Back

ⓘ Taôisma




                                               

Kônfosianisma

Ny kônfosianisma dia iray aminireo sekoly lehibe ara-pilôzôfia sy ara-pitondrantena ary ara-pôlitika ao Sina. Nivoatra nandritra ny taonarivo roa izy nanomboka taminny asasoratrilay filôzôfa atao aminny teny sinoa hoe Kongfuzi izay fantatra aminny anarana hoe Kônfosiosy. Atao hoe Rújiā ny kôfosianisma aminny teny sinoa. Rehefa avy nifanehatra aminireo sekolim-pisainana mpifaninana aminy nandritra ny Vanimpotoanny Fanjakana Miady ka resy taminny fitondranny mpanjaka Qin Shi Huang mpanorina ny empira voalohany, dia noterenny emperora Han Wudi 156 - 87 tal. J.K. ho foto-pampianaram-panjakana ...

Taôisma
                                     

ⓘ Taôisma

Ny taôisma dia sady fivavahana no filôzôfia izay iray amin ireo andrin ny filôzôfia sinoa, ka ny roa hafa dia ny kônfosianisma sy ny bodisma, izay miorina amin ny fisian ny foto-javatra niandohan ny zavatra rehetra, atao hoe Taô. Ny taôisma dia atao hoe dàojiào, izay midika hoe "fampianarana ny lalana") amin ny teny sinoa. Avy amin ny kolontsaina sinoa tranainy no misy ny fototry ny taôisma, izay miorina amin-dahatsoratra, ka isan izany ny Tao Tö King nposoratan i Lao Tseu, ny Lie Tseu sy ny Zhuāngzǐ nosoratan i Tchouang Tseu. Miseho amin ny alalan ny fanao izay nisy akony teo amin ny fiainan ny mponina any amin ny Farany Atsinanana, eny fa na hatrany Andrefana koa aza ny taôisma tamin ny taonjato faha-20.

                                     
  • nifotoran ny soratra sinoa ny fivavahana sy ny filôzôfia: bodisma sy taôisma ary kônfosianisma. Ny fielezan ny kolontsaina sinoa nankany atsinanana
  • lafiny mozika amin ny alalan ny reggae ary ny fivavahan ny Droza. Ny taôisma dia iray amin ireo andry telon ny filôzôfia sinoa ny roa hafa dia ny kôfosianisma
  • indrindra fa tao amin ny sikisma, ny hindoisma, ny kônfosianisma ary ny taôisma Ny firehena sasany ao amin ny hindoisma dia azo sokajina ho panteista

Users also searched:

...