Back

ⓘ Rano




                                               

Mpitondra Rano (fanandroana)

Ny Mpitondra Rano na Adalo dia vintana fahiraika ambin ny folo amin ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Tandrok Osy no eo alohany ary ny Hazandrano no manaraka azy.

                                               

Batisa alentika anaty rano

Ny batisa alentika anaty rano dia fampianarana sy fombam-pivavahana kristiana momba ny batisa na batemy. Mampahatsiahy ny zavatra niainana amin ny fanavaozana ara-panahy izany, izay anapahan ny mino, aorian ny fahaterahana indray, manapa-kevitra hatao batisa amin ny fandentehana azy manontolo anaty rano, araka ny fanambaràm-pinoana nataony. Ity fanaovam-batisa ity no endrika isehoan ny batisan ny mino, ka ireo fiangonana ara-pilazantsara no tena manao azy. Araka ny teôlôjiana ara-pilazantsara sasany dia notanterahina tamin ny alalan ny fandentehana anaty rano ny batisan i Joany mpanao bati ...

                                               

Mpitondra Rano (antokon-kintana)

Ny Mpitondra Rano dia antokon-kintanny zôdiaka andalovanny masoandro aminny 16 Febroary hatraminny 11 Marsa. Ny antokon-kintanny Tandrok Osy no eo andrefany fa ny anny Hazandrano kosa no eo atsinanany. Avy aminny teny arabo hoe ادلو / Al-Dalu io antokon-kintana io, izay niavianny anaran ny vintana sy ny vilana malagasy hoe Adalo. Io antokon-kintana io dia atao aminny teny latina sy anglisy hoe Aquarius na aminny teny frantsay hoe Verseau. Aminny teny grika izy dia atao hoe Υδροχόος / Hudrokhoos na Hydrokhoos. Aminny teny soahily dia atao hoe Dalu na Ndoo io antokon-kintana io. Aminny teny ...

                                               

Ranomandry

Ny ranomandry dia rano mivaingana noho ny hatsiaka. Rehefa manara-penitra ny tsindrin ny atmôsfera dia lasa ranomandry ny rano rehefa midina amban ny maripanam-pitsonihany: 0 °C na 273.15 K.

                                               

Jiro sy Rano Malagasy

Ny Jiro sy Rano Malagasy dia orinasam-pajakana mamokara aratra sy rano eto Madagasikara. Ao Antananarivo no misy ny foibeny. Mahatratra ay amin ny 340 000 any ho any ny mpanjifa aratra ao aminy izay miparitaka amin ny toerana miisa 114, ary miisa 65 ny ivontoerany mpanijara rano. An ny fitondram-panjakana malagasy manontolo ny vola miasa ao amin ny Jirama.

                                               

Eofrata

I Eofrata dia renirano ao Azia izay manana halavana mirefy 2780 km. Izy sy ny renirano Tigrisy no mamorona ilay faritra atao hoe Mesopotamia. Io renirano io dia mahazo rano avy aminny rotsakorana sy ny fitsonihanny ranomandry ka miovaova ny habetsahanny rano ao aminy satriaa ny antsasaky ny rano ao aminy dia mivarina ao hatraminny volana Marsa hatraminny volana Mey ary ny habetsahany dia milatsaka any aminny 300 m3/s raha 830 m3/s ny salanizany eo aminny fidirany ao Siria. Aminny fotoana mahabe azy dia mahatratra 5200 m3/s izy miteraka tondrandrano izany indraindray. Miovova ny habetsahann ...

                                               

Akondro (voany)

Maro ny firenena mamokatra akondro maneran-tany nefa ireo firenena ao Amerika Afovoany no mpanondrana azy betsaka. I Japana no firenena mpanafatra akondro betsaka indrindra nanomboka tamin’ ireo taona 1960. Ao Eorôpa no misy ny tsenan’ akondro iraisam-pirenena lehibe indrindra. I Etazonia anefa no tsenam-pirenena lehibe indrindra. Nisy vokatr’ izany ny fifanolanana teo amin’ ny Amerikana sy ny Eorôpeana momba ny raharaham-barotra akondro tamin’ ireo taona 1990. Mba hiarovana ny famokarana akondro any amin’ ireo firenena mifamatotra amin’ny alalan’ny Conventions de Lomé dia nanangana lamina ...

                                               

Kafe (fisotro)

Efa tany amin’ ny taonjato faha-7 tal. J.K. no nambolen’ ny olona ny kafe, izay vanimpotoana namokarana azy tany Arabia, teny amoron’ ny Ranomasina Mena. Nanomboka tamin’ ny taonjato faha-15 dia niitatra nankany Iemena ny fambolena kafe, avy eo nankany amin’ ny Atsinanana manontolo eto amin’ izao tontolo izao. Ankehitriny dia i Brezily no lohalaharana amin’ ny fambolena kafe ao Amerika Atsimo sy manerana izao tontolo izao, nefa niely aty Afrika koa izany nandritra ny taonjato faha-20, ka i Madagasikara no lohalaharana taty Afrika, izay narakarahin’ i Kôngô sy i Kamerona ary i Angôla. Tonga ...

                                               

Adalo

Ny Adalo dia vintana fahiraika ambinny folo aminny fanandroana malagasy. Ny Adijady no eo alohany ary ny Alohotsy no manaraka azy. Ny tapany andrefana aminny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy. Vintan-dranomaso sy alahelo ny Adalo araka ny finoan-drazana malagasy.

                                               

Hazandrano (fanandroana)

Ny Hazandrano na Alohotsy dia vintana faharoa ambin ny folo amin ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Mpitondra Rano no eo alohany ary ny Ondrilahy no manaraka azy.

                                               

Tandrok Osy (fanandroana)

Ny Tandrok Osy na Adijady no vintana fahafolo amin ny fanandroana manaraka ny zôdiaka sy amin ny fanandroana malagasy manara-bolana. Ny Mpitifitra Tsipìka no eo alohany ary ny Mpitondra Rano no manaraka azy.

                                               

Hazandrano (antokon-kintana)

Ny Hazandrano na Trondro dia antokon-kintanny zôdiaka andalovanny masoandro aminny 11 Marsa hatraminny 18 Avrily. Ny antokon-kintanny Mpitondra Rano no eo andrefany fa ny anny Ondrilahy kosa no eo atsinanany. Avy aminny teny arabo dia atao hoe الحوت / Al-Hut "trondro" io antokon-kintana io, izay niavian ny anaran ny vintana sy ny volana malagasy hoe Alohotsy. Io antokon-kintana io dia atao aminny teny latina sy anglisy hoe Pisces na aminny teny frantsay hoe Poissons. Amnny teny grika izy dia atao hoe Ιχθύες / Ikhthues na Ikhthyes. Aminny fiteny soahily dia atao hoe Hutu na Samaki io antoko ...

                                               

Lalomena

Ny lalomena dia fianakaviam-biby saika mitovy amin ny lambo sy ny kisoa, matevin-koditra, miaina tsy lavitra ny toerana misy rano izay ilonany hampihenany ny hafanany.

                                               

Oram-panala

United Nations Environment Programme: Global Outlook for Ice and Snow Snow at above freezing temperatures Snowpack energy and mass balance An article that contains detailed analysis of snowpack energy and mass balance.

                                               

Rambondanitra

Ny rambondanitra dia rivotra mando mifofofofo mafy, mitambolimbolina mahery vaika, toa mitsangana sady mifindra toerana, lehibe noho ny tadio, ateraky ny rahon orambaratra na ny oram-batravatra aty amin ny faritra ambany amin ny atmôsfera.

                                               

Tantely

Ny tantely dia sakafo mamy sy azo avy amin ny renitantely ary bibikely sasany mifandraika amin izany. Ny tantely dia mamokatra tantely avy amin ny tsiranoka feno zava-maniry amin ny zavamaniry na avy amin ny tsiranoka bibikely hafa, amin ny alàlan ny ary ny fitrohana rano.

                                               

Ando

Ny ando dia teten-drano madinika vokatry ny fitsiranoky ny eton-drano eny amin ny rivotra. Amin ny hariva no isehoan ny ando izay mipetaka amin ny zavamaniry sy amin ny zavatra mivaingana tsy voasarona ka mifampikasika amin ny rivotra, rehefa mihena ny maripanan izy ireo ka mampitsiranoka ny eton-drano ao amin ny rivotra mifampikasoka aminy na manakaiky azy.

                                               

Divay

Ny divay dia zavapisotro misy alkaola azo avy aminny fanotreahana ny voam-boaloboka. Maro karazana ny divay, ka antony maro no miteraka izany, dia ny toerana nanirianny voaloboka sy ny karazam-boaloboka ary ny fomba fanotrehana azy. Mety hiloko mena na mavokely na tsy miloko sahala aminny rano madio ny voaloboka. Mety ho mamimamy na tsy ahatsapana tsiro mamy mihitsy ny divay. Ny divay sasany mety handroatra be fa ny sasany mety tsy handroatra mihitsy. Araka ny famaritana eoropeana dia tsy latsaka ny 8.5% ny alkaola ao aminny divay.

                                               

Manitra

Ny teny hoe, Manitra dia teny natao ilazana zavatra manana fofona tsara. Ohatra: Savony Manitra, rano-manitra, emboka manitra, asaramanitra, paperimanitra etc. Hazo atao fanampy na anaranana koa ny teny hoe Manitra,mety atao anaram-behivavy sy lehilahy ny teny.

                                               

Star (orinasa)

I Star dia orinasa malagasy fizarazarana zava-pisotro misy alikaola na tsy misy alikaola. Anisanireo zava-pisotro zarainy ao Madagasikara dia ny labiera THB. Io orinasa io koa no mametraka an-tavoahanginny zava-pisotro Coca-Cola ao Madagasikara. ary ny manao ny "Bonbon anglais" limonady. Mivarotra ny rano Eau Vive ihany koa izy izay alaina ao aminny loharanonny tany afovoani Madagasikara. Roanjato tapitrisa no isanireo tavoahangy lafo ao Madagasikara isan-taona.

                                               

Batisanny Fanahy Masina

Ny batisan ny Fanahy Masina dia ny fiainana ny fanavaozam-panahy izay anaovan ny Fanahy Masina batisa ny olona iray. Ny hoe "batisan ny Fanahy Masina" dia mampahatsiahy ny voalaza ao amin ny Baiboly, araka ny ambaran i Joany mpanao batisa sy i Jesoa ary ireo Apôstôly izay milaza fa ny fiainana izany fahatsapana izany dia fanavaozana avy amin ny Fanahy Masina ka mahatonga ilay olona hanakaiky bebe kokoa an Andriamanitra. Ao amin ny Filazantsaran i Matio dia voasoratra fa nanao batisa tamin ny rano i Joany, nefa nanambara io evanjely io fa ho avy ny fotoana izay hisian ny batisan ny Fanahy M ...

                                               

Betsaida

I Betsaida dia tanàn-dehibe tany Galilea izay niorina tao ampita avaratra-atsinananny farihini Tiberiada tsy lavitra ny toerana ivarinanny ony Jordana. Renivohitry ny faritany tapahini Filipo zanaki Heroda i Betsaida.

                                               

Laôdikea

I Laôdikea na Laôdikia na Laôdisea dia tanàna renivohitr i Frigia na Frizia any Azia Minora. Antsoina amin ny teny latina hoe Laodicea ad Lycum mba hiavahany amin ny fampiasana io anarana io ho anaran olona. izy. Amin ny teny grika kosa dia atao hoe Λαοδίκεια ἡ ἐν Φρυγία / Laodikeia ê en Phrugia izy. I Likôsy dia tsy inona fa renirano manondraka ny lemak i Denizli sy ny lemak i Çürüksu any Torkia; ankehitriny ny Torka dia miantso io renirano io hoe Çürüksu Çayı. Mbola hita ny sisam-paharavan io tanàna io eo anelanelan ny tanàna ambanivohitr i Goncali sy ny vakin-tanàn i Eskihisar, 6 km mia ...

                                               

Fitohanana

Ny fitohanana dia fahasarotana mamoaka ny diky, izay tsapa fa mafy ary sarotra avoaka. Hita matetika ny fitohanana, izay mikasika 5 hatraminny 10%-nny olona eto an-tany. Betsaka ireo famaritanny mpitsabo azy: ny famoahan-diky latsaky ny in-telo isan-andro ary na hasarotanny famoahana azy no tena famaritana ekenny ankamaroanizy ireo.

                                               

Fiangonanny Ampakarina

Ny Fiangonanny Ampakarina dia fiangonana manana firehana evanjelika na ara-pilazantsara niorina teto Madagasikara taminny taona 2013. Ny Pastora Nicolas Rajemison, Iraka iray teraka avy tamin’ny famangian’Andriamanitra no nanorina ny Fiangonan’ny Ampakarina taminny taona 2013.

                                               

Jôba

I Jôba na Joba dia olona resahina ao amin ny Baiboly ao amin ilay boky mitondra ny anarany. Ao amin ny Tanakh izy dia atao amin ny teny hebreo hoe אִיּוֹב / ʾIyyôv. Ny boky masin ny Silamo koa dia miresaka an i Jôba izay ataony amin ny teny arabo hoe أيّوب / Ayyûb). I Jôba no maneho ny finoan olo-marina navela ho sedrain i Satana, araka ny fanomezan-dalan Andriamanitra.

                                               

Romazava

Tsy mitovy ny romazava sy ny ro matsatso. Ny romazava dia matsiro ary anisanny singa aminny hanimpitoloha fandroso aminny fotoan-dehibe. Arakaraka ny maha-betsaka ny fangaro no mahatsara ny Romazava, izay manjary antsoina hoe Romazava Royale aminizay fotoana izay. Any aminny kiringy tia sakay kosa izy dia atao hoe Romazava à la créole. Ireto no zavatra ilaina raha hikarakara romazava, ary toy ny nahandro rehetra dia tena ilaina tokoa ny saina tia karokaroka ho aminny fanatsarana sy fampiavahana azy hoe "ianao" no niketrika azy. Izao àry no fanaovako azy, ireo zavatra ilaina dia: -anana, fa ...

                                               

Zebedeo

I Zebedeo na Zebedio na Zebede, araka ireo Evanjely efatra ao aminny Testamenta Vaovao, dia rainny apostolini Jesoa roalahy, dia i Jakoba Zokiny sy i Joany, "ilay mpianatra tiani Jesoa". Ireo boky ireo dia toa manambara an-kolaka fa vadini Salome izy: nefa ao aminny Filazantsara araka ani Marka, ireo vehivavy nanatrika ny fanomboana ani Jesoa aminny hazo fijaliana dia lazaina fa i Maria avy any Magdala, i Maria renini Jakoba Zandriny, i Josefa ary i Salome, ny andalana mifandraika aminio ao aminny Filazantsara araka ani Matio dia milaza ani Maria avy any Magdala, i Maria renini Jakoba sy J ...

                                               

Fitaovam-pitaterana

Ny fitaterana, na ny fitaterana, no fomba mora indrindra fivezivezenny olona, ​​ny biby ary ny entana avy aminny toerana iray mankany aminny toerana hafa. Raha lazaina aminny teny hafa, ny hetsika fitaterana dia faritana ho toy ny fihetsiky ny zavamananaina manokana na zavatra iray avy aminny teboka A mankany aminny teboka B. Ny lalam-pitaterana dia misy ny rivotra, tany, rano, tariby, fantsona sy habaka. Ny saha dia azo zaraina aminny fotodrafitrasa, ny fiara ary ny asa. Ny fitaterana dia mamela ny varotra eo aminny olona, ​​izay tena ilaina aminny fampandrosoana ny sivilizasiôna. Ny foto ...

                                               

Danemarka

I Danmarka dia firenena any Eorôpa ao anatinny Vondrona Eorôpeana ary ao anatinny heba Schengen. Ny renivohiny dia i Kaopenagy. An i Danemarka koa i Groenlanda.

Rano
                                     

ⓘ Rano

Ny rano dia akora iankinanny aina eto an-tany. Aminny mari-pana sy ny tsindry mahazatra dia miendrika zaka mitsiranoka izy. Fa hita aminny endrika mientona sy mivaingana koa izy eo aminny tontolo voajanahary.

                                     

1. Aiza no ahitana rano

  • ao anaty vata fampangatsiahana, any aminny fivarotan-trondro
  • aminny endrika mivaingana
  • aminny glasy sy klarinety ary yaourt aminny sase
  • any aminny faritra temperé rehefa ririnina izay miraraka aminny endrika orampanala
  • eny ambony tendrombohitra avo toy ny Hymalaya sy Kilimandjaro
  • any aminny tendron-tany atsimo sy avaratra
  • any anaty ranomasina
  • eny aminny habakabaka izay milatsaka ho orana
  • any anatinny zava-mananaina toy ny biby sy zavamaniry ary mikiraoba
  • any anaty tavoahangy
  • any anaty ranomamy toy ny ony, farihy, tatatra, loharano, tanimbary sns
  • aminny endrika mitsiranoka
  • eo am-bava-vilany
  • aminny endrika mientona
  • anatinny atmosfera
  • anatinny fofonaina
                                     

2. Fizika

Aminny tsindrinny atmosfera dia:

  • mangarahara tsy miloko
  • hafana spesifika: 4.18 J/gK
  • mari-pana fiempoana: 0 °C
  • lanja isam-bentin-kadiry: 1000 kg/m3
  • mari-pana maha ambony indrindra ny hakitroka: 4 °C
  • mari-pana fientonana: 100 °C
                                     

3. Simia

H 2 O 1 no raikipohy simikanny rano. Izany hoe misy atome Oksizena anankiray mitambatra aminny atome Hidrozena anankiroa. 18g ny lanjany isa-môly.

Noho ny oksizena izay elektronegativa dia sintoniny manatona azy ny tambatra elektrona anankiroa izay eo aminny firaisany aminireo Hidrozena avy. Vokatrizay dia lasa misy ampahana charge mitranga eo aminireo atoma tsirairay, miabo eo aminny H ary miiba eo aminny O. Noho ireo charges ireo dia lazaina fa polaire ny molekiolnny rano. Mibaiko ny toetrany aminny ankapobeny io maha polaire azy io. Ohatra hoe:

  • lasa misy firaisana malefaka aminny tendro miiba sy miabo aminny molekiolana rano mifanakaiky: firaisana Hidrozena no iantsoana azy; hany ka lasa manao tambajotram-piraisana malefaka ny molekiola maro rehefa tafaraka. Dia izany no mahatonga ny rano ho lasa mitsiranoka aminny mari-pana sy tsindry mahazatra raha toa ka mientona daholo ny akora mitovitovy lanja isa-môly aminy.
  • afaka mifandray aminny molekiola polaire hafa ny rano aminny alalanio firaisana malefaka io ihany. Toy izany no ahafahany mandevona anireo karazana asidra, alkalia ary sira isan-karazany; mbola toy izany koa no ahafahany mandevona siramamy; ary mbola toy izany koa no ahafahany mandena karazanakora isan-karazany toy ny lamba, ny taratasy, ny hazo, sns. Antsoina koa hoe hidrofilika ireo akora polaires ireo.
  • noho ireo firaisana malefaka aminizy samy izy aminireo molekiola polaires dia tsy afaka tafangaro aminy ireo molekiola izay tsy mba misy faritra polaire. Voailika ireo noho izany ka tsy mahita toerana ho azy eo anivonny rehetra. Noho izany dia tafaraka tsy fidiny ny samy tsy polaire, dia manao firaisana malefaka kokoa, karazana firaisani Van Der Waals. Izany no mahatonga ny rano sy ny menaka tsy ho afaka mifangaro, izany koa no mahatonga ny rano tsy hahalena plastika, na lamosina ganagana. Antsoina koa hoe hidrofobika ireo akora tsy polaires ireo.


                                     

4. Fiaraha-monina

Manan-danja be aminny aina ny rano hany ka manan-danja aminny fiaraha-monina koa. Entinny Malagasy hilazana ny fihavanana izay indraindrainy ny fampiarahana ny rano sy ny vary. Mbola itarafana ny fihavanana malagasy koa ny fomba fizaran-drano eny an-tanimbary, ka na miady aza ny tomponny tanimbary mifanao ambony sy ambany dia mahay mifanaraka foana aminny fizaran-drano.

Any aminny tany efitra dia mamaritra ny politika ankapobeny mihitsy ny rano. Iadiana ny toerana avo ka andalovanny rano mialoha ny toerana hafa. Izay manana fahefana aminny rano no manana fahefana aminny rehetra.

Misy mihitsy aza ireo kolontsaina sasany izay ahitana olona manao ny rano ho andriamanitra satria loharanonny aina.

                                     

5. Fahasalamana

Ny rano dia sakafo mahavelona. Ny 3/4 ny vatanny olombelona dia rano avokoa. Ary mila misotro rano isanandro isika mba hikolokoloana anio. Ankoatra ny maha rano azy dia mbola mety mitondra karazana sira mineraly izay ilainny vatana koa izy izay levona ao anatiny.

Kanefa mila fitandremana betsaka ny rano sotroina satria mety mitondra mikiraoba isan-karazany ahiana hahatonga aretina. Anisanny aretina mety ho azo aminny fisotroana rano maloto ny kolera, ny bilarziozy, ny tefoedra sns. Tsara raha ampangotrahina ny rano vao sotroina, na farafaharatsiny ampiana fanafody tahaka ny SurEau.

                                     
  • Mpitondra Rano ny masoandro amin ny 16 Febroary hatramin ny 11 Marsa. Eo amin ny 15 Febroary hatramin ny 14 Marsa ny fari - potoan ny Mpitondra Rano ao amin
  • voaomana avy amin ny voan - kafe nendasina sy nototoina ary nalona anaty rano sy notantavanina. Efa tany amin ny taonjato faha - 7 tal. J.K. no nambolen
  • loharano dia rano mipoitra avy amin ny toerana iray anombohan ny fikorianan ny ranomandeha renirano, sakelidrano, sns Ny loharano dia rano miboiboika
  • faharoa ambin ny folo amin ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Mpitondra Rano no eo alohany ary ny Ondrilahy no manaraka azy. Ny fotoana andalovan ny
  • malagasy manara - bolana. Ny Mpitifitra Tsipìka no eo alohany ary ny Mpitondra Rano no manaraka azy. Ny fotoana andalovan ny masoandro ao amin ny fari - danitry
  • Ny hazadrano, na koa trondro, dia biby manan - taolandamosina velona anaty rano ary miaina amin ny alalan ny sagoaga. Izy ireo dia velona nanomboka tamin ny
  • fitsofan ny rivotra dia vokatry ny fahasamihafan - tsindry eo amin ny toerana roa samihafa. Rano Rivotra Rivotra mitsoka Rivodoza Tadio Rambondanitra
  • Ny dibo dia rano mihandrona voajanahary na nataon olombelona toy ny farihy nefa kely kokoa sy marivo kokoa. Atao hoe kamory ny dobo voajanahary. Ny dobo
  • masoandro amin ny 11 Marsa hatramin ny 18 Avrily. Ny antokon - kintan ny Mpitondra Rano no eo andrefany fa ny an ny Ondrilahy kosa no eo atsinanany. Avy amin ny
  • toy ny kristianisma sy ny jodaisma, izay tanterahina amin ny fampiasana rano natao handena ny loha fara - fahakeliny na ny tena manontolo. Amin ny ankapobeny
  • antokon - kintan ny Mpitifitra Tsipìka no eo andrefany fa ny an ny Mpitondra Rano kosa no eo atsinanany. Avy amin ny teny arabo dia atao hoe اجدي Al - Djadi
Antsantsa fotsy
                                               

Antsantsa fotsy

Ny antsantsa fotsy lehibe, fantatra ihany koa aminny antsantsa fotsy na akiho fotsy, dia karazana hazandrano lehibe izay hita any aminny rano amoron-dranomasina aminireo ranomasina lehibe rehetra. Tsara ny halehibeny, miaraka aminireo vehivavy lehibe kokoa mitombo 6.1 m ny halavany ary 1 905-22268 kg aminny lanjany aminny fahamatorana.

Users also searched:

madagascar electricity company, taux d'inflation madagascar 2020,

...
...
...