, izay vao ny atsimo, avy eo ny antsinanana ary faranany aminny andrefana. Tsy azo avadika izany filaharana izany fa toy ny mampitsimbadika ny filaminana misy aminny tontolo. Ohatra:" any ianareo zanahary avaratra, zanahary atsimo, zanahary antsiananana, zanahary andrefana". Araka izany dia samy manana ny filaharany sy ny heviny avokoa ny vazan-tany efatra teo aminny Ntaolo. Ny avaratra anefa no ambony sy manan-danja indrindra. Ara-tantara dia taminny andronAndriamanelo no ...

                                               

Fasana

Ny fasana dia zavatra naorina mba hiarovana ny toerana nandevenana na nanafenana ny maty. Araka ny finoan ny olona sasany, isan izany ny Ntaolo malagasy, dia io no toerana hita maso izay sady mampahatsiahy ny fahafatesana no mampifandray ny tontolon ny velona sy ny tontololon ny maty koa. Ao no itoeran ny razana amin ny androny sisa rehetra.

                                               

Ody

Ny ody dia tapa-kazo na tapa-javatra hafa izay ninoanny Ntaolo malagasy fa manan-kery hitondra ny soa sy hiaro aminny loza. Karazana sampy isam-batanolona ny ody, ka ninoana fa miaro na manome hery ny olona mitondra na miravaka azy. Ny olona avy aminny saranga rehetra dia afaka mitahiry ody. Mety ho tsara ny ody nefa koa mety ho ratsy.

                                               

Omby volavita

Ny omby volavita dia omby misy fotsy eo amin ny handriny, eo amin ny lamosiny, eo amin ny rambony ary eo amin ny feny. Noheverin ny Ntaolo malagasy fa izany no volon omby tsara indrindra ka mendrika hatolotra ny mpanjaka na dia manan-tompo aza.

                                               

Ambiroa

Ny ambiroa, araka ny finoan-drazana malagasy, dia singa ara-panahy izay inoanny Ntaolo malagasy fa maharitra aorian ny fahafatesana. Mety hialanny ambiroany vetivety ny olona iray ka hanjary ho verivery hevitra na verivery tadidy. Miverina ao aminny olombelona ihany ny ambiroa rehefa avy niala tao. Ny tsy fiverenanny ambiroa dia miteraka fahafatesana. Azo atao araka izany ny manala ambiroa na mampody ambiroa ny olona iray.

                                               

Fambara (finoana)

Ny fambara izay tsy inona fa zava-mitranga tsapanny olona ka manampy azy hahalala mialoha ny zavatra hitranga aminny hoavy akaiky na lavitra. asehonny andriamanitra na ny fanahy hafa. Inoanny Ntaolo malagasy koa ny fisianny fambara. Mety ho zava-tsoa no hitranga nefa matetika dia zava-dratsy no ahenoana ny teny hoe fambara, toy ny hoe fambara loza. Tsy voatery ho i Zanahary ihany no mandefa fambara fa mety ny razana na ny fanahy hafa rehetra.

                                               

Zorofirarazana

Aminny Malagasy, ny zorofirarazana na zoro firarazana dia ny zoro avaratra-andrefana amin ny trano. Omena ny anarana hoe Alahamady na zoronAlahamady koa io zoro io. Zoro saro-pady sy masina indrindra ny Alahamady teo aminny Ntaolo malagasy sy ho anny Malagasy mpandala ny fomban-drazana satria eo no itodihana raha mivavaka amin Andriananahary sy ny razana ary eo no apetraka ireo zava-masina rehetra. Ary izany no maha loham-bintana sy volana voalohany ny Alahamady aminny faritra sasany teto Madagasikara.

                                               

Persàna (vahoaka)

Ny Persana na Persiana na Vahoaka persiana na Persana tadrefana, izay monina ao Iràna dia vahoaka iraniana miteny persana na fiteny mifandray amin io fiteny io, sady mitovy kolontsaina sy tantara iombonana. Maro ny Persana monina any ivelan i Iràna. Ny Ntaolo persiana dia vahoaka iraniana izay nifindra monina nankany amin ny faritr i Persisy, izay mifandraika amin ny faritanin i Fars ankehitriny ao amin ny tapany atsimo-adrefan i Iràna, tamin ny taonjato faha-9 tal. J.K. Ny fianakaviambe lehibe indrindra dia mivangongo any Etazonia, any Kanada, any Soeda, any amin ny Emirata Arabo Mitambat ...

                                               

Hasina (fanomezana)

Ny hasina dia fanomezana atolotra ny olona na zava-manan-kasina. Fahizay, ny Ntaolo malagasy dia tsy miseho tanam-polo manoloana ny olona na zava-manan-kasina fa mitondra fanomezana toy ny lamba landy, ny tantely, ny akondro ary ny vola tsy vaky. Ny fomba atao aminny fanolorana izany no atao hoe "manasina". Ohatra, raha mandeha aminny olona mahay ody folaka na ody may dia manome azy ny "hasi-tanana", tsy saranny fanorana ny tongotra folaka anefa izany fa ilay hasina ao aminilay olona no isaorana. Raha mankany aminireo kalanoro mpitaiza dia sady manolotra vola no milaza hoe "mitomboa hasina ...

                                               

Boky aminny anarani Henoka

Ny boky aminny anarani Henoka dia boky apokrifanny Baiboly izay nampitondrainny mpanoratra azy ny anarani Henoka. Misy telo ireo boky ireo dia ny Bokini Henoka sy ny Bokinny Tsiambaratelon’i Henoka ary ny Bokinny Lapa. Tsy i Henoka no nanoratra azy ireo sady tsy mitovy ny olona nanoratra azy na dia atao hoe voalohany sy faharoa ary fahatelo aza izy ireo. Ny Jiosy mpanoratra apokalipsa dia nitady anaran’olona malaza sady eken’ny lovantsofina fa afaka ny hiantoka ny fanambaràna izay tian’ireo mpanoratra ireo hampitaina. I Henoka dia lazain’ny Bokin’ny Genesisy fa "niara-nandeha amin’Andriama ...

                                               

Fiompiana

Ny fiompiana dia fitambaran ireo asa miantoka ny fikarakarana sy ny fampitomboana taranaka ny biby, ka mety ho biby fiompy izany na biby dia, izay atao ho amin ny tombontsoan ny olombelona. Ireo biby ireo dia mipetraka tsy lavitra ny fonenan ny mpiompy azy na ao an-tranony mihitsy aza. Izany dia asa ikendrena, amin’ ny alalan ny fikarakarana, ny fampitomboana taranaka, ary ny fampiasana ny biby fiompy, ho amin ny fanomezana fahafaham-po ny filana ara-pitaovana na ara-tsakafo ary indrindra ara-pamantarana hita maso.

                                               

Kolontsaina ao Roanda

Ny kolontsaini Roanda dia miseho aminny fomba isan-karazany sady manan-karena. Miteny aminny fiteny tokana ny mponina, dia ny fiteny kiniaroanda izay teneninny vahoaka baniaroanda. Manampy anity fiteny ity ny fiteny frantsay sy ny fiteny anglisy ary ny fiteny soahily. Hita ao Roanda ny fivavahan-drazana sy ireo fivavahana roao lehibe dia ny kristianisma sy ny fivavahana silamo. Ny andro Asabotsy farany aminny volana dia anaovanny Roandey ilay atao hoe umuganda, izany hoe androm-pirenena ho anny fanaovana asa miaraka eoanivonny vahoaka isan-tanàna. Manan-karena aminny lafiny dihy sy mozika ...

                                     

ⓘ Ntaolo

Ny Ntaolo dia ireo razam-be tany aloha. Mitory fanajana sy fankatoavana ny fahendreny ihany koa ny fampiasana ny teny hoe Ntaolo. Araka izany dia manana ny hajany teo aminny fiaraha-monina malagasy tokoa izany hoe Ntaolo izany. Ny fototeny dia ny hoe "aolo" izay midika hoe aloha,nandrafetana ihany koa ny teny aoloana. Ny hoe "ntaolo" dia entina ilazana ireo nialoha lalana. Raha ara-bakiteny, ny mifanohitra aminy dia ny hoe "tafara" izay entina milaza ireo avy sy ho avy aoriantsika. Ny tandroy no tena mahay manonona azy aminny fomba mampivoitra ilay fototeny.

                                     
  • andavanandro ny ohabolana, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin ny Ntaolo malagasy dia haoren - tsaina miampita amin ny alàlan ny lovantsofina toy ny
  • ambiroa, araka ny finoan - drazana malagasy, dia singa ara - panahy izay inoan ny Ntaolo malagasy fa maharitra aorian ny fahafatesana. Mety hialan ny ambiroany
  • ambin ny folo sy ny tanàna hafa izay miorina manodidina an Analamanga. Ny Ntaolo dia nanana ny fahendreny notoaviny amanjato taona nandaminany ny toerana
  • akaiky na lavitra. asehon ny andriamanitra na ny fanahy hafa. Inoan ny Ntaolo malagasy koa ny fisian ny fambara. Mety ho zava - tsoa no hitranga nefa matetika
  • io zoro io. Zoro saro - pady sy masina indrindra ny Alahamady teo amin ny Ntaolo malagasy sy ho an ny Malagasy mpandala ny fomban - drazana satria eo no itodihana
  • dia lohahevitra sarotra tsorina. Ny Ntaolo iraniana dia foko ariana sy tsy ariana. Ny Ariana izay atao hoe Ntaolo iraniana, dia nivavaka tamin ny zava - misy
  • kolontsaina sy tantara iombonana. Maro ny Persana monina any ivelan i Iràna. Ny Ntaolo persiana dia vahoaka iraniana izay nifindra monina nankany amin ny faritr
  • manomboa ny herinandro amin ny Alahady ary misy ny misafidy andro hafa. Ny Ntaolo malagasy sasany dia nampanomboa ny herinandro amin ny Alakamisy. Arakaraka
  • hasina dia fanomezana atolotra ny olona na zava - manan - kasina. Fahizay, ny Ntaolo malagasy dia tsy miseho tanam - polo manoloana ny olona na zava - manan - kasina
  • ny boky nosoratany: , manokana na niaraka tamin olon - kafa: Ohabolan ny Ntaolo 1871, nosoratany sy i J. Parrett Malagasy Kabary 1873 Fomba Malagasy

Users also searched:

...
...
...