Back

ⓘ Fanalan-jaza




                                     

ⓘ Fanalan-jaza

Amin’ny biby mampinono, ny fanalan-jaza dia ny fifaranana ny fitondram-bohoka alohan’ny fiterahan’ny zazakely. Afaka tonga ho azy ny fanalan-jaza, matetia noho ny zavatra tsy nety tao amin’ny fitondrana vohoka. Rehefa itranga izany, dia atao hoe afa-jaza. Ny olombelona dia afaka mamarana ihany koa ny fitondrana vohoka alohan’ny fiterahana. Ny firenena dia samy manana ny lalàny mikasika ny fanalan-jaza. Rehefa tsy azo atao ny fanalan-jaza dia maro ireo faninganana izay ahafahana manao izany: firaisana amin’olom-pady, fanolanana, kilema amin’ny zaza hoteraka na fitondram-bohoka mety hampidi-doza an’ny reniny.

                                     
  • izay namorona vondron - dahalo mamaky tranon olon - tsotra. Maty noho ny fanalan - jaza ny iray amin ny zanaka vavin i Rainilaiarivony, ary ny sasany dia nanambady

Users also searched:

...
...
...