Back

ⓘ Famadihana




                                               

Razana (finoana malagasy)

Ny razana, araka ny finoan-drazana malagasy, dia ireo olona efa maty nefa heverina ho hery mpanao soa eo aminny fiainanny velona. Ny Malagasy sasany dia mihevitra fa ny fanahinny razana dia mety manjary angatra raha tsinontsinoavina na atao ratsy. Heverina fa manangatra eo aminny fasana nandevenana azy sy mitondra aretina sy loza aminizay nanao ratsy azy ny angatra. Misy ny mino fa ny fombafomba sasany, toy ny famadihana, izay amokarana sy amonosan-damba vaovao ary andevenana indray ny vatanny maty isaky ny 5 hatraminny 10 taona, dia misakana ny fanjariana angatra na kinoly noho ny fikamba ...

                                               

Filazantsarani Jodasy

Ny Filazantsarani Jodasy na Evanjelini Jodasy dia soratra natao tokony ho taminny taonjato faharoa. Tsy hita ao aminny Baiboly izany soratra izany ka isanireo atao hoe Filazantsara apokrifa. Tao aminny fikambananolona efa kristiana nefa nanana firehana gnostika no nipoirany. Taminny taona 1978 no nahitana io soratra io aminny teny kopta ka ny pejy faha-33 hatraminny faha-50 ao aminilay boky ihany no sisa tavela aminizao noho ny fahasimbany. Manamarina ny famadihana nataoni Jodasy ani Jesoa ny mpanoratra anilay filazantsara satria nahazo hafatra avy amini Jesoa hono i Jodasy hoe: "Ianao no ...

                                               

Mivany mitetika

Tenin-jatovo midika:miteny mivadika.Samy manana ny vany mitetikany ny tarika tsirairay.Ny tariky ry Bob zao raha milaza ho:"Lembona botsy" dia midika izany hoe I Bobna letsy.Ohatra hafa:"Kezazaly" midika zazakely."Sipa mampigadra satria mbola kezazaly".Ohatra hafa: Zandry: Iny ary i an. Bob: Iry poza? Zandry: Miry posa. Ohatra hafa:"I beloha no tompon-dakanny postamary".Hitantsika eto fa ny teny hafenina ihany no havadikaeto:postamary ary mety ho lasa teny iray ny teny roa rehefa mahazatra ny famadihana azy.Ny avy any Bira indrindra any Ampanataovana sy Ambalavato koa no tena tompon-daka a ...

                                               

Olikaratra

Ny olikaratra dia vondrona fela elektirônika mifandray matetika aminny alàlanny olikaratra voatonta ary ny tanjony dia manao asa iray. Izay ny antony iheverina ny olikaratra fa boaty maintsy misy: Fidiranny aratra famelomana azy, Fivoahana tokana na maro. Fidirana tokana na maro, Matetika, ny olikaratra dia tohizinny sistema elektirômekanika mba afahana mampiasa na mijery ny valinny fanodinana. Ny felanny olikaratra dia matetika atao eo amboninny zavatra tsy mampita aratra bakelita misy ny mpampita aratra, olikaratra voatonta, sy/na voavondrona anaty olika voafintina anaty.

                                               

Restaorasionisma

Ny restaorasionisma na restorasionisma dia finoana ny tokony hamerenana ny fivavahana kristiana amin’ny finoany sy ny fanaony tany amin’ny taonjato voalohany. Ny restaorasionisma koa dia finoana ilazana ny tena ho mpamerina ny fivavahana kristiana ho amin’izany toetrany voalohany izany. Mety ho ny rafitra nisy tany aloha na ny fitondran-tena tany aloha no lazaina amin’izany na koa ny fiainana mivantana ny asan’ny Fanahy Masina. Ilaina izany famerenana ny kristianisma tany aloha izany, hoy ireo restaorasionista, noho ny fisian’ny famadihana ny fivavahana kristiana tsy ho amin’ny tena izy. H ...

                                               

Abidy arabo

Ny abidy arabo dia abjady, izany hoe abidy tsy ahitana afa-tsy renisoratra, natao hanoratana ny fiteny arabo sy fiteny hafa koa, ka soratana avy ankavana miankavia. Nisy litera miisa 28 izy taminny voalohany nefa ny fiteny tsirairay izay soratana aminy dia samy nanao fanovana arakaraka ny rafi-peo ao aminy. Tsy manana zanatsoratra hanoratana ny zanapeo ny abidy arabo fa mari-tsoratra sahalahala aminny teboka na faingo apetraka eo ambony na ambany na aloha na aorianny renisoratra hisolo ny zanatsoratra. Nanomboka taminny fielezanny finoana silamo mantsy dia maro ireo fiteny ankoatry ny arab ...

                                               

Vola

Ny vola dia vita aminny taratasy na metaly atontanny fanjakana, ary manan-kery ao aminio tany io mba ho sandanny entana vidiana. Ny fanjakanny tany tsirairay avy dia manamarika ny volany aminny sary sy soratra mba hampiavaka azy ireo. Manana ny anjara toerany lehibe eo aminny firenena iray ny vola.

                                               

Fitaovana an-dakozia

Ny voanjo dia nosokafana taminny fomba tantanana taminny alàlanny tantanana sy vatan-kazo, vita aminny vato matetika. Ny voanjo sasany toy ny kennuts dia azo sokafana aminny tànana ihany koa, aminny alàlanny fihazonana ny voanjo ao aminny felatanana ary apetaho aminny felatanana na ankihibe iray hafa, na aminny fampiasana voanjo hafa. Ireo mpanamboatra dia mamokatra fitaovanny lakozia maoderina miasa mazàna somary mitovy aminny pliers, saingy miaraka aminny teboka misy ny pivot aminny farany mihoatra ny voanjo, fa tsy eo afovoany. Ireo koa dia ampiasaina aminny famakiana ny akoroky ny foza ...

                                               

ZanakOlona

Ny ZanakOlona, ao aminny jodaisma sy ny kristianisma, dia olona hiseho aminny andro farany izay tsy iza fa ny Mesia. Taminny vanim-potoana taorianny fahababoana tany Babilona ny Jiosy tao aminny firehana apokaliptika no niresaka ny aminny ZanakOlona, ary nipoitra tao aminny Filazantsara kristiana izany ka nenti-maniondro ani Jesoa Kristy aminny maha Mesia efa nolazainny Testamenta Taloha azy. Fandikana ny teny grika hoe ὁ υἱὸς τοῦ ἀνθρώπου / ho uios tou anthrôpou izany, ary fandikana koa ny teny arameana hoe בר אנש / bar enash na bar nasha, izay nampiasaina taminny androni Jesoa, ka mitovy ...

Famadihana
                                     

ⓘ Famadihana

Isanny fomban-drazana iray mampiavaka ny Malagasy ny f amadihana, izay antsoina koa hoe famonosan-damba. Ny famadihana dia fety atokanny Malagasy hahatsiarovana ireo efa maty. Anehoana ny fifandraisana mbola misy eo aminny velona sy ny maty izy, izany hoe anehoana ny fanajàna sy fanomezana hasina ny razana. Atao aminizany ihany koa ny fangataham-pitahiana aminny razana. Tsy vitanny hoe hahatsiarovana izy io, fa indrindra ahazoana miverina mikasika ireo efa maty. Fotoana ahazoanny fianakaviana mifankahita koa izy io.

                                     

1. Ny fomba atao mandritra ny famadihana

Fanatanterahana ny lanonana

Mampiavaka ny famadihana dia ny fisianny ny mozika, ny sakafo, ny kaho-drazana ary ny fihaingona.

Ny mozika

Matetika dia manakarama mpanao mozika mihitsy ny tompon-draharaha mba hampandihizana ny olona

Ny kaho-drazana

Ny kaho-drazana dia vola omenny olona nasaina ho anny tompom-pety.

Ny fihaingona

Fahiny ihany koa dia,ny fotoananny famadiana no fotoana ahitana ny fihaingona isankarazany izany hoe manao akanjo vaovao daholo ny rehetra ka mampidera izay

                                     

1.1. Ny fomba atao mandritra ny famadihana Fanatanterahana ny lanonana

Mampiavaka ny famadihana dia ny fisianny ny mozika, ny sakafo, ny kaho-drazana ary ny fihaingona.

                                     

1.2. Ny fomba atao mandritra ny famadihana Ny mozika

Matetika dia manakarama mpanao mozika mihitsy ny tompon-draharaha mba hampandihizana ny olona

                                     

1.3. Ny fomba atao mandritra ny famadihana Ny sakafo

Asaina ny mpiray tanana sy ny manodidona rehetra aminny sakafo. Any aminny toerana sasany dia antsoina mihitsy hoe "vary be menaka" na "vary be saosy" izy io, noho ny atiny: mamono omby na kisoa iray na maromaro mihitsy ny tompon-draharaha hamokisana ny olona, ary atao izay hampatavy ny sakafo, mba hahatsiarovanny olona ny tsirony

                                     

1.4. Ny fomba atao mandritra ny famadihana Ny kaho-drazana

Ny kaho-drazana dia vola omenny olona nasaina ho anny tompom-pety.

                                     

1.5. Ny fomba atao mandritra ny famadihana Ny fihaingona

Fahiny ihany koa dia,ny fotoananny famadiana no fotoana ahitana ny fihaingona isankarazany izany hoe manao akanjo vaovao daholo ny rehetra ka mampidera izay

                                     

2. Fotoana anaovana ny famadihana

Ny tomponny fanapahan-kevitra

Tsy tena misy daty voatokana hanaovana famadihana fa arakaraka ny hevitry ny raiamandreny ao aminny fianakaviana. Matetika dia ny iray aminireo raiamandreny no milaza hoe: "Nanonofy an-dranona olona efa maty aho halina, ka niteny izy hoe Mangatsiaka izahay

Ny daty anaovana ny famadihana

Volana Jolay ka hatraminny Septambra no fotoana fanaovana famadihana. Ho anny Malagasy dia manomboka aminny vanim-potoana fararano no fanaovana famadihana, handaniam-bola aman-karena mihitsy mantsy ny famadihana ka dia nosafidianny Malagasy hanaovana izany ny vanimpotoana fiakaranny voka-bary fararano, main-tany. Mila andro tsara ny famadihana ka nosafigina ny main-tany izay tsy misy orana, maina rahateo ny andro aminio vanimpotoana fararano io.

                                     

3. Kiana

Fomba fijerin ny Prôtestanta

Ny fivavahana kristianina sasany, indrindra ny prôtestanta dia manambara ny famadihana ho fomba iray mifanipaka amin ny fanompoana an Andriamanitra. Heverin izy ireo ho isan ny fanompoan-tsampy ny famadihana noho izy ataony hoe fivavahana amin ny razana. Ny karazana mpivavaka sasany toy ny mpiandry dia tsy mahazo mandray anjara amin ny famadihana mihitsy.

Fomba fijerin ny Katôlika

Etsy andaniny anefa ny fivavahana katôlika dia tsapa ho mandefitra kokoa ity fomba iray ity.

                                     
  • fanafohezana ny hoe Deutsches Institut für Normung izay namoaka fomba famadihana ny litera arabo amin y litera latina. Tamin ny taona 1982 no nampiasana
  • izany ho an ny mpiara - monina. Famadihana Isan ny fomban - drazana iray mampiavaka ny Malagasy ny famadihana Ny famadihana dia fety atokan ny Malagasy hahatsiarovana
  • Merina amin ireo razam - beny avy any Indonezia ohatra amin izany ny Famadihana izay fomban ireo Indoneziana avy any amin ny faritr i Sulawesi ao Indônezia
  • tarehimarika romana I hatramin ny XII no asolo ireo litera ireo amin ny famadihana ny fanoratana amin ny abidy latina. Mpaminany hafa: Ἠσαΐας Êsaías malagasy:
  • raha oharina amin ny dôlara amerikanina. Ny famotsiam - bola dia fomba famadihana vola avy amin ny heloka bevava atao hoe maloto ho vola na fananana
  • afovoan - tany dia manatanteraka ny famadihana Ahatsiarovana ireo razana sy ivorian ny fianakaviana sy ny mpiara - monina ny famadihana ary anaovana lanonana. Ny
  • lanonana rehetra mantsy no anaovana io dihy io. Amin ny forazaza sy ny famadihana ary ny fandevenana, ohatra, dia dihy hafa no atao fa tsy ny afidrafindrao
  • nitarika ho amin ny fanamboarana fasana andaniam - bola be, fanaovana famadihana ho an ireo mponina afovoan - tany izay amongarana amin ny fomba miverimberina
  • indrindra fa ny Alpes izay namarotana azy ireo ho fahatsiarovana, ary ny famadihana ny fanamboarana indostrialy, ao anatin izany ny fisian ireo katalaogim - pahefana
  • hoe halevina raha misy maty ampidirina ao am - pasana ny tsy fanaovana famadihana fa kosa fandrakofana lamba ny maty, sns. Vokatry ny lalàna mifehy ny fanambadiana

Users also searched:

...
...
...