Back

ⓘ Tompondaka eran-tany amin'ny tsipy kanetibe 2016




                                     

ⓘ Tompondaka eran-tany aminny tsipy kanetibe 2016

Ny tompondaka eran-tany faha-47 aminny tsipy kanetibe dia natao tao Antananarivo taminny taona 2016. Fifaninanana tsitelotelo sy kendry no natao.

                                     

1. Lalao tsitelotelo

Madagasikara no nahazo ny fandresena, nandresy ani Benina taminny isa 13-5 taminny famaranana. Taminny manasa-dalana dia nandresy ani Belzika 13 noho ny 9 ny Malagasy ary i Benina dia nandavo ani Frantsa. Razakarisoa Tita, Andrianina Nanou, Razafimahatratra Hery ary Rakotondrazafy Lova no ekipam-pireneni Madagasikara taminizany

Users also searched:

...
...
...