Back

ⓘ Alakamisy




                                               

Alarobia

Ny Alarobia dia andro fahatelo ao aminny herinandro raha ny Alatsinainy no andro voalohany, fa andro fahefatra kosa raha ny Alahady no andro voalohany. Aminny Malagasy mandala ny fomban-drazana dia andro fahafito izy raha manomboka aminny Alakamisy ny herinandro. Ny teny malagasy hoe Alarobia na Larobia dia avy aminny teny arabo hoe الأربعاء / al-’arbi‘ā’ izay midika hoe "andro fahefatra".

                                               

Alahady

Ny Alahady dia andro fahafito ao aminny herinandro raha ny Alatsinainy no atao andro voalohany fa andro voalohany kosa izy raha ny Alatsinainy no atao andro faharoa. Andro fahefatra izy ho anny herinandro manomboka aminny Alakamisy. Ny teny malagasy hoe Alahady na Lahady dia avy aminny teny arabo hoe الأحد / al-aḥad izay midika hoe "andro voalohany".

                                               

Talata

Ny Talata dia andro faharoa ao aminny herinandro raha ny Alatsinainy no andro voalohany, fa andro fahatelo kosa raha ny Alahady ny andro voalohany. Aminny Malagasy manaja ny nentin-drazana dia andro fahenina izy raha manomboka aminny Alakamisy ny herinandro. Ny teny malagasy hoe Talata na Atalata dia avy aminny teny arabo hoe الثلاثاء / ath-thulathā’.

                                               

Zoma

Ny Zoma dia andro fahadimy ao aminny herinandro raha ny Alatsinainy no andro voalohany, fa andro fahenina kosa raha ny Alahady no andro voalohany. Aminny Malagasy mandala ny fomban-drazana dia andro faharoa ny Zoma raha andro voalohany ao aminny herinandro ny Alakamisy. Ny teny malagasy hoe Zoma na Azoma na Joma dia avy aminny teny arabo hoe الجمعة / al-jum‘ah izay midika hoe "andro fahenina".

                                               

Herinandro Masina

Ny Herinandro Masina na Herinandro Mangina aminny Kristiana, dia ny herinandro mialoha ny Paska sady ampahany farany aminny fari-potoanny Karemy. Ahatsiarovana ny Fiaretani Kristy fijaliana ny Herinandro Masina. Ny telo andronny Paska aminny Fiaretani Kristy sy ny Fitsanganani Kristy taminny maty dia manomboka aminny Alakamisy hariva aminio herinandro io ka mifarana aminny harivanny Alahadinny Paska. Ireo telo andro ireo no tamponny taona litorjika satria taminny alalanny fahafatesana no nandreseni Kristy ny fahafatesana ary ny taminny fitsanganany ho velona no namerenany indray ny fiainan ...

                                               

Distrikan Anjozorobe

Ny DistrikanAnjozorobe dia distrika eto Madagasikara, ao aminny tapany avaratra adrefanny FaritaninAntananarivo, ao aminny Faritra Analamanga. manana velarantany 3 714 km 2 ho anny mponina miisa 202 771.

                                               

Anjanapara

Anjanapara dia tanàna ao aminny kaominina Ambanivohitra Alakamisy Anativato, Distrikanny Betafo, faritra Vakinankaratra. 25Km eo ho eo raha miala anAntsirabe no miankandrefana toy ny ho any Betafo. Eo aminny PK17 aminny lalam-pirenena faha 34 RN34 no mivily mianatsimo manaraka lalan-tany izay tody any Tritriva.

                                               

Ambohinaorina

Vice président: Patrice Fokotany:Ambohinaorina Président: Dada Gaby District:Ambohidratrimo Region:Analamanga. Mairie: Tina be Commune Rurale:Fiadanana Raha miala eo aminny PK15 RN1 eo Alakamisy Fenoarivo dia mande lalantany 7km eo, misy fokotany 12. Commune ambanivohitra tena mamokatra "légumes sakay, anana isankarazany,voatabia.Anisanny tanana betsaka Voasary ihany koa io toerana io, ary mbola malalaka tany azo anitarana ny renivohitra, fa ny mampalahelo dia ifaninananireo maire amidy aminy sinoa ny tany

                                               

Herinandro

Ny herinandro dia tsingerim-potoana izay fitambarana andro maromaro tsy mihoatra ny iray volana na ny tsingerim-bolana iray. Ny herinandro misy fito andro mifanesy no tena be mpampiasa. Ny iray volana dia misy efatra herinandro mahery kely raha fito andro ny iray herinandro ary ny iray taona misy 52 herinandro mahery kely. Arakaraka ny safidinny fanjakana na ny fiangonana na ny vahoaka tsirairay dia mety hanomboka aminny andro Alahady na Alatsinainy na andro hafa ny herinandro. Ireto avy ny anaranny andro ao aminny herinandro misy andro fito: Alatsinainy, Talata, Alarobia, Alakamisy, Zoma, ...

                                               

Tetiandro hebreo

Ny Tetiandro hebreo dia tetiandro ampiasaina ao aminny fivavahana jiosy sy ny Fanjakani Israely ankehitriny. Tetiandro manaraka ny fihodinny Volana sy ny Masoandro ny tetiandro hebreo, ka ny iray volana dia miovaova ho 29 na 30 andro. Misy iray volana fanampiny izay asisika isaky ny telo taona satria tokony ho feno ny tsingerim-potoana 19 taona atao hoe Tsingerini Metona. Avy aminio tetiandro io no nahazoana ny Tetiandro jiosy izay ampiasainny Fanjakana Israeliana. Ny totalinny andro ao anatinny taona iray dia mety ho 353, 354 na 355 raha tsy misy iray volana fanampiny, faha-13. Marihina f ...

                                               

Fetinny Trinite

Ny Fetinny Trinite na Alahadinny Trinite dia fety ankalazana anAndriamanitra tokana misy persona telo, dia ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Tao amin’ny Fiangonana voalohany, dia tsy nisy fomba fivavahana manokana na andro manokana natokana ho an’ny Trinite Masina. Nefa rehefa niely ny arianisma izay noheverina ho fampianaran-disoni Ariosy dia nanomana fankalazana omban-kira fiderana sy hira ifamaliana, hira mialoha hotononina aminny Alahady ny Rainny Fiangonana. Ankalazaina aminny Alahady voalohany aorianny Pentekosta ny Fetinny Trinite ao amin’ny Fiangonana Tandrefana ary amin’ny ...

                                               

Demony

Ny demony araka ny finoan ny fivavahana maro, dia zavaboary tsy hita maso manana hery ratsy mahatonga ny fahaverezan ny olombelona entiny hanao ny ratsy. Ao amin ireo fivavahana abrahamika dia iantsoana ireo fanahy na anjely nanaraka an i Satana na Devoly nikomy tamin Andriamanitra ny demony. Ao amin ireo fivavahana ireo sy ny fivavahana maro hafa koa dia heverina fa afaka mipetraka amin olona ny demony ka ilana ny famoahana na ny fandroahana azy. Ny anarana hoe Demony koa dia matetika asolo ny hoe Satana na Devoly, indrindra rehefa ampiasaina hilazana zavatra tokana sy ialohavan ny mpanor ...

                                     

ⓘ Alakamisy

Ny Alakamisy dia andro fahefatra ao aminny herinandro raha ny Alatsinainy no andro voalohany fa andro fahadimy kosa raha ny Alahady no andro voalohany. Andro voalohany ny Alakamisy ho anny Malagasy mandala ny nentin-drazana tsy mandray ny Alatsinainy na ny Alahady ho andro voalohany aminny herinandro. Ny Malagasy talohanny fidiranny kolontsaina arabo sy ny kolontsaina tandrefana dia nisy nanao ny Alakamisy ho andro voalohany aminny herinandro.

Ny teny malagasy hoe Alakamisy na Lakamisy na Kamisy dia avy aminny teny arabo hoe الخميس / al-khamīs izay midika hoe "andro fahadimy".

                                     
  • manaja ny nentin - drazana dia andro fahenina izy raha manomboka amin ny Alakamisy ny herinandro. Ny teny malagasy hoe Talata na Atalata dia avy amin ny
  • dia andro faharoa ny Zoma raha andro voalohany ao amin ny herinandro ny Alakamisy Ny teny malagasy hoe Zoma na Azoma na Joma dia avy amin ny teny arabo
  • mandala ny nentin - drazana dia andro fahatelo izy raha manomboka amin ny Alakamisy ny herinandro. Tany Gresy fahiny ny andro Asabotsy dia antsoina hoe κρονία
  • hafa. Ny Ntaolo malagasy sasany dia nampanomboa ny herinandro amin ny Alakamisy Arakaraka ny tetiandro ampiasaina ny isan ny andro ao anatin ny herinandro
  • Kristy sy ny Fitsanganan i Kristy tamin ny maty dia manomboka amin ny Alakamisy hariva amin io herinandro io ka mifarana amin ny harivan ny Alahadin ny
  • distrika misy kaominina roa ambin ny folo, ambonivohitra sy ambanivohitra: Alakamisy Ambatomanoina Amboasary Ambohibary Ambongamarina Analaroa Anjozorobe
  • SimulRadio ilay onjam - peo. Alatsinainy - Alakamisy 10: 00 ny 13: 00 Zoma 10: 00 12: 00 Be Smart Alatsinainy, Alarobia, Alakamisy dia UMEDA Hit 10 Japoney, Tandrefana
  • Anjanapara dia tanàna ao amin ny kaominina Ambanivohitra Alakamisy Anativato Distrikan ny Betafo, faritra Vakinankaratra. 25Km eo ho eo raha miala an Antsirabe
  • président : Patrice Mairie : Tina be Raha miala eo amin ny PK15 RN1 eo Alakamisy Fenoarivo dia mande lalantany 7km eo, misy fokotany 12 Commune ambanivohitra
  • ao amin ny herinandro misy andro fito: Alatsinainy, Talata, Alarobia, Alakamisy Zoma, Asabotsy ary Alahady. Ny fizaràna ny fotoana ho tsingerim - pito
  • fiangonana manaraka ny tetiandro gregoriana. Ny nifidianana ny andro Alakamisy dia fanarahana ny voalaza ao amin ny Filazantsara Marka sy Lioka sy
  • Alarobia Yom Khamishi יום חמישי izay midika hoe andro fahadimy Alakamisy Yom Shishi יום ששי izay midika hoe andro fahenina Zoma Yom Shabbat

Users also searched:

...
...
...