Back

ⓘ Faritany eto Madagasikara




                                               

Faritanini Mahajanga

Ny Faritanin i Mahajanga dia faritany eto Madagasikara. Ireto avy ny tanàna lehibebe ao amin ny Faritanin i Mahajanga: Tsaratanana Besalampy Bealanana Mandritsara Mitsinjo Soalala Antsalova Maintirano Kandreho Antsohihy Analalava Mampikony Morafenobe Befandriana-Avaratra Mahajanga Urban Ambatomainty Maevatanana Marovoay Mahajanga Rural Boriziny Ambatoboeny Ireto ny faritra ao amin ny Faritanin i Mahajanga: Faritra Boeny Faritra Sofia Faritra Betsiboka Faritra Melaky

                                               

Faritanini Toamasina

Ny Faritanin i Toamasina dia iray amin ireo faritany enina eto Madagasikara, izay manana velarana 71 911 km 2. Misy mponina miisa 3 438 275 io faritany io tamin ny taona 2011. Ny tanànan i Toamasina no renivohiny. Misy faritra miisa telo ny ao amin ny Faritanin i Toamasina, dia ireto avy: Faritra Alaotra-Mangoro Faritra Atsinanana Faritra Analanjirofo Misy distrika mliisa valo ambin ny folo ny ao amin ny Faritanin i Toamasina, dia ireto avy:

                                               

Distrika eto Madagasikara

Ny distrka dia fizaràn ireo faritra 22 eto Madagasikara izay mitsinjara indray ho kaominina. Tsy vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana ny distrika fa fizaràna mahakasika ny fanapariaham-pahefana avy amin ny fitondrana foibe. Miovaova ny isan ny distrika eto Madagasikara arakaraka ny fitondram-panjakana. Ao amin ny didim-panjakana lafarana 2005-012 nivoaka tamin ny 11 Janoary 2005 dia miisa 119 ireo distrika ireo. Taty aoriana dia niova izany. Ireto ireo distrika 114 ireo: Marihina fa talohan ny taona 2007 dia tao amin ny Distrikan i Fianarantsoa II ny Distrikan Isandra sy ny Distrikan i Lala ...

                                               

Evanjelisma eto Madagasikara

Ny evanjelisma eto Madagasikara dia nanomboka niditra teto amin ny Nosy taorian ny nahazoan i Madagasikara ny fahaleovan-tena, indrindra fa teo amin ireo taona 1990. Ny evanjelisma na fiangonana ara-pilazantsara dia fihetsiketsehana kristiana milaza fa ny Filazantsara no hany fototra sy filamatry ny finoany. Tsy mitsaha-mitombo isa ireo fiangonana ireo eto Madagasikara. Maro amin izy ireo no matetika lazaina amin ny anarana hoe "fiangonana zandriny". Isan ny fiangonana evanjelika ny Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara, ny Jesosy Mamonjy, ny Assemblée de Dieu, ny Fiangonana Pentekot ...

                                               

Faritanini Fianarantsoa

Ny Faritanin i Fianarantsoa dia faritany iray aminny enina eto Madagasikara. Tamin ny taona 2011 izy dia nanana velarana 103 272 km 2 sy mponina 4 142 444. Ny hakitroky ny mponina dia 40 mp/ km 2. Ny tanànan i Fianarantsoa no renivohiny. Misy faritra dimy ny ao amin ny Faritanin i Fianarantsoa, dia ireto avy: Faritra Matsiatra Ambony Faritra Atsimo-Atsinanana Faritra Ihorombe Faritra Amoroni Mania Faritra Vatovavy-Fitovinany Misy distrika miisa dimy amby roapolo ny ao amin ny Faritanin i Fianarantsoa.

                                               

FaritaninAntsiranana

Ny Faritanin Antsiranana dia iray amin ireo faritany enina eto Madagasikara izay manana velarana mirefy 43 406 km 2. Misy mponina 1 465 606 izy tamin ny taona 2011. Eo amin ny 34 mp /km 2 I ny hakitroky ny mponina. I Antsiranana na Diego-Suarez ny renivohiny. Misy faritra roa ny ao amin ny Faritanin Antsiranana, dia ny Faritra Diana sy ny Faritra Sava. Misy distrika sivy ny ao amin io faritany io izay mitsinjara amin ireo faritra roa ireo toy izao: ao amin ny faritra Diana no misy ny distrikanAmbanja, Ambilobe, Antsiranana I, Antsiranana II, ary Nosy Be; ao amin ny faritra Sava no ahitana ...

                                               

Fiangonana Fifohazam-Panahy Loterana Malagasy

Ny Fiangonana Fifohazam-Panahy Loterana Malagasy na FFPLM, dia fiangonana loterana naorin ilay mpiandry Raharinirina Olga izay fantatra amin ny anarana hoe Neny Olga, mpiandry tao amin ny Fiangonana Loterana Malagasy. Ao Anolaka any Fianarantsoa ny foibeny izay misy ny Toby Lehibe Kanana. Tamin ny 13 Avrily 2013 no nijoro ara-panjakana ny FFPLM raha tany amin ny taona 2008 no efa nisy ny tsy fifanarahana tamin ny FLM. Mampiasa ny fihirana FFPM sy ny litorjia loterana malagasy ny FFPLM. Ao amin ny Toby lehibe Kanana ao Fianarantsoa i Neny Olga no miasa. Maro ny olona mirotsaka ho mpiandry k ...

                                               

Faritra Ihorombe

Ny Faritra Ihorombe dia iray aminireo faritra 22 eto Madagasikara, ao aminny Faritanini Fianarantsoa no misy azy, ao atsimonny Nosy. Ihosy no renivohiny. Manana velarana de 26 391 km 2 io faritra io. Ao aminny Faritra Ihorombe no misy ny tangoron-tendrombohitri Isalo. Midadasika ao koa ny platô Ihorombe ao andrefana. Ny tapany atsimonny tangoron-tanedrombohitra Andringitra koa dia ao anatinny taninIhorombe. Ireto ireo distrika telo ao aminny Fartra Ihorombe: DistrikanIhosy DistrikanIakora DistrikanIvohibe

                                               

Faritra Anosy

Ny Faritra Anosy dia iray aminireo faritra 22 eto Madagasikara, ao aminny Faritanini Toliara, any aminny tapany atsimo atsinananny Nosy. I Tolagnaro na Fort-Dauphin no renivohiny. Manana velarfan-tany mirefy 25 731 km² izy. Ireto ny distrika mandrafitra ny Faritra Anosy: DistrikanAmboasary-Atsimo Distrikani Tolagnaro Distrikani Betroka

                                               

Faritra Androy

Ny Faritra Androy dia iray aminireo faritra 22 eto Madagasikara. Ao aminny Faritanini Toliara ao atsimonny Nosy no misy azy. Ambovombe ny renivohiny. Manana velaran-tany mirefy 19 317 km 2 io faritra io. Saro-dalana izy sady maina tsy ampy rano. Ny vahoaka antandroy no mponina betsaka ao. Avy amin ny anaran ny zavamaniry hoe roy ny anaran io faritra io. Ireto ireo distrika efatra mandrafitra ny Faritra Androy: Distrikani Tsiombe Distrikani Beloha DistrikanAmbovombe Distrikani Bekily

Faritany eto Madagasikara
                                     

ⓘ Faritany eto Madagasikara

I Madagasikara dia manana faritany enina:

  • Faritanini Mahajanga,
  • FaritaninAntsiranana,
  • FaritaninAntananarivo,
  • Faritanini Toamasina,
  • Faritanini Fianarantsoa,
  • Faritanini Toliara.

Ankehitriny dia nozaraina ho faritra 22 ireo faritany ireo:

                                     

1. Jereo koa

  • Politika ao Madagasikara
  • Tantarani Madagasikara
  • Faritra eto Madagasikara
  • Tananani Madagasikara
  • Foko eto Madagasikara
  • Jeôgrafian i Madagasikara
  • Kolontsaina malagasy
  • Fiteny eto Madgasikara
  • Fivavahana eto Madagasikara
  • Governemanta malagasy
                                     
  • Ny foko eto Madagasikara dia vondron olona isan ny vahoaka malagasy izay heverina fa iray faritra niaviana, nanana fandaminana ara - pôlitika iraisany
  • Ny Faritanin i Fianarantsoa dia faritany iray amin ny enina eto Madagasikara Tamin ny taona 2011 izy dia nanana velarana 103 272 km2 sy mponina 4 142
  • Tantaran i Madagasikara Tananan i Madagasikara Politika ao Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana eto Madagasikara Fiteny eto Madgasikara Faritany eto Madagasikara
  • I Madagasikara dia nosy lehibe ao amin ny Ranomasimbe Indianina. Nosy fahefatra lehibe indrindra eto an - tany izy. Any amin ny ila - bolan - tany atsimo
  • Ny Faritanin Antsiranana dia iray amin ireo faritany enina eto Madagasikara izay manana velarana mirefy 43 406 km2. Misy mponina 1 465 606 izy tamin
  • I Matsiatra Ambony dia faritra eto Madagasikara ao anatin ny faritanin i Fianarantsoa. Mizara ho distrika fito ny faritra Distrikan Ambalavao Distrikan Ambohimahasoa
  • Ny faritra Atsimo - Atsinanana dia faritra eto Madagasikara ao anatin ny faritanin i Fianarantsoa. Ny faritra Atsimo - Atsinanana dia mizara ho distrika dimy
  • amin ireo faritra 22 eto Madagasikara Ao amin ny Faritanin i Mahajanga no misy azy, any amin ny tapany andrefan i Madagasikara Mifanefitra tany amin
  • Ny Faritanin i Toliara dia anisan ireo faritany enina eto Madagasikara Izy no faritanin i Madagasikara lehibe indrindra raha ny velarana no jerena
  • Ny Faritanin Antananarivo dia faritany malagasy misy ny renivohitr i Madagasikara Ny velarantaniny dia 58 283 km2. Ny isa - mponiny dia misy 4 580 788
  • Antsiranana, any avaratr i Madagasikara Ny renivohiny dia Sambava. Ny faritany dia ao amin ny amorontsiraka avaratra atsinanan i Madagasikara Izy io dia mizara
  • Faritra Atsimo - Andrefana no faritra lehibe indrindra amin ny velarantany eto Madagasikara izay any amin ny tapany atsimo andrefan ny Nosy. Ao amin ny Faritanin i

Users also searched:

...
...
...