Back

ⓘ Loka Nobel




                                               

Abiy Ahmed

Abiy Ahmed Ali dia mpanao politika Etiopiana miasa praiminisitra faha-4 anny Etiopia ao aminny Repoblika Demokratika Federaly Etiopia nanomboka taminny 2 aprily 2018. Izy dia filoha voalohany tao Oromo taminny Fitsarana Demokratikanny Vahoaka Revolisiona avy aminny Antoko Demokratika Oromo, izay dia iray aminireo antoko iraisana efatra ao aminny EPRDF. Abiy dia mpikambana voafidy aminny parlemanta etiopiana, ary mpikambana ao aminny komity mpanatanteraka ODP sy EPRDF. Manam-pahefana manam-pahaizana momba ny tafika teo aloha, hatraminny naha praiminisitra Abiy dia nanangana fandaharana feno ...

                                               

Martin Luther King

I Martin Luther King, Sr. no rainy. Ny vadiny dia Coretta Scott King. Ny zanany dia Yolanda King, Martin Luther King III, Dexter Scott King, Bernice King.

Loka Nobel
                                     

ⓘ Loka Nobel

Ny Loka Nobel dia mari-pankasitrahana eo aminny sehatra iraisam-pirenena, atolotra anireo olona na fikambanana nahavita be sy nitondra soa teo aminny fiainanny zanakolombelona, na taminny asa soratra na taminny fikarohana, na taminny ezaka ho anny fandriampahalemana nanomboka taminny taona 1901.

Isaky ny volana oktobra no fitsinjarana io loka io, fa ny lanonana fanomezana ny loka kosa dia ny 10 desambra, andro hahatsiarovana ny nahafatesani Alfred Nobel 10 desambra 1896.

                                     

1. Alfred Nobel

I Alfred Nobel dia namela lova mitentina 32 tapitrisa korona taminny nahafatesany. Tsy nanondro niza taminireo izay tokony handova azy mivantana izy tanatinny didim-pananana, fa ny nangatahany kosa dia ny hananganana andry iray misahana ny fanolorana fankasitrahana isan-taona ireo olona nahavita be ho anny zanakolombelona, ka nahafahana nanatsara sy nampiroborobo tokoa ny fahaizana teo aminny lafinny fandriampahalemana na fifandraisana ara-diplaomasia, ny literatiora, ny fizika, ny fitsaboana ary ny fizika.

                                     

2. Ny Loka

  • Loka Nobel anny haisoratra
  • Loka Nobel anny simia
  • Loka Nobel anny fizika
  • Loka Nobel anny toe-karena
  • Loka Nobel anny fandriampahalemana
  • Loka Nobel anny matematika
                                     
  • fanoharana mizaka ny zom - pirenen i Espaina, Però teraka ny 28 Martsa 1936. Loka Nobel ao 2010. Ny zanany dia Álvaro Vargas Llosa. Biôgrafia Ao amin i Freebase:
  • Loka Nobel ao 1996. I Wincenty Szymborski no rainy. Ny vadiny dia Adam Włodek. Haisoratra en Wislawa Szymborska: Including biography and Nobel speech
  • Etazonia teraka ny 10 Jiona 1915 tao Montréal ary maty ny 5 Aprily 2005. Loka Nobel ao 1975. Ny vadiny dia Alexandra Bellow. Biôgrafia Ao amin i Freebase:
  • zom - pirenen i Etazonia teraka ny 26 Jiona 1892 ary maty ny 6 Martsa 1973. Loka Nobel ao 1938. Ny vadiny dia John Lossing Buck. Biôgrafia Ao amin i Freebase:
  • Alemaina teraka ny 30 Novambra 1817 ary maty ny 1 Novambra 1903 tao Berlin. Loka Nobel ao 1902. Ny zanany dia Karl Mommsen. Ny rahalahiny sy na ny rahavaviny
  • talen - koronantsary mizaka ny zom - pirenen i Italia teraka ny 24 Martsa 1926. Loka Nobel ao 1997. Ny vadiny dia Franca Rame. Ny zanany dia Jacopo Fo. Biôgrafia
  • politika, mpanoratra teraka ny 18 Mey 1872 ary maty ny 2 Febroary 1970. Loka Nobel ao 1950. Ny vadiny dia Patricia Russell, Countess Russell, Dora Russell
  • mpanoratra fanoharana mizaka ny zom - pirenen i Torkia teraka ny 7 Jiona 1952. Loka Nobel ao 2006. Ny rahalahiny sy na ny rahavaviny dia Şevket Pamuk. Biôgrafia
  • tantaran ny fiainany mizaka ny zom - pirenen i Etazonia teraka ny 24 Mey 1941. Loka Nobel ao 2016. Ny vadiny dia Sara Dylan, Carolyn Dennis. Ny zanany dia Jakob
  • Irlanda teraka ny 13 Aprily 1906 ary maty ny 22 Desambra 1989 tao Paris. Loka Nobel ao 1969. Ny vadiny dia Suzanne Dechevaux - Dumesnil. Biôgrafia Ao amin i
  • 27 Febroary 1902 tao Salinas, Kalifornia ary maty ny 20 Desambra 1968. Loka Nobel ao 1962. Ny vadiny dia Elaine Anderson Steinbeck. Ny zanany dia John Steinbeck

Users also searched:

...