Back

ⓘ Vaovy




                                     

ⓘ Vaovy

Ny tarika Vaovy dia tarika avy any Androy natsangani Jean Gabin Fanovona taminny taona 1974. Io anatana io dia avy aminny anaranny karazan-kazo mafy tsy hita raha tsy eto Madagasikara.

                                     

1. Zavamaneno nampiasainy

Nampiasa fitaovana maoderina izy. Ny taona 1984 izy dia niverina nampiasa ny fomba tranainy: antsa, amponga, marovany. Fa ankehitriny kosa dia natambany ireo fomba roa ireo.

                                     

2. Fahafatesani Jean Gabin Fanovona

Ny vatana mangatsiaka dia nentina tany Ambovobe Adroy taminny harivanny 10 marsa 2010. Ny omalinio izy dia nampakarinny minisitry ny Kolontsaina ho aminny mari-boninahitry ny Chevalier de l’Ordre National Malagasy tao an-tram-pokonolona Analakely izay nanaovana ny fiaretan-tory hatraminny alatsinainy.

                                     
  • Tense Tarika Tata Rahely Tempo gaigy Tirike Tovo J Hay Tselonina Tsiliva Vaovy Vahombey Ventson androy Voahangy Volazara Wawa Wendy Catalina Zeze Mahanoro

Users also searched:

...